Fa maninona ?

1. niryna ( 20/10/2010 17:18)
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny sehatry ny serasera indray ny tenako.
Misaotra an'Atra lehibe aho noho ny fahasoavana tsy voatanisa omeny ahy isan'andro
Isaorako koa izy fa na dia maro aza ny rivo-doza,ny rivotra mifofo fatratra,ny onjan-dranomasina ,ny fisedrana maro samihafa andalovana amin'ny fiainana andavan'andro dia ny teniny no mahery".Mandalo fisedrana avokoa isika rehetra isan'andro kanefa izao no tsarovy araka ny fisedrana andalovantsika no vao maika mampifantoka antsika amin'ilay Ray Mahery,mahafantatra ny ho avintsika.Satria mahafantatra isika fa Izy irery ihany no anafaka antsika amin'izany,tsy afaka anova ny olona isika fa Atra irery no mahalala ny ao am-po tsy miafina rehetra ka anjarantsika no mangataka azy mba omeny fo madio isika,fo hanana fahendrena ary fo hanana fanantenana mandrakariva.
Amena!

Rehefa mandinika aho dia isaky ny mivavaka ny olona dia faranana ny hoe "Amin'ny anaran' i Jesosy kristy no anaovako izany vavaka izany"
Ny fanontaniana dia hoe fa maninona no faranana amin'ny anaran'i Kristy foana ny vavaka?
misaotra mialoha ho an'izay mahalala.
novalian'i RAR.DAGO ny 11/11/2010 21:15
2. nannie ( 21/10/2010 05:30)
Satria misy tenin'Andriamanitra izay ao hoe : "Fa Jesosy Kristy no mpanalalana antsika amin'Andriamanitra" ka raha mivavaka isika ka miteny an'izany dia manaporofo fa mino ny famonjena nataon'i Jesosy Kristy antsika isika. Satria io famonjena io ihany no ahafahan'Andriamanitra mamela antsika.
niryna:

3. RAR.DAGO ( 21/10/2010 09:48)
Na koa fomba ohatran'ny fomba rehetra fotsiny satria izay no fanaon'ny olona dia mba manaranaraka ny hafa mba tsy ho voatery hanome fanazavana.
4. nannie ( 21/10/2010 12:48)
Ah ! ia ! marina loatra izay fanamarihana izay an ! betsaka mihitsy ny zatra an'izany !
Ilaina mihitsy ny mampahatsiaro an'izany
RAR.DAGO:

Na koa fomba ohatran'ny fomba rehetra fotsiny satria izay no fanaon'ny olona dia mba manaranaraka ny hafa mba tsy ho voatery hanome fanazavana.
5. rijadolly ( 21/10/2010 16:10)
RAR.DAGO:

Na koa fomba ohatran'ny fomba rehetra fotsiny satria izay no fanaon'ny olona dia mba manaranaraka ny hafa mba tsy ho voatery hanome fanazavana.

Nannie:

Ah ! ia ! marina loatra izay fanamarihana izay an ! betsaka mihitsy ny zatra an'izany !
Ilaina mihitsy ny mampahatsiaro an'izany

Fampatsiarovana tena ilaina tokoa ny tahaka izao sao dia lasa fahazarana fotsiny ihany a!
Nannie:

"Fa Jesosy Kristy no mpanalalana antsika amin'Andriamanitra"
6. niryna ( 27/10/2010 05:46)

RAR.DAGO:

Na koa fomba ohatran'ny fomba rehetra fotsiny satria izay no fanaon'ny olona dia mba manaranaraka ny hafa mba tsy ho voatery hanome fanazavana.
mety ho fombafomba angamba? dia lasa manao tsianjery fotsiny ihany izany ny olona raha izany ka
Sao kosa ilay kristy sy ny Rainy dia iray ihany hoy izy ,ary satria Izy dia Atra naka toetra sy tarehy toy ny olona ary dia izy izany no toa akaiky antsika raha miresaka isika vao ny rainy?
sa ilay hoe andeha aho ka anamboatra fitoerana anareo ....dia izay misy ahy no misy anareo koa .....dia mbola niteny koa izy hoe angataka ny ray aho anome anareo ny fanahy masina
ary io no hiaraka aminareo,ampianatra anareo sns ..
Izany hoe izy izany no manelanelana antsika amin'Atra
7. niryna ( 27/10/2010 05:47)

nannie:

Satria misy tenin'Andriamanitra izay ao hoe : "Fa Jesosy Kristy no mpanalalana antsika amin'Andriamanitra" ka raha mivavaka isika ka miteny an'izany dia manaporofo fa mino ny famonjena nataon'i Jesosy Kristy antsika isika. Satria io famonjena io ihany no ahafahan'Andriamanitra mamela antsika.
hay ve e,misaotra
8. niryna ( 27/10/2010 05:49)

RAR.DAGO:

Na koa fomba ohatran'ny fomba rehetra fotsiny satria izay no fanaon'ny olona dia mba manaranaraka ny hafa mba tsy ho voatery hanome fanazavana.

Dia raha misy manontany izany dia fomba ka fomba fotsiny ,hi,hi
nannie:

Ah ! ia ! marina loatra izay fanamarihana izay an ! betsaka mihitsy ny zatra an'izany !
Ilaina mihitsy ny mampahatsiaro an'izany

mila ho tsaroana angamba mba azo raisina ihany noho ilay fomba fomba ,toy ny hoe manao an'izao ny olona dia mila manao izany daholo koa noho ilay fomba
9. niryna ( 27/10/2010 05:52)

rijadolly:

Fampatsiarovana tena ilaina tokoa ny tahaka izao sao dia lasa fahazarana fotsiny ihany a!
[quote=Nannie]
"Fa Jesosy Kristy no mpanalalana antsika amin'Andriamanitra"

eny e ,tsy mandaha izaho fa ilay antony no nahatonga ahy hiteny izany fa mino aho fa maro tokoa ny olona no mivavaka ary satria mamarana ilay Kristy na zanak'Atra na Tompo izy dia mety ho manitikitika azy ny antony mahatonga azy ho faranana amin'ny anaraNy foana
10. Dan23 ( 28/10/2010 10:19)

niryna:

RAR.DAGO:

Na koa fomba ohatran'ny fomba rehetra fotsiny satria izay no fanaon'ny olona dia mba manaranaraka ny hafa mba tsy ho voatery hanome fanazavana.

Dia raha misy manontany izany dia fomba ka fomba fotsiny ,hi,hi
nannie:

Ah ! ia ! marina loatra izay fanamarihana izay an ! betsaka mihitsy ny zatra an'izany !
Ilaina mihitsy ny mampahatsiaro an'izany

mila ho tsaroana angamba mba azo raisina ihany noho ilay fomba fomba ,toy ny hoe manao an'izao ny olona dia mila manao izany daholo koa noho ilay fomba

Amiko manokana ts dia tsara loatra ny manao ze ataon'ny olona nefa ts fantatra akory ny dikany,lasa otrany oe mamazivazy le izy(amiko manokana zay a).
Izany hoe amiko io famaranam-bavaka io dia hoe i Jesoa Kristy no mihaino sy mitondra ilay vavaka any amin'Ilay RAY izay ao ambony satria Jesoa Kristy no Mpanelanelana antsika amin'Andriamanitra izay hivavahantsika.Izao ko mantsy,betsaka ny foko na ny olona manerantany no mbola manana andriamanik'afa ka mba tsy hifangaroan'ny kristianina amin'ireo dia atao amin'ny alalan'i Jesoa Kristy ny vavaka izay tiantsika hampitaina aminÂndriamanitra izay mpahary ny lanitra sy ny tany.
11. RAR.DAGO ( 29/10/2010 10:13)
Dan23:

... vavaka any amin'Ilay RAY izay ao ambony satria Jesoa Kristy no Mpanelanelana antsika amin'Andriamanitra izay hivavahantsika.

Raha ny concept de la trinité anie ka diso izany lazainao izany e! Atra=Jesosy=Fanahimasina. Fa be paradoxe loatra koa ity kristianisma ity ity. Indraindray Jesosy= atra, indraindray zanany tsy mahazo resaka, avy eo indray koa lasa serpillière famafàna ny faotan'izao tontolo izao...

Dan23:
Izao ko mantsy,betsaka ny foko na ny olona manerantany no mbola manana andriamanik'afa ka mba tsy hifangaroan'ny kristianina amin'ireo ...

Ratsy angaha ilay mifangaro no tokony ialàna? :-) Tsy nahita an'izany finiavana hiavaka sy tsy hitovy @ sasany izany aho ao anaty baiboly an! Sa testamenta fanambarana vaovao sady farany izany?
12. Dan23 ( 29/10/2010 11:14)

Ilay Andriamanitra hivavahan'ny kristianina no tsy tokony afangaro amin'ireo andriamani-kafa fa mety tsy nazava taminao angamba satria betsaka ireo sampy izay lazain'ny olona fa andriamanitra ka ivavahany dia io no tenaniko hoe tsy tsara miitsy ra afangaro amin'ireo sampy ireo Ilay Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany izay Raintsika amin'ny alalan'i Jesoa Kristy Tompotsika.
13. niryna ( 04/11/2010 16:42)

Dan23:

Amiko manokana ts dia tsara loatra ny manao ze ataon'ny olona nefa ts fantatra akory ny dikany,lasa otrany oe mamazivazy le izy(amiko manokana zay a).
Izany hoe amiko io famaranam-bavaka io dia hoe i Jesoa Kristy no mihaino sy mitondra ilay vavaka any amin'Ilay RAY izay ao ambony satria Jesoa Kristy no Mpanelanelana antsika amin'Andriamanitra izay hivavahantsika.Izao ko mantsy,betsaka ny foko na ny olona manerantany no mbola manana andriamanik'afa ka mba tsy hifangaroan'ny kristianina amin'ireo dia atao amin'ny alalan'i Jesoa Kristy ny vavaka izay tiantsika hampitaina aminÂndriamanitra izay mpahary ny lanitra sy ny tany.
misaotra anao
14. niryna ( 04/11/2010 16:45)

Dan23:

Ilay Andriamanitra hivavahan'ny kristianina no tsy tokony afangaro amin'ireo andriamani-kafa fa mety tsy nazava taminao angamba satria betsaka ireo sampy izay lazain'ny olona fa andriamanitra ka ivavahany dia io no tenaniko hoe tsy tsara miitsy ra afangaro amin'ireo sampy ireo Ilay Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany izay Raintsika amin'ny alalan'i Jesoa Kristy Tompotsika.
satria izy tenany anie no efa niteny fa Atra saro-piaro izy e
misaotra anao
15. RAR.DAGO ( 05/11/2010 04:21)
Dan23:

Ilay Andriamanitra hivavahan'ny kristianina no tsy tokony afangaro amin'ireo andriamani-kafa fa mety tsy nazava taminao angamba satria betsaka ireo sampy izay lazain'ny olona fa andriamanitra ka ivavahany dia io no tenaniko hoe tsy tsara miitsy ra afangaro amin'ireo sampy ireo Ilay Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany izay Raintsika amin'ny alalan'i Jesoa Kristy Tompotsika.

Fa tsy io ihany ilay Atra ataon'ny silamo hoe Allah fa ny azy i Mahomet indray no "candenceur"? Sa ve hafa no ny an'ny Jiosy sy ny an'i abrahama io? Raha tsy diso ho a' dia ny monocrate rehetra milaza fa iray daholo ihany ireo fa ilay "cadenceur" ataon'ny sasany hoe mpaminany na zanany no samy hafa? Ka maninona moa ireo no tsy hifangaro?Sa ve ny an'ny tena ihany no tena marina fa ny sisa diso daholo?

niryna:

satria izy tenany anie no efa niteny fa Atra saro-piaro izy e

Fa angaha moa tsy toetra ratsy ilay asarotam-piaro e?
Ny anay an, ilay Atra sady tsara fanahy be, tsy mba saropiaro izany fa mahazo mandeha any @ izay tiana fa rehefa miverina tiany foana, na tsy miverina aza moa tiany foana koa satria ianao aza irahiny hizara fitiavana any @ hafa. Ary izy tsy mba mikapoka sy manasazy izany fa manampy anao hiatsara foana. Ary tsy mba manavaka izany koa na mitsaratsara ny hafa satria Atra tsy miseo azy ho milay na parfait fa Atra perfectionniste izany hoe mety diso sady hafaka mianatra.
Sady ny azy tsy mila makany am-piangonana no sady tsy mila "candenceur" izany fa tonga dia gros débit direct en tera bits raha te hiresaka aminy satria izy mitoetra ao aminao.
Aleoko ihany ny ahy toy izay ny anareo ka! Fa samia faly @ ny azy e!Raha io Atra mamono zanaka, mpampijaly saro-piaro sady mpanasazy io moa no mety aminareo dia anareo izany fa soava e!
Fa diso koa anie ny filazana raha izany fa i Ochberg no nanoritra voalohany ny atao hoe syndrome de Stocholm e! Ay efa ela ny zanak'olombelona no tia ny olona mampijaly kay!

16. niryna ( 11/11/2010 06:23)

Dan23:

Ilay Andriamanitra hivavahan'ny kristianina no tsy tokony afangaro amin'ireo andriamani-kafa fa mety tsy nazava taminao angamba satria betsaka ireo sampy izay lazain'ny olona fa andriamanitra ka ivavahany dia io no tenaniko hoe tsy tsara miitsy ra afangaro amin'ireo sampy ireo Ilay Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany izay Raintsika amin'ny alalan'i Jesoa Kristy Tompotsika.
RAR.DAGO:

Fa tsy io ihany ilay Atra ataon'ny silamo hoe Allah fa ny azy i Mahomet indray no "candenceur"?
samy hafa no fahalalako azy kosa aloha e,ny an'i salamo dia tsy mananjanaka lahy izany ny Andriamanitra hivavahany,ny an'ny kristiana dia Kristy no Zanany

Sa ve hafa no ny an'ny Jiosy sy ny an'i abrahama io?

Na ny TT na ny TV dia samy manambara fa tamin'ny voalohany Gen sy Jaona io no teneniko
ka tokony ho Atra iray ihany na ny an'i Jiosy na ny an'i Abrahama ary Atra iray ihany koa izany amin'ny kristiana .Izay no fahafantarako azy

Raha tsy diso a'ho dia ny monocrate rehetra milaza fa iray daholo ihany ireo fa ilay "cadenceur" ataon'ny sasany hoe mpaminany na zanany no samy hafa?
dia asa re fa raha iray tsy tokony hisaraka fa tokony samy hitovy ny Atra hinoana raha izany saingy tsy mitovy velively,ny sasany mivavaka amin'ny sampy no Atra ,ny sasany tsy mino fa manana zanaka lahy ny Atra inoany ka ahoana no itovizany ?
Ka maninona moa ireo no tsy hifangaro?Sa ve ny an'ny tena ihany no tena marina fa ny sisa diso daholo?
ka inona ilay an'ny tena tena marina io e?

niryna:

satria izy tenany anie no efa niteny fa Atra saro-piaro izy e

Fa angaha moa tsy toetra ratsy ilay asarotam-piaro e?[/quote]ratsy amintsika fa mahasoa antsika satria tsy tiany afangaro amin'ny zavatra nahariany ny voninahiny k'nou sa ve afaka hiankohoka eo amin'ny omby ohatra isika kanefa tsy anao tsinontsinona ilay Atra nahary ilay omby ? ohatra ny ahy io

Ny anay an, ilay Atra sady tsara fanahy be, tsy mba saropiaro izany fa mahazo mandeha any @ izay tiana fa rehefa miverina tiany foana,
raha toa ka tafaverina fa indraindray anie mety miandry fotoana isika kanefa tsy ampoizina tsy tonga amin'ilay fotoana izay eritreretintsika e,
na tsy miverina aza moa tiany foana koa satria ianao aza irahiny hizara fitiavana any @ hafa.
dia mety hitombona ve izany,ahoana no hizarana ny fitiavaNy ny hafa kanefa aza aho mandositra ilay fitiavaNy?
Ary izy tsy mba mikapoka sy manasazy izany fa manampy anao hiatsara foana.
fahakely kosa izany Atrareo izany an,tandremo aza sao voafitaka ka tambatambazany tsy hietsiketsika kanjo lalankafa no taritany anao an
Ary tsy mba manavaka izany koa na mitsaratsara ny hafa satria Atra tsy miseo azy ho milay na parfait fa Atra perfectionniste izany hoe mety diso sady hafaka mianatra.
Sady ny azy tsy mila makany am-piangonana no sady tsy mila "candenceur" izany fa tonga dia gros débit direct en tera bits raha te hiresaka aminy satria izy mitoetra ao aminao.
hay va re e

Aleoko ihany ny ahy toy izay ny anareo ka! Fa samia faly @ ny azy e!Raha io Atra mamono zanaka, mpampijaly saro-piaro sady mpanasazy io moa no mety aminareo dia anareo izany fa soava e!
ka ny zanaka tiana anie hono no anarina e,ahoana moa no ahalalanao fa manao fahadisoana hianao raha tsy misy manintsy?

Fa diso koa anie ny filazana raha izany fa i Ochberg no nanoritra voalohany ny atao hoe syndrome de Stocholm e! Ay efa ela ny zanak'olombelona no tia ny olona mampijaly kay!
dia tsotra ny valiny,te ho voavonjy ve hianao? mino an'ilay kristy mpamonjy ary apetrao eo am-pelatanany ny fiainanao,tiany tokoa hianao ary miandry anao foanafoana izy
tsy tia ho voavonjy ve ? aza manao na inona na inona fa mipetraha amin'izay tsy finoana

[/quote]
17. Dan23 ( 11/11/2010 10:57)

niryna:

Dan23:

Ilay Andriamanitra hivavahan'ny kristianina no tsy tokony afangaro amin'ireo andriamani-kafa fa mety tsy nazava taminao angamba satria betsaka ireo sampy izay lazain'ny olona fa andriamanitra ka ivavahany dia io no tenaniko hoe tsy tsara miitsy ra afangaro amin'ireo sampy ireo Ilay Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany izay Raintsika amin'ny alalan'i Jesoa Kristy Tompotsika.
RAR.DAGO:

Fa tsy io ihany ilay Atra ataon'ny silamo hoe Allah fa ny azy i Mahomet indray no "candenceur"?
samy hafa no fahalalako azy kosa aloha e,ny an'i salamo dia tsy mananjanaka lahy izany ny Andriamanitra hivavahany,ny an'ny kristiana dia Kristy no Zanany

Sa ve hafa no ny an'ny Jiosy sy ny an'i abrahama io?

Na ny TT na ny TV dia samy manambara fa tamin'ny voalohany Gen sy Jaona io no teneniko
ka tokony ho Atra iray ihany na ny an'i Jiosy na ny an'i Abrahama ary Atra iray ihany koa izany amin'ny kristiana .Izay no fahafantarako azy

Raha tsy diso a'ho dia ny monocrate rehetra milaza fa iray daholo ihany ireo fa ilay "cadenceur" ataon'ny sasany hoe mpaminany na zanany no samy hafa?
dia asa re fa raha iray tsy tokony hisaraka fa tokony samy hitovy ny Atra hinoana raha izany saingy tsy mitovy velively,ny sasany mivavaka amin'ny sampy no Atra ,ny sasany tsy mino fa manana zanaka lahy ny Atra inoany ka ahoana no itovizany ?
Ka maninona moa ireo no tsy hifangaro?Sa ve ny an'ny tena ihany no tena marina fa ny sisa diso daholo?
ka inona ilay an'ny tena tena marina io e?

niryna:

satria izy tenany anie no efa niteny fa Atra saro-piaro izy e

Fa angaha moa tsy toetra ratsy ilay asarotam-piaro e?
ratsy amintsika fa mahasoa antsika satria tsy tiany afangaro amin'ny zavatra nahariany ny voninahiny k'nou sa ve afaka hiankohoka eo amin'ny omby ohatra isika kanefa tsy anao tsinontsinona ilay Atra nahary ilay omby ? ohatra ny ahy io

Ny anay an, ilay Atra sady tsara fanahy be, tsy mba saropiaro izany fa mahazo mandeha any @ izay tiana fa rehefa miverina tiany foana,
raha toa ka tafaverina fa indraindray anie mety miandry fotoana isika kanefa tsy ampoizina tsy tonga amin'ilay fotoana izay eritreretintsika e,
na tsy miverina aza moa tiany foana koa satria ianao aza irahiny hizara fitiavana any @ hafa.
dia mety hitombona ve izany,ahoana no hizarana ny fitiavaNy ny hafa kanefa aza aho mandositra ilay fitiavaNy?
Ary izy tsy mba mikapoka sy manasazy izany fa manampy anao hiatsara foana.
fahakely kosa izany Atrareo izany an,tandremo aza sao voafitaka ka tambatambazany tsy hietsiketsika kanjo lalankafa no taritany anao an
Ary tsy mba manavaka izany koa na mitsaratsara ny hafa satria Atra tsy miseo azy ho milay na parfait fa Atra perfectionniste izany hoe mety diso sady hafaka mianatra.
Sady ny azy tsy mila makany am-piangonana no sady tsy mila "candenceur" izany fa tonga dia gros débit direct en tera bits raha te hiresaka aminy satria izy mitoetra ao aminao.
hay va re e

Aleoko ihany ny ahy toy izay ny anareo ka! Fa samia faly @ ny azy e!Raha io Atra mamono zanaka, mpampijaly saro-piaro sady mpanasazy io moa no mety aminareo dia anareo izany fa soava e!
ka ny zanaka tiana anie hono no anarina e,ahoana moa no ahalalanao fa manao fahadisoana hianao raha tsy misy manintsy?

Fa diso koa anie ny filazana raha izany fa i Ochberg no nanoritra voalohany ny atao hoe syndrome de Stocholm e! Ay efa ela ny zanak'olombelona no tia ny olona mampijaly kay!
dia tsotra ny valiny,te ho voavonjy ve hianao? mino an'ilay kristy mpamonjy ary apetrao eo am-pelatanany ny fiainanao,tiany tokoa hianao ary miandry anao foanafoana izy
tsy tia ho voavonjy ve ? aza manao na inona na inona fa mipetraha amin'izay tsy finoana

[/quote]
[/quote]
Merci bdb anao niryna fa mety tsara zany,nefa tiko horesena lahatra ihany les ela RAR.DAGO oe pour une fois dans ta vie,essaie de croire en Dieu ne serait-il qu'une fois dans ta vie et tu verra la bénédiction de Dieu
18. RAR.DAGO ( 11/11/2010 21:15)
[/quote]
Merci bdb anao niryna fa mety tsara zany,nefa tiko horesena lahatra ihany les ela RAR.DAGO oe pour une fois dans ta vie,essaie de croire en Dieu ne serait-il qu'une fois dans ta vie et tu verra la bénédiction de Dieu
[/quote]
Fa iza moa rahavako no milaza aminao fa tsy mino an'Atra aho? Ny Atra inoana no tsy mitovy fotsiny any e!
Samy manana ny azy io hoy i Besa izay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401