inona no marina e?????

21. ikaretsaka ( 20/08/2010 14:59)

fijo:

za aloha atramin'izao,dia tsy mino izany hoe efa maty ka miverina miresaka izany?noho izany tsy mino aho fa nisy olona niresaka tamin'i lery.

hoy i hery,tsy nanaiky i vatika ary tsy nanda koa.fa misy n antsoina hoe"accord tacite"
Définition du mot :
tacite

Adjectif singulier invariant en genre
(droit) qui n'est pas exprimé mais qui est sous-entendu.

izany hoe avela aloha ny mpino hino fa avy eo lazaina fa tsy marina akory le hinoany????aza itako tokoa ka izay no hitranga,fa ngambade hitombo avo arivo heny ny kanto hiala tsy ho isan'ireo vita batis aintsony.izao aza ao beligika efa miha koditra ny kanto fa mitombo be n mpino kanto manalatena tsy ho isan'ny vita batisa intsony..
voalaza fa amin'ny kanto rehefa vita batisa dia vita,saingy maneho ny tsy fankasitrahany ny mpino.matoa manao izao fihetsika izao.ka raha tiana ny hampitony ny kil,aleo dien'izao dia alamina io resaka io,fa ahitana loza atsy hoatsy.marina moa an.


tsy accord tacite izy eto Ra fijo fa hoe indifferent a
22. ouioui ( 20/08/2010 22:09)
hoy fijo
fa avy eo lazaina fa tsy marina akory le hinoany????aza itako tokoa ka izay no hitranga,fa ngambade hitombo avo arivo heny ny kanto hiala tsy ho isan'ireo vita batis aintsony.izao aza ao beligika efa miha koditra ny kanto fa mitombo be n mpino kanto manalatena tsy ho isan'ny vita batisa intsony..

Hita hoe be loatra ny zavatra misitery hihihi


hoy ika
tsy accord tacite izy eto Ra fijo fa hoe indifferent a

Tsy te hahalala anie izany indifferent izany dia ahoana kosa nefa mba te hafantatra ny pokona , efa nisy feo tonga tany fa tsy izy kosa angamba dia navela mangingina tao lay kôzy hihihihi
23. ikaretsaka ( 20/08/2010 22:58)
de eo libre ny pokna ka.. eo le fanajana ny heo omena fahafahana ny pokona
24. ouioui ( 20/08/2010 23:31)
Fanajana ahoana ny olona tsy te halala fa ialahy ve misy kely e hihihi
25. ikaretsaka ( 22/08/2010 03:41)
izany ve dia tsy hain'ialahy no manavaka azy sa ialahy no tsy ampy kely (andraso ampiako fa aza tezitezi-poana)

raha tenenina ilay olona hoe tompon'andraikitra @ izay tianao atao izy fa tsy manan-kevitra (indifferent) ny fiangonana..

nohon'ny hoe ataovy ary koa .. kanjo avy eo lasa tsy azo atao indray ( izay ilay tacite)
26. xxxw ( 22/08/2010 05:42)
Lâcheté no filazana any izany ry akama, eo ianao sy ny tranonao
27. mpanazava ( 23/08/2010 07:04)

raha ekena ary fa gropy AB ilay ra 3 ita tamin'ireo zavatra nekena fa mitahiry ny ran'i lery.midika izany fa tena olombelona lery.ary matoa izy manana ADN dia nisy ray olombelona izany,satria ny kromozoma niavian'io ADN io,dia vokatry ny firaisann'y kromozomann'y ray sy ny reny ,na ny lahy sy ny vavy.ka tena zanaka fanahy masina tokoa ve lery sa zanak'iza?????lazao ny marina.


Tsy de hidirako ilay lamba sy tantarany fa ilay fanontaniana eo ambony io no mahaliana hay na dia tena tsara aza ilay dinika izay hisaorako manokana ny mpandefa ary ny mpandray anjara rehetra.
Ny fiforonan'ny "sela" iray dia miankina amin'ny Zavatra Telo "ADN, ARN ary Proteine" ao anatin'ny condition favorable. Raha namorona an'i Adama ohatra i Yhaveh dia efa feno tanteraka ny fepetra mahaolona azy raha raha ara-tsiansa no resahana ary napetraka tao Edena. Lazaina hoe "Adama farany" i Jesoa ao amin'ny baiboly. Noho ny herin'ny avo indrindra (Jehovah) ihany koa dia efa feno ny fepetra maha olona an'i Jesosy ara-tsiansa saingy tsy tany edena fa tao ankibon'i Maria. Tsy misy selan'i Maria ary tao amin'i Jesoa ka izany no naha lavorary azy sy tsy nandovany ota. Nila an'i Maria anefa izy mba hahazahoany sakafo tamin'ny alalan'ny cordon ombilicale. Tena zanak'Andriamanitra ary izy.
28. ouioui ( 23/08/2010 12:18)
Siantifika be ny fanazavana ato izany aloha fa mba misy azoazoko ihany ka ,lasa mitatra ilay resaka fa saika hanontany an'i Mpanazava fotiny aho raha nanambady i Maria ka taminy nisy mpiray tampo taminy jesosy??
29. mpanazava ( 24/08/2010 05:44)

Siantifika be ny fanazavana ato izany aloha fa mba misy azoazoko ihany ka ,lasa mitatra ilay resaka fa saika hanontany an'i Mpanazava fotiny aho raha nanambady i Maria ka taminy nisy mpiray tampo taminy jesosy??

Ka siantifika be koa no fampidirandresaka eo ambony ka nahatonga ilay fanontaniana. Lazain'ny baiboly fa i Josefa no vadin'i Maria. Mbola virijiny izy tamin'ny nitondra vohoka an'i Jesoa. Tsy virijiny mandrakizay anefa izy satria nanana zanaka hafa tamin'i Josefa.
30. ouioui ( 24/08/2010 12:51)
Misaotra @ fanazavana, sao azo asiana arguments fa nisy mpiray tampo i jesosy azafady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072