Raha mandinika isika dia "jereo tsara dia vakio tsara" anie fa ....

1. cyril ( 15/09/2010 16:28)
... manohitra ny hevitra Kato boraingona sy tsy mitombina ary mampihoron-koditrabe an'ireo "bandy roalahy na telo dahy" farafahabetsany ireo ny ankizy rehetra ato e !!....

-fa nahoana tokoa ?? --- eken-dry zalah ony fa "membres ao amin'ny Illuminati sy ny frannmasson sy ny imaniipulation sy izao "groupe: membre de pacte satanique " rehetra izao ny kato e !!manaiky ry zalah !! ...ary mbola ekeny koa aza fa "misy Ray Masina roa(2) ony dia i Pape sy i Jehovah Ray Masina !... nefa de efa niteny mihintsy ny Tompo hoe aza manao ny rainareo masina ety antany fa iray ihany ny Rainareo Masina dia Jehovah Tompon'ny Maro !...."

novalian'i andrywui ny 16/09/2010 09:31
2. cyril ( 15/09/2010 16:31)
-- dia ekeny koa fa misy faty olona bedebe ao Vatican ao !!atao inona ?? tsy hainao izany anaka (hoy mopera)

-- de inona no antony hiankohofana amreny sarivongana sy tapa-kazo sy ny sarin'ny Masina Maria ireny ??? anga i Maria no maty teo ambony hazofijaliana Namonjy ny olona ??? izy aza raha tsy mibebaka(maria) mety ho ary amn helo koa ka iny ndray no hivavahandry zalah )
3. ikaretsaka ( 15/09/2010 18:42)
ny tena tsara jerena "raha mandinika isika dia" ny tena aloha..
-milaza ohatra hoe illuminati na freemason ny fikambanan'ny hafa nefa tsy fantatra akory ohatra hoe ao koa ny sektan'ny tena
-milaza fa mpamono olona ny hafa, nefa tsy jerena hoe firy koa ny olona matin'ny tena
4. ouioui ( 16/09/2010 00:01)
Sly racyril !!!manapetsa bain zany klé!! mangovitra daholo, zay lalovany[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG] mihidy karetsaka ry ika klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
5. ikaretsaka ( 16/09/2010 00:17)

ouioui:

Sly racyril !!!manapetsa bain zany klé!! mangovitra daholo, zay lalovany[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG] mihidy karetsaka ry ika klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]

ny hevitrao avoaka ra oui oui fa tsy eo no mivovo tsy amin'ny antony eo an
6. ouioui ( 16/09/2010 00:34)
Ka izao no fanaon'elah de averiko hay ve elah mikonfesy e, ny hevitr'elah nanao teolojia indrindra no tiako ho fantarina , de ahoana??? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
7. ouioui ( 16/09/2010 00:46)
Iza le toutou kelin-drahery manao lava hoe , miombon-kevitra @ rahery aho , miombon-kevitra @ rahery aho e, maninona anefa raha ny hevitr"elaha koa ary no avoaka , raha tsy voaterin'ny mpnanazava ary elah tsy nanokatra dinika na iray fa mijapy fotsiny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG], izany hoe vonona ny hamaly elah zay ary aza mirirandriarana ary raha hamaly no tian'elah , ary raha tsy hay de adabohy bainn afa aza mampimé é
De ahoana anefa fa miombon-kevitra @ cyril aho eto izao de ahoana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
8. andrywui ( 16/09/2010 09:20)

Iza le toutou kelin-drahery manao lava hoe , miombon-kevitra @ rahery aho , miombon-kevitra @ rahery aho e, maninona anefa raha ny hevitr"elaha koa ary no avoaka
mahamay mihitsy i Ra-Ika ato zany kleee... aoka letsy izy raouioui fa izy aza mba tompomenakelin'ny sasany tsy mahafantatra zay tokony ho ataony fa manara-drenirano fotsiny a !... mivavaha letsy ho azy a! ...
--racyril à==) tena manohitra andry zalah ireo daholo tokoa ny ato amin serasera ato an !.. marina zay fandinihanao zay ra cyril a !..
9. andrywui ( 16/09/2010 09:31)
.... fa innn iany lets bainn zany resak'ombindra-Ika malaza be ato zany le ?? fa bevoka angah ony letsy bainn le omby ?? ka ny tompony ve hanaiky le ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0723