batisa

1. mepaka ( 25/10/2010 18:34)
mba tiako ho atao batisa ny zanako.zah eto usa no mipetra.ho anareo gasy mipetraka eto us .mba mangataka ny torohevitrareo raha azo atao.inona no tokony ho ataoko.@ krisimasy mantsy no eritreretako hanaovana ilay izy....sady mba te hifanerasera aminareo kou e!valo taona no nipetrahako teto fa mbola tsy nahita malagasy aho na iray aza.misaotra mialoha
novalian'i mepaka ny 26/10/2010 16:42
2. sylvaine ( 26/10/2010 06:52)
ka ville aiza no misy an i se alou
3. mepaka ( 26/10/2010 16:42)
slt!eto concord N.H zah no mipetraka.fa ny eritreritro dia hoe any D.C no ho atao lay izy.thank you
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0908