Fivavahana, finoana

Mpanazava ( 18/09/2010 19:07)
Jodie, agent immobilier, aide une femme à faire l’inventaire des biens de sa sÅ“ur décédée pour qu’elle les vende. Fouillant dans l’âtre d’une cheminée vétuste, il trouve deux viei... tohiny
novalian'i vonynive ny 05/10/2010 08:26
AndriambyII ( 18/09/2010 13:35)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=k0eRDrWtBw0[/youtube] Ahoana ny fahitan'ireo malagasy silamo , sy jiosy ny resaka ohatra izao ? Tsy tsara @ malagasy ve ny mahafantatra fa isan' ny fitaovana i... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2010 21:53
AndriambyII ( 18/09/2010 12:57)
Tsy @ maha-catho azy na @ maha protestant azy angamba no hitsarana ny olona iray ho pedophile fa @ maha olombelona azy . Aretin-tsaina vokatry tontolo sy ny erana manodidina ny tsi-1-1 no mibaiko ny t... tohiny
novalian'i ouioui ny 24/09/2010 22:51
cyril ( 17/09/2010 12:08)
EVEQUE-MAGICIEN ry havana ao Grenoble ... http://www.lanouvellegazette.be/regions/basse_meuse/2010-03-23/nous-avons-rencontre-l-eveque-magicien-769689.shtml [img]http://www.lanouvellegazette.b... tohiny
novalian'i victoria ny 05/10/2010 12:02
ouioui ( 16/09/2010 14:21)
Mahamay ndray ny Pape voapotsitra lava ny hifona @ reto pretra manao lamody pédophile tony , iny moa eo ihany fa hay ve avy tao @ kato koa no nisaraka e Ary tena vrakiny mihitsy izany ny olona niala... tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 02:08
ydifas ( 16/09/2010 05:40)
Faly miarahaba anareo amin'ny anaran'ny Tompo indray ny tenako [b]1 Petera 1/18 - 19[/b] [i]"fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy volamena, no nanavotana anareo tamin'n... tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 02:19
cyril ( 15/09/2010 16:28)
... manohitra ny hevitra Kato boraingona sy tsy mitombina ary mampihoron-koditrabe an'ireo [u]"bandy roalahy na telo dahy"[/u] farafahabetsany ireo ny ankizy rehetra ato e !!.... -fa nahoana tokoa ??... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/09/2010 09:31
cyril ( 14/09/2010 15:35)
Efa nisy faty olona be natao nefa mbola takotakonan'ireo Tompo menakely taty aoriana ihany na izy minia mikimpy eo anoloan'ny fahamarinana tsy mety maty ! ---Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/09/2010 14:47
cyril ( 14/09/2010 15:19)
Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny Lutheriens talohaloha teo ireny dia ny fi- torturé -na olona zay azon'ny Kato babo sy ny famonoana olona amin'ny fomba mahatsiravina (ohatra tetehina otran'n... tohiny
novalian'i ouioui ny 16/09/2010 14:09
andrywui ( 13/09/2010 12:38)
--- Hoy tenin'Andriamanitra : " Aza manao ny [u]rainareo ety an-tany[/u] fa mahatsiarova mandrakariva ilay [u]rainareo any an-danitra dia jehovah[/u] Tompon'ny maro izany !!!... " fanotaniana ary : ... tohiny
novalian'i ouioui ny 23/09/2010 21:30
andrywui ( 10/09/2010 14:06)
[i][b]ikaretsaka - 10/09/2010 00:23 [/b] hitan'i Andrywui izay aloha fa tsy finoana ilay izy fa ideolojia fa miverina @ ny hevitr'i infini momba ilay dualism (sy pluralism aho): ny fahazoako azy a... tohiny
fafane ( 09/09/2010 21:32)
Fa nahoana ny mpivavaka sasany milazafa mivavaka nefa tsy misy fiovana hita mintsy eo @ toetrany? Tena zava-misy tokoa io,fa ndray2 tenenina @ vava fotsiny lay hoe zahay mivavaka fa tsy miova akory l... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 08:41
infiny ( 09/09/2010 15:26)
Misy tamin'ilay fanontanian'i Hery ao ambanimbany ao hoe efa voafaritra mialoha ny voavonjy (supposer-tsika hoe mitovy avokoa ny voavonjy amintsika satria samy kristianina). Efa hanana'Atra ve izany... tohiny
novalian'i ouioui ny 16/09/2010 14:33
Miharena ( 09/09/2010 13:55)
Mipetraka ny fanontaniana eto amin'ity loha-hevitra ity satria ny finoana dia hita tokoa fa misy fomba fijery samy manana ny azy. Ny fianakaviana aza dia voasaraka rehefa samy manana ny fisokom-pinoan... tohiny
novalian'i fijo ny 23/09/2010 20:56
hery ( 09/09/2010 13:47)
Mazava ho azy fa mifanohitra ny olona borné sy malalatsaina. Ka ity misy fitsapan-tena kely hoe borné ve ianao sa malala-tsaina raha resaka finoana no jerena. Amin'ny Fanontaniana rehetra eto amban... tohiny
novalian'i fijo ny 22/09/2010 19:11
AndriambyII ( 07/09/2010 22:39)
Ary sao dia misy hifandraisany @ io tantara io aza ny eritreritr' ireo belamba silamo manoloana ny hetsik' i Terry Jones ra fijo?... tohiny
novalian'i ouioui ny 15/09/2010 01:28
fijo ( 07/09/2010 22:02)
Des évangélistes américains invitent à brûler un coran ... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 08:54
AndriambyII ( 07/09/2010 16:21)
Misy zavatra iray evident aloha no hita @ izao fotoana izao , "Les Illuminatis (organisation la plus puissante actuellement ) = des elites trés pointues a travers le monde , en quéte d' un monde n... tohiny
novalian'i ouioui ny 15/09/2010 01:31
infiny ( 07/09/2010 13:08)
Ahoana daholo e, Mba ahoana ny hevitrareo momba ity vondrona antsoina hoe Illuminati ity. Misy article milaza fa misy ifandraisany amin'ny Vatikano sy ny TJ izy io nefa toa hoe satanika koa. Ohatra ho... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/09/2010 14:04
andrywui ( 06/09/2010 09:04)
- Misy mantsy milaza fa vovo-paty hono no nakana kely nanaovana an'ireny "hono" hoy aho an ! reko tamin'ny akama fotsiny zany ka sao de mba marina ? - De misy resak'ilay kofa zay koa hoe : hay ve in... tohiny
novalian'i ouioui ny 15/09/2010 01:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.7167