Asehoy azy ilay fanetretenany

1. niryna ( 27/10/2010 05:58)
Nifampiresaka an'i satana ity rangahy iray ary nifanazana tamin'ilay namany iray manana fahendrena sy manetry tena.Na inona na inona hoy ity ranamana ny zavatra ataonao dia tsy mba mivadika ity rangahy fa manaraka izay teny nomena azy foana.
Dia hoy satana tamin'ilay namana hoe asehoy aza ary fa mahay manetritena tokoa izy.
Inona no teo fa lavo ranamana.
MItandrema ary fa zavatra kely mety tsy ho ampoizina dia mety ahapotra antsika
ahoana ny eritreritrao
novalian'i niryna ny 06/11/2010 16:16
2. vonynive ( 27/10/2010 11:29)

niryna:

Nifampiresaka an'i satana ity rangahy iray ary nifanazana tamin'ilay namany iray manana fahendrena sy manetry tena.Na inona na inona hoy ity ranamana ny zavatra ataonao dia tsy mba mivadika ity rangahy fa manaraka izay teny nomena azy foana.
Dia hoy satana tamin'ilay namana hoe asehoy aza ary fa mahay manetritena tokoa izy.
Inona no teo fa lavo ranamana.
MItandrema ary fa zavatra kely mety tsy ho ampoizina dia mety ahapotra antsika
ahoana ny eritreritrao

misaotra nyrina
hoy ny apo 3-18 dia manoro hevitra anao Aho hividy amiko volamena voadio tamin'ny afo, mba hanan-karena hianao,
ampandalovin'ny Tompo zavatra maro isika mba hahafantarantsika fa misy fo na toetra tsy milamina ao anatintsika ao ka tokony hesorintsika
indraindray mantsy isika dia mihevitra fa efa mety ny toetsika nefa ny Tompo kosa mahita fa mbola mbola tokony ho tsara noho izao isika,
-raha tsy mandalo test isika dia tsy ho fantatra miitsy oe afapanadinana ve sa tsia
io rangahy io zao ohatra dia nandalo test, ity namany nihevitra oe manetry tena izy hay refa tena nandalo test izy dia hita fa mbola misy tsy mety ao.
-raha te hisondrotra ho @ toetra tsara isika dia meteza ho tefena
3. rijadolly ( 27/10/2010 15:40)
efa ato amin' ty tononkaloko ty ny hevitro, izay efa nianjady ahy... http://vetso.serasera.org/tononkalo/rijadolly/ry-fankam-panahiko
4. vonynive ( 28/10/2010 10:11)

rijadolly:

efa ato amin' ty tononkaloko ty ny hevitro, izay efa nianjady ahy... http://vetso.serasera.org/tononkalo/rijadolly/ry-fankam-panahiko

voavakiko le toninkalonao rijadolly,
... fa tsy mora aloha le misedra ... indrindra rehefa miaraka @ Tompo..
hoy i Rija Rasolondraibe izay oe : omeo fisedrana, omeo fitsapana... mba hijoro..
taloha aho tsy sahy nihira io hira io fa ankehitriny dia efa sahy aho
mariky ny mahaolona matotra sy finiavana ho olondehibe ny fasahina hisedra
mahereza daholo e
5. bonne ( 28/10/2010 21:05)
Tena zany mitsy, fa ilaina ny fitsapana mba hahitan'Andriamanitra hoe aiza ho aiza ny tena fijoroantsika eo @ fanarahana azy, fa ndray2 tena mahery vaika lay fizahan-toetra a, tsy tokony hatoky tena mitsy fa mila mailo fona @ zavatra rehetra ,toa ohatran'ny mifangaro @lay hoe fakam-panahy lay izy satria ny fisedrana mety ho fakam-panahy ihany koa , ka de mivonona tsara rehefa nanaiky hiara-dia Aminy fa tsy zavatra mora e
6. rijadolly ( 28/10/2010 21:24)
7. niryna ( 29/10/2010 16:00)

rijadolly:

efa ato amin' ty tononkaloko ty ny hevitro, izay efa nianjady ahy... http://vetso.serasera.org/tononkalo/rijadolly/ry-fankam-panahiko
misaotra rija a
tsy ratsy kosa ilay izy an
8. rijadolly ( 02/11/2010 18:41)

misaotra rija a
Tsy misy fisaorana e

tsy ratsy kosa ilay izy an
ho AZY irery ihany dera sy laza
9. niryna ( 06/11/2010 15:58)

vonynive:


niryna:

Nifampiresaka an'i satana ity rangahy iray ary nifanazana tamin'ilay namany iray manana fahendrena sy manetry tena.Na inona na inona hoy ity ranamana ny zavatra ataonao dia tsy mba mivadika ity rangahy fa manaraka izay teny nomena azy foana.
Dia hoy satana tamin'ilay namana hoe asehoy aza ary fa mahay manetritena tokoa izy.
Inona no teo fa lavo ranamana.
MItandrema ary fa zavatra kely mety tsy ho ampoizina dia mety ahapotra antsika
ahoana ny eritreritrao

misaotra nyrina
hoy ny apo 3-18 dia manoro hevitra anao Aho hividy amiko volamena voadio tamin'ny afo, mba hanan-karena hianao,
ampandalovin'ny Tompo zavatra maro isika mba hahafantarantsika fa misy fo na toetra tsy milamina ao anatintsika ao ka tokony hesorintsika
indraindray mantsy isika dia mihevitra fa efa mety ny toetsika nefa ny Tompo kosa mahita fa mbola mbola tokony ho tsara noho izao isika,
ka ilay test anie indraindray ka manahirana e,

-raha tsy mandalo test isika dia tsy ho fantatra miitsy oe afapanadinana ve sa tsia
io rangahy io zao ohatra dia nandalo test, ity namany nihevitra oe manetry tena izy hay refa tena nandalo test izy dia hita fa mbola misy tsy mety ao.
dia tsy maintsy mandalo fisedrana toy ny volamena daholo tokoa izany isika e

-raha te hisondrotra ho @ toetra tsara isika dia meteza ho tefena
misaotra anao
10. niryna ( 06/11/2010 16:16)


rijadolly:

efa ato amin' ty tononkaloko ty ny hevitro, izay efa nianjady ahy... http://vetso.serasera.org/tononkalo/rijadolly/ry-fankam-panahiko
vonynive:

voavakiko le toninkalonao rijadolly,
... fa tsy mora aloha le misedra ... indrindra rehefa miaraka @ Tompo..
hoy i Rija Rasolondraibe izay oe : omeo fisedrana, omeo fitsapana... mba hijoro..
taloha aho tsy sahy nihira io hira io fa ankehitriny dia efa sahy aho
mariky ny mahaolona matotra sy finiavana ho olondehibe ny fasahina hisedra

mahereza daholo e
e ,izay indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493