Mino sa tsy mino.
21. niryna
(
16/10/2010 03:51)
Efa voasoratra kosa anie ny fiverenany e.Eny ambonin'ny rahona izy ary ny mpino rehetra izay maty no mandeha voalohany dia avy eo ireo izay mbola velona ka hiova toy ny indray mipi-maso ny vatany.Tsy izay ve no voasoratra? ahitsiho raha tsy izay.
Raha vao nitsangana tamin'ny maty kristy dia niditra ny tranon'ireo mpihanany izy ,tsy nivoha akory ny varavarana fa dia io izy ao an-trano(afaka manao fahagagana maro izany izy araka izay fotoana ilainy izany-moa ve hisy ho sarotra amin'Atra ny manao zavatra mety ahagaga antsika? Jereo ny lanitra,ny volana ,ny kintana samy manana ny fipetrany avokoa kanefa tsy misy mianjera)
Dia tohizako ny resaka,nisy iray tsy nino ny fitsanganany tamin'ny maty(Toamasy io raha tsy diso ny fitadidiko) ary dia nasehon'i Kristy azy ny mariky ny tanany nofatsihana.
Mino koa aho fa rehefa tonga izy dia tsy maintsy mbola eo ihany ny olatra namatsihana azy mba ahafantaran'ny olona azy.

novalian'i vonynive ny 22/10/2010 12:02
22. ngaila
(
16/10/2010 13:03)
Enga anie ry niryna ka mbola ita izany olatra namatsihana azy zany!Fa zao kou isa-taona de misy olona fatsihana tahaka an'i jeso kou
23. andrywui
(
16/10/2010 16:30)
misy olona fantsihana tahaka an'i jeso? zany ve ry mirr.... azafady ngaila mantsy ee hay ve misy anzany isataona e gaigy zany ry miii.... ngaila azafady lets ngaila fa zatra be an'i mirana koa ah de tafateny fona hoe mirana a ....
24. dimo
(
18/10/2010 07:01)
ahoana no ilazana fa olo-meloka i Jeso??tsy hitanisa toko sy andininy aho satria raha ny fahafantarako an'i RAR.DAGO dia efa niaina ny fiainana kristiana ianao.fa mety tsy mbola tena niaina tsara angamba de tsy mahita ny tsirony de farany lasa antokom-panohitra an'i Kristy??
Aza hadino fa matoa ny olona mino dia misy ny fijoroana vavolombelona izay tsy takatry ny saina tao ary nampiova ny fiainany na nanasitrana ny aretina izay no heverina fa tsy hisy fanasitranana intsony ,sns...

25. fafane
(
18/10/2010 19:10)
Zany jesoa2 zany alou de tsy hisy mintsy fa tsy nisy faminaniana nanambara an'zany mintsy tao anaty baiboly, fa ny t@ jesosy Kristy anie efa voalazambara taloha de tanteraka e, fa raha misy zany de tsy hino an'zany mintsy aho, fa 1 ihany no Jesoa nohomboana teo @ hazo fijaliana nisolo ny fahotantsika fa tsy misy 1 et 2 zany
26. RAR.DAGO
(
19/10/2010 03:59)
dimo:
Aza hadino fa matoa ny olona mino dia misy ny fijoroana vavolombelona izay tsy takatry ny saina tao ary nampiova ny fiainany na nanasitrana ny aretina izay no heverina fa tsy hisy fanasitranana intsony ,sns...
Ka io anie no mahatonga an'i Fijo milaza hoe raha izao rehetra tsy mahazo izay manjo azy izao dia hilaza fa fahagagana (paraphrase io fa tsy izay no filazany azy fa tsy tsaroako intsony) no nihatra taminy somary hanahirana ihany ny ihaino azy e!
27. nyhaingo
(
19/10/2010 10:51)
ddiiinn hafahafa b zany valiteninao zany ,otran'ny olona tsy mivavaka zany enao fa maneso b anle holatra eo amin'i jeso mdr
Enga anie ry niryna ka mbola ita izany olatra namatsihana azy zany!Fa zao kou isa-taona de misy olona fatsihana tahaka an'i jeso kou
28. fijo
(
20/10/2010 19:40)
de le mpino miditra voalohany io ry niryna,le mpino kristianina,sa le mpino silamo,sa le mpino jiosy sa le mpino krispijo,sa le mpino an'i raboda????
29. vonynive
(
22/10/2010 12:02)
fijo:
de le mpino miditra voalohany io ry niryna,le mpino kristianina,sa le mpino silamo,sa le mpino jiosy sa le mpino krispijo,sa le mpino an'i raboda????
Fa izao no lazainay aminareo amin'ny tenin'ny Tompo: isika, izay velona ka mbola mitoetra mandra-pihavin'ny Tompo, dia tsy mba hialoha izay efa nodi-mandry tsy akory.16 Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin'i Kristy no hitsangana aloha;17 ary rehefa afaka izany, dia isika izay velona ka mbola mitoetra no hakarina hiaraka aminy ho eny amin'ny rahona hitsena ny Tompo any amin'ny habakabaka; dia ho any amin'ny Tompo mandrakariva isika.18 Koa dia mifampionona hianareo amin'izany teny izany.
TESALONIANA VOALOHANY 4 1 - 18