Ahoana ny hevitsika amin'ity fa eken'ny Foibe ao Vatican ara-dalàna ity .....

1. cyril ( 17/09/2010 12:08)
EVEQUE-MAGICIEN ry havana ao Grenoble ...

http://www.lanouvellegazette.be/regions/basse_meuse/2010-03-23/nous-avons-rencontre-l-eveque-magicien-769689.shtml









http://www.lanouvellegazette.be/regions/basse_meuse/2010-03-23/nous-avons-rencontre-l-eveque-magicien-769689.shtml


Ny tena loza sy de tena mahagaga hoy aho rey olona dia ekena ary ankatoavin'ny Vatican sy i Pape ara-dalàna ary ekena tsara io zavatra io !!...


TENA MILA NY HEVI-TSIKA .... METY VE ?


novalian'i victoria ny 05/10/2010 12:02
2. cyril ( 17/09/2010 12:13)



BRAVO NGAH LUC PARSON FA VOAVADIKAO HO SAKA ILAY ALIKA A ..... FELICITATION ..
3. cyril ( 17/09/2010 12:16)

Jereo tsara io cravaten'ingahy Luc Parson io fa io foana no anaovany rehefa hanao ilay Magie-noir izy !..

- Mbola misy Doc betsaka momba an'ilery io any amin'i rawix fa andraso angatahako aminy de alefako eto ..
4. cyril ( 17/09/2010 12:28)
5. cyril ( 17/09/2010 12:29)
http://www.blog-catholique.com/category/Magie-et-eglise-catholique-romaine


http://www.blog-catholique.com/category/Magie-et-eglise-catholique-romaine
6. mirananirina ( 17/09/2010 12:46)
Pour militer contre l'homosexualité, le pasteur montre des photos pornos à son église ! Ouganda | Source : Actu-Chretienne
Un pasteur se noie en voulant imiter le Christ ! ...
Un pasteur invite ses fidèles à apporter leurs armes à l'église Louisville, États-Unis –
28 juil. 2010 ... Canada: un pasteur donne la communion à un berger allemand, émoi à Toronto,
Un pasteur a été suspendu pour avoir entretenu une idylle avec la femme d'un paroissien. Simon Waddington, de Kingswood, à Bristol, en Angleterre, a dit avoir trouvé des emails échangés entre sa femme Sally et le pasteur de l’église, Martin Perry. M. Waddington, 39 ans, a accusé le pasteur durant une cérémonie
ectt....
7. cyril ( 17/09/2010 13:10)
aahhh..!! ny resaka valiana Madame A... fa raha te-hanao dinika hafa de ataovy etsy ambony azafady a! .. admin o ! esory kely io valiny vao nalefan'i Madame A...io azafady fa hors sujet !!!....
8. fafane ( 17/09/2010 13:21)
Ary mazoto be i cyril fa saingy tsy voavalin' ny olona lay izy, ny ahy ny hevitro @io de zao: tsy fantatr'izareo ny tena fahamarinan'ny tenin'Andriamanitra matoa izy manaiky fa zavatra tsy miaraka mihintsy reo, fa zvtra 2 samy hafa. Ny magie ange misy acte diabolique e, mankany @ fasana sy misy pacte atao @satana vao mahavita an'reny ataony reny,ary raha misy olona tena feno ny herin'Andriamanitra mijoro eo.akaikiny @izy manao ilay magie de ho rater daholo ny ataony fa tsy hisy zvtra hitranga eo, zay ny hevitro @iny ry cyril ny @iny .Olona natao ho mpitondra fivavahana ve de hanaiky ny acte diabolique? mampalahelo !
9. mirananirina ( 17/09/2010 13:47)
Hihihihi,katolika foana no aratsianareo isan'andro ato..ka rehefa atao ny protestanta toa tsy mahataty ry anona an,zany ny aina ka te hanao,ataovy foana ny fanaratsiana finoan'ny hafa fa mahita lazaina foana za hihihi!raha mbola fanaratsiana katolika no ataonareo eto de avy za @ angady sy ny harona.
10. fafane ( 17/09/2010 14:42)
Tsara ihany ny ahalalana ny fahamarinanana de mijoro @zay fahamarinana zay fa manjaryavilivilin'ny tranga rehetra miseho ange avy eo e, tsy manana zay tena fototra ijoroana ntsony fa zao ny marina de manaiky hoe ie.., zay lay andinihina ny baiboly , ny ahy de zay ihany, fa tsy de mahalala ankoatr'zay aho, fantatra tsara mintsy hoe ara-baiboly ve zany sa tsy izy, tsy sanatria Mirana hoe hanaratsy sy hanenjika be fahatany zany fa manambara ny fahamarinana a
11. locl ( 17/09/2010 14:47)
Raha misy marina ny fankatoavana avy any Vatican dia avohay eto ho hitanay, misy pitsopitsony arahina manko ny fankatoavana avy any. Catholique aho ary eto europe saingy tsy tononoko ny pays misy ahy
12. fijo ( 17/09/2010 19:16)
aza hafangaro ny magie sy ny devoly,fa izay ilay fisainana efa taloha fahiny be.
13. fafane ( 18/09/2010 09:11)
Tsy manafangaro ange fijo fa zao e: ny magie misy pacte atao @reo fanahy ratsy(devoly) eo @ fanantaterahana azy e, ary ireny tsy mahavita miracle zany raha tsy miantso lay fanahy aloha , ataoko angamba fa samy efa nahita an'zany daholo, fa tsy Andriamanitra no antsoiny . Ka zay e, acte diabolique ny magie fa tandremo sao voafitaka fijo a, nahafantatra olona maro aho nanao an'io fa refa tsy nanao tsony izy de nidevoaleny ny secret
14. cyril ( 18/09/2010 14:19)
salut locl ! -mba teneno moa ny pays misy anlah fa mba te hinamana letsy a!...aiza elah ??? -- mirana a!...zah koa raha mbola mahita tsy mety ataonny Kato de tsy hamelàko mihitsy fa avoakako daholoo ny DOC-ko rehetra ato !! ary enao koa raha mbola miseho manohana ny Kato amireo hevidiso de mitambatra ao anatin'ny 3mousquetaire koa enao zany !!! izany hoe lasa les 4mousq ndray zany no miresaka aminay 3mousq sisa tavela !! ... faharoa ho an'i Mirana : na Athé enao na Boudiste de anao izany fa tevatevainao amin'izany mpamono olona zany Jehovah fa inona koa izay enao eo anoloan'Antra ,? kankana sy olitra hoy ny Baiboly ! miangavy ah na tsy azoazonao aza i Jehovah mba tsy haratsianao sy vetavetainao ny anarany !!....
15. cyril ( 18/09/2010 14:22)
- raha avy enao amin'ny angady sy ny harona dia ho avy koa ah amin'ny fikororohana sy ny fanapetsana fa defa omany ny fo zany tsy hietsika mahery sao tapaka lalandra
16. andrywui ( 19/09/2010 20:56)
salut Mirananirina =) aona ony zany ry mirana ny hevitrao amin'ireo Eveka manao mazimazi noara reo a!! ny heivtry mirana no ilain'i cyril anie fa tsy hoe wawawawaw
17. ikaretsaka ( 20/09/2010 16:53)

fafane:

Tsy manafangaro ange fijo fa zao e: ny magie misy pacte atao @reo fanahy ratsy(devoly) eo @ fanantaterahana azy e, ary ireny tsy mahavita miracle zany raha tsy miantso lay fanahy aloha , ataoko angamba fa samy efa nahita an'zany daholo, fa tsy Andriamanitra no antsoiny . Ka zay e, acte diabolique ny magie fa tandremo sao voafitaka fijo a, nahafantatra olona maro aho nanao an'io fa refa tsy nanao tsony izy de nidevoaleny ny secret


Tsy voatery ho acte diabolique kosa hoy aho fa misy karazan'olona notaizana @ ilay hoe rehefa tsy nahazatra azy sy tsy haiuny hazavainy ny tranga anankiray dia hoe "acte diabolique", nefa tsy voatery ho izany. ka ny tokony hatao dia dinidiho sy fakafakao tsara aloha hoe inona tsara ny ataon'ilay rangahy

Izaho manokana dia efa tratran'io tranga io tany ambanivohitra lavitra tany: naka sary ankizy zanaky ry zareo tompon-tany tany @ ilay tanana hanaovana enquete sy survey mombana fikarohana foto-drafitr'asa iray, dia netim-pahatsoraha hoe nampiseho ny sariny teo @ ecran an'ilay appareil, fa fiapangana tsy nisy ohatran'izany, mpanao magie e, fitaovana fangalana fanahin-janakay iny appareil iny e, zao zao e... nefa olona efa mivavaka izany tanana izany an!

Dia toy izay ny fahitako an'io
18. ouioui ( 22/09/2010 23:08)

Izaho manokana dia efa tratran'io tranga io tany ambanivohitra lavitra tany: naka sary ankizy zanaky ry zareo tompon-tany tany @ ilay tanana hanaovana enquete sy survey mombana fikarohana foto-drafitr'asa iray, dia netim-pahatsoraha hoe nampiseho ny sariny teo @ ecran an'ilay appareil, fa fiapangana tsy nisy ohatran'izany, mpanao magie e, fitaovana fangalana fanahin-janakay iny appareil iny e, zao zao e... nefa olona efa mivavaka izany tanana izany an

Fampitahana zavatra tsy mitovy indray ny anleity, efa hoa tary mpanao mazi maizina lery !!!
Hafa leity ny magie noire sy ny illusioniste a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
19. fijo ( 23/09/2010 20:55)
hay hay hay,aza terena hoisy pacte izany fa zavatra hianarana io letsy e.tsy misy izany devoly izany fa fianarana sy fanazarantena ela be io dia izay.
20. ikaretsaka ( 23/09/2010 23:10)
ouioui zavatra mitovy izany fa ny olona rehetra aza efa tsy misy miteny afa tsy ialahy irery .
Ra fijo aza io manaiky
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524