Ahoana ny hevitsika amin'ity fa eken'ny Foibe ao Vatican ara-dalà na ity .....
21. ouioui
(
24/09/2010 08:53)
fijo:
hay hay hay,aza terena hoisy pacte izany fa zavatra hianarana io letsy e.tsy misy izany devoly izany fa fianarana sy fanazarantena ela be io dia izay.
Diso elah bainn , resaka illusioniste io ianaran-dry lerony elabe io fa tsy lay magie maizina, comme d'hab moa ika de le hoe miombon-kevitra fahatany fotsiny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-hypnose.gif.gif[/IMG]
Définition de la magie noire :
La magie noire s'avère étre la plus dangereuse de toutes les magies, c’est une magie cérémonielle, avec invocation des esprits et des démons, contrairement à la magie blanche, qui est une magie naturelle, avec invocation des forces de la nature.
Différences et similitudes entre magie noire et magie blanche :
La magie blanche et la magie noire se ressemblent : toutes deux sont sujettes à une alliance que l'on fait avec les forces de la Nature ou avec les esprits, afin de modifier les événements, d'agir sur les individus et les choses.
Elles altèrent toutes deux la libre volonté d’un individu et interfèrent avec l'ordre naturel des choses.
Ce qui différencie la magie noire des autres formes de magie est l'intention du sorcier qui l'utilise.
Mais peut-on vraiment les dissocier ? Je ne pense pas car pour faire le bien, il est essentiel de connaître le mal (c’est cette connaissance qui permet de le combattre).
Il est impossible d'en rejeter une, sinon l'autre perd tout son sens, au méme titre qu'on ne peut dissocier le Bien et le Mal, Dieu et Satan...
Les 7 esprits démoniaques de la magie noire :
Belzébuth : prince des démons
Samaël : démon des airs
Python : démon des prophéties
Asmodée : démon exterminateur
Bélial : démon de la perfidie
Lucifer : démon de la lumière astrale
Satan : l’opposé de dieu.
Ela ra ika mahalala tsara fa nisy an'ireny mazi nataon'ny Faraona vs Moisy , notsapan-dry Faraona raha mahery tokoa ny Antr ny Israely t@ reny fanipazana tehina ireny , natsipin'ny Faraona ny tehiny lasa bibilava ... dia natsipin'i Moisy koa ny azy ary lasa bibilava nanao telimoka le bibilavan-dry Faraona, dia hilaza ve ela leity fa mitovy tsisy demony no nitady hifampitana tao bainn , aza izay mahasoa ny tenen'elah ihany bainn jerena [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-oeil2.gif[/IMG]
novalian'i ikaretsaka ny 28/09/2010 23:08
22. infiny
(
24/09/2010 14:02)
Ny marina angamba dia misy ny atao hoe magie (trickery) dia eo andaniny koa ny sorcellerie. Mety misy milaza fa mitovy ireo nefa amiko dia zavatra samy hafa. Ny fahakingana sns ohatra azo ampidirina amin'ny magie fa ny ilay resaka pacte sns ireny sokajiako ho sorcellerie.
23. ouioui
(
24/09/2010 14:29)
Les origines de la magie noire :
La magie noire existe depuis la nuit des temps, nous avons pu retrouver des traces de magie noire à l'époque de la Préhistoire où l'on a pu retrouver des bâtons possédant des inscriptions qui montraient le pouvoir des sorciers.
C’est surtout à partir du moyen âge que l’église chrétienne, redoutant la concurrence dans le domaine du surnaturel, a relégué la magie dans les arcannes du mal, confondant dans sa condamnation la magie blanche et la magie noire.
Le mage, ou grand prétre, passe alors du statut de chaman à celui de sorcier. Il est obligé d’Å“uvrer dans la clandestinité.
Exclu de la communauté chrétienne, le sorcier l’est ensuite de la société. Il s’éloigne de la ville pour étre consulté en secret.
Aujourd’hui, les sorciers (ou sorcières) sont des personnes honnétes qui Å“uvrent pour le bien des gens en suivant les préceptes d’une tradition très ancienne.
Mbola misy foana ireny magie noire ireny fa saingy tsy hay tsy hay intsony @ maha-magie azy ny tena fipetrany , resaka fahagagana ataon'olona hafahafa sy karazan-javatra surnaturel
le kôzin'elah io resaka fahakingana ry bainn miseho ampahibemaso fa saingy tsy hain'elah izay zavatra mbola vitany ankoatran'ireo asehony ampahibemaso ireo, ny tena magiciens hono tsy milaza @ lah ny tena fikany , misy fampianarana fa ireny fahakingana ireny fa avy eo izy samy mamorona sy mikaroka manaokana de eo ilay ilainy fanampiana @ devil ho an'ireo mitady ho katratra beuuu [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/dracula-2.gif[/IMG]

24. ikaretsaka
(
28/09/2010 23:08)
infiny:
Ny marina angamba dia misy ny atao hoe magie (trickery) dia eo andaniny koa ny sorcellerie. Mety misy milaza fa mitovy ireo nefa amiko dia zavatra samy hafa. Ny fahakingana sns ohatra azo ampidirina amin'ny magie fa ny ilay resaka pacte sns ireny sokajiako ho sorcellerie.
izay io... de ny mino azy ihany no handairany
vao tsy ela aho no nahita tantara tena nisy : ireny aborigenes ao Australie ireny, tsy mahafantatra briquet: fa ny fika fangalany afo dia ilay hazo kilavalava maranitra ahodina elabe @ tanana eo ambony hazo fisaka die exploiten'ny braconiers hoe ry zalahy devoly avy any @ afobe fa potserina ny bokotra de mahavita afo... de mody miantso manao charabia eo ry zalahy . dia anateran'ireto aborigenes ny kangourous sy ny biby sns.. ny! sy inoan'ireo fa devoly tokoa...
ka sao mbola mitovy @ izany ny toe-tsainareo
25. niryna
(
29/09/2010 15:34)
cyril:dia tena tsy fantatro mihitsy aloha ka tsy itako izay havaly anao
EVEQUE-MAGICIEN ry havana ao Grenoble ...
http://www.lanouvellegazette.be/regions/basse_meuse/2010-03-23/nous-avons-rencontre-l-eveque-magicien-769689.shtml
http://www.lanouvellegazette.be/regions/basse_meuse/2010-03-23/nous-avons-rencontre-l-eveque-magicien-769689.shtml
Ny tena loza sy de tena mahagaga hoy aho rey olona dia ekena ary ankatoavin'ny Vatican sy i Pape ara-dalàna ary ekena tsara io zavatra io !!...
TENA MILA NY HEVI-TSIKA .... METY VE ?
26. victoria
(
05/10/2010 12:02)
Variana sady gaga aho mamaky ny valin'ilay hoe :
"Ny tena loza sy de tena mahagaga hoy aho rey olona dia ekena ary ankatoavin'ny Vatican sy i Pape ara-dalàna ary ekena tsara io zavatra io !!... "
Dia nisy iray ihany nanao hoe
"Raha misy marina ny fankatoavana avy any Vatican dia avohay eto ho hitanay, misy pitsopitsony arahina manko ny fankatoavana avy any ..."
Nefa toy ny antso avy any an'efitra !
Nijery ilay lien blog catholique, ihany aho, sao de hoe ao no misy le porofo, nefa tsy nahita. Sa ilay fanazavana ny momba ny magie no midika hoe mankatoa ny Vatican ?!
Mbà ampio aho, fa tsy hitako hoe aiza no misy ilay "fankatoavan'ny Vatican sy Pape ara-dalàna"