Créateur autonome et pouvoir d' autoprocréation .
1. AndriambyII
(
15/10/2010 09:47)
A partir des mots et des sens saints .Amen !
novalian'i niryna ny 19/10/2010 16:42
4. AndriambyII
(
15/10/2010 20:13)
Expression spirituelle benie no tena izy , matoa milaza izany hafatra izany.
5. RAR.DAGO
(
15/10/2010 20:18)
AndriambyII:
Expression spirituelle benie no tena izy , matoa milaza izany hafatra izany.
Tsy azoko
6. AndriambyII
(
15/10/2010 20:25)
RAR.DAGO:
AndriambyII:
Expression spirituelle benie no tena izy , matoa milaza izany hafatra izany.
Tsy azoko
Mbola ho azon' ny rehetra izany arakaraky ny fotoana voafetra .
7. RAR.DAGO
(
15/10/2010 20:30)
AndriambyII:
RAR.DAGO:
AndriambyII:
Expression spirituelle benie no tena izy , matoa milaza izany hafatra izany.
Tsy azoko
Mbola ho azon' ny rehetra izany arakaraky ny fotoana voafetra .
Amen!
Izany aloha dia tena valiteny kristianina e! Miteniteny zavatra tsy dia misy dikany fa asiana "pseudo-sens" mba hi mystifier ny olona sy hanafenana ny limite-ny
8. AndriambyII
(
15/10/2010 20:35)

Na ny fiainanao aza dia efa mystere , ka ahoana no ahazoanao hitsaràna ny fiainana rehetra ( universellement parlant )
9. RAR.DAGO
(
15/10/2010 20:37)
Izao ary raha atao aza hoe nisy autoprocréation (hypothèse izy eto fa tsy reconnaissance) fa maninona Atra izay hafaka nanao zavatra parfait (ohatra hoe Atra), no nanamboatra ny olombelona izany zara raha misy saina noho ny babakoto sy ny alika?
Sa tsy nanankatao izy dia lasa nanaonao faha-tany teny?
Sa tsy nanankatao izy dia lasa nanaonao faha-tany teny?
10. AndriambyII
(
15/10/2010 20:42)
RAR.DAGO:
Izao ary raha atao aza hoe nisy autoprocréation (hypothèse izy eto fa tsy reconnaissance) fa maninona Atra izay hafaka nanao zavatra parfait (ohatra hoe Atra), no nanamboatra ny olombelona izany zara raha misy saina noho ny babakoto sy ny alika?
Sa tsy nanankatao izy dia lasa nanaonao faha-tany teny?
Arakaraky ny fahatsan' ny tsi 11 io ,misy ny mandray ny tenany ho alika , misy ny mandray ny tenany ho demony velona ,ets ets , dia samy mizotra @ lahatra tsy refesi-mandidy !
12. RAR.DAGO
(
15/10/2010 20:47)
fa tsy voavaly ilay fanontaniana hoe fa maninona no tsy nanao zavatra tsara toy ny Atra fa tsizarizary toy ny olombelona (olombelona = tsizarisary raha miohatra @ atra)
14. RAR.DAGO
(
15/10/2010 20:54)
AndriambyII:
Dé izay ilay izy !Iza no mahalàla ?
Sa ve Atra ohatran'i TGV : raha vao nahazo fahefana dia lasa naonao fahatany? Efa tsy almighty intsony izy @ zay fa lasa manao fahadisoana toy isika koa
15. AndriambyII
(
15/10/2010 20:56)
RAR.DAGO:
AndriambyII:
Dé izay ilay izy !Iza no mahalàla ?
Sa ve Atra ohatran'i TGV : raha vao nahazo fahefana dia lasa naonao fahatany? Efa tsy almighty intsony izy @ zay fa lasa manao fahadisoana toy isika koa
???Inona no hidiran' izany eto ?
16. RAR.DAGO
(
15/10/2010 20:57)
manaonao fahatany izy raha toa ka afaka manamboatra Atra nefa olombelona no amboariny
18. RAR.DAGO
(
15/10/2010 21:11)
Eny ary aloha fa andeha i Holdem kely fa tonga ny ora fanaovana faotana
19. AndriambyII
(
16/10/2010 13:21)
RAR.DAGO:
Eny ary aloha fa andeha i Holdem kely fa tonga ny ora fanaovana faotana
Anjematsôô ! fa inn ty tadiavinô atao ? izz alou lé holdem ? sô dé ananaran-javatra faha3 ?
20. niryna
(
19/10/2010 16:42)
RAR.DAGO:
Eny ary aloha fa andeha i Holdem kely fa tonga ny ora fanaovana faotana
Rar a,misaotra anao nanitikitika ny te ahalala mikasika an'Atra,ny namorona azy sns
Andeha anao fahotana hianao ? na tsy kristiana aza dia efa mahalala ny didy folo,hianao izany mahalala fa andeha anao fahotana fa tonga dia efa hi -plan anao izany . Mampalahelo
Atra dia namorona izao tontolo izao araka ny teniko ary ambadika ary tsy avy amiko izany fa araka ny baiboly izay nomeny an'ireo rehetra izay mino an'izany.Misy zavatra tsy azo hovaina na tiana aza ny anao izany.Misy zavatra tsy takatry ny saintsika fa izy ihany no anazava izany amintsika miandalana eny.Ary izay no maha mpamorina azy antsika,jereo fotsiny fa na ny mpianatra aza dia mahafantatra fa tsy mahay noho ny mpianatra ka maika fa ny Mpamorina indray ve no tsy ahalala ny foroniny
Izay ilay fahendrena nomeNy ary avy any amiNy irery izany fahendrena izany fa tsy omen'izao tontolo izao antsika akory (ny fahatahorana an'Atra no voaloham-pahendrena-Fanajana azy,fanomezana Hasina azy fa tsy hoe tahotra ,toy ny biby fampitahorana akory)
Ny teniko dia izao fotsiny
Inona no atao raha tsy tia ahazo famonjena aho?
Aza manao na inona na inona fa manaraha ny fiainan'izao tontolo izao( aza mino azy akory ,aza mangetaheta ny fisiany akory fa tsy ahitana tombotsoa akory izany) .Mipetraha amin'ny tsy finoana azy.Malalaka ny arabe hoy ny fitenena ary maro no hiroana andeha any satria tsy misy fifehezana,tsy misy discipline arahina fa manao izay hiadanin'ny kibony fotsiny
Inona no tokony ataoko mba ho voavonjy ny fanahiko raha hatrizay ka miala amin'ity fiainana ity aho? raha te hiaraka hivelona amin'i kristy mandrakizay aho
Kristy no fiainana- Izy no mpamonjy ny fanahin'izay rehetra mino Azy-Efa nanamboatra fitoerana ho antsika rehetra izy ka raha ny finoana azy fotsiny ve no ahafahako miaraka aminy mandrakizay,tsy hijaly intsony ny fanahiko,tsy hisy intsony ny fahoriana,ny aretina ,ny hetraketrak'ity tany .Inona no olana tsy hinoako azy ?
Dia ny finoaka azy,na fametrahako ny fiainako.Izy no hitantana ny fiainako rehetra,ny finoako fa Atra izy ary nanafaka ny fahotako rehetra koa-ny finoako fa nitsangana tamin'ny maty izy ary mbola hiverina indray.
Eny ,ny manaraka an'i kristy tsy mora,mila fianarana,mila finoana ny teny izay nampitondrainy ary ny farany dia Efa fantany avy hatrany ny hino azy sy ny anaraka ny hafany.Tiany ho voavonjy avokoa isika rehetra saingy nomeny safidy isika ka dia anjaran'ny tsirairay izany no maka ny safidiny ary araka ny teniko ihany koa fa mila fotoana avokoa ny zavatra rehetra ka dia samy miandry ny fotoany avy isika rehetra hoe rahoviana aho no hiverina amin'Atra amin'izay .Vita tompoko