Ary raha hita moa ny fatin'i Jesosy dia ahoana?

1. RAR.DAGO ( 15/10/2010 20:56)
Raha mandeha moa ny fikarohana miaraka @ fahaizana rehetra ankehitriny ka voaporofo fa io no fatin'i Jesosy, izany hoe tsy nitsangana t@ maty akory izy fa tena maty tokoa dia mba ahoana re e?
novalian'i RAR.DAGO ny 04/11/2010 05:50
2. AndriambyII ( 15/10/2010 21:00)
Biologiquement aloha , rehefa maty dia maty ! Mystification ny ambiny !
3. RAR.DAGO ( 15/10/2010 21:03)
Ka raha tsy nitsangana t@ maty anie izy dia tsy misy mitombona intsony ny finona kristianina izay miandrandra ny fiainana any ankoatra izay nasehon'i Jesosy t@ fitsanganana t@ maty t@ andro faha telo e!
Tsy misy intsony izany ny fiainana mandrakizay !
4. AndriambyII ( 15/10/2010 21:07)
Ephemere ,ngah tsy sarotra é !
5. kotobekibo ( 15/10/2010 22:09)
Tena fanotaniana tsy takatry ny sain-tsika izany baina fa mba fanotaniana azon-tsika valiana apetraka a! :-P

avec le " SI ..... " , on refait le monde hoy ny vazaha.
Eritrereto hoe :
raha ....tsy nisy ny tany
raha ....tsy nisy ny olombelona
raha ....tsy nisy ny gasy
raha ....tsy nisy Andriamanitra
raha ....tsy nisy ny devoly
raha ........... sao d mipoaka @ izany ny saina kely anananay sakààà !!!!
hahahahahaha
6. milamm ( 16/10/2010 02:20)
tena tsy mitombina zany fanotaniana zany rar.dago a zao manko,
- raha mino Azy ianao dia mahalala fa nitsangan-ko velona Izy ny paka, zany oe zanak'Andriamanitra velona no ho hitanao fa tsy faty.
-raha tsy mino dia tsy ao anaty marin-dranonao azo ekena akory ny fisiany, raha zavatra tsy nisy tsy afaka ho faty
-raha ny biolojia no resahina dia tsy mbola nisy nisy olombelona nahafantatra marina ny DNA an'i Jesosy na mahita faty hafa maheriny 2 arivo taona aza azo ampitoviana aminy, ny tantara ihany oh.no azo amboarimboarina mba ahazahoany media vola sy hanakarena vetivety
Hevitro manokana iny izay toy ny tera-bary
7. AndriambyII ( 16/10/2010 08:47)

kotobekibo:

Tena fanotaniana tsy takatry ny sain-tsika izany baina fa mba fanotaniana azon-tsika valiana apetraka a! :-P

avec le " SI ..... " , on refait le monde hoy ny vazaha.
Eritrereto hoe :
raha ....tsy nisy ny tany
raha ....tsy nisy ny olombelona
raha ....tsy nisy ny gasy
raha ....tsy nisy Andriamanitra
raha ....tsy nisy ny devoly
raha ........... sao d mipoaka @ izany ny saina kely anananay sakààà !!!!
hahahahahaha

Dé lasa nofinofy fotsiny sisa no ao anaty loha fa tsy mahita ireto richesse matieres naturelle manerana ny lanitra sy tany ireto.
Misy fanasàna atidoha ao anatin' ireo vinany nalefan-drakotobekibo reto klé !!
8. ngaila ( 16/10/2010 12:54)
tena danz,njay zany klé
9. AndriambyII ( 16/10/2010 13:19)
hi hi hi hi ,ary zany angamba no nahabotrabotra an' i rabekibotaina !
10. bor2lais ( 16/10/2010 13:57)
milamm:

- raha mino Azy ianao dia mahalala fa nitsangan-ko velona Izy ny paka, zany oe zanak'Andriamanitra velona no ho hitanao fa tsy faty.
-raha tsy mino dia tsy ao anaty marin-dranonao azo ekena akory ny fisiany, raha zavatra tsy nisy tsy afaka ho faty

+1
Ahatsiarovako ny tantaran'ny Heroda sy ny magy : samy te-hahita Azy daholo saingy ny "motivation" no samy hafa ...
11. rijadolly ( 16/10/2010 16:18)
Marina kosa ny an' Kotobekibo e! Betsaka marina ny lohahevitra miforona eto raha ny fanotaniana misy "raha" izany no apetraka. oh: Raha tsy nisy fiarakodia tokoa moa izany dia ahoana ianareo Mpamily ireo? HIHIHIHIHI!
12. rahery08 ( 18/10/2010 05:15)
Ary raha tsy nisy RAR DAGO moa izany dia ahoana?
13. dimo ( 18/10/2010 06:38)
raha io fanontaniana io dia tsy mitombina intsony ho an'izay tena kristiana satria ny finoana kristiana dia hoe: maty Izy dia nitsangana Velona ary niakatra ho any an-danitra dia mbola hiverina indray hitsara ny velona sy ny maty. Ka tsitako izay tokony hihorohoroana amin'izay milaza fa hita ny fatin'i Jesoa fa tsy nitsangana tamin'ny maty Izy.
14. RAR.DAGO ( 18/10/2010 06:39)

rahery08:

Ary raha tsy nisy RAR DAGO moa izany dia ahoana?


Dia nihena iray ny vendrana teto an tany
15. vony501 ( 18/10/2010 06:49)
Fanontaniana tsy tokony ho apetraky ny Mino akory
Ny tsy mino rahateo moa dia efa tsy miraharaha izany
16. RAR.DAGO ( 18/10/2010 07:41)

vony501:

Fanontaniana tsy tokony ho apetraky ny Mino akory
Ny tsy mino rahateo moa dia efa tsy miraharaha izany

Fa tsy kristianina sy Athée ihany any no eto ambonin'ny tany e!
17. nyhaingo ( 19/10/2010 10:56)

Raha mandeha moa ny fikarohana miaraka @ fahaizana rehetra ankehitriny ka voaporofo fa io no fatin'i Jesosy, izany hoe tsy nitsangana t@ maty akory izy fa tena maty tokoa dia mba ahoana re e?
adala zany ireo mpianatra 11 lahy miampy an'ireo olona sasany nahita ny niakarany tany andanitra ? sa niara-nandainga sy nilaza habobo tamin'ny olona rehetra izy ireo ? ary ireo olona nisehoany rehefa nitsangana izy (tomasy aza tsy nino )?
18. dimo ( 19/10/2010 13:14)
tohanako izany fametrahanao fanontaniana izany ry nyhaingo.
19. infiny ( 19/10/2010 14:08)
Lalina tokoa ilay fanontaniana saingy mila voavaly aloha izay vao ita hoe anao ahoana ny akon'ny amin'ny finoana kristiana. Raha positive ohatra dia mety hanome fanazavana ireo mpahay theolojia sns na koa ivadika silamo ny ankamaroan'ireo kristiana, ...
20. fijo ( 19/10/2010 21:20)
za efa ela no nirary ny ahitana io ambin'i lery io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0435