Dia ahoana izany ny sasany?

1. RAR.DAGO ( 29/10/2010 09:30)
Répartition des religions dans le monde (Ces données sont tirées du tableau de David B. Barrett, Nations Unies, 1998)

Chrétiens: 1,943,038,000, soit 32.8% de la population mondiale.
Islam: 1,164,622,000, soit 19.6% de la population mondiale.
Non Religieux et Athées: 909,570,000,000, soit 15.4% de la population mondiale. Les Non Religieux sont les personnes qui ne professent aucune religion, les non-croyants, les agnostiques, les libre-penseurs et ceux qui sont indifférents à toute religion.
Hindouistes: 761,689,000, soit 12.8% de la population mondiale.
Bouddhistes: 353.794,000, soit 6.0% de la population mondiale.
Religions tribales: 248,565,000, soit 4.2% de la population mondiale.
Juifs: 14,111,000, soit 0.2% de la population mondiale.
....
Ilay Jiosy niantoboan'ny monothéisme indray ity no lasa gisitra faran'ny lisitra!
Maty aho Atr'i Abrahama!! Satria io no azy fa tsy ilay Atra trinité an!
Sa ve izany no mitranga rehefa tsy mahay hafa tsy miady aman'olona sy mihevi-tena ho "peuple élu" dia adino ny hevitra fototra? Mampilelo beuhh!

Ka raha ny krisitianina irery ihany ny moa izany no miditra any an-danitra dia ahoana ireo hafa ireo? Nanamboatra izao tontolo izao Atra mahefa ny zavatra rehetra, fa ny 2/3 ny olona dia fakofako avokoa? Na zany Atra tsy mahay ny asany dia mila miverina mianatra na diso ilay fomba fitsaràna ny asany sy filazàna fa izay tsy kristianina dia very? Iza re no mety ho marina @ izay e?

Ary maninona moa raha asiana conférence internationale manamboatra fivavahana vaovao irsaisam-pirenena e? Sa ve tsy mety izany sa tsy misy ilana azy?

novalian'i RAR.DAGO ny 16/11/2010 07:50
2. Dan23 ( 29/10/2010 16:03)
Ary maninona moa raha asiana conférence internationale manamboatra fivavahana vaovao irsaisam-pirenena e?
====> tena sûr miits za fa na ho 10 taona aza ny hisian'io conférence internationale io tsy hisy zava-banona eo fa samy iziriziry amn'ny heviny eo dôl ireo tanisainao eo ambony reo ary vao mainka reo hifampakahala.
3. cyril ( 29/10/2010 17:11)
Lasa lavitra loatra ialahy ry bain,saika tsy hamaly ihany nefa hitako tsy misy kil mamaly fa ialahy ihany no mamaly eo fa miova ps hon hon hon,tsy hisy olona hitovy hevitra izany lesy e,ampy fotsiny rehefa misy ny respet,ohatra hoe ialahy tsy mino an andriamanitra nefa za mino,tsy afaka forcen ialahy hitovy hevitra @ ialahy ny olona,
Dan23:

Ary maninona moa raha asiana conférence internationale manamboatra fivavahana vaovao irsaisam-pirenena e?
====> tena sûr miits za fa na ho 10 taona aza ny hisian'io conférence internationale io tsy hisy zava-banona eo fa samy iziriziry amn'ny heviny eo dôl ireo tanisainao eo ambony reo ary vao mainka reo hifampakahala.
4. bonne ( 30/10/2010 12:07)
Aza miteniteny foona eo fa impossible ny hisian'zany ry zalahy a, fa zay efa misy eo no aleo hatsaraina raha ny hevitro ry zalahy
5. ndenn ( 30/10/2010 13:24)

RAR.DAGO:

Répartition des religions dans le monde (Ces données sont tirées du tableau de David B. Barrett, Nations Unies, 1998)

Chrétiens: 1,943,038,000, soit 32.8% de la population mondiale.
Islam: 1,164,622,000, soit 19.6% de la population mondiale.
Non Religieux et Athées: 909,570,000,000, soit 15.4% de la population mondiale. Les Non Religieux sont les personnes qui ne professent aucune religion, les non-croyants, les agnostiques, les libre-penseurs et ceux qui sont indifférents à toute religion.
Hindouistes: 761,689,000, soit 12.8% de la population mondiale.
Bouddhistes: 353.794,000, soit 6.0% de la population mondiale.
Religions tribales: 248,565,000, soit 4.2% de la population mondiale.
Juifs: 14,111,000, soit 0.2% de la population mondiale.
....
Ilay Jiosy niantoboan'ny monothéisme indray ity no lasa gisitra faran'ny lisitra!
Maty aho Atr'i Abrahama!! Satria io no azy fa tsy ilay Atra trinité an!
Sa ve izany no mitranga rehefa tsy mahay hafa tsy miady aman'olona sy mihevi-tena ho "peuple élu" dia adino ny hevitra fototra? Mampilelo beuhh!

Ka raha ny krisitianina irery ihany ny moa izany no miditra any an-danitra dia ahoana ireo hafa ireo? Nanamboatra izao tontolo izao Atra mahefa ny zavatra rehetra, fa ny 2/3 ny olona dia fakofako avokoa? Na zany Atra tsy mahay ny asany dia mila miverina mianatra na diso ilay fomba fitsaràna ny asany sy filazàna fa izay tsy kristianina dia very? Iza re no mety ho marina @ izay e?

Ary maninona moa raha asiana conférence internationale manamboatra fivavahana vaovao irsaisam-pirenena e? Sa ve tsy mety izany sa tsy misy ilana azy?





Efa misy ny organisation iray ohatry ny "illuminatevexan" izay efa nahavita ny lamim-pinoana hifandraisan' ny fahamasinana eran-tany arakaraky izay tratrany aloha hatr@ izao ,mbola tsy tonga lafatra ,fa tena mavesatra raha resaka finoana sy fivavahana , tsy ho an' ny olona ankizibe sy kilemaina ara-tsaina fa ho an' ny olona tena mitady ny làlan' ny fahafahan' ny fanahy araka ny boky masina misy hatr@ izao .
6. ndenn ( 30/10/2010 13:33)
200 millions d' adeptes actifs à travers le monde ! Qui peut faire mieux qu' eux ?
7. RAR.DAGO ( 30/10/2010 14:11)
ndenn:

200 millions d' adeptes actifs à travers le monde ! Qui peut faire mieux qu' eux ?

Déjà les 4 premiers sur cette stat. Je vais voir ton truc
8. RAR.DAGO ( 30/10/2010 14:18)
Aiza aloha ry Ndenn no misy infos mikasika an'io resak'ao io? Sao dia ireo illuminati milaza azy ho maître du monde no resahitsika ity?
9. ndenn ( 30/10/2010 18:29)
Eo indrindra isika izao RAR.DAGO .
Ho ela velona ireo masim-panahy !
10. rijadolly ( 31/10/2010 03:14)
JAONA 14 : 2 Ao an-tranon'ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho.

Ho an' izay mino an' Kristy Jesoa izay.Manantena Azy, Miakim-po Aminy.

Raha ireo atoko hafa kosa dia misy nametrahany fitokisana ao, io nametrahany fitokisana io no hitondra azy any amin' toerana misy azy....Mahaiza mifidy !
11. rijadolly ( 31/10/2010 03:21)
3 Ary raha handeha hamboatra fitoerana hoa anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa.4 Ary fantatrareo koa ny làlana ho any amin'izay halehako.5 Hoy Tomasy taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; ka hataonay ahoana no fahafantatra ny làlana?6 Hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako.7 Raha nahafantatra Ahy hianareo, dia ho nahafantatra ny Raiko koa; ary hatramin'izao dia mahafantatra Azy hianareo sady efa nahita Azy.8 Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay.9 Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray?10 Tsy mino va hianao fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo, dia tsy avy amiko izany lazaiko izany; fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa.11 Minoa Ahy fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko; fa raha tsy izany, dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza.
12. AndriambyII ( 02/11/2010 10:16)
Safidy ny finoana , tsy làlan-tokana ny mankany ankoatra fa maro ,sarotra ho an-draolombelona ny hahafehy ny lahatra efa mipetraka ao @ natiora ,ka na ireo nanoratra ny boky masina nandalo tety ambonin' ny tany aza dia tsy nahazahoana hafatra avy any hatramin' izao .Araka ireo illuminatis dia mivily làlana ny finoana sy ny fivavahana rehetra @ ankapobeny , tsy @ tokony ho izy fa mivaona sy niova noho ny toetr'andro .Jamba mifampitantana ny olombelona @ izao fahamaizinan' ny saina izao ka mila fanazavàna masina sy marina tanteraka avy @ fiasan' ny saina kely ananan' ny tsirairay atambatra hivondrona hahafantarana ny tena fizotry ny antom-pivavahana rehetra misy eto antany.
13. hery ( 02/11/2010 10:35)
Te handefitra aho hoe angamba misy làlana maro ka mety samy ho tonga any daholo ihany... Fa raha toa moa ka iray ihany tokoa ny "Làlana"?
14. AndriambyII ( 02/11/2010 12:48)
Na dia ny nahatongavan' ny eritreritra ao andohan' ny olombelona sasany aza fa possible ny transportations des éléments solides via un autre pouvoir ( mbola virtuel aloha hatr@ izao izany ) dia raiso sary antsaina hoe ,ahoana no nahatonga ny fanahy ( l'âme ) ho velona ao @ natiora sy voary ka mahatonga ny hetsika sy ny zavatra vokariny eo @ fisiany eto antany .
Ho làlan-tokana fotsiny ve ? Ohatra iray ny algue "Noraechonie" , zava-maniry no hiantombohany eo @ fisiany , mandritry ny génération maromaro dia mitombo isa sy mitombo habe toy ny olombelona izy ( misy fécondations sy vieillesse) , rehefa tonga @ faran' ny longevité-ny izy ireny , dia mi- muté ho xlacidaes ( biby kelin-dranomasina ) mitovy karazany @ plancton ary vertébré ny ampahany ,izay manana structure d' existence ohatry ny dauphin , mitombo ary miteraka koa .Ny sasany dia lasa algues plus constitués organiquement par rapport à leur ancétres .
Ka dia averiko ny momba ny làlan-tokana ho diavin'ny zava-manan' aina rehetra eto antany .Tokana ve ?
15. RAR.DAGO ( 02/11/2010 19:15)
AndriambyII:

Araka ireo illuminatis dia mivily làlana ny finoana sy ny fivavahana rehetra @ ankapobeny , tsy @ tokony ho izy fa mivaona sy niova noho ny toetr'andro .

Miala tsiny aloha fa tsy mahafantatra loatra momba ity revy iray ity fa ny illuminatis anie raha ny fahalalako azy misy kazanay be dia be tsy misy hifandraisana mihitsy e! Ao ny loge maçonnique, ao conspirationniste....
AndriambyII:

.... Ohatra iray ny algue "Noraechonie" , zava-maniry no hiantombohany eo @ fisiany , mandritry ny génération maromaro dia mitombo isa sy mitombo habe toy ny olombelona izy ( misy fécondations sy vieillesse) , rehefa tonga @ faran' ny longevité-ny izy ireny , dia mi- muté ho xlacidaes ( biby kelin-dranomasina ) .....

Mba homeo référence hoe aza fady mikasika ireto Noraechonie sy xlacidaes ireto fa tena izay mihitsy aho vao nahare an'izany ka mba te ahafantatra raha tsy maha diso.
16. fijo ( 03/11/2010 21:20)
ary andriamanitra izany anie manao fisainana mpanongam panjakana e.ny mpanongam panjakana mantsy rehefa malaza izy dia ilay nametraka azy teo no ahiliny voalohany.
DE GAULLE nanilika an'i Gle sallan
RAVALO nanilika an'i GLe Fidy
RAJOELINA nanilika an'i "Gle"kotonandrasana
ANDRIAMANITRA izany nanilika ny jiosy.hihihihi
17. rijadolly ( 05/11/2010 16:11)
Logique tsy mety indray iny nalain' Zoky Fijo iny...

Iza ry zoky Fijo no fanjakana naongan' Andriamanitra? Naika hisy hanongana izy fa tratra ireo mpikomy ireo, dia ny vahoakan'Andriamanitra sisa no simbaina sy atao izay ahavery, mba ho an' ilay tsy nahaongana.
18. fijo ( 05/11/2010 21:36)
ka ny jiosy no nampahafantatra voalohany fa izy no "andriamanitra "tokana,nefa izao kay ry zalahy iznay tsy tafiditra any amin'ny fanjakany akory ,fa ny kristianina ko.na i jesoa aza anie izany tsy tafiditra any e,lery mantsy teraka jiosy ary maty jiosy.
19. RAR.DAGO ( 05/11/2010 22:20)
Tsy marina io Fijo a! 14 siècle avant JC i Akhenaton dia efa niresaka hoe i Aton no Atra tokana ary gidraka be mihitsy moa no niafarany ho azy.

Misy aza moa milaza fa i Moise dia noforonina t@ tantaran'i Akhenaton satria tsy misy porofo milaza ny fisian'i Moizy ara-tantara nefa bestaka no itovizan'ny tantaran'izy mitsamy.
20. dimo ( 06/11/2010 06:39)
somary henjana ny ady hevitra satria na ataontsika fotsiny aza hoe fiangonana iray dia efa manahirana ny ady hevitra mitranga ao rehefa mivory ny komity. na ny fandrafetana izany fivavahana iraisam-pirenena izany dia tsy ho possible mihitsy satria na ny Andriamanitra tompoina aza efa samihafa.Misy fikambanana tahaka ny Gédéon Internationnal, ho an'ny kristiana dia tsy miresaka afa-tsy fizarana ny filazantsara na dia avy @ fiangonana samy hafa aza no miditra mikambana ao, dia mandroso ny asany satria Andriamanitra iray ihany no tompoina ary ny tanjona dia ny hahafahana mizara ny tenin'Andriamanitra manerana izao tontolo izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1235