Fivavahana, finoana
andrywui
(
26/07/2010 10:36)
Nanamboatra an'ity BUNKER ity ry zareo Amerikanina (bunker = trano ambanin'ny tany) - ka raha te hividy aina izany amin'io 2012 io hony dia 50.000$ ny miafina ao ! efa assuré daholo ny rehetra rehetr...
tohiny
novalian'i Miharena ny 02/08/2010 10:09
andrywui
(
26/07/2010 06:59)
Tsy misy olombelona ka mahafantatra ny fiafaran'izao tontolo izao ! ary marina tokoa fa na ny Zanaka aza dia tsy mahafantatra ! - Fa ho avy toy ny mpangalatra aho hoy izy !
--- fa kosa ity evenement...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:47
bobone
(
22/07/2010 06:54)
"Tsy azonao sakanana ny vorona raha hanidina eo @ lohanao
fa azonao sakanana kosa izy raha hanorina akany na tranony eo ambony lohanao"
tahaka izany ny devoly ! mahita ny fanirianao izy ! ilay faniri...
tohiny
novalian'i bobone ny 09/08/2010 06:58
LazaDaddy
(
22/07/2010 06:34)
Raha mbola manjaka eto Madagasikara ny sampy, mosavy, sikidy, tromba, sy ny sisa rehetra mikasika ny firesahana amin'ny razana sy ny fanahin'ny maty ... dia aza mieritreritra akory ny hitsaharan'ny ko...
tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 09:23
niryna
(
21/07/2010 19:52)
Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay ...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:48
mpanazava
(
20/07/2010 14:05)
Misy ny namako izay velon-taraina hoe:" Gaga sy tezitra aho satria tsy mbola misy fiovana foana, Mbola tsy tendrena ho mpitondra fivavahana foana ny vehivavy ato aminay". Fahatelo izay nisy olona nite...
tohiny
novalian'i soanja ny 04/08/2010 18:05
Bhiou
(
18/07/2010 20:31)
Ohatran'ny mba manana hevitra za hoe maninona moa raha mamorona [b]"choral SERA"[/b] isika mpisera eto? mba faniriana ny ahy fa raha misy vonona hanohana dia ataontsika ilay izy.
Ny tenako aloha dia...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 24/07/2010 14:43
Bhiou
(
14/07/2010 08:55)
"Betsaka ny olona no manao zavatra maro mba Hitadiavana an'Izany A/tra izany" Matetika dia Rehefa misy olana Be mianjady @olona iray vao tena mipopopopo mivavaka ny olona. Antsoina mpiandry ka mila dĂ...
tohiny
novalian'i vonynive ny 07/10/2010 12:46
Miharena
(
14/07/2010 06:41)
Antony nanokafana ity loha-hevitra ity dia ny mba hijerena ireo karazana tantara, fanoharana izay mifono hevi-dalina ao amin'ny Tenin'Andriamanitra voalaza ao anatin'ny Baiboly.
Ny tanjona dia ny aha...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2010 19:57
sylvain
(
13/07/2010 23:08)
sendra hitako ka zaraiko
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=XHTGXKuhJaE&feature=related[/youtube]...
tohiny
fidinirina
(
10/07/2010 09:50)
[b]Lioka 6[/b] : 27 Kanefa hoy Izaho aminareo izay mihaino: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin'izay mankahala anareo;
28 misaora izay manozona anareo, ary mivavaha ho an'izay manisy ratsy anar...
tohiny
novalian'i Miharena ny 26/07/2010 15:07
Miharena
(
05/07/2010 14:58)
Te-hanokatra kely ity loha-hevitra ity aho satria maro ireo hira sy vavaka miantso ny fidinan'ny Fanahy Masina.
Mampametra-panontaniana izany satria moa ve ivelantsika tokoa ny Fanahy Masina? Rahovia...
tohiny
novalian'i Miharena ny 05/08/2010 07:05
niryna
(
29/06/2010 21:48)
Misy zavatra izay midona amin'ny tena izay tsy mety ho voakosika ao anatin'ny sain'ny tena mihitsy ilay izy na sarotra ny anadino azy.
Tsy aretin'andoha akory izany fa rehefa sitrana io dia adino
Rah...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2010 20:39
3188
(
19/06/2010 13:23)
mba aona ny hevitrareo momba ity [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=x66Kys40gcA[/youtube] zah alou tsy mahafantatra fa ny hevitrareo .tena marina ve?...
tohiny
novalian'i Miharena ny 09/07/2010 15:22
Mpanazava
(
18/06/2010 08:45)
Hoy i Ratoa
[quote]
Jehovah iray ihany no ivavahantsika ary Kristy no mpanelanelana; saingy samy manana ny style-ny.
[/quote]
Eken'Andriamanitra ve ny style rehetra?
Ny style eto dia azo atoa hoe fiv...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:49
Mpanazava
(
17/06/2010 05:36)
Toy izao no voalazanâny Soratra masina mahakasika ny asa fitoriana. Hoy I Jesosy : «Tsy maintsy mitory ny vaovao tsara any aminâny Tanana hafa koa aho , fa izany no NANIRAHANA ahy» (Lioka 4:43) ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/07/2010 13:57
rahery08
(
16/06/2010 12:22)
Miarahaba ny rehetra eto @ serasera!
Mila fanampiana aho ry zareo amin'ity tononkira mitory fitiava-tanindrazana ity ka mba ampio raha misy mahay!
Vohay ny lanitrao
Andriamanitray ö
ka midina ian...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/07/2010 06:45
niryna
(
15/06/2010 20:13)
Raha mandinika an'io teny io aho dia izao no fahazoako azy
Itako ny lalan-tsara ka izorako: nanomboka nahafantatra an'ilay kristy mpamonjy sy mpanavotra ahy aho ary tsy mijanona eo fotsiny fa mizotra ...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/06/2010 21:34
jeanrakotobe
(
13/06/2010 09:16)
Faly miarahaba antsika namana rehatra aloha ny tenako.
Sendra nanao fikarohana momba ny resaka "Ambondrombe, fomba malagasy... no nahitako ity cite ity dia nisoratra anarana aho fa misy hevitro tiako...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/07/2010 13:52
niryna
(
11/06/2010 19:37)
Matetika isika dia tsy mba faly amin'izay fahasoavana nomen'Atra antsika
Ao ny miteny hoe raha mba nanambady angamba aho dia mba nanana fifaliana amin'ny fiainana ,ao koa ny hoe raha mba niteraka,na ...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 21/06/2010 13:47
