Ny fahalalana sy finoana ve hafaka hiaraka?
21. RAR.DAGO
(
26/10/2010 04:45)
Salama avokoa,
Misaotra an'i Infiny manokatra varavaran-kely ;)
Manaiky tanteraka an'ireo aho. Misy ahitsiko kely fotsiny : tsy mbola nanana "discours déterministe" mihitsy aho fa mifanohitra @ izay aza no lazaiko satria izaho mino fa ny principe de réfutabilité no ahafana mandroso fa tsy ny position dogmatique.
Tsy mbola niteny an'izany mihitsy aho, ary tsy hafaka ny hiteny an'izany.
io dia nolazaiko ary marihiko fa mifanohitra tanteraka @ voalaza etsy ambony.
Ilay hoe natao sy eo moa tsy mazava fa ho ahy, toy ny filazan'i Fijo hoe mikisaka ilay limite rehefa mitombo ny fahalalàna. Tsy eo de façon déterminée izany ilay izy fa mivoatra sur n-dimensions.
Ekena 100% fa izay no mahatonga azy ho saro-takarina ;)
Tsy ny kristanina ve no manana izay posture paradigmatique izay?
Tsy fantatro ny asan'i Godel fa ho jereko. Fa raha io fehezanteninao io no raisina dia milaza izany ianao ary manaiky fa marina mandrakizay ny zavatra nolazain'io olona io. Mifanohitra amin'ny voalazanao anefa izany.
Ilay fahafahan'ilay Atrao hijery midina moa voalaza taiza? ;) Manala kely fotsiny, fa ny tiako averina eto dia ilay hoe toute croyance est une construction. Tsy mba izaho velively izany no andeha anintsana ny finoan'ny hafa ka ekeko tanteraka fa manao izany ilay Atrao. Ary na miteny aza ianao hoe manana don d'ubiquité izy sady polymorphique sur n- dimensions dia mbola manaiky foana aho. Fa hoy fotsiny aho hoe avelao ny sasany anana ny azy eo akaiky eo fa zoany izany ary tsy misy porofo mihitsy fa ny anao no marina fa tsy ny azy.
Izaho tsy physicien fa mahafantatra kely fotsiny mikasika ny toe-karena no sady liana fahalalàna fotsiny. Efa niasa t@ méta-matrice de 240 dimensions izahay nanao modélisation économique. Fa tsy fantaro io "olana matematika" resahinao io. Asa raha azonao homena fanazavana be be kokoa.
Tsy misy azo lavina izany. Ahitsiko kely fotsiny lay "voafehy", ataoko hoe "voafetra". Ary eo no maha samy hafa antsika : ianao mametraka hoe misy ilay Atra izay mahafehy ny dimension rehetra. Izaho kosa tsy déterministe be toy izany fa hoy fotsiny aho hoe, izay tsy fantatro sy tsy takatry ny saiko no atao ao anatin'io concept Atra io aloha
Veloma tsarà avokoa

infiny:
....Ny theorie de l'evolution anie natombok'i Darwin tao amin'ny nosy Galapagos.....Ilay Big Bang dia tsy mbola voapoforo tokoa fa fantatra fotsiny hoe anisan'ny possibilite iray.....Ny tena mahagaga ahy aza dia i Hawking .....Nefa koa ny mecanique quantique anie ka milaza fa ny incertainite dia natioran'ny (intrinseque) nature mihitsy fa tsy conception entina nandrefesana ny possibilite be dia be fotsiny e. Izany hoe misy limite tanteraka ny determinism. Koa iza no milaza fa ny Etre miaina ivelan'ireo lalana ireo dia tsy afaka mampiseho zavatra izay interpretern-tsika ho Hasard?..
Manaiky tanteraka an'ireo aho. Misy ahitsiko kely fotsiny : tsy mbola nanana "discours déterministe" mihitsy aho fa mifanohitra @ izay aza no lazaiko satria izaho mino fa ny principe de réfutabilité no ahafana mandroso fa tsy ny position dogmatique.
infiny:
Ny olana dia forcer-nao ho voafehin'ny lalan'ny physique Atra ka izay no mahatonga ilay paradox.
Tsy mbola niteny an'izany mihitsy aho, ary tsy hafaka ny hiteny an'izany.
infiny:
Araka ilay nolazainao tamin'ny dinika taloha hoe limite izy
io dia nolazaiko ary marihiko fa mifanohitra tanteraka @ voalaza etsy ambony.
infiny:
saingy tsy hoe limite NATAO fa limite efa EO
Ilay hoe natao sy eo moa tsy mazava fa ho ahy, toy ny filazan'i Fijo hoe mikisaka ilay limite rehefa mitombo ny fahalalàna. Tsy eo de façon déterminée izany ilay izy fa mivoatra sur n-dimensions.
infiny:
ary ny propriete marina ho an'ny suite akory tsy voatery ho marina rehefa tonga any amin'ny limite. Ny olana amin'ny siansa anie dia mizotra miakatra izy e, miampy tsikelikely ny fahalalana ary izay diso dia amboarina na arina. Tsy misy afaka manaporofo mihitsy fa hisy limite io fivoarana io.
Ekena 100% fa izay no mahatonga azy ho saro-takarina ;)
infiny:
Mety hihevitra ny theorien'ny Unification ianao
Tsy ny kristanina ve no manana izay posture paradigmatique izay?
infiny:
... Ka raha mbola module scientific matanjaka izany dia tsy ho complet sy consistent na ovina na ovina! Fa tsarovy fa Atra kosa afaka mijery midina (tsisy ninoninona jereny intsony ao ambony :))
Tsy fantatro ny asan'i Godel fa ho jereko. Fa raha io fehezanteninao io no raisina dia milaza izany ianao ary manaiky fa marina mandrakizay ny zavatra nolazain'io olona io. Mifanohitra amin'ny voalazanao anefa izany.
Ilay fahafahan'ilay Atrao hijery midina moa voalaza taiza? ;) Manala kely fotsiny, fa ny tiako averina eto dia ilay hoe toute croyance est une construction. Tsy mba izaho velively izany no andeha anintsana ny finoan'ny hafa ka ekeko tanteraka fa manao izany ilay Atrao. Ary na miteny aza ianao hoe manana don d'ubiquité izy sady polymorphique sur n- dimensions dia mbola manaiky foana aho. Fa hoy fotsiny aho hoe avelao ny sasany anana ny azy eo akaiky eo fa zoany izany ary tsy misy porofo mihitsy fa ny anao no marina fa tsy ny azy.
infiny:
... Na mety itombo aza io dia tsy maintsy finie foana satria izay ihany no precis fa raha mihoatra ianao dia ahita fa misy olana sy hafahafa mathematique ao ambadikany.
Izaho tsy physicien fa mahafantatra kely fotsiny mikasika ny toe-karena no sady liana fahalalàna fotsiny. Efa niasa t@ méta-matrice de 240 dimensions izahay nanao modélisation économique. Fa tsy fantaro io "olana matematika" resahinao io. Asa raha azonao homena fanazavana be be kokoa.
infiny:
Noho izany voafehy foana ny zavatra ataontsika (atramin'ny fisainana io), koa vitan'ny Etre iray mipetraka amin'ny dimension 4 na 5 na 13 foana ny mampiseho zavatra tsy mifanaraka amin'ny lalana mifehy antsika. Mba jerevo anie ity fa mety ahaliana anao e: http://www.youtube.com/watch?v=C8oiwnNlyE4
Tsy misy azo lavina izany. Ahitsiko kely fotsiny lay "voafehy", ataoko hoe "voafetra". Ary eo no maha samy hafa antsika : ianao mametraka hoe misy ilay Atra izay mahafehy ny dimension rehetra. Izaho kosa tsy déterministe be toy izany fa hoy fotsiny aho hoe, izay tsy fantatro sy tsy takatry ny saiko no atao ao anatin'io concept Atra io aloha
Veloma tsarà avokoa
22. infiny
(
26/10/2010 13:22)
Ahoana indray,
Miala tsiny aza raha nanambara io fa misy tsy azoko ny nolazainao tary ambony. Raha ny hevitrao ve dia taorinan'ny big bang vao nisy Atra izany hoe niaraniorina niaraka tamin'ny tontolo sy ny fotoana?
Raha eny mantsy no valiny dia tokony hanaraka ny lalan'ny physique Izy.
Izaho koa aloha tsy afaka mamaritra tanteraka ilay hoe natao e. Raha ekentsika aza ny big bang dia izay zavatra rehetra avy aty aorinany dia natao (au moins nataon'i Big Bang :)).
Ary ny fikisahan'ilay limite ve misy limite?
Azonao hevirina toa izay koa anie ny ahy e. Isaky ny mitombo ny fahalalana dia miova ho ny tenany ihany ilay limite :). Saingy ny fahalalako tsy manenjika ilay limite akory fa manakatra ny dingana manaraka fotsiny. Ka noho ny tsy fahatakarako ilay limite dia azoko porofona foana ny fisian'ny dingana manaraka.
Ny tiako lazaina amin'ilay theorie d'unification dia discipline anatin'ny physique izay malaza be amin'izao izy io ( http://en.wikipedia.org/wiki/Theory_of_everything ). Raha ny reko momba azy dia mampitambatra ireo hery misy rehetra amin'ny fizika (gravitation, electromagnetism, nuclear forces) koa raha mety tanteraka ilay izy dia lazaina fa afaka manazava ny phenomene physique rehetra anatin'ny tontolo misy.
Noho izany tsy azoko ilay fanontanianao.
Eny manaiky tanteraka ny asan'i Godel aho satria voaorina rigoureusement eo ambony mathematique ilay izy (Izaho raha teo moa mba scientifique iany). Saingy tsy azoko hoe mifanohitra amin'ny voalazako ahoana izy io?
Voalohany ny fahamarinana dia zavatra subjective be mihitsy (na any amin'ny logics aza dia miankina amin'ny logic ampiasainao izy io). Tsy milaza mihitsy aho hoe ny ahy no marina aminao fa manambara ny hevitro araka ny nolazainao hoe:
Tsy misy milaza fanambaniana mihitsy ny resako fa milaza izay tsy marina amiKO fotsiny aho. Faharoa, ny baiboly manazava fa Atra any "ambony" (ambony mathematique no lazaiko eto fa tsy physique akory satria hisy olana amin'ny poles nord sy sud eo indray :)). Satria ekenao tsara fa mitombo ny fahalalana dia azona angamba ny tiako lazaina amin'ilay ordre ijerena ilay "ambony".
Ny azoko hamaliana ny fanontanianao dia hoe mahohitra ny finoako ny fahalalako (siansa) ary tsy manohitra ny fahalalako ny finoako rehefa samy preciser-na tsara, noho izany afaka miaraka.
Ok, manana base mathematique matanjaka izany ianao :). Azonao vakina tsara ity
http://fr.wikipedia.org/wiki/Nombre_ordinal izay mikasika ny nombre ordinals. Avy eo azonao alaina ny "vondron" 'ireo odrinals rehetra ireo izay antsoin'ny mathematiciens hoe "colletion" fa tsy "ensemble" intsony satria tsy voafehin'ny lalanan'ny "ensemble" intsony, dia izay azonao akana sary an-tsaina ilay limite.
Hi Hi Hi, fika aiza sy ahoana moa izany fa tsy tadidiko :).
Mazotoa aby e.
RAR.DAGO:
Tsy mbola niteny an'izany mihitsy aho, ary tsy hafaka ny hiteny an'izany.
Miala tsiny aza raha nanambara io fa misy tsy azoko ny nolazainao tary ambony. Raha ny hevitrao ve dia taorinan'ny big bang vao nisy Atra izany hoe niaraniorina niaraka tamin'ny tontolo sy ny fotoana?
Raha eny mantsy no valiny dia tokony hanaraka ny lalan'ny physique Izy.
RAR.DAGO:
Ilay hoe natao sy eo moa tsy mazava fa ho ahy, toy ny filazan'i Fijo hoe mikisaka ilay limite rehefa mitombo ny fahalalàna. Tsy eo de façon déterminée izany ilay izy fa mivoatra sur n-dimensions.
Izaho koa aloha tsy afaka mamaritra tanteraka ilay hoe natao e. Raha ekentsika aza ny big bang dia izay zavatra rehetra avy aty aorinany dia natao (au moins nataon'i Big Bang :)).
Ary ny fikisahan'ilay limite ve misy limite?
Azonao hevirina toa izay koa anie ny ahy e. Isaky ny mitombo ny fahalalana dia miova ho ny tenany ihany ilay limite :). Saingy ny fahalalako tsy manenjika ilay limite akory fa manakatra ny dingana manaraka fotsiny. Ka noho ny tsy fahatakarako ilay limite dia azoko porofona foana ny fisian'ny dingana manaraka.
RAR.DAGO:
Tsy ny kristanina ve no manana izay posture paradigmatique izay?
Ny tiako lazaina amin'ilay theorie d'unification dia discipline anatin'ny physique izay malaza be amin'izao izy io ( http://en.wikipedia.org/wiki/Theory_of_everything ). Raha ny reko momba azy dia mampitambatra ireo hery misy rehetra amin'ny fizika (gravitation, electromagnetism, nuclear forces) koa raha mety tanteraka ilay izy dia lazaina fa afaka manazava ny phenomene physique rehetra anatin'ny tontolo misy.
Noho izany tsy azoko ilay fanontanianao.
RAR.DAGO:
Tsy fantatro ny asan'i Godel fa ho jereko. Fa raha io fehezanteninao io no raisina dia milaza izany ianao ary manaiky fa marina mandrakizay ny zavatra nolazain'io olona io. Mifanohitra amin'ny voalazanao anefa izany.
Eny manaiky tanteraka ny asan'i Godel aho satria voaorina rigoureusement eo ambony mathematique ilay izy (Izaho raha teo moa mba scientifique iany). Saingy tsy azoko hoe mifanohitra amin'ny voalazako ahoana izy io?
RAR.DAGO:
Ilay fahafahan'ilay Atrao hijery midina moa voalaza taiza? Manala kely fotsiny, fa ny tiako averina eto dia ilay hoe toute croyance est une construction. Tsy mba izaho velively izany no andeha anintsana ny finoan'ny hafa ka ekeko tanteraka fa manao izany ilay Atrao. Ary na miteny aza ianao hoe manana don d'ubiquité izy sady polymorphique sur n- dimensions dia mbola manaiky foana aho. Fa hoy fotsiny aho hoe avelao ny sasany anana ny azy eo akaiky eo fa zoany izany ary tsy misy porofo mihitsy fa ny anao no marina fa tsy ny azy.
Voalohany ny fahamarinana dia zavatra subjective be mihitsy (na any amin'ny logics aza dia miankina amin'ny logic ampiasainao izy io). Tsy milaza mihitsy aho hoe ny ahy no marina aminao fa manambara ny hevitro araka ny nolazainao hoe:
RAR.DAGO:
1. Fanontaniana no apetrako mba ahafantarako hoe inona no ao an-tsain'ny hafa sy ny zavatra fantany nefa tsy fantatro.
Tsy misy milaza fanambaniana mihitsy ny resako fa milaza izay tsy marina amiKO fotsiny aho. Faharoa, ny baiboly manazava fa Atra any "ambony" (ambony mathematique no lazaiko eto fa tsy physique akory satria hisy olana amin'ny poles nord sy sud eo indray :)). Satria ekenao tsara fa mitombo ny fahalalana dia azona angamba ny tiako lazaina amin'ilay ordre ijerena ilay "ambony".
Ny azoko hamaliana ny fanontanianao dia hoe mahohitra ny finoako ny fahalalako (siansa) ary tsy manohitra ny fahalalako ny finoako rehefa samy preciser-na tsara, noho izany afaka miaraka.
RAR.DAGO:
Izaho tsy physicien fa mahafantatra kely fotsiny mikasika ny toe-karena no sady liana fahalalàna fotsiny. Efa niasa t@ méta-matrice de 240 dimensions izahay nanao modélisation économique. Fa tsy fantaro io "olana matematika" resahinao io. Asa raha azonao homena fanazavana be be kokoa.
Ok, manana base mathematique matanjaka izany ianao :). Azonao vakina tsara ity
http://fr.wikipedia.org/wiki/Nombre_ordinal izay mikasika ny nombre ordinals. Avy eo azonao alaina ny "vondron" 'ireo odrinals rehetra ireo izay antsoin'ny mathematiciens hoe "colletion" fa tsy "ensemble" intsony satria tsy voafehin'ny lalanan'ny "ensemble" intsony, dia izay azonao akana sary an-tsaina ilay limite.
cyril:
Inona indray ity angano2 bain ato ity tairo ary @ le fika fihinanantsika ary ihany lesy bain an hon hon hon
Hi Hi Hi, fika aiza sy ahoana moa izany fa tsy tadidiko :).
Mazotoa aby e.
23. infiny
(
26/10/2010 13:27)
Azafady fa adino ny "tsy" :)
> Ny azoko hamaliana ny fanontanianao dia hoe mahohitra ny finoako ny fahalalako (siansa) ...
soloina
> Ny azoko hamaliana ny fanontanianao dia hoe TSY mahohitra ny finoako ny fahalalako (siansa) ...

24. RAR.DAGO
(
26/10/2010 22:07)
infiny:
Miala tsiny aza raha nanambara io fa misy tsy azoko ny nolazainao tary ambony. Raha ny hevitrao ve dia taorinan'ny big bang vao nisy Atra izany hoe niaraniorina niaraka tamin'ny tontolo sy ny fotoana?
Raha eny mantsy no valiny dia tokony hanaraka ny lalan'ny physique Izy.
Tsy misy tsiny fa mety izaho koa no tsy mazava ny resako.
Ho ahy izany tsy misy andro naterahan'i Atra fa construction io comme tous les concepts. Ohatra : ny fitiavana amiko dia concept. Tsy misy mbola nahita izany ary samy manana ny heviny mikasika izany, fa samy manaiky ny fisiany fotsiny. Dia izay mahatsapa dia milaza hoe "iny ny aho no atao hoe fitiavana". Ho an'ny sasany ohatra ny fitiavana dia refesina @ vola homena ilay olon-tiana ;)
infiny:
[Ary ny fikisahan'ilay limite ve misy limite?
Azonao hevirina toa izay koa anie ny ahy e. Isaky ny mitombo ny fahalalana dia miova ho ny tenany ihany ilay limite :). Saingy ny fahalalako tsy manenjika ilay limite akory fa manakatra ny dingana manaraka fotsiny. Ka noho ny tsy fahatakarako ilay limite dia azoko porofona foana ny fisian'ny dingana manaraka.
Voalazanao.
infiny:
Ny tiako lazaina amin'ilay theorie d'unification dia discipline anatin'ny physique izay malaza be amin'izao izy io ( http://en.wikipedia.org/wiki/Theory_of_everything ). Raha ny reko momba azy dia mampitambatra ireo hery misy rehetra amin'ny fizika (gravitation, electromagnetism, nuclear forces) koa raha mety tanteraka ilay izy dia lazaina fa afaka manazava ny phenomene physique rehetra anatin'ny tontolo misy.
Noho izany tsy azoko ilay fanontanianao.
Izaho no tsy naharaka resaka. Noheveriko fa hoe "volonté de tout expliquer" ilay "théorie d'unification", tsy @ fizika ihany fa @ rehetra. Ilay Almighty ao @ ilay holisme ontologique izany no nandraisako azy. Ka ny kristianina (sy ny monothéiste rehetra moa izany e!) no mila an'io Atra mahefa ny rehetra io. Sa tsy izany?
Tsy fantatro ny asan'i Godel fa ho jereko. Fa raha io fehezanteninao io no raisina dia milaza izany ianao ary manaiky fa marina mandrakizay ny zavatra nolazain'io olona io. Mifanohitra amin'ny voalazanao anefa izany.
Eny manaiky tanteraka ny asan'i Godel aho satria voaorina rigoureusement eo ambony mathematique ilay izy (Izaho raha teo moa mba scientifique iany). Saingy tsy azoko hoe mifanohitra amin'ny voalazako ahoana izy io?
Raha ekena fa marina foana ny asan'i Godel dia tsy refutable intsony izany io asany io. Nefa ianao nilaza fa ny marina adroany mety ho diso rahampitso. Sa tsy izany moa? Je pinaille là mais d'ailleurs tu as répondu à la question.
Ny azoko hamaliana ny fanontanianao dia hoe mahohitra ny finoako ny fahalalako (siansa) ary tsy manohitra ny fahalalako ny finoako rehefa samy preciser-na tsara, noho izany afaka miaraka.
Voaray 5/5. Ny ahy moa tsy haiko loatra hoe aiza ho aiza no hamaritana azy fa raha tsy maintsy soritana dia atao hoe agnostique angamba. Fa ao anatin'io "construction"-ko io ilay Atra sady limite no manana fonction holistique ary concept fa tsy matérialisable.
Ny resaka Jesosy indray moa iny tantara mahafinatritra toy ny Star Wars (ohatra milamila vanona kely io). Fa ny olana amiko dia ny kristianina lasa prosélyte zélé mba tsy hilazàna hoe intégriste mihitsy aza eto @ tsika nefa ilay Jesosy hivavahana, niady t@ sanedrana noho ny fampiasan'ireo ny fivavahana ho fitaovana fanampara-pahefana. Izany hoe ilay zavatra niadivan'ilay leader initial mihitsy no averina indray.
Ok, manana base mathematique matanjaka izany ianao :).
Na nanana "mpiara-miasa" azo nizarana asa tsara ;). Je suis une grosse bréle en math. Pour la petite histoire :nanandrana nanao modélisation informatique izahay. Ny tanjona moa t@ izany dia ny ampiasa ny informatique hitadiavana izao corrélation rehetra izao. Ilay hypothèses tany @ modèle-ny hafa ireny izany navadika ho équation dia nampidirina tao daholo izao karazana fonction éco rehetra nandalo tao anaty loha kely tao. Izay no mba anjaran'ny havanao fa tsy hoe niara-niasa t@ Perelman akory. Tsara tarehy ery ilay modèle fa .....tsy nandeha ! Dia ilay capacité de traitement informatique no lasa nolazaina fa limite t@ zay satria lasa ela be ilay traitement raha vao mitombo ny isan'ilay fonctions sy ny imbrications. Mety tsy te hivakiloha koa moa ilay encadreur t@ izany dia nekena io limite informatique io. 20 taona aty ahoriana izany izao vao fantatra fa hay mety nisy zavatra hafa tao :-). Io ary fa mikisaka ilay limite !!!
Azonao vakina tsara ity
http://fr.wikipedia.org/wiki/Nombre_ordinal izay mikasika ny nombre ordinals. Avy eo azonao alaina ny "vondron" 'ireo odrinals rehetra ireo izay antsoin'ny mathematiciens hoe "colletion" fa tsy "ensemble" intsony satria tsy voafehin'ny lalanan'ny "ensemble" intsony, dia izay azonao akana sary an-tsaina ilay limite.
Hiverina hianatra indray izany? Sady raha tsy izany tsy mahazo ny dikan'ilay preuve onthologique de Godel!!
Sa ve mety ny fahazoana an'io no ahafantarana hoe fa maninona no tsy mety tafa mihitsy isika gasy? Mety misy fonctions recursives tsy miady va re ao e?
Mahafinaritr'e!
Aleo aloha andeha apandany ny TSIA e!
25. niryna
(
27/10/2010 05:28)
rijadolly:izaho mba gaga,fandrembirebena daholo izany ry rija.
Koa manino aza hatramin' izao mbola misy rajako ihany e? Tsy tokony ho lasa olona amin'izay kosa ve? Dia ny olona amin' izao fotoana izao indray lazain' olona amin' taona 1.200.000 hoe ratsy be koa ny rajako taloha a!nefa ny sariko no hitany ihihihihi!amin' izany fotoana izany anefa mbola misy rajako ohatratsika olona amin' izao fotoana izao ihany...ihihihihi!ahahahahahahahah!Tapaka ny tsinaiko marina ahahahahahahahaha!
Ny mahagaga ahy dia mitady fanontaniana maro foana ry zareo mba andresena ny hafa tsy hino an'Atra
Na manana fahalalana aza ny olombelona dia misy koa ny mino an'Atra
Na milaza azy ho zavatra aza ny olombelona dia ny finoana dia tsy voafaritry ny siantista na rahoviana na rahoviana
Iza izany no mety ahavaly ny fanontaniana eto?
Andramo ka zahao fa tsara izy: omeNy an'izay mangetaheta ny teniny ny Teny ary ireo izay manda kosa dia vao maika ho jamba ny masony ka tsy hino na ahafantatra na inona na inona satria izay no tadiaviny ary dia omeny fanahy mamitaka izy
26. vonynive
(
27/10/2010 12:12)
za tsy hamaly ireo kitsipona maro nataonao aloha fa hamaly kosa le lohahevitrao miendrika fanontaniana oe afamiaraka ve ny fahalalana sy ny finoana
1/oy ny 2 Pet 1:5-..amin'ny finoanareo dia manehoa fahatanjahan-tsaina, ary amin'ny fahatanjahan-tsainareo dia fahalalana, ary amin'ny fahalalanareo dia fahononam-po,
araka io soratra masina io dia ny finoana no isehoan'ny fahatanjahatsaina, ary ny fahatanjahatsaina indray no isehoan'ny fahalalana : rehefa mino ny olona dia matanjaka avy @ izany finoana izany ny sainy satria manantena izy na dia tsy mbola azony aza; fahalalana an'Atra sy fahalalana maro no azony avy @ zany avy eo.
2/ary na ilay olona zay nanoratra ny fiandohana (genesisy) aza dia nanana fahalalana tokoa fa notsoriny oe " Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin'ny lalina. Ary ny fanahin'Andriamanitra nanomba tambonin'ny rano.
3/eo @ olon'ny Baiboly indray dia maro ireo olon'ny fahalalana no hita ao na ny testamenta taloha na ny vaovao izany; na i Abrahama, ry Daniela sy ny namany 3lahy, Solomona, i paoly apostoly, i jaona,
ary eo @ tontolo manodidina antsika kosa, ny manampahalalana aza maro dia avy @ fikarohana ataony no inoany fa misy Hery mihazona izao rehetra izao .
koa tsy afamisaraka ireo

27. RAR.DAGO
(
29/10/2010 05:46)
vonynive:
..amin'ny finoanareo dia manehoa fahatanjahan-tsaina, ary amin'ny fahatanjahan-tsainareo dia fahalalana, ary amin'ny fahalalanareo dia fahononam-po,
araka io soratra masina io dia ny finoana no isehoan'ny fahatanjahatsaina, ary ny fahatanjahatsaina indray no isehoan'ny fahalalana : rehefa mino ny olona dia matanjaka avy @ izany finoana izany ny sainy satria manantena izy na dia tsy mbola azony aza;
Ekena 100%. Fa marihiko fa marina foana io na inona na inona inonao SADY raha mivelatra ny saina
vonynive:
...ary eo @ tontolo manodidina antsika kosa, ny manampahalalana aza maro dia avy @ fikarohana ataony no inoany fa misy Hery mihazona izao rehetra izao .
koa tsy afa-misaraka ireo
Indrisy ry Vonynive fa afaka misaraka tokoa ireo. Ny tiako ho lazaina hoe ny ny manam-pahalalàna dia hafaka mino, fa tsy izay mino akory dia anaiky ny fananam-pahalalàna avokoa NEFA ny fiangonana REHETRA dia tokony ampianatra an'io voalazanao io fa tsy anao PROSELYTISME be fahatany fotsiny.
Izany anie no mahatonga aho mihevitra fa tena mila miverina mamaky baiboly daholo @ fo tony fa tsy manonononom-poana ny anaran'Atra mba iseoseoana @ fiaraham-monina fotsiny e! Ny hevitra tsara sy maha-soa no tokony ho toriana fa tsy ny herin'ny fiangonana
28. ravonjison
(
15/11/2010 17:06)
Tara kely aho fa arsoko ihany ny hevitro ary hafoeziko:
- ny fahalalana sy ny finoana afaka miaraka , ary samy ilaina daholo, saingy samy hafa ny fipetrany arakaraka ny hoe : individu na societé.
Raha societé ( fiarahamonina) no resahina dia ilaina ao amin'ny fiarahamonina ny fahalalana sy ny finoana. Mila balance anefa izy roa ireo ao. Tsikaritrareo angamba fa arakaraky ny hoe firy isanjato ao fiarahamonina ny olona manana fahalalána, ary firy ny mpino, dia arak'izay koa no ahitana ny fandrosoan' ilay fiarahamonina.Sady ilaina ho manana fahalalana ny olona , no ilaina mba ho mpino koa.
- raha ny mikasika ny inmdividu no resahina dia sarotra ny raharaha satria ny olona manana fahalalána mazava dia tsy azo fahanana angano. Azony atao ny mino , fa sarotra aminy ny hanaiky ny zavatra efa hitany fa noforonina ( hananany porofo fa tsy mitombina).
Noho izany tsy afaka miaraka mihitsy ny fahalalána mazava sy ny angano noforonina. Ny olona manana fahalalana ka mino izao angano etsy sy eroa izao dia matetika miezaka manakipy ny masony sy mionona ao anaty fa azo ampiarahina ireo zavatra roa ireo. En principe anefa tsy afaka miaraka mihitsy.
Ka raha hiverenako ilay resaka niandohan'izao tontolo izao dia izao no azoko lazaina.
- ny theorie de creation sy izay voalaza ao @ baiboly dia efa hita fa angano fotsiny. Ny theorie de l' evolution dia manporofo mazava @ izao fotoana izao fa fivoarana no niandohan'ny zavaboary. Taloha , raha vao nanomboka nanao ny observation mikasika izany i Darwins dia anatomie sy histologie, fisiologie no nanpiasainy hanamarinana io fivoarana io. @ izao fotoana izao anefa dia efa " au niveau moleculaire " mihitsy ny porofo ananana. Izany hoe efa gene sy DNA mihitsy no manaporofo ilay fivoarana ( ohatra : avy @ rajako ny olona).
Ka io dia efa tsy azo lavina intsony. Amboarina fotsiny sisa ny saina.