Ny fahalalana sy finoana ve hafaka hiaraka?
1. RAR.DAGO
(
22/10/2010 21:03)
aleo ary tsy resahina aloha i Atra hoe construction sa créateur fa ireto kosa ary ny fanontaniana manaraka :
1. Ireo izay mino an'ilay Atra namorona an'i Adama sy Eva ve dia hafaka ny hanaiky fa ny olombelona dia vokatry ny fivoaran'ny zava-manan'aina? (théorie de l'évolution darwin sy Mendel) Sa ve hafaka mifanaraka ireo?
2. Ireo izay mino ara-bakiteny ny baiboly ve dia milaza izany fa ny genesisy no niandohan'izao tontolo izao (univers) fa tsy ny Big Bang?
3. Raha ekena fa misy angano ao anaty baiboly (genesisy ohatra) inona no milaza fa tsy "construction" toy izany ny ambony?

novalian'i ravonjison ny 15/11/2010 17:06
2. rijadolly
(
23/10/2010 02:28)
Nareo anie varina be loatra RAR.DAGO e! heverinareo hoe tsy mba mahalala ninoninona mihitsy ny tena Mpino an'Andriamanitra. Ny fahafantaranay an' Andriamanitra aza ny lalana aingana ahafantaranay zavatra.
ty misy Kitsipona iray izay tena tsotra amin' fahalalana nofiniditsika olombelona
GENESISY 2: 9 Ary nampanirin'i Jehovah Andriamanitra teo amin'ny tany ny hazo rehetra izay maha-te-hizaha sady tsara ho fihinana, ary ny hazon'aina teo afovoan'ny saha sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy.
EKSODOSY 31 : 3 ary efa nofenoiko fanahin'Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy hafa
Ity misy tena tsara be RAR.DAGO a!
SAMOELA VOALOHANY 2: 3 Aza dia mahery miteny avonavona;
Ary aoka tsy haloaky ny vavanareo ny fireharehana.
Fa Jehovah no Andriamanitry ny fahalalana,
Ary Izy no mandanja ny asa.
Izany indray ny cadeau omena fotsiny ho an' mpitarika hendry
MPANJAKA VOALOHANY 5 : 9 Ary Andriamanitra nanome an'i Solomona fahendrena sy fahiratan-tsaina be indrindra ary fahalalana betsaka tahaka ny fasika amoron-dranomasina.
Izany indray kosa ny fanandratana an' Ilay AVO INDRINDRA
JOBA 12 : 13 Ao amin'Andriamanitra kosa no misy fahendrena sy hery;
Izy no manana hevitra sy fahalalana.
...
Raha mbola mitady i RAR.DAGO dia mbola ampiako.

3. rijadolly
(
23/10/2010 02:38)
izay aho vao hamaly ny fanontanianao.
1. Ireo izay mino an'ilay Atra namorona an'i Adama sy Eva ve dia hafaka ny hanaiky fa ny olombelona dia vokatry ny fivoaran'ny zava-manan'aina? (théorie de l'évolution darwin sy Mendel) Sa ve hafaka mifanaraka ireo?
Amiko manokana izay tsy iraisako hevitra anay sasany dia Noforonina manokana ny OLOMBELONA, satria mbola tsy nahita(naheno) rajako lasa olona hao na tamin' taona -2000==>2000. Ary koa tsy mùbola nisy mpanao siansa nanokana Rajako hatramin' izay ka niandry azy io mba ihova kely fotsiny ny tanany ohatra hitovy ny tanan' olombelona ka rehefa lasa tena olona iny dia alain' vady indray andro any (taranany)...hihihiih!

4. rijadolly
(
23/10/2010 02:45)
Somary hadinoko kely ny kitsipona tiako alefa tamin' io fanontanianao 1 io
GENESISY 1 : 26 Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany.
io somary nataoko gras io no manamporofo aminay Mpino fa tsy endrika gindro akory ny Andriamanitray sanatriavin' vava.

5. rijadolly
(
23/10/2010 02:51)
2. Ireo izay mino ara-bakiteny ny baiboly ve dia milaza izany fa ny genesisy no niandohan'izao tontolo izao (univers) fa tsy ny Big Bang?
Amiko manokana, Andriamanitra no tompon' Hery rehetra. koa na inona na inona Hery miasa manova ny endriky ny tany, Izy no namorina ary Izy ihany koa no mandrava, noho ilay HERY.

6. rijadolly
(
23/10/2010 03:05)
Azafady indrindra fa somary nofafako ilay valin' faha3 satria hoy fotsiny aho hoe "TSY HAIKO" satria Ohatry ny fanotaniana manery mantsy ilay izy.
3. Raha ekena fa misy angano ao anaty baiboly (genesisy ohatra) inona no milaza fa tsy "construction" toy izany ny ambony?
Tsy tokony hipetra amiko angamba io fanotaniana io.

7. fijo
(
23/10/2010 04:04)
misy angano ny baiboly.
ohatra eva no namboarina voalohany hozy,de avy eo adama.niteraka an'i kainasy abela ireo.novonoin'i kaina i abela ary nandositra nankany kanana i kaina,ary di ananambady sy namorina firenena tany.iza no lasa vadiny tany??????

8. nannie
(
23/10/2010 06:17)
An an an ka ! amiko indray tsy angano ny baiboly ka ! satria dia tena nanambady ny "zanak'olona" i Kaina ! Ary iza ary io zanak'olona io ? rehefa mba "namaky" tamim-pinoana ny Soratra Masina aho, sady "nandinika" ny siansa, ka nanao recoupement, dia hita fa "mety" ho samy marina ireo an ! Saingy ny iray taranaka voafidy ary ny iray "zanak'olona" efa teto taloha ! (ilay taranaky ny gidro angamba, asa...)
Fa ity koa e ! tsarovy fa "hypothèse" anie rey olona io resaka big bang io no niandohany e ! fa ny zavatra moa rehefa tiana hinoana dia averimberina foana dia lasa ohatran'ny marina, ohatran'ireny mythologie ireny e ! ka c'est humain io fonctionnement psychique io, dia io no exploiter-n'ny tsy mino an'Andriamanitra mba hinoantsika an'io antsanga aman'orana na tsy aman'orana rehetra io.

fijo:
misy angano ny baiboly.
ohatra eva no namboarina voalohany hozy,de avy eo adama.niteraka an'i kainasy abela ireo.novonoin'i kaina i abela ary nandositra nankany kanana i kaina,ary di ananambady sy namorina firenena tany.iza no lasa vadiny tany??????
9. AndriambyII
(
23/10/2010 09:20)
RAR.DAGO:
aleo ary tsy resahina aloha i Atra hoe construction sa créateur fa ireto kosa ary ny fanontaniana manaraka :
1. Ireo izay mino an'ilay Atra namorona an'i Adama sy Eva ve dia hafaka ny hanaiky fa ny olombelona dia vokatry ny fivoaran'ny zava-manan'aina? (théorie de l'évolution darwin sy Mendel) Sa ve hafaka mifanaraka ireo?
2. Ireo izay mino ara-bakiteny ny baiboly ve dia milaza izany fa ny genesisy no niandohan'izao tontolo izao (univers) fa tsy ny Big Bang?
3. Raha ekena fa misy angano ao anaty baiboly (genesisy ohatra) inona no milaza fa tsy "construction" toy izany ny ambony?
Ohatra iray nanoharana ny nety ho niavian' ny fanahin' olombelona ny fitaterana ny tantaran' i Adama sy Eva ;arakaraky ny olona historiens fahiny fahagolantany izay efa nahatsapa fa tsy ny reproduction via l' accouplement sexuel de 2 personnes no nampisy ny 6 milliards d' etres humains eto ambonin' ny tany ( azo alaina sary antsaina @ taux de natalité et de decés d' une epoque à une epoque ) .Hatr@ âge de glace ====>> ka hatr@ izao 21 ème izao .
Ny momba an'ilay evolution des especes arak'i Darwin indray dé tsy mitombina satria , samihafa tsy misy itovizany ny morphologie ny olona sy ny rajako , samy vertebrés daholo na ny androngo , na ny voay , na ny biby mandeha tongotra efatra , na ny vorona ,..., ka tsy mbola nisy aloha izany hoe omby nivoatra ho soavaly izany (et vice versa) ,ny kisoa nivoatra ho hypopotame ,(et vice versa ) ,ny vôngory nivoatra ho valala (et vice versa) ,...
Ny hoe niandohan' ny univers avy t@ Big bang koa dia tsy hifanarahana satria mbola fantaisie superflue ihany ny mieritreritra fa niainga t@ tsy nisy ny fisian' ireo planetes sy astres eran' ny lanitra tsy taka-maso sy tsy taka-tsaina any @ lavitra be tsy takam- paminaniana any .
Ny amin' ny niandohan' ny aina teto antany angamba dia mety mitombina ihany koa ity hypothese ity .
Le passage de la matière à la vie se fit dans l'eau il y a environ 4 milliards d'années avec des systèmes chimiques à base de carbone capables d'auto reproduction et d'évolution. Actuellement, les recherches portent sur la synthèse in vitro d'une vie primitive artificielle, la recherche de fossiles dans les sédiments anciens et la recherche d'un deuxième exemple de vie sur un autre corps céleste présentant des conditions similaires à celles qui ont permis l'apparition de la vie terrestre. Les conditions devaient exister sur Mars il y a 4 milliards d'années et peut-étre encore aujourd'hui sous la banquise d'Europe, une lune de Jupiter. Titan héberge également une chimie organique particulièrement active. Les molécules organiques détectées dans le milieu interstellaire et la découverte de plus de 250 planètes extrasolaires encouragent les scientifiques à rechercher la présence de vie au-delà du système solaire.
10. RAR.DAGO
(
23/10/2010 10:24)
nannie:
An an an ka ! amiko indray tsy angano ny baiboly ka ! .....
Fa ity koa e ! tsarovy fa "hypothèse" anie rey olona io resaka big bang io no niandohany e ! fa ny zavatra moa rehefa tiana hinoana dia averimberina foana dia lasa ohatran'ny marina, ohatran'ireny mythologie ireny e !
Ekena fa hypothèse no niatombohan'ny big bang fa avy eo lasa modèle conceptuel. Ary ny mahatonga ny olona mino azy satria ny ny observations (fonds diffus, éléments légers, expension de l'univers...) dia manamarina ilay modèle théorique avokoa.
Indrisy ny 3/4 ny tantara ao antin'ny baiboly tsy misy preuves observables na traces historiques.
11. RAR.DAGO
(
23/10/2010 10:47)
Andriamby II sy Rijadolly a,
ny théorie de l'évolution synthétique anie tsy 10, 100 na 1000 ans no unité fa 1.000.000 années e!
Ary tena mitombina tanteraka mihitsy io rehefa jerena izay échelle de temps izay. Mila sokafana kely izany ny saina fa tsy heverina hoe isika olombelona no centre de l'univers et des connaissances.
Ka lay resaka fitiavana manambady rajako @ andro-piainana (durée d'une vie) tsy mitombona raha tsy hoe misy tendance zoophile angamba ianao fa iny tsy idirana eto aloha.
Raha ohatra ka mutation rapide no tianao ho hita dia jereo ny fanadiadiana mikasika ny drosophile na ny virus.
Fa io koa dia tahaka ny théorie rehetra natao ho kianina sy havaozina (raha tsy izany tsy mandroso) fa hatramin'izao aloha ny obesrvation dia manamarina ny mécanisme d'évolution an'ny théorie de l'évolution synthétique.

12. rijadolly
(
23/10/2010 13:32)
Koa manino aza hatramin' izao mbola misy rajako ihany e? Tsy tokony ho lasa olona amin'izay kosa ve? Dia ny olona amin' izao fotoana izao indray lazain' olona amin' taona 1.200.000 hoe ratsy be koa ny rajako taloha a!nefa ny sariko no hitany ihihihihi!amin' izany fotoana izany anefa mbola misy rajako ohatratsika olona amin' izao fotoana izao ihany...ihihihihi!ahahahahahahahah!Tapaka ny tsinaiko marina ahahahahahahahaha!
Andriamby II sy Rijadolly a,
ny théorie de l'évolution synthétique anie tsy 10, 100 na 1000 ans no unité fa 1.000.000 années e!
13. rijadolly
(
23/10/2010 13:40)
rijadolly:
2. Ireo izay mino ara-bakiteny ny baiboly ve dia milaza izany fa ny genesisy no niandohan'izao tontolo izao (univers) fa tsy ny Big Bang?
Amiko manokana, Andriamanitra no tompon' Hery rehetra. koa na inona na inona Hery miasa manova ny endriky ny tany, Izy no namorina ary Izy ihany koa no mandrava, noho ilay HERY.
Hadinoko fa mbola IZY ihany koa no manangana ny efa rava
14. RAR.DAGO
(
23/10/2010 13:51)
rijadolly:
]Koa manino aza hatramin' izao mbola misy rajako ihany e? Tsy tokony ho lasa olona amin'izay kosa ve? Dia ny olona amin' izao fotoana izao indray lazain' olona amin' taona 1.200.000 hoe ratsy be koa ny rajako taloha a!nefa ny sariko no hitany ihihihihi!amin' izany fotoana izany anefa mbola misy rajako ohatratsika olona amin' izao fotoana izao ihany...ihihihihi!ahahahahahahahah!Tapaka ny tsinaiko marina ahahahahahahahaha!
Ka ao anatin'io théorie io hoe rehefa ilaina ilay mutation vao tonga fa tsy hoe tongatonga hoazy fahatany.
Dia misy koa miova ary misy tsy miova satria mety aminy ilay situation. Ohatra ny voay sy ny sokatra dia karazana talohan'ny dinosaure nefa mbola eo ihany.
Ireo no andramana azavaina ao anatin'ny atao hoe théories des mécanismes de l'évolution.
Ary tsy azo lavina mihitsy hoe mbola betsaka ny tsy vaozavan'izy ireo.
FA izany akory tsy hilazàna koa hoe ny créationisme no izy satria saina tia mikaroka no entina mitady fa tsy andeha anaika bontana fotsiny izao dogme sy angano rehetra izao
15. AndriambyII
(
24/10/2010 09:40)
Misy olana ve ry RAR DAGO tsy ny fianteherana @ fahalalàna nolazain' ireo olona toa an' iMendel sy Darwin fotsiny ireo manoloana ny fahavendranan-draolombelona a ? Ny theorie n' ny sasany angaha tsy nisy hasiny sa avela ho tsy manana ny lanjany @ maha hevitr' olombelona azy ? noho ny antony ahoana no hananana toe-tsaina ohatr' izany ( ???) apetrako amin' i RAR DAGO io fanontaniana io . Voatery mandray ny finoana rehetra foana aloha mba hanazavana @ hafa izay mety hahitàn' ny sasany taratra ao anatin' ny maizina satria mba olombelona ihany ny tena , tsy hilaza abobo ohatr' i Darwin na George Charpac , na i Machiavel , ... @ fanomezana doutes lavareny @ propos negationistes isan-karazany .
Raho toa ka tsy takatr'i RAR DAGO ny tiako tenenina , dia lazaiko @ fomba tsotra nitenenan' ny namana hafa ny @ izany , misy ireo theories sy pratiques dominatrices à caractères sournois dans tous les domaines de la vie ( tandra vadikoditra amin-draolombelona ) l' homme est un prédateur né .Tsy omena tsiny i Darwin raha nanana ancétre rajako .Voary daholo na ny rajako na ny olombelona .

16. RAR.DAGO
(
24/10/2010 16:32)
1. Fanontaniana no apetrako mba ahafantarako hoe inona no ao an-tsain'ny hafa sy ny zavatra fantany nefa tsy fantatro.
2. Tsy manambany an'iza na iza mihitsy aho fa mifanohitra @ izany aza no lazaiko. Hoy foana aho hoe "ianareo kristianina nampianarina andefitra fa aza manilikilika na manambany ireo izay tsy mitovy finoana aminareo satria ny finoana dia dogme ka noho izany samy manana ny azy fa tsy resak siantifika akory no resahina.
3. Ianao izao no milaza fa abobo ny théorie synthétique de l'évolution fa izaho tsy mbola niteny mihitsy hoe resaka adala ny baibolinao.

17. AndriambyII
(
25/10/2010 08:57)
RAR.DAGO:
nannie:
An an an ka ! amiko indray tsy angano ny baiboly ka ! .....
Fa ity koa e ! tsarovy fa "hypothèse" anie rey olona io resaka big bang io no niandohany e ! fa ny zavatra moa rehefa tiana hinoana dia averimberina foana dia lasa ohatran'ny marina, ohatran'ireny mythologie ireny e !
Ekena fa hypothèse no niatombohan'ny big bang fa avy eo lasa modèle conceptuel. Ary ny mahatonga ny olona mino azy satria ny ny observations (fonds diffus, éléments légers, expension de l'univers...) dia manamarina ilay modèle théorique avokoa.
Indrisy ny 3/4 ny tantara ao antin'ny baiboly tsy misy preuves observables na traces historiques.
Expension de l' univers araka ny theoeme de daemons izay mamariparitra ny hetsiky ny astres rehetra nefa ny tongony mbola eto ambonin' ny tany fa tsy nandia tongotra tonga teny @ volana akory na indray mipika aza . Vinany be daholo aloha izany resaka izany hatr@ izao ,na ny an' ny finoana na ny an' ny milaza azy ho scientifique .
18. RAR.DAGO
(
25/10/2010 10:26)
AndriambyII:
Expension de l' univers araka ny theoeme de daemons....
Iza koa izany Daemons izany? Inona no nosoratany mikasika ny théorie de l'expension?
19. infiny
(
25/10/2010 15:08)
Ahoana daholo,
Ny theorie de l'evolution anie natombok'i Darwin tao amin'ny nosy Galapagos e, izay tena kely dia kely raha hoarina amin'ny tany manontolo izany hoe tsy afaka manoporofo fa manaraka io daholo ny zava-manan'aina rehetra, izay rahateo no maha theorie azy. Fa na izany aza, mety tongatonga ho azy teo ve ilay lalanan'ny evolution sa dia nisy nisafidy sy namorona ary nisafidy hoe ataoko toa izao ny lalanan'ny Nature?
Ilay Big Bang dia tsy mbola voapoforo tokoa fa fantatra fotsiny hoe anisan'ny possibilite iray. Ny tena mahagaga ahy aza dia i Hawking no nanaporofo fa mifanaraka amin'ny equation'i Einstein ny theorien'ny Big bang saingy izy indray zao no milaza fa ny univers cyclique (tsy misy singularite) indray no mifanaraka aminy kokoa vokatry ny mecanique quantique.
Nefa koa ny mecanique quantique anie ka milaza fa ny incertainite dia natioran'ny (intrinseque) nature mihitsy fa tsy conception entina nandrefesana ny possibilite be dia be fotsiny e. Izany hoe misy limite tanteraka ny determinism. Koa iza no milaza fa ny Etre miaina ivelan'ireo lalana ireo dia tsy afaka mampiseho zavatra izay interpretern-tsika ho Hasard?
Ny olana dia forcer-nao ho voafehin'ny lalan'ny physique Atra ka izay no mahatonga ilay paradox. Araka ilay nolazainao tamin'ny dinika taloha hoe limite izy saingy tsy hoe limite NATAO fa limite efa EO ary ny propriete marina ho an'ny suite akory tsy voatery ho marina rehefa tonga any amin'ny limite.
Ny olana amin'ny siansa anie dia mizotra miakatra izy e, miampy tsikelikely ny fahalalana ary izay diso dia amboarina na arina. Tsy misy afaka manaporofo mihitsy fa hisy limite io fivoarana io. Mety hihevitra ny theorien'ny Unification ianao saingy tsy afaka milaza mihitsy ny physicien fa io dia mahazava ny zavatra rehetra. Ohatra, mety hisy particule vaovao tsy manaraka ilay lalana na phenomene vaovao... Mino aho fa efa nahare ny zavatra nataon'i Godel ianao izay milaza fa ny theorie afaka milaza ny consistencen'ny dia incosistent. Ka raha mbola module scientific matanjaka izany dia tsy ho complet sy consistent na ovina na ovina! Fa tsarovy fa Atra kosa afaka mijery midina (tsisy ninoninona jereny intsony ao ambony :))
Farany, ny olombelona dia voafehy ao anatin'ny dimension 3 na 4 na 12 (tsy haiko hoe iza amin'ireo no tena izy fa arakak'ilay olona io ;)). Na mety itombo aza io dia tsy maintsy finie foana satria izay ihany no precis fa raha mihoatra ianao dia ahita fa misy olana sy hafahafa mathematique ao ambadikany. Noho izany voafehy foana ny zavatra ataontsika (atramin'ny fisainana io), koa vitan'ny Etre iray mipetraka amin'ny dimension 4 na 5 na 13 foana ny mampiseho zavatra tsy mifanaraka amin'ny lalana mifehy antsika. Mba jerevo anie ity fa mety ahaliana anao e: http://www.youtube.com/watch?v=C8oiwnNlyE4
RAR.DAGO:
1. Ireo izay mino an'ilay Atra namorona an'i Adama sy Eva ve dia hafaka ny hanaiky fa ny olombelona dia vokatry ny fivoaran'ny zava-manan'aina? (théorie de l'évolution darwin sy Mendel) Sa ve hafaka mifanaraka ireo?
Ny theorie de l'evolution anie natombok'i Darwin tao amin'ny nosy Galapagos e, izay tena kely dia kely raha hoarina amin'ny tany manontolo izany hoe tsy afaka manoporofo fa manaraka io daholo ny zava-manan'aina rehetra, izay rahateo no maha theorie azy. Fa na izany aza, mety tongatonga ho azy teo ve ilay lalanan'ny evolution sa dia nisy nisafidy sy namorona ary nisafidy hoe ataoko toa izao ny lalanan'ny Nature?
RAR.DAGO:
2. Ireo izay mino ara-bakiteny ny baiboly ve dia milaza izany fa ny genesisy no niandohan'izao tontolo izao (univers) fa tsy ny Big Bang?
Ilay Big Bang dia tsy mbola voapoforo tokoa fa fantatra fotsiny hoe anisan'ny possibilite iray. Ny tena mahagaga ahy aza dia i Hawking no nanaporofo fa mifanaraka amin'ny equation'i Einstein ny theorien'ny Big bang saingy izy indray zao no milaza fa ny univers cyclique (tsy misy singularite) indray no mifanaraka aminy kokoa vokatry ny mecanique quantique.
Nefa koa ny mecanique quantique anie ka milaza fa ny incertainite dia natioran'ny (intrinseque) nature mihitsy fa tsy conception entina nandrefesana ny possibilite be dia be fotsiny e. Izany hoe misy limite tanteraka ny determinism. Koa iza no milaza fa ny Etre miaina ivelan'ireo lalana ireo dia tsy afaka mampiseho zavatra izay interpretern-tsika ho Hasard?
RAR.DAGO:
3. Raha ekena fa misy angano ao anaty baiboly (genesisy ohatra) inona no milaza fa tsy "construction" toy izany ny ambony?
Ny olana dia forcer-nao ho voafehin'ny lalan'ny physique Atra ka izay no mahatonga ilay paradox. Araka ilay nolazainao tamin'ny dinika taloha hoe limite izy saingy tsy hoe limite NATAO fa limite efa EO ary ny propriete marina ho an'ny suite akory tsy voatery ho marina rehefa tonga any amin'ny limite.
Ny olana amin'ny siansa anie dia mizotra miakatra izy e, miampy tsikelikely ny fahalalana ary izay diso dia amboarina na arina. Tsy misy afaka manaporofo mihitsy fa hisy limite io fivoarana io. Mety hihevitra ny theorien'ny Unification ianao saingy tsy afaka milaza mihitsy ny physicien fa io dia mahazava ny zavatra rehetra. Ohatra, mety hisy particule vaovao tsy manaraka ilay lalana na phenomene vaovao... Mino aho fa efa nahare ny zavatra nataon'i Godel ianao izay milaza fa ny theorie afaka milaza ny consistencen'ny dia incosistent. Ka raha mbola module scientific matanjaka izany dia tsy ho complet sy consistent na ovina na ovina! Fa tsarovy fa Atra kosa afaka mijery midina (tsisy ninoninona jereny intsony ao ambony :))
Farany, ny olombelona dia voafehy ao anatin'ny dimension 3 na 4 na 12 (tsy haiko hoe iza amin'ireo no tena izy fa arakak'ilay olona io ;)). Na mety itombo aza io dia tsy maintsy finie foana satria izay ihany no precis fa raha mihoatra ianao dia ahita fa misy olana sy hafahafa mathematique ao ambadikany. Noho izany voafehy foana ny zavatra ataontsika (atramin'ny fisainana io), koa vitan'ny Etre iray mipetraka amin'ny dimension 4 na 5 na 13 foana ny mampiseho zavatra tsy mifanaraka amin'ny lalana mifehy antsika. Mba jerevo anie ity fa mety ahaliana anao e: http://www.youtube.com/watch?v=C8oiwnNlyE4
20. cyril
(
25/10/2010 17:06)
Inona indray ity angano2 bain ato ity tairo ary @ le fika fihinanantsika ary ihany lesy bain an hon hon hon