Finoana sy fisalasalana

1. ziva6 ( 25/10/2010 15:44)
misy ny mino ary misy ny misalasala

[youtube][http://www.youtube.com/watch?v=DFenxbHPVAQ&feature=player_embedded/youtube]
répondu par niryna le 27/10/2010 05:40
2. cyril ( 25/10/2010 17:02)
Ny an ialahy kosa lesy ry bain sujet bac efa t@ elabe no ataon ialahy eto hin hin hin tsy ary hainy fianakams lesy izany e,ry ika sy rahery ary ry filozofy fijo tsy hiditra @ izany hon hon hom
ziva6:

misy ny mino ary misy ny misalasala

[youtube][http://www.youtube.com/watch?v=DFenxbHPVAQ&feature=player_embedded/youtube]
3. ziva6 ( 25/10/2010 18:27)
ka éla ve aloha anisany mino sa mbola mistery!
4. RAR.DAGO ( 26/10/2010 05:43)
Miarahaba sy manaja,

zavatra 3:
1. Nahita an'Atra sy jesosy ilay tsain kely. I Atra izany izao dia ilay olona manao rebareba be volombava sy efa zokinjokiny iny. Sao dia mba "construction" kosa izany e?
2. Near Death Experience. Betsaka ny tantara mikasika an'io resaka hoe conscience extra corporelle io rehefa tonga @ NDE. Fa inona moa no hifandraisan'izany @ finoana na ny fisian'Atra?
3. Nivavaka dia sitrana. Raha toa ka hivavahana daholo ny olona rehetra efa tonga @ fetra farany tsy ahafahan'ny fitsaboana manao na inona na inona intsony ka misy résultat significatif dia porofo izay. Ankoatr'izay .... atao hoe finoana. Fa tsy porofo aloha e!
5. sylvaine ( 26/10/2010 06:51)
ka io andohatsika io ny lanitra de ze maty iany no mahita ny any kou!zao mbola miaina ny velona lou!mino sa tsy mino????asakasaky ny oul iany io.
6. niryna ( 27/10/2010 05:40)

ziva6:

misy ny mino ary misy ny misalasala

[youtube][http://www.youtube.com/watch?v=DFenxbHPVAQ&feature=player_embedded/youtube]
izaho indray dia mino fa tsy misy fisalasalana na kely aza,firifiry no mitranga toa izany? ny an'ny sasany aza hoentin'i kristy mandeha any amin'ny afobe mihitsy.
Marina tokoa izany fa tsy misy maty ka niverina nilaza izay alehany na izay misy azy fa tandremo fotsiny koa fa satana dia afaka maka endriky ny fianakaviana ka mamitaka antsika ihany koa an ,diniho kely anie izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2448