Fivavahana, finoana
daran
(
25/08/2010 06:58)
mba ahoana ny hevitrareo mahakasikan'io fanontaniana io? Mampijalijaly olona mandrakizay mandrakizay ao anaty afobe mirehitra ve A/tra? [b]ho an'ireo milaza fa ts ara-bakiteny[/b], afaka manazava v iz...
tohiny
novalian'i Rakfens ny 13/03/2015 19:14
ouioui
(
24/08/2010 12:50)
[quote]Mpanazava
Tsy Mpanazava no hanazava fa ny soratra masina no hanazava satria io no Eken'ny ankamaroan'ny rehetra eto hoe tenin'Andriamanitra. Ny Mampalahelo tokony hanapiana an'ireto namantsika ...
tohiny
novalian'i mpanazava ny 27/08/2010 05:01
andrywui
(
24/08/2010 08:27)
- Misy soratra mahaliana zay eo amin'i satrok'i Ray Masina fa taraiky be ah ra mbola ikaroka an'izay fa mbo alefaso eto hoe zay tonga de mahafantatra fa misy adi-hevitra be ho atao momba an'izy io !!!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/08/2010 07:54
andrywui
(
24/08/2010 07:59)
Mivavaka amin'i Masina Maria ...................
ny hevitro etsy ambany !
...
tohiny
novalian'i besapaka ny 14/10/2011 10:18
ouioui
(
23/08/2010 13:01)
Ka ho an'ny Katolika, ankoatra ny baiboly dia misy koa ny "Traditions" sy ny "Magistère" hoy hery , lasa lavitra ilay hevitra efa navoakan'ny hery io , ka tiako hazava bebe kokoa
Tsy baiboly vaovao ...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 18:32
ouioui
(
23/08/2010 11:31)
Indray mandeha izay aho nisy nanàsa tany am-piangonana dia nizara roa ny fandehany tao tsy tadidiko na kato na protestanta , dia nony vita ny fizarana voalohany dia saika handeha aho nefa ilay olona ...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 13:45
ouioui
(
23/08/2010 04:35)
Nanoka tra kely an'ito dinika ito aho , fa sao misy fanatika tezitra be ao hihihi, hiteny hoe tsisy afa tsy ny fanenjehana kato koa ny an'i ouioui, tsia anefa raha olona namanky ny diam-peniko , calie...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 22:45
ouioui
(
23/08/2010 01:55)
Mandinika mantsy aho fa maninona tokoa , ny fiangonana sasany tsy misy Pape sa hafa ny filaza azy ???
Dia ho avy eo indray izao ika borné hanontany hoe , aiza ny argument fa tsy hitanay izany Pape iz...
tohiny
novalian'i ouioui ny 27/08/2010 00:21
hery
(
22/08/2010 18:55)
Mahafinaritra ahy ny mizara ny finoako eto (io aloha no haiko) ary hitako fa mahaliana ny maro ilay izy. Noho ny maha lehibe dia lehibe sy anisan'ny tranainy indrindra ny Fiangonana Katolika anefa dia...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 12:46
ouioui
(
22/08/2010 18:01)
Tsy mety diso tokoa ve ry zareo ireo
Tokony hanambaby koa ry ika ny PAPE
...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 13:15
hery
(
21/08/2010 08:30)
Ankoatra ny mompera izay nanao voady hanaja ny fahadiovana sy tsy hanambady dia be dia be koa ireo olona izay nanao voady teo ambony alitara ny hanaja ny vadiny. Hanana vady tokana ihany... ary teo an...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 12:53
ouioui
(
20/08/2010 10:55)
Misy reportage izay hitako t@ vaovao , dia toy izao no fandehany
Tànana kely any manakaiky an'ni Lourdes (teorana fanaovana pélerinage), dia misy fiangonana ao ka ilay Pretra io moa dia manao ny ad...
tohiny
novalian'i ouioui ny 26/08/2010 11:27
fijo
(
17/08/2010 19:15)
voalaza ary eken'ny mpino kristianina,fa jesoa dia zanak'andriamanitra"hono".
misy zavatra mahaliana sy mampametrapanontaniana ihany nefa rah any momba an drahay io.
isika rehetra dia mahalala,na mpin...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 12:51
andrywui
(
17/08/2010 10:46)
Jereo
- lioka 2 :22( rehefa feno havaloana izy dia natolotra ho an'ny Tompo fotsiny fa tsy natao Batisa)
- matio 3 :6 - 15
- marka 16:16
- lioka 3 : 6
- asan'ny Apostoly 2 :38 (ity no tena lehi...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 12:13
Miharena
(
16/08/2010 08:14)
Raha mijery ny adihevitra rehetra izay atosaka eto amin'ny fivavahana sy finoana dia mahita fa misy hevitra maro izay tian'ny tsirairay mba hazava aminy.
Marina fa mirongatra avokoa ireo karazana tar...
tohiny
novalian'i Miharena ny 24/08/2010 10:33
arialy
(
15/08/2010 18:40)
misy secte ao antananarivo, tsy miantso ny anaran'i Jesosy, Andriamanitra fa oe Yoshua , tsy haiko na be mpahalala io fa mampitahotra ahy, misy olona akaiky ahy tafiditra ao, milaza fa tsy afaka midit...
tohiny
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 05:47
niryna
(
14/08/2010 21:02)
Maro ireo resaka tiantsika anampiana ny finoan'ny rehetra,samy milaza izay mahasoa ny azy sy mahasoa ny fiangonany avy ka rehefa tsy manaraka ny fiangonantsika ilay olona dia hoe manohitra izany. na h...
tohiny
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 05:52
andrywui
(
12/08/2010 13:43)
--- Ny fiangonana voalohany dia ny Fiangonan'ireo Fariseo sy Sadoseo ! (Fiangonana nentim-paharazana)
--ka nony tonga Jesosy nanao Fampianarana tsisy KILEMA dia hoy ireo Fariseo sy Sadoseo hoe sekta...
tohiny
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 05:55
nathie86
(
12/08/2010 09:28)
Fahenoko matetika hoe ny mivavaka anie d miresaka @ Atra ihany eh, miresaka @ dada, mangataka sns sns. Ny fanontaniana mipetraka @ zay d ny hoe ny miresaka @ maty, misy film reny zao d miresaka @ mama...
tohiny
novalian'i ouioui ny 18/08/2010 22:02
andrywui
(
11/08/2010 13:44)
Naveriko eto ilay tetsy ambany fa misy tena lehibe tsy voavaly ry zareo a! misaotra alou tamin'ireo valinteny momba an'ireo "SARY VONGANA" tompoina !......
- FA NY MOMBA AN'IREO FATY TEHIRIZINA AO VA...
tohiny
novalian'i badluck ny 21/08/2010 07:10
