Ary raha hita moa ny fatin'i Jesosy dia ahoana?

21. hery ( 20/10/2010 07:46)
:-)

Maninona no tsy apetraka ny fanontaniana hoe "Ary raha ohatra tokoa moa ka tsy nisy ny olombelona? lolll"
novalian'i RAR.DAGO ny 25/10/2010 05:59
22. RAR.DAGO ( 20/10/2010 08:05)

hery:

Maninona no tsy apetraka ny fanontaniana hoe "Ary raha ohatra tokoa moa ka tsy nisy ny olombelona? lolll"

Ka mipetraka tokoa anie ny fanontaniana hoe any @ planéte tsy misy olombelon any ve misy Atra?
23. RAR.DAGO ( 20/10/2010 08:09)

nyhaingo:

adala zany ireo mpianatra 11 lahy miampy an'ireo olona sasany nahita ny niakarany tany andanitra ? sa niara-nandainga sy nilaza habobo tamin'ny olona rehetra izy ireo ? ary ireo olona nisehoany rehefa nitsangana izy (tomasy aza tsy nino )?

Tsy dia hoe maro be anie no nilaza nahita izany e! Izany hoe statistiquement azon-dry zareo natao tsara mihitsy ny namorona izany.

Aza adino fa i Abrahama anie izay personnage central ao anaty baiboly judéo-chrétien dia lavin'ny mpanao tantara ny manamarina ny fisiany marina (existence historique). Izany hoe mety ho olona noforonina izy io na atao hoe angano raha te hanalanala kely e!
24. mirananirina ( 20/10/2010 08:23)
Raha araka ny fitadidiko anie,dia hoe nisy niambina ny fasana,ary Maria reniny niaraka aminy namany 2 lahy no tonga hanatitra lamba hoa azy,no nahita fa hoe tsy ao intsony ny razana.
25. cyril ( 20/10/2010 09:51)
ramatoa athée kelimalaza , boudha, ouioui ,ouioui andefaso sary ah ouioui a hanaovako world peint a ouioui ouioui be zizotra

ouioui

ouioui
26. jiolah ( 20/10/2010 11:37)
izay mino fa nitsangana izy dia tazomy izay (tsisy razana atao autopsie zany eto), ze tsy mino kosa dia toy ny angano rehetra ihany ny fandraisany azy (mety mbola any le razana raha nisy)
Ary technologie inona no mety ahafantarana an'azy (@ ADN ve?? anatomie ve?? carbone 14 sa..sns)
Tsy ohatra ireny sary aseho ireny koa izao ny tena endriny fa mino aho.
27. fafane ( 20/10/2010 11:42)
Io ary fa misy mangataka sary sahady , ny an'ny sasany koa resaka hafa fona no ataony ato, efa zatra miadaladala de tsy mety tsony o?
28. jiolah ( 20/10/2010 11:56)
le sarin'jesosy aseho eny rehetra eny izay ry anona a.fa tsy ny sarinao.
29. milamm ( 20/10/2010 13:37)
zany a lol, de ahoana avy eo razokinbe lol? ho tanteraka anie zany faniriany fijo zany e fa vazivazy...
30. fijo ( 20/10/2010 19:26)
amiko i abraham dia nisy.merty tsy ilay tena fitantarana azy ao anaty baiboly no nisy,fa na izany aza nisy io rangahy io.nisy koa i rajesoa.na dia tsy hinoako aza ny fahamasinany,dia nisy izy amiko.
ny hiriko fotsiny,dia ny ahitana ny ambiny mba hanazavana ny tantara sy ahitana ny marina.saingy na ita aza ny fasany,manahy aho ,fa hoafenina mafy satria atahoran ahitarika korontana ny fahamarinana ho ita ao.
31. pissoa ( 21/10/2010 20:32)
RAR.DAGO:

Raha mandeha moa ny fikarohana miaraka @ fahaizana rehetra ankehitriny ka voaporofo fa io no fatin'i Jesosy, izany hoe tsy nitsangana t@ maty akory izy fa tena maty tokoa dia mba ahoana re e?

Be dia be ny zavatra mety hitranga.

1 - Mety ho tonga koa ny manam-pahaizana hafa heneho ny heviny amin'ny fikarohana natao ka nilazana fa ny fatin'i Jesoa no hita. Maro amin'ny Siansa mantsy no subjective sy be interpretations. Ny Matematika ihany angamba no tena tsy subjective, ka raha voa-porofo amin'ny alalan'ny Matematika vao mety tsy ho betsaka ny hitrandraka izay mety ho fahadisoan'ny valim-pikarohana. Mety heverina hoe betsaka ny fahaizana ankehitriny, saingy tahaka ny finoana ihany : be loatra ka mifanipatsipaka ao :-P

2 - Mety ho tonga hanala devoly amin'ireo milaza ho nahita ny fatin'i Jesoa ny olona be dia be.

3 - Mety hihena ny isan'ny Kristianina.

4 - Mety ho herin-taona ihany no malaza izany voka-pikarohana izany dia avy eo tsy re intsony na ny anaran'ireo mpikaroka aza.

5 - Etsetra.
32. pissoa ( 21/10/2010 20:34)
Hadino

6 - Mety ny ampitson'ny hilazana izany ny fara andro :-D
33. fijo ( 21/10/2010 21:25)
mety hifarana nyampitso tokoa nyandronn'y "mpino"maro satria diso fanantenana,dia mamono tena.
34. RAR.DAGO ( 21/10/2010 23:05)

fijo:

amiko i abraham dia nisy.merty tsy ilay tena fitantarana azy ao anaty baiboly no nisy,fa na izany aza nisy io rangahy io.

Ny tiako ho lazaina hoe i Abrahama, zanak'i Sema izay zanak'i Noe izay taranak'i Adama (10ème ou 11ème génération tsy tsaroako tsara intsony) dia personnage biblique avy ao @ genesisy. Fa ny tantara mikasika ny fiainany voalaza ao anaty baiboly dia tsy mifanojo @ ny zava-nisy t@ androny. Faharoa, tsy misy mihitsy tantara miresaka ny fisian'i lery ankoatra ny baiboly.
fijo:

nisy koa i rajesoa.na dia tsy hinoako aza ny fahamasinany,dia nisy izy amiko.
ny hiriko fotsiny,dia ny ahitana ny ambiny mba hanazavana ny tantara sy ahitana ny marina.saingy na ita aza ny fasany,manahy aho ,fa hoafenina mafy satria atahoran ahitarika korontana ny fahamarinana ho ita ao.

I lery koa dia tsy ananana tantara mihitsy ankoatry ny testamenta vaovao, ny Talmud ary ny coran izay avy @ Torah (boky jiosy) avokoa. Ary ny olona tsy ao antin'ireo fivavahana ireo miresaka azy voalohany dia ilay mpahay tantara romanina Flavius Joseph nefa dia mbola maro no milaza fa nisy novain'ny kristianina ny tena zavatra marina nosoratan'i Flavius Joseph.
Ny argument historique principal entina miaro ny fisiany izany dia ny hoe na ny jiosy sy ny silamo aza, izay tsy mino ny maha mpaminany (et a fortiori) sy ny maha zanak'Atra azy dia manaiky ny fisiany, ka noho izany izy dia nisy.

Ny ho ahy tsy raharahako na nisy izy na tsy nisy fa ny fampianarana voasoratra ao anatin'ny boky miresaka azy no mahafinaritra aho. Ny miova @ Atra jiosy sy n voalaza ambaran'i jesosy dia ny azy tsy ilay mpikapoka sy mampijaly fa indrindraindrindra ilay be fitiavana.
35. RAR.DAGO ( 21/10/2010 23:21)

fijo:

amiko i abraham dia nisy.merty tsy ilay tena fitantarana azy ao anaty baiboly no nisy,fa na izany aza nisy io rangahy io.nisy koa i rajesoa.na dia tsy hinoako aza ny fahamasinany,dia nisy izy amiko.
ny hiriko fotsiny,dia ny ahitana ny ambiny mba hanazavana ny tantara sy ahitana ny marina.saingy na ita aza ny fasany,manahy aho ,fa hoafenina mafy satria atahoran ahitarika korontana ny fahamarinana ho ita ao.

Historiquement ce n'est pas démontré hoe nisy i Abrahama taranak'i Sema zanak'i Noe.
Ny an'i JC koa torak'izany fa satria fotsiny hoe eken'ny jiosy sy ny Silamo ny fisiany na tsy mino ny maha mpaminany sy zanak'Atra azy ireo noho izany izy dia nisy.
Ny tena argument momba ny tantaran'i JC mantsy dia avy ao anaty baiboly, talmud ary coran avokoa.
Ny tsy ao anatin'ireo dia ny soratry i flavius Joseph izay mpahay tantara romanina nefa betsaka ny mitsikera fa nisy nanova ny zavatra nosoratan'ity tary ity.
36. RAR.DAGO ( 21/10/2010 23:22)

37. RAR.DAGO ( 21/10/2010 23:22)

38. RAR.DAGO ( 21/10/2010 23:22)

39. dimo ( 22/10/2010 05:25)
raha ny mpino dia tsy tokony ho diso fanantenana izany satria miambina foana izy isanandro. ary ny farandro izany @ mpino tsy voafetra satria efa nampiomanina fa ho avy toy ny mpangalatra ny fiavin'i Jesosy ka tsy fantatrao zany na rampitso na oviana. Matoa izy mamono tena dia tsy mpino.
40. fijo ( 22/10/2010 19:26)
ny tanatran'ny JC kosa efa eken'ny mpahay tantara ny fisiany ka.saingy ny tantarany no tsy mitovy.ny baiboly milaza fa zanak'andriamanitra lery,nympahay tantara milaza fa zanak'i maria tamina olonk'afa lery;ary izay no tsy nahafahany nanatrika ny fandevenana an'i josefa izay raikeliny.na dia nifandray tokoa aza izy roalahy ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0752