Ary raha hita moa ny fatin'i Jesosy dia ahoana?

41. RAR.DAGO ( 22/10/2010 19:44)

fijo:

ny tanatran'ny JC kosa efa eken'ny mpahay tantara ny fisiany ka.saingy ny tantarany no tsy mitovy.ny baiboly milaza fa zanak'andriamanitra lery,nympahay tantara milaza fa zanak'i maria tamina olonk'afa lery;ary izay no tsy nahafahany nanatrika ny fandevenana an'i josefa izay raikeliny.na dia nifandray tokoa aza izy roalahy ireo.

Ireo mpahay tantara rehetra lazain'i Fijo ireo dia olona miainga avy @ baiboly, torah sy coran ary mametraka hoe "parce que les contradicteurs (silamo sy jiosy) le reconnaissent, alors la contradiction n'a plus sa raison d'étre".
Fa ny historicité an'i Jesosy mbola resaka hafa mihitsy. Ny ohatra azo ampitoviana aminy dia i Robin des Bois. Angano nefa napetraka tao anaty contexte historique réel. Tsy milaza aho hoe angano Jesosy fa tsy voaporofo ny contraire.
Averiko eto fa tsy mampiova na inona na inona @ fampianarana nataony ny maha réalité historique azy na tsia satria na construction aza io "personnage" io dia bandy favy ihany na izany aza.
42. RAR.DAGO ( 22/10/2010 20:45)

fijo:

ny tanatran'ny JC kosa efa eken'ny mpahay tantara ny fisiany ka.

La démonstration consiste à dire "puisque ceux qui réfutent (les islamistes et les juifs) reconnaissent son existence donc il a existé.
Ny olana dia tsy misy porofo mihitsy ivelan'ireo boky telo ireo ankoatran'ny an'i Flavius Joseph nefa io koa dia contesté satria toa nisy kristianina nanova ny asany.

Raha manana porofo na asa hafa i Fijo dia vonona andray 100% anay.
43. rijadolly ( 24/10/2010 17:42)
RAR.DAGO:

Raha mandeha moa ny fikarohana miaraka @ fahaizana rehetra ankehitriny ka voaporofo fa io no fatin'i Jesosy, izany hoe tsy nitsangana t@ maty akory izy fa tena maty tokoa dia mba ahoana re e?

Pissoa:

Be dia be ny zavatra mety hitranga.

1 - Mety ho tonga koa ny manam-pahaizana hafa heneho ny heviny amin'ny fikarohana natao ka nilazana fa ny fatin'i Jesoa no hita. Maro amin'ny Siansa mantsy no subjective sy be interpretations. Ny Matematika ihany angamba no tena tsy subjective, ka raha voa-porofo amin'ny alalan'ny Matematika vao mety tsy ho betsaka ny hitrandraka izay mety ho fahadisoan'ny valim-pikarohana. Mety heverina hoe betsaka ny fahaizana ankehitriny, saingy tahaka ny finoana ihany : be loatra ka mifanipatsipaka ao

2 - Mety ho tonga hanala devoly amin'ireo milaza ho nahita ny fatin'i Jesoa ny olona be dia be.

3 - Mety hihena ny isan'ny Kristianina.

4 - Mety ho herin-taona ihany no malaza izany voka-pikarohana izany dia avy eo tsy re intsony na ny anaran'ireo mpikaroka aza.

5 - Etsetra.

6 - Mety ny ampitson'ny hilazana izany ny fara andro :-D

Eo amin' valin' faha 3 ohatry ny hanao fanamairahana kely aho.
Hatramin' izao izany raha azoko tsara dia maro be tokoa ireo manam-pahaizana no nikaroka ny nofon' Jesoa Kristy. Tsy mbola nisy nahita anefa hatramin' izay, Izany hoe noforonina tao an-tsaina na nanohitra be fahatany fotsiny noho ny fahaizana be loatra. Miezaka mandresy lahatra ireo tsy mino anefa ny Kristianina rehetra satria izireo efa mahatsapa ny fahavelomany.

3 - Mety hihena ny isan'ny Kristianina.

Io fanahian' Pissoa io dia tokony hifanohitra amin' izany no tokony hiseho satria maro ireo mpikaroka angamba ny efa nody mandry fa tsy nahita, ary nody niaraka taminy ny fikarohany na dia nisy nanohy aza izany.
44. RAR.DAGO ( 25/10/2010 05:59)
Izaho kosa nefa mihevitra fa tsy ho hita mihitsy ny taolambalony satria izao no antony :

1. Mety tena nitsangana tokoa izy dia lasa. Nahoana tokotry no tsy hisy izany? Betsaka no efa noheverina fa maty nefa nitsangana indray. Tany Bordeaux tany toa nisy vao aingana.
2. Olona betsaka no nanaraka ny hevitra nampitain'ny mpianany. Porofon'izany maro ny kristianina ankehitriny noho ny jiosy izay finoana niaviany. Na izany tena "spin odoctors" favy ireo apostoly ireo na nahavory hevitry ny maro izy ireo dia lasa nihatsara hatrany ny heviny (ohatran'ny linux ohatra). Ka raha maro ny olona niheritreritra hoe tokony hitsangana @ maty ny mpaminanina dia izay no zavatra natao voalohany, ka hafenina ny taolambalony raha tsy mbola nataon'ireo teo aloha.
3. Mety tsy nisy historiquement ilay personnage fa tantaran'olona bestaka no natambatanatra ho olona iray noho izany tsy hisy mihitsy matérialisation an'ilay personnage principal.

FA KOSA, raha hita tokoa ny taolambalony dia :

1. Tsy maintsy averina aloha ny fanazavana ilay résurrection fa tsy mety intsony ilay taloha.
2. Tsy ho faty anefa ny kristianisma satria betsaka ny olona manan-tsaina hafaka ny hiaro azy.
3. Ny faniriako moa dia hisy ny "néo-christianisme" mba tsy ho ilay tantara majinijinika no atao fototry ny finoana fa ny hevi-dehibe ao anatiny na nisy na tsy nisy ny tantara tao anatiny.
45. RAR.DAGO ( 25/10/2010 05:59)

46. RAR.DAGO ( 25/10/2010 06:00)

47. AndriambyII ( 03/11/2010 17:58)
Voaporofo fa misy lamina tsy hain' olombelona takarina eto anivon' ny voary , ary tsy ny fanantitranterina ny zavatra voalaza hatrizay no hamboraka ny marina @ lafiny rehetra , adidy sy andraikitry ny tsi 11 ny manazava ny seho mipoitra eo anoloany isanandro.
"RAR.DAGO - 25/10/2010 07:59 "
Izaho kosa nefa mihevitra fa tsy ho hita mihitsy ny taolambalony satria izao no antony :

1. Mety tena nitsangana tokoa izy dia lasa. Nahoana tokotry no tsy hisy izany? Betsaka no efa noheverina fa maty nefa nitsangana indray."

>>>>Azo lazaina ho affirmation gratuite ny hevitr'i RAR.DAGO amin' izay , satria mbola ady be ao andriba ao hoy ny fitenenana momba ireny sehon-javatra tsy takatry ny sain' olombelona ireny .Na ny rano lasa pî, na ny fandehanana ambony rano , na ny fanasitranana ny marary dia efa hitan' ny sasany ny marina momba izany , ary efa nisy ireo fanandramana natao eran 'izao tontolo izao , ka hita fa misy tokoa ny hery tsy fantatra (masina ? )Tsy hay alou hatramin' izao !
Ny zavatra azoko ambara dia "tsy misy dikany ny interpretations ataontsika olombelona miohatra @ herin' ny lanitra !!
48. RAR.DAGO ( 04/11/2010 05:50)
AndriambyII:

1. Mety tena nitsangana tokoa izy dia lasa. Nahoana tokotry no tsy hisy izany? Betsaka no efa noheverina fa maty nefa nitsangana indray."
Azo lazaina ho affirmation gratuite ny hevitr'i RAR.DAGO amin' izay ,

Raha ny Encarta no henoina ny atao hoe affirmation dia "énoncé qui assure qu'une chose est exacte". Rehefa miteny hoe "Mety tena nitsangana tokoa" dia azo adika @ conditionnel passé izany raha teny frantsay izany hoe HYPOTHESE, na possibilité fa tsy affirmation mihitsy ka!

AndriambyII:

Ny zavatra azoko ambara dia "tsy misy dikany ny interpretations ataontsika olombelona miohatra @ herin' ny lanitra !!

Tsy misy dikany koa ny herin'ny gasy miohatra @ amerikanina. Tokony ho tsinotsiniavina ve izany isika na tsy tokony hiezaka intsony fa hijanona vedrana sy mahantra mandrakizay ka anao sermon d’allégeance any @ izay matanjaka rehetra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513