Mino sa tsy mino.

1. mirananirina ( 14/10/2010 10:31)
Raha @ izao fotoana izao tokoa moa no misy olona avy any Nazareta any bevohoka dia milaza fa zanak'Andriamanitra ny ao ankibony:Jeso 2 zany.Mino ve ianareo sa tsy mino fa tena marina io!Ataoko angamba ankehitriny fa 5% ny olombelona ho hino izany amin'izao!Ka iza ary no mino sy tsy mino amin'izay!asa re
novalian'i fijo ny 20/10/2010 19:40
2. hery ( 14/10/2010 11:18)
Ny mahatonga ny olona nino an'i Jesoa dia tsy dia ilay fahagagana loatra sns (présent) fa ny zavatra efa voalaza momba azy taloha tanteraka. Io ilay hoe araka ny voalazan'ny mpanjaka sy ny mpaminany.

Koa raha misy Jesoa2 araka ny nolazainao dia mety ho vitsy ny hino satria tsy nisy filazana taloha hoe mbola hisy indray jesoa2 ho teraka indray ao Nazareta sns.
3. RAR.DAGO ( 14/10/2010 11:41)

mirananirina:

Raha @ izao fotoana izao tokoa moa no misy olona avy any Nazareta any bevohoka dia milaza fa zanak'Andriamanitra ny ao ankibony:Jeso 2 zany.Mino ve ianareo sa tsy mino fa tena marina io!Ataoko angamba ankehitriny fa 5% ny olombelona ho hino izany amin'izao!Ka iza ary no mino sy tsy mino amin'izay!asa re


3ème testament : Jésus, le retour. Mety ho favy zany an!
ny reflexe voalohany dia hoe an'izay ny exclusivité de retransmission sy ny droit d'auteur?
Mba hanontaniana azy @zay hoe inona marina no tena heviny sy nolazainy :)
Fa mety ho bestaka koa ny fiangonana hikatona @ izay anie e : usurpation de compétence et de pouvoir ! avy dia any @ bronzage intégral et éternel!
4. Noue ( 14/10/2010 11:51)

mirananirina:

Raha @ izao fotoana izao tokoa moa no misy olona avy any Nazareta any bevohoka dia milaza fa zanak'Andriamanitra ny ao ankibony:Jeso 2 zany.Mino ve ianareo sa tsy mino fa tena marina io!Ataoko angamba ankehitriny fa 5% ny olombelona ho hino izany amin'izao!Ka iza ary no mino sy tsy mino amin'izay!asa re
salut mirana,
be dia be retsy ny zavatra niseho sy nitranga alohan'ny hinoana na tsia aa ! tsy ny filazana oe izaho Jesoa fotsiny no anton'ny hinoan'ny olona fa ny zavatra rehetra miseho ee !
Ireny aza Jesoa nampiseho, nampianatra, namono ny ainy , nijaly sns, nefa mbola be ihany no tsy mino sy tsy nino azy.
5. rijadolly ( 14/10/2010 14:53)
RAR.DAGO:

3ème testament : Jésus, le retour. Mety ho favy zany an!
ny reflexe voalohany dia hoe an'izay ny exclusivité de retransmission sy ny droit d'auteur?
Mba hanontaniana azy @zay hoe inona marina no tena heviny sy nolazainy
Fa mety ho bestaka koa ny fiangonana hikatona @ izay anie e : usurpation de compétence et de pouvoir ! avy dia any @ bronzage intégral et éternel!
hiihihihihih! aza mampihome se tena tapaka ny tsinaiko marina...
Hery:

Ny mahatonga ny olona nino an'i Jesoa dia tsy dia ilay fahagagana loatra sns (présent) fa ny zavatra efa voalaza momba azy taloha tanteraka. Io ilay hoe araka ny voalazan'ny mpanjaka sy ny mpaminany.

Koa raha misy Jesoa2 araka ny nolazainao dia mety ho vitsy ny hino satria tsy nisy filazana taloha hoe mbola hisy indray jesoa2 ho teraka indray ao Nazareta sns.
Manohana an' io hevitr' io tanteraka aho
6. niryna ( 14/10/2010 16:52)
Dia mety ho tonga amin'ilay teny hoe izahao toetra ny fanahy.Eny maro tokoa ny hilaza ho mpamonjy ary na ny Jiosa sasany aza dia mbola miandry ilay Messiah -Mpaminan'ndry zareo.Soa ihany fa efa maro na dia izany aza ny Jiosy no manomboka mino ary dia mahavariana ny mijery azy ireo miaraka ny kristiana
Dia mbola ho tonga ny teny izay nomeNy fa hisy mpaminany sandoka ka anaraka azy avokoa ny olona ,ary amin'ity indray mitoraka ity dia fahagagana maro no ataony .Maro tokoa izy ireo ankehitriny fa mila mitandrina isika
7. mirananirina ( 14/10/2010 17:43)

Ny mahatonga ny olona nino an'i Jesoa dia tsy dia ilay fahagagana loatra sns (présent) fa ny zavatra efa voalaza momba azy taloha tanteraka

Hery,ilay fahagagana nataon'i Jesoa efa lehibe izy sa fahagagana mbola tao ankibo?Satria mbola tsy nisy izy dia efa nisy ny hoe Marie renin'i Jesoa,izay hiteraka ny zanak'Andriamanitra.Voalaza hoy ianao,ka ity faharoa koa efa voalaza fa hiverina izy.


3ème testament : Jésus, le retour. Mety ho favy zany an!
ny reflexe voalohany dia hoe an'izay ny exclusivité de retransmission sy ny droit d'auteur?
Mba hanontaniana azy @zay hoe inona marina no tena heviny sy nolazainy
Fa mety ho bestaka koa ny fiangonana hikatona @ izay anie e : usurpation de compétence et de pouvoir ! avy dia any @ bronzage intégral

Toa nofy raha izy intsony izany testament faha 3 izany,tsy hino intsony ny olona amin'izany,nefa efa voalaza fa hiverina izy


salut mirana,
be dia be retsy ny zavatra niseho sy nitranga alohan'ny hinoana na tsia aa ! tsy ny filazana oe izaho Jesoa fotsiny no anton'ny hinoan'ny olona fa ny zavatra rehetra miseho ee !
Ireny aza Jesoa nampiseho, nampianatra, namono ny ainy , nijaly sns, nefa mbola be ihany no tsy mino sy tsy nino azy.

Salut Noue,Ka amin'ny maha olombelona vatana sy ra izao,no mahatonga ny olona sasany tsy mino azy.Mino izy ireo fa mpampianatra izy,manompo an'Andriamanitra.Ilay nitsangana tamin'ny maty indray moa olona mpanaradia azy no nahita fa tsy tao ny fatiny,nisy naka sa niakatra any andanitra tokoa!!Mino isika


Manohana an' io hevitr' io tanteraka aho

Rijadolly,Ka izay ilay finoantsika,minoa fotsiny ihany dia mino na tsy nahita izay nisy tany aloha tany azy.Fa kosa raha ankehitriny no indro fa hoavy ny zanak'Andriamanitra fa be ny tsy mino an!

8. mirananirina ( 14/10/2010 17:54)

Dia mety ho tonga amin'ilay teny hoe izahao toetra ny fanahy.Eny maro tokoa ny hilaza ho mpamonjy ary na ny Jiosa sasany aza dia mbola miandry ilay Messiah -Mpaminan'ndry zareo.Soa ihany fa efa maro na dia izany aza ny Jiosy no manomboka mino ary dia mahavariana ny mijery azy ireo miaraka ny kristiana
Dia mbola ho tonga ny teny izay nomeNy fa hisy mpaminany sandoka ka anaraka azy avokoa ny olona ,ary amin'ity indray mitoraka ity dia fahagagana maro no ataony .Maro tokoa izy ireo ankehitriny fa mila mitandrina isika

Ka avy @ Jiosy ihany no niavian'i Kristy dia mety ireo ihany no hilaza indray any aoriana any fa hiverina ny mpamonjy,asa re raha hino ny olona na tsia,satria efa be loatra ny mpisandoka araka ny teninao,nilaza izy ireo fa nisy fahagaga hitany,nefa isika tsy nahita.
9. andrywui ( 14/10/2010 20:04)
zah aloha Mino an'ilay Jesoa1 fa zah tsy Athé e !

zah ndray tsy Mino an'izany Jesoa N°2 vao itan'i Mirana zany fa angamba mpetraka any amn 95 any izy zany ,sady mety tsy gasy fa mety lava orona beeeuuuu le izy ,nenay dia Jesoa N°1 izay zanak'Andriamanitra ihany dia ampy anay izay ! hon hon hon
10. RAR.DAGO ( 14/10/2010 20:18)

andrywui:

zah aloha Mino an'ilay Jesoa1 fa zah tsy Athé e !

Fa angaha moa rehefa tsy kristianina dia athée?
11. hery ( 14/10/2010 20:47)

Hery,ilay fahagagana nataon'i Jesoa efa lehibe izy sa fahagagana mbola tao ankibo?Satria mbola tsy nisy izy dia efa nisy ny hoe Marie renin'i Jesoa,izay hiteraka ny zanak'Andriamanitra.Voalaza hoy ianao,ka ity faharoa koa efa voalaza fa hiverina izy.


Ka izay no teneniko hoe tsy ny fahagagana akory no ninoana an'i Jesoa fa ny zavatra voalaza momba azy no tanteraka.

Efa voalaza tokoa fa hiverina izy. Fa voalaza koa hoe "hisy maro ireo hiteny hoe "izaho no izy"" koa tsy omena tsiny izay tsy mino an'izay milaza azy ho izy raha tsy hita tsara hoe izy tokoa ve.

Ary ilay fiverenany indray, araka ny teniny ihany, dia amim-boninahitra lehibe...
12. dimo ( 15/10/2010 08:37)
Ary ilay fiverenany indray, araka ny teniny ihany, dia amim-boninahitra lehibe... marina izany fa rah ny hoe mbola zaza hateraka (Jesoa faha2) mbola tsy naheno za hoe voasoratra ao amin'ny baiboly izany. ny voasoratra dia ny hoe tsy maintsy ateraka indray isika fa tsy Jesoa
13. mirananirina ( 15/10/2010 08:53)

Fa angaha moa rehefa tsy kristianina dia athée?

Ka rehefa tsy misaina alavitra ny saina dia izay no alehany,tsy mahay raha tsy manenjika olona.Hita mihitsy hoe virtuel no fantany dia miteniteny foana.
Tsy mila lazaiko ny momba ahy sao votatatata etsy sy eroa.Tsy misy aza foronina,ary ny zava-misy dia mila preuve.


Efa voalaza tokoa fa hiverina izy. Fa voalaza koa hoe "hisy maro ireo hiteny hoe "izaho no izy"" koa tsy omena tsiny izay tsy mino an'izay milaza azy ho izy raha tsy hita tsara hoe izy tokoa ve

Ka eo indrindra no mampatahotra sy mampanahy hoe izy tokoa ve za tsy izy,ohatra hoe,any Chine izy no tonga,oh lalala,tsy misy mino an!


Ary ilay fiverenany indray, araka ny teniny ihany, dia amim-boninahitra lehibe... marina izany fa rah ny hoe mbola zaza hateraka (Jesoa faha2) mbola tsy naheno za hoe voasoratra ao amin'ny baiboly izany. ny voasoratra dia ny hoe tsy maintsy ateraka indray isika fa tsy Jesoa

Eken-tsika ve izany fa mbola hiverina izy??Io no tena mampatahotra ahy mafy hoe,hino izany ve aho??Ianao sy ny hafa
14. andrywui ( 15/10/2010 10:19)
Fa iza hono no anaran'ilay Jesoa2 lazain'i Mirana zany e?

Jesoa1 aloha fantatro fa JESOA no anarany !
Jesoa2 ndray angamba Boudha no anarany na mahomet na tsy haiko ... mety ho tsy ho JUIF tsony kosa angamba le JESOA2n'ny sasany fa mety ho KARANA na hafahafa noho izay tsy haiko .....
15. mirananirina ( 15/10/2010 12:30)
Iza moa no tsy mahalala eto fa vadina karana aho tsss
16. nyhaingo ( 15/10/2010 12:44)
ay ve i Mirananirina vadi-na karana e? tsara izany Mirananirina, mahafinaritra ihany ve aki ny miaina miaraka amin'ireny karana ireny? ny vazah aki manambany olona be fa asa ireny karana ireny koa ve manao an'izany ?
17. rijadolly ( 15/10/2010 17:25)


Mirana:

Rijadolly,Ka izay ilay finoantsika,minoa fotsiny ihany dia mino na tsy nahita izay nisy tany aloha tany azy.Fa kosa raha ankehitriny no indro fa hoavy ny zanak'Andriamanitra fa be ny tsy mino an!

Ekena fa tsy vitsy ny olona mino rehefa tafaverin' am- Boninahitra araka ny teniçn' namana ao ambony ao, Nefa, mbola ho maro noho izany ny tsy mino , izaho anisany raha misy miteny araka io lohahevitr' se io hoe :

Raha @ izao fotoana izao tokoa moa no misy olona avy any Nazareta any bevohoka dia milaza fa zanak'Andriamanitra ny ao ankibony:Jeso 2 zany.

Tsy mino aho. fa raha Ilay miseho eny an- Danitra ka ny mason' rehetra mahita azy na dia izay nandefona Azy aza, ka handohalika daholo ny lohaliky ny lehilagy rehetra dia ok! Mino aho.
Hery:

Efa voalaza tokoa fa hiverina izy. Fa voalaza koa hoe "hisy maro ireo hiteny hoe "izaho no izy"" koa tsy omena tsiny izay tsy mino an'izay milaza azy ho izy raha tsy hita tsara hoe izy tokoa ve

Mirana:

Ka eo indrindra no mampatahotra sy mampanahy hoe izy tokoa ve za tsy izy,ohatra hoe,any Chine izy no tonga,oh lalala,tsy misy mino an!
ie tsy mino koa aho satria ny maso rehetr ano ahita ny voninahiNy fa tsy hoe any ihany no ahita Azy...
18. andrywui ( 15/10/2010 17:53)
???... gaigy koa ny nahatongavan'le eritreritr'i Mirana mihitsy no mahagaga hoe : raha misy JESO2 mipoitra tampoka kà ! tsy nosainiko mitsy zay ! ... mety nieritreritra an'izay ihany aho aloha raha musulman ka !... satria mahasosotra ahy ny mieritreritra an'ilay Jeso1 hin hin hin
19. fijo ( 15/10/2010 19:30)
nino an'i jesoa ny olona taty aoriana,satria nahay nanatsara ny tantarany ireo namany.marihina fa taminn'y androny dia tsy toa izao ny lanjan'izany jesoa izany .fa olomeloka
20. RAR.DAGO ( 15/10/2010 19:58)

fijo:

nino an'i jesoa ny olona taty aoriana,satria nahay nanatsara ny tantarany ireo namany.marihina fa taminn'y androny dia tsy toa izao ny lanjan'izany jesoa izany .fa olomeloka

Marina tsy azo lavina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442