inona no marina e?????

1. fijo ( 17/08/2010 19:15)
voalaza ary eken'ny mpino kristianina,fa jesoa dia zanak'andriamanitra"hono".
misy zavatra mahaliana sy mampametrapanontaniana ihany nefa rah any momba an drahay io.
isika rehetra dia mahalala,na mpino na tsia,fa ao Turin ao,dia misy ilay "lazaina "fa lamba nifonosany tamin'izy maty.
nitarika fanontania alavareny io lamba io.
ny tena fahamarinan'ilay voalaza.tena lamba nofonosany tokoa ve sa tsia???
ahoana no nahatonga ilay sarintava teo???
ran'iza no ita amin'io lamba io,fa ita fa misy ra tokoa ilay lamba.

raha navela hanao fandinihana momba io lamba io nymanampahaizana tamin'ny andron'i jampoly,dia nivoaka taorian'ny fandalinana ,fa:
io lamba io,raha ny daty nisiany dia teo anelanelan'ny 1260 1370 taoriann'y JC.vatikano dia nanaiky io daty io.marihina fa laboratoira 3 samy hafa no nanao ilay fanadihadiana ary samy namoaka io daty io.

fanontaniana.tena ilay lamba nandrakofana an'i lery tokoa ve io,raha taona maro taty aorian anefa no daty nisian'ilay lamba????lazao ny marina.

nisy profesora antsoina hoe"GARZA VALDES"nanararaotra nijery ny ADN tamin'ilay ra ita teo izay voalaza fa ran'i lery??????ka ny vokatra ita,dia gropy AB ilay ra teo.
marihina,fa telo no zavatra eken'ny katolika fa ahitana ny ran'i jesoa,dia io lamban'ny TURIN io,ilay antsoina hoe "tunis d'ARGENTEUILLE" ary ny "SUDARIUM D'OVIEDO"
ilao zavatra telo ireo dia voalaza fa misy ny tahirinn'y ran'i lery ary eken'ny vatikano izany.
rehefa natao ny fikatsahana ny gropin'ireo ra ita tamin'ireo zavatra telo ireo,dia samy gropy AB avokoa.izany hoe mitovy fiaviana izany.
voalaza koa fa io gropy AB io,dia gropy rare,ary tao amin'ny faritr'i palestina tao no mba somary nisy azy io be.

fanontaniana.

ilay ra tamin'ilay lamba tao TURIN,tena tamin'izany fotoana izany ve???mipetraka io fanontaniana io,satria rah ailay lazaina fa ran'i lery amin'io lamba o,dia mbola mena tokoa,nefa raha ra tamin'ny 4 taona lasa no ita amina akanjo,efa tena ra mainty be no ita eo fa tsy mena.ka tena izay tokoa ve io ra io????

raha ekena ary fa gropy AB ilay ra 3 ita tamin'ireo zavatra nekena fa mitahiry ny ran'i lery.midika izany fa tena olombelona lery.ary matoa izy manana ADN dia nisy ray olombelona izany,satria ny kromozoma niavian'io ADN io,dia vokatry ny firaisann'y kromozomann'y ray sy ny reny ,na ny lahy sy ny vavy.ka tena zanaka fanahy masina tokoa ve lery sa zanak'iza?????lazao ny marina.

ary mba ahatsotra ny resaka maninona raha clonena io ra io dia ho ita hoe toa an'iza marina lery e?????
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 12:51
2. fijo ( 17/08/2010 19:20)
fanitsiana,"tunic d'ARGENTEUILLE" fa tsy "tunis"
3. marcus11 ( 17/08/2010 19:53)
:)[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
4. pikatti ( 17/08/2010 19:58)
fijo:

tena lamba nofonosany tokoa ve sa tsia???

La Sainte Tunique de Jésus est un faux

- Le 08 dec 2004 à 21h43 -
onservée au sein de la Basilique Saint Denys à Argenteuil, le mystère de la relique est enfin révélé.

eu connue du public, elle est aussi importante pour les croyants que le "suaire" de Turin. Le mythe veut que le Christ ait porté cette tunique lors de son chemin de croix. Depuis des siècles, elle est adulée par des millions de chrétien.

ue vont-ils penser de cette annonce.

l est écrit dans l'évangile de St Luc qu'après la crucifixion du Christ, ses "partisans" se partagèrent ses vétements. Ainsi fut sauver, une première fois, la fameuse tunique.

ers 590, elle refait surface à Jaffa. Là, les évéques d'Antioche, de Jérusalem et de Constantinople s'en emparent et la ramènent dans la ville sainte, où est également conservée la Sainte Croix. Elle est emporté plus tard par les Perses comme butin de guerre.

es byzantins, perpétuellement en guerre contre leur génants voisins, la récupèrent et la transporte au coeur de leur royaume, dans la grande Constantinople jusqu'à la fin du IXe siècle. C'est à cette époque que l'empereur Constantin VI, l'offre à Charlemagne.

a Sainte Tunique est alors envoyé au monastère d'Argenteuil où, malgrès plusieurs pillages, elle restera jusqu'à aujourd'hui.

a légende veut que la relique ait été conservé pratiquement intact jusqu'à la Révolution française. Lors de cette période difficile pour les lieux de culte, M. Ozé, curé d'Argenteuil découpa des morceaux de la tunique afin de les donner aux fidèle et cacha le reste dans le jardin du presbytère jusqu'en 1795.

Dernièrement, des chercheurs du CEA, assistés du curé de la paroisse, purent prendre un morceau de l'étoffe afin de l'examiner. Après de nombreux tests au carbone 14, il fut révélé que le morceau de tissu analysé ne datait pas de l'époque du Christ. Avec plus de 95% d'exactitude, les chercheurs annonce l'origine de la Sainte Tunique vers la fin du VIe siècle.

ette annonce qui risque de déplaire aux fidèles les plus durs, donne enfin une réponse à l'énigme. Par la méme, cette découverte permet désormais de connaitre l'existence d'une tunique de l'époque mérovingienne en très bon état de conservation.

Médiévalement vôtre, Rod.


Raha resaka clonage io kosa dia voalazan'ilay généticien Pr Axel Khan fa sarotra be izany manao clonage avy @ rà fotsiny izany fa mila cellule vivante nefa io indray kosa ary dia 1/80 no mety hamokatra ,sady voarara ilay fanaovana azy amin'izao
Le généticien Axel Kahn demande une prohibition universelle du clonage reproductif

PARIS (AP) - Le généticien français Axel Kahn condamne, dans un entretien publié
lundi dans "L'Humanité", le clonage reproductif qu'il juge "profondément immoral" et
dont il demande la prohibition universelle et définitive.

Pour le chercheur, directeur de l'Institut Cochin de génétique moléculaire et
président du Groupe des experts de haut niveau sur les Science de la Vie auprès de
la Commission européenne, aucun progrès scientifique n'est à attendre du clonage
reproductif.

"Le clonage reproductif appliqué à l'étre humain est, dans son fondement méme, un
crime contre l'humanité," estime-t-il. "Qu'une personne décide par avance du sexe, de
la forme du visage, de l'enveloppe corporelle et méme, c'est probable, de certains
traits de caractère d'un autre étre, relève ni plus ni moins d'une offense aux droits
de l'homme".

Selon lui, les obstacles à la poursuite de ces expériences sont à la fois biologiques
et éthiques.

"Nous savons que cette technique est réalisable. Elle s'est pratiquée à de nombreuses
reprises sur les animaux, notamment sur les vaches et les souris. Mais à chaque fois,
le taux de réussite varie de 1 sur 80 à 1 sur 100."

Pour Axel Kahn, en admettant que les Raëliens, grâce à leur armée de jeunes femmes
prétes à faire don de leur utérus et de leurs ovules pour le bien de la secte, aient
réussi à donner naissance à un clone, "restent tous les doutes quant à l'avenir de
l'enfant. Chez les animaux, énormément de petits issus de la reproduction par le
clonage meurent à la naissance ou dans les jours qui suivent. Quand ils survivent, on
observe un vieillissement prématuré ou une tendance affirmée à l'obésité."

Malgré l'engagement de la communauté scientifique et les condamnations de cette
expérience de la part des gouvernements du monde, pour Axel Kahn, le combat n'est pas
gagné.

"Je milite et je continuerai à militer pour que l'ONU ait une intervention forte
auprès de tous les Etats afin que ceux-ci adoptent une législation qui interdise
définitivement le clonage reproductif. Cela n'empéche certainement pas qu'il se
pratique. Le meurtre est interdit dans tous les pays, et pourtant on tue".

Pour Axel Kahn, "la liberté de chercher (...) s'arréte là où commence l'intégrité de
la personne". AP


Raha ohatra tokoa anie ka nisy izany hoe clone'ny jesosy izany dia ilay vatany fotsiny izany no mety mitovy fa tsy ilay fahefany intsony , namadika ny rano ho lasa pi , mandeha eny ambony rano , manasitrana boka , mampitsangana ny malemy???
5. ikaretsaka ( 17/08/2010 22:01)

fijo:

fanontaniana.

ilay ra tamin'ilay lamba tao TURIN,tena tamin'izany fotoana izany ve???mipetraka io fanontaniana io,satria rah ailay lazaina fa ran'i lery amin'io lamba o,dia mbola mena tokoa,nefa raha ra tamin'ny 4 taona lasa no ita amina akanjo,efa tena ra mainty be no ita eo fa tsy mena.ka tena izay tokoa ve io ra io????

Ny zavatra tsara tsarovana aloha rehefa mandinika tantara tantara, indrindra eo @ ny sciecle vitsivitsy manomboka miova ny BC ho AD dia misy ilay periode hoe dark ages (Latin: saeculum obscurum
nanomboka t@ nianjeran'ny empire romain ka hatrany @ faramparan'ny moyen ages

Io dia misy ampahany betsaka be no very sy maizina amin'ny mpandinika ny tantara. ary nanjakan'ny karazana imaginations rehetra, ny croisades sns... izany heo tsy nisy zavatra etabli tanteraka tafiditra tao anatin'io fotoana io ity resaka lamba ity...
dia eo aloha d'efa fisalasalana...

ho an'izay liana momban'ilay hoe Gropy AB, dia anisan'ny nahagaga tokoa fa io AB io dia ireo semites (taranak'i Abrahama=jiosy sy ny arabo) sy ny karana no anisan'ny be pourcentages indrindra manana an'io

fa ito iombonako hevitra
ilay akama io ambony io:

Raha ohatra tokoa anie ka nisy izany hoe clone'ny jesosy izany dia ilay vatany fotsiny izany no mety mitovy fa tsy ilay fahefany intsony , namadika ny rano ho lasa pi , mandeha eny ambony rano , manasitrana boka , mampitsangana ny malemy???

izay mantsy
6. arialy ( 18/08/2010 10:02)
fa io resaka lamba io ve tsy efa hisokatra ato ho ato indray ilay recherche manaraka miaraka amin'ny fitaovana tena lavorary sy tsy afaka mandainga é , émission itako tam TV io, nahaliana ahy ary tsy natoriako raha tsy tam 2h du matin.
7. pikatti ( 18/08/2010 10:46)
Zaho koa tia mijery an'ireny doc isan-karazany ireny ry Arialy ,lazao aho hoe t@ inona ilay izy dia tadiavina
Fa angaha koa tsy natory toi t@ iny[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
Vazivazy ny ahy iny fa raha tadidinao ilay chaine nandefa azy dia mety ho azo atao ihany mikarokaroka é [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/number-one-respect-953.gif[/IMG]
8. ikaretsaka ( 18/08/2010 17:41)

arialy:

fa io resaka lamba io ve tsy efa hisokatra ato ho ato indray ilay recherche manaraka miaraka amin'ny fitaovana tena lavorary sy tsy afaka mandainga é , émission itako tam TV io, nahaliana ahy ary tsy natoriako raha tsy tam 2h du matin.

fa izao no ataovy an-tsaina amin'io hoe ny cote humain no voazaha amin'io fa tsy ny cote divin..
9. fijo ( 18/08/2010 20:32)
ekeko tokoa fa rah amisy ny clonnage ,dia ilay "vatana"no voaverina,saingy tiako hisy io aloha,ahitana hoe tena ilay jesoa "aseho sy heritreretinn'y maro"tokoa ve le tarehy ,sa tena karazany hafa???
azavaiko.maro ny mpino no mihevitra sy mino,fa izany jesoa izany dia bandy fotsy hoditra sy fotsy volo"blond",araka ireny sary arentirenty erann'y boky sy sary lazaina fa masina ireny.ka tiako raha izay tokoa ilay izy na ahoana,haniratra ny masontsika rehetra.
manontany tena foan amantsy aho,amin'ireto gasy milaza fa tena nisehoany sy niresaka taminy???????mba toa an'iza ilay jesoa hita sy niresaka teo???ary teny inona no nifampiresahana tao???
10. ouioui ( 18/08/2010 21:35)
Resaka marketing daholo izany fomba fanehoana an'izany hoe olo-masina izany e, maninona raha fotsy daholo izay atao hoe tsaratsara dia ny karazan-demony mainty
Tsy hitovitovy @ jiosy ihany ve izy , mety mibiloka koa angamba ny orony , asa tsy hay daholo izany aloha , dia erotrereto any e
11. ikaretsaka ( 18/08/2010 21:58)

fijo:

ekeko tokoa fa rah amisy ny clonnage ,dia ilay "vatana"no voaverina,saingy tiako hisy io aloha,ahitana hoe tena ilay jesoa "aseho sy heritreretinn'y maro"tokoa ve le tarehy ,sa tena karazany hafa???
azavaiko.maro ny mpino no mihevitra sy mino,fa izany jesoa izany dia bandy fotsy hoditra sy fotsy volo"blond",araka ireny sary arentirenty erann'y boky sy sary lazaina fa masina ireny.ka tiako raha izay tokoa ilay izy na ahoana,haniratra ny masontsika rehetra.
manontany tena foan amantsy aho,amin'ireto gasy milaza fa tena nisehoany sy niresaka taminy???????mba toa an'iza ilay jesoa hita sy niresaka teo???ary teny inona no nifampiresahana tao???

Amiko aloha ny hany fantatra dia ny hoe "lava volo" lery iny tsy mila resaka clone loatra fa resaka projection dia fantatra , ny hoe blond sy fotsy sns dia relatif be raha tena nianatra 'clonage' satria ny clone ana voalavo fotsy aza anie ka tsy fotsy fa gris e!

momba ilay hoe nisehoany : ny fanontaniana fametrako matetika amin' ireny olona "milaza" fa nisehoany ireny dia hoe inona ilay fisehoana? ara-batana ve sa ara panahy hono no niseho taminy?: izany hoe ilay jesoa @ maha olona azy hono no niseho taminy sa ilay jesoa @ maha Atra
Raha ilay maha olona dia mitombina tanteraka ny ahiahin'ialahy
12. ouioui ( 18/08/2010 22:15)
Vatana sy nofo fotsiny izany fa tsy haresy fahafatesana izany lery , mazava be aloha ny @iny fa raha hoe tahakan'iza dia hitovy @ olona tany Betlehema ihany no fahitako azy, t@ izany foatoana izany ny lava volo ny modely dia lavalava volom-bava
13. hery ( 18/08/2010 22:55)

fijo:


ilao zavatra telo ireo dia voalaza fa misy ny tahirinn'y ran'i lery ary eken'ny vatikano izany.



Tsy nanaiky an'ireo voalaza ireo ny vatican ka.

Fa tsy mandà koa anefa.

Amin'ny zavatra toa izao dia tsy milaza ny heviny ny Vatican mandra-pisian'ny fanadihadiana lalina.
14. ouioui ( 18/08/2010 22:58)
Toa hoe mbola hisy fandalinana hono , hihihi
15. arialy ( 19/08/2010 09:27)
marina io voalaza 'ni hery io fa tsy nanome ny heviny ny vatican, satria mbola hisy ny recherche approfondie am'ny fitaovana moderne sy percis ato ho ato fa tsy haiko alo oe hoviana e, fa miandry isika.

ilay resaka oe nisehoan'i jesosy ndray, amiko aloha ireny dia mbola hallucination daolo satria tsy tena mbola nisy sahy nilaza ny olona itany oe toy ny inona, tsy manankiana azy nahita aho akory, satria araky ny fantatra fa rehefa tena tafa lalina ao amin'ny fivavahana dia mety ahita fahitana (mi halluciner hoy ny vazaha) izay tsy hitan'ny olonkafa.
iza no mahay miresaka momba anio fa nivaona aho :p :p
16. xxwx ( 19/08/2010 12:53)
Sao ary dia tara loatra nefa efa hoe ho avy @ 2012 voa ny voalazan'i wiwi ny faran'andro
17. Miharena ( 19/08/2010 15:00)
Fijo:

voalaza ary eken'ny mpino kristianina,fa jesoa dia zanak'andriamanitra"hono".


Fijo koa zanak'Andriamanitra ka!


Fijo:

ekeko tokoa fa rah amisy ny clonnage ,dia ilay "vatana"no voaverina,saingy tiako hisy io aloha,ahitana hoe tena ilay jesoa "aseho sy heritreretinn'y maro"tokoa ve le tarehy ,sa tena karazany hafa???
azavaiko.maro ny mpino no mihevitra sy mino,fa izany jesoa izany dia bandy fotsy hoditra sy fotsy volo"blond",araka ireny sary arentirenty erann'y boky sy sary lazaina fa masina ireny.ka tiako raha izay tokoa ilay izy na ahoana,haniratra ny masontsika rehetra.
manontany tena foan amantsy aho,amin'ireto gasy milaza fa tena nisehoany sy niresaka taminy???????mba toa an'iza ilay jesoa hita sy niresaka teo???ary teny inona no nifampiresahana tao???


Efa lasa ihany moa ny resaka ataon'i Fijo ity ka asa na mino Fijo raha ilazan'ny olona ny asa nataon'ny maro izay efa niresaka na mbola mitohy miresaka amin'i Jesoa. Ny Gasy efa niresaka voalohany ohatra dia izany Dada Rainisoalambo izany ary niteny gasy Izy tamin'izany (efa talohan'ny taona 1900 izany an!). Dia maro ireo nitohy niresaka tamiNY taty aoriana ary afaka nanao fahagagana avokoa.
Azo jerena ny tantaran'ny Fifohazana teto Madagasikara ary mbola azo ampifandraisina koa amin'ny tantara nisy teto amin'izao tonolo izao koa ny firesahana ataon'i Jesoa.

Ireto misy santionany azonao tadiavina anaty internet:
- Un cours en miracle: Resaka nataoNY tamina athée psychologue iray;
- Le troisième testament : resaka nataoNy tamina Kristiana meksikana iray

(Ao amin'ny page web Terre nouvelle no misy ireo ary ao amin'ny livres à télécharger)

Rehefa mahavaky ireo Fijo dia mba ilazao izay hevitr'i Fijo aho.

Izay liana amin'izany koa dia afaka mamaky tsara.
18. fijo ( 19/08/2010 21:05)
za aloha atramin'izao,dia tsy mino izany hoe efa maty ka miverina miresaka izany?noho izany tsy mino aho fa nisy olona niresaka tamin'i lery.

hoy i hery,tsy nanaiky i vatika ary tsy nanda koa.fa misy n antsoina hoe"accord tacite"
Définition du mot :
tacite

Adjectif singulier invariant en genre
(droit) qui n'est pas exprimé mais qui est sous-entendu.

izany hoe avela aloha ny mpino hino fa avy eo lazaina fa tsy marina akory le hinoany????aza itako tokoa ka izay no hitranga,fa ngambade hitombo avo arivo heny ny kanto hiala tsy ho isan'ireo vita batis aintsony.izao aza ao beligika efa miha koditra ny kanto fa mitombo be n mpino kanto manalatena tsy ho isan'ny vita batisa intsony..
voalaza fa amin'ny kanto rehefa vita batisa dia vita,saingy maneho ny tsy fankasitrahany ny mpino.matoa manao izao fihetsika izao.ka raha tiana ny hampitony ny kil,aleo dien'izao dia alamina io resaka io,fa ahitana loza atsy hoatsy.marina moa an.
19. Miharena ( 20/08/2010 06:22)
Fijo:

za aloha atramin'izao,dia tsy mino izany hoe efa maty ka miverina miresaka izany?noho izany tsy mino aho fa nisy olona niresaka tamin'i lery.



Arakaraky ny fandalinana atao no ahafantarana fa velona Jesoa miteny fa tsy maty. Ary Izy mihitsy aza no milaza fa velona ny olona aorian'ny fandaozany ny vatany ary efa niaina izany ireo olona izay efa maty physiquement nefa naverin'i Jesoa tamin'ny nofony indray (Tantaran'i Neny Ravelonjanahary sy Nenilava ohatra azo vakiana (tadiavo amin'ny google).

Ny antony mahatonga ny fikorontanana eo amin'ny fandinihana zavatra iray dia satria ny hodinkodiny ihany no resahana (ohatra hoe ny tsy fahatomombanan'ny fombam-pivavahana, na ny tsy fahatomombanan'ny olombelona mpitari-pivavahana). Efa fantatra fa tsy misy tonga lafatra ao amin'ny nofo nefa izany ihany no roritina.

Ny olona ivelan'ny vondrom-pivavahana toa an'i Fijo ohatra dia mahita hoe misy zavatra tsy mirindra ao. Nefa aoka kosa mba hanana toe-tsaina mamantatra tsara ny voambolana ara-panahy araka ny finoana vao manakiana na manao famaritana ny fironan'ny hevitra mety diso iray.

Tsy voatery koa ny olona hino ny fiainana mandrakizay fa rehefa tonga amin'ny androny izy dia ho hitany eo.

Mampahatsiaro ny resaka nataon'ny mpimasy malaza nivadika kristiana izay nomen'i Losifera anjara amin'ny fitsenana ireo fanahin'ny maty izay. Nisy ireo fanahy ireo araka ny fitantarany dia lasa faly beeeeeeeeeee tsisy hoatr'izany hoe hay tsy maty izy fa velona soa aman-tsara nefa efa natahotra be talohan'ny nandaozany ny nofony.
20. ouioui ( 20/08/2010 11:09)
Bonne lecture izany fijo , ary mandefa devoir à la maison(enti-mody) betsaka loatra anie ianao izany Miharena e, sao dia tsisy vakansa vita intsony klé hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1627