Dia ahoana izany ny sasany?
21. RAR.DAGO
(
06/11/2010 07:52)
Mety hisaritaka ny sasany eto fa tsy maninona fa mba hapandrosoana ny hevitra ny hisavorivoriana.
Ny fiangonana monothéiste rehetra anie dia secte fifehezana ny saina tsy hivoatra @ fampitahorana biby masiaka atao hoe Atra sady mamono no saropiaro (resaka "sado maso" be lay resaka) ka raha vao mijery ny hafa fotsiny ianao dia ambanana afo be fa sao dia mandrotsaka rakitra any !
Izay te hivoatra izany dia mahazo manorina fijery an'Atra vaovao mifototra @ hevitra tsara rehetra hatramin'izay toy ny fizarana, fitiavana, fifanampiana sns fa tsy asiana Atra midaroka sy mamono izany.
Dia tsy maninona koa na misy Atra hafa aza satria izy ireo misaina noho isika ka hafaka mifandefitra sy miara-miaina tsara fa tsy voatery mifanenjika izany

22. AndriambyII
(
06/11/2010 20:52)
Sasa-poana izay miresaka an' Andriananahary , saro-takarina ny heriny sy ny asany.
23. RAR.DAGO
(
07/11/2010 04:52)
AndriambyII:
Sasa-poana izay miresaka an' Andriananahary , saro-takarina ny heriny sy ny asany.
Ka izay anie no mahatonga aho miresaka hoe fijery no atsaraina e! La réalité ne change pas, seule notre appréhension de celle peut s'améliorer
24. RBNIR
(
11/11/2010 04:45)
Inty misy fanoharana :
« Ary nilaza zavatra maro taminy tamin'ny fanoharana Izy ka nanao hœ: Indro, nivoaka ny mpamafy mba hamafy; » (Matio 13:3)
« ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana; dia avy ny vorona ka nandany azy. » (Matio 13:4)
« Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy; dia nalaky nitrebona ireny, satria tsy nisy tany lalina. » (Matio 13:5)
« Fa rehefa niposaka ny masoandro, dia nalazo ireny, ary satria tsy nanam-paka, dia maty izy. » (Matio 13:6)
« Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tsilo; ary ny tsilo naniry ka nangeja azy. » (Matio 13:7)
« Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany tsara, dia namoa: ny sasany avy zato heny, ary ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy telo-polo heny. » (Matio 13:8)
« Izay manan-tsofina*, aoka izy hihaino. [*Na: (Izay manan-tsofina ho enti-mihaino)] » (Matio 13:9)
Ary inty misy tantara kely:
Teny ambony Sambo Croisière iray (mitovitovy amin’I Titanic izy ity an : tsara tarehy, goavana sady arifomba aoka izany):
Nibaliaka sady nahafinaritra aoka izany ery ny andro. Tony dia tony ny ranomasina, Finaritra avokoa ny mpandeha rehetra.
Tampoka teo nisy matelo kely anankiray (mpamafa sambo akory aza ilay izy koa).
Nikiakiaka tsy nisy ohatran'izany : O! re olona a! tena nahita fahitana aho re olona teo fa ho rendrika ny Sambo fa hisy Ouragan B ho avy aingana ka mangalà daholo gillet de sauvetage haingana dia haingana ka samia miankanjo ny azy avokoa.
Marina ity re olona a! Tsy mandainga aho marina e! hoy izy nikiakiaka mafy dia mafy!
Raha nandre izany ireto olona marobe anarivony dia:
- Ny sasany nanao hoe inona koa izany rediredin'adala izany e (ny andro mibaliaka tsara sy mahafinaritra aoka izany io, ranomasina tony dia tony io ka hoe izao a e…) sady amin'izay koa ialahy izay mpamafa sambo kely io v no mba miteny an’izany??? tsy mila aho! tsy hilaiko ialahy fa mandehana mandeha any fa aza mandrebireby ahy eo.
- Ny sasany nino kely ilay teny ihany fa hoy izy anakapo hoe: aleo rangahy rehefa avy eo izany fa aleo aho aloha hanararaotra izao andro tsara izao a, adinony tanteraka nefa ny ilay gillet avy eo satria mbola revo dia revo ery izy nankafy ity andro nibaliaka aoka izany.
- tao ireo nino saingy nisalasala satria nisy niteny taminy hoe rediredin’adala io e! dia menatra ny sasany dia tsy sahy nandray akory.
- Fa tao kosa ireo nandre dia nino ilay matelo kely ka nifandrombaka naka sady avy hatrany dia nijoloka ny anjarany (vitsy dia vitsy tokoa anefa ity antoko farany ity).
Ora iray monja taorian’izay anefa, tsy nisy nanampo na inona na inona. Eny na dia nanana radar matanjaka aza ilay Sambo, inona tokoa niamaizina tampoka ny andro, nanomboka nifofofofo be tsy nisy ohatran’izany ny rivotra ary nisamboaravoara be ny ranomasina.
Taitra ny olona rehetra! Loza! Loza ! Loza ! tena marina ny nolazain’ilay mpamafa sambo,
Aingana loatra anefa ny fiavin’ity Loza ka tsy nisy fotoana intsony andehana naka ireo gillet, Nisy ihany tonga tany amin’ilay toerana saingy efa difotra ilay Sambo vao hoe nahazo izy ireo ka dia maty sempotra tsy tafavoaka intsony nampalahelo tara loatra.
Ny hany sisa velona dia ireo efa nijoloka ny gillet de sauvetageny satria andro maromaro ihany vao tonga ny secours ka ireo ihany no afaka nitsingevana fa ny sisa reraka ka natelin’ny rano ihany nony farany.
Iza ary no homentsika tsiny :
- ilay Andriamanitra nampahita ilay fahitana v? (tsy efa vita kosa ve ny asany nampahalala tamin’ilay fahitana?)
- ilay matelo kely izay tsy naniry akory izay hoe ahita ilay fahitana v? (efa mba nikiakiaka mafy kosa ange izy e! saingy ny olona no nihevitra azy hoe adala)
- Ireo izay nino dia nijoloka avy hatrany mba hanavotany ny ainy? (nanavotra ny ainy kosa izy koa dia ho fahadisoana v izany?)
- Ireo SASANY IZAY MAROBE TOKOA saingy noho ny antony samihafa dia samy tsy naka gillet avokoa?
Amiko, tsy ny fanomezantsiny an’iza na iza no zavadehibe, Ireo maty ary anie mampalahelo B e! Fa hoy aho hoe raha izaho no tao anatin’ilay Sambo, nomeko voninahitra ihany ny tenin’ilay matelo kely na dia kely sy bitika indrindra aza izy satria hoy aho hoe misy dikany izy matoa miteny sady zava-dehibe ohatran’izany tsy azo tenitenenina fahatany .Amin’izay aho hilamina tsara ny saiko ka na inona na inona ho avy eo efa niankanjo aho aloha ary efa ho isan’izay velona raha tonga tokoa ilay LOZA.
Atsipy ny tady eny antandroky ny omby. Atsipy ny teny ao ampon’ny mahalala.

25. RAR.DAGO
(
11/11/2010 21:52)
Ny adinonao ao anatin'ity angano ity dia nisy ihany koa ireo izay avotra satria niditra tao anaty canot de sauvetrage ;)
Ny tiako ho lazaina dia hoe sao dia diso hevitra ianareo kristianina manao gilet fa mety misy lalan-kafa koa anie fa tsy ny anareo irey no marin'e! Ary raha ela vao tonga ny famonjena, aleo naty canot toy iay manao gilet anaty rano mangatsiaka misy atsantsa! :-)
Averiko eto mba hazava tsara ny hevitro mikasika an'Atra :
-Izaho mino fa misy Atra fa tsy personnifié ohatran'ny Atra kristianina izy io fa concept de limite de connaissance et d'appréhension. Autrement dit je ne peux pas définir ce que je ne sais pas comme on ne peut pas savoir si l'univers est un monde fini ou infini. Par contre je pense que ça relève de l'enfantillage de décrire Dieu comme un père fouettard. Fa iny moa ilay lazaintsika eto matetika hoe safidy ny finonana) ka samia maka izay tiaka dia aleo tsy mifaneritery sy mifampitsaratsara.
- Izaho tsy mino ary tsy mandraharaha ny fiainana ao arianan'ny izao eto an-tany izao satria tsy hitako loatra izay hivadiako loha @ izany nefa ny eto mbola betsaka no tokony hatsaraina. Aleko miakarakara ny velona toy izay hikarakara ny fianako any @ tsy hay any.
- Ary ny hitovizako hevitra @ kristianina dia ny finoako ny maha tsara ny fampianarana voalaza ao anatin'io baibloy io. Fa ilay votoati-kevitra no resahina eto fa tsy ny fitonontononana ny verset ao anatiny toy ny farizianina. Ireo ilay lazaiko hoe valeurs communes de l'humanité.

26. RBNIR
(
16/11/2010 07:42)
RAR.DAGO:
Ary raha ela vao tonga ny famonjena, aleo naty canot toy iay manao gilet anaty rano mangatsiaka misy atsantsa! :-)
Indrisy ao amin'ilay tantara dia tsy nisy hiomanana amin'izany intsony ka izay no nahatonga ilay matelo hiteny hoe avy dia anaovy ny gillet satria hitany mialoha fa aingana dia aingana ilay loza.
27. RAR.DAGO
(
16/11/2010 07:50)
RBNIR:
RAR.DAGO:
Ary raha ela vao tonga ny famonjena, aleo naty canot toy iay manao gilet anaty rano mangatsiaka misy atsantsa! :-)
Indrisy ao amin'ilay tantara dia tsy nisy hiomanana amin'izany intsony ka izay no nahatonga ilay matelo hiteny hoe avy dia anaovy ny gillet satria hitany mialoha fa aingana dia aingana ilay loza.
Ka ny sambo lehibe rehetra efa misy canot de sauvetage daholo tsy maintsy ampy ho an'ny rehetra (depuis le Titanic) ko!