mba tiako ho atao batisa ny zanako.zah eto usa no mipetra.ho anareo gasy mipetraka eto us .mba mangataka ny torohevitrareo raha azo atao.inona no tokony ho ataoko.@ krisimasy mantsy no eritreretako hanaovana ilay izy....sady mba te hifanerasera aminareo kou e!valo taona no nipetrahako teto fa mbola tsy nahita malagasy aho na iray aza.misaotra mialoha