Tantaran'i Babela no diavintsika izao
1. Miharena
(
29/07/2010 13:50)
1 Ny nanaovan'ny olona ilay tilikambo tao Babela, sy ny nanorokoroan'Andriamanitra ny fitenin'ny olona. Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny.
2 Ary raha nifindrafindra niantsinanana ny olona, dia nahita tany lemaka tany amin'ny tany Sinara izy ka nonina teo.
3 Ary niresadresaka hoe izy: Andeha isika hanao biriky ka handotra azy tsara. Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solonÂdrihitra.
4 Ary hoy izy: Andeha isika hanao tanàna sy tilikambo ho antsika, ka ny tampony hahatakatra ny laniÂtra, dia hanao izay hahazoantsika laza, fandrao hiely eny ambonin'ny tany rehetra isika.
5 Dia nidina Jehovah hizaha ny tanàna sy ny tilikambo, izay nataon'ny zanak'olombelona.
6 Ary hoy Jehovah: Indro, iray foko ny olona, sady iray fanononana izy rehetra, ary ity vao fiandohan'ny hataony; koa izao dia tsy hisy azo sakanana na inona na inona izay saintsaininy hatao.
7 Aoka isika hidina, ka eny no hanorokoroantsika ny fiteniny, mba tsy hifankahala teny izy.
8 Dia tao no nampielezan'i Jehovah azy hiala ho eny ambonin'ny tany rehetra; dia nitsahatra tsy nanao ny tanàna intsony izy.
9 Koa izany no nanaovana ny anarany hoe Babela; fa tao Jehovah no nanorokoro ny fitenin'ny tany rehetra; ary tao no nampielezan'i Jehovah ny olona ho eny ambonin'ny tany rehetra.
Raha dinihina io tantara io dia misy ilay toetra hanana laza ho an'ny olona ka izany indrindra izao no ataon'ny olona ankehitriny izay miparitaka etsy sy eroa. Ireo antokom-pinoana samihafa izay tsy mitovy firehana dia manana tanjona ny hisarika ny olona rehetra hitovy fijery amin'ny tsirairay avy ka manjary lasa adim-pinoana no misy. Dia lasa tsy misy mankany amin'ny fahavitan'ilay tilikambo daholo ny rehetra raha lazaina fa ny tilikambo no tanjona hahazoana ny sitrapon'Andriamanitra.
Ny tena raharaha dia toa ny olona miady eo am-bavahady izay tsy mitovy firehana ka izy tsy miditra moa, ny hafa voasakana tsy hiditra satria sao voadona eo koa.
Mampametra-panontaniana izany zavatra izany hoe mety hisy fifohazana mazava ve ny olombelona ka hahatsiaro tena amin'ny ataony dia mba hanana fahatsorana ka hiditra ny Vavahady ary hananatra ireo namany hoe aza miady intsony fa Tokana ny Lalana?
Dia mba ravana ilay tsy fitoviam-pijery amin'izay.

novalian'i vonynive ny 30/09/2010 08:22
2. andrywui
(
29/07/2010 17:52)
Raha raisiko amin'ny lalindalina kely sy ny etude ko manokana dia angamba mitady ahazo vahana (amin'ilay resaka babela io) ity EURO ity amin'io izy tokana io (teny tokanan'ny vahoaka tao babela) ka tian'Andriamanitra ho saratsarahina satria avy amin'io governemanta tokana io no hivoahanilay bibidia sy ny fahefana tokana hananany !!... ka rehefa mipoaka io dia sur fa samy hivoaka amin'ny Euro daholo ny firenena rehetra aloha fa samy hanasoa ny momba azy amin'ny fireneny tsirairay aloha, satria hikambanan'ny europeana io ! de hirava ho azy eo ilay firenena tokana , governemanta tokana kasaindry zalah atsangana eto amin'izao ttlo izao !
3. AndriambyII
(
29/07/2010 18:24)
Zava-dalina ny tantaran' ny tour de Babel Miharena ! Anisan' ny izany ny nahavitana ny Tilikambo Etemenanki , toerana iray nahafahan' ny olombelona niresaka nivantana t@ lanitra sy ny tany ankoatra .Avy tao daholo no nipoiran' ny fandrosoana hita taratra @ taranak' olombelona hatr@ izao fotoana izao .L'origine du boulier chinois , ny fanenonan-damba voalohany ,ny herin' aratra azo avy t@ natiora ,ny fitsaboana avy t@ alàlan' ny natiora etsetra . Nefa kosa dia sivilizasiona efa nandova ny fahalalàna t@ Atlantide io sivilizasiona io izay nahafantarany ny momba ny fiandohan' ny tantaran' ny erana manontolo ( L'univers )
4. andrywui
(
29/07/2010 18:42)
tena resaka sampy be koa ny an'i billy zany kleee... niresaka mivantana amin'ny tany ankoatra aoana koa izany ?? io ndray elah billy a!!....
5. AndriambyII
(
29/07/2010 19:20)
Tantara tsy noforoniko izany rawui fa zavatra niainan' ny olona t@ andron' i Sibogadinazara !
6. andrywui
(
29/07/2010 19:56)
de tohizo ary le izy e! de aona !!.... tamin'ny andron'ny Sibogadinazara ve no niresaka tamin'ny any ankoatra zany ny oul ???? tsy azoko ra billy a!
8. Miharena
(
30/07/2010 05:30)
Raha jerena ny resak'i Andriambyll dia ilay fananana laza eran-tany no ataon'ny zone euro ary io no efa lalana izoran'ny foto-pisainan'i Nebokadnezara tamin'ny fananganany ny fanjakany izay tsy momba an'Andriamanitra fa mizahozaho.
Lasa tanimanga no fotony ary vy mavesatra ny lohany ka hirodana hidaraboka mafy izany fanjakana izany.
Ny nahazo ny world trade center no fiandohan'ny faharavana dia manomboka mitohy amin'ny crise économique mondial dia mankany mankany le izy.
Raha mbola miziriziry amin'ny heviny ny firenen-dehibe hanangana io Babela io dia sahirana e!
Fa eo amin'ny finoana koa dia misy ny mihevitra ny tenany ho zavatra ka manangana Babela koa.
Tantara miverina izy ity izao araka ny voalaza ka mety aiza hoa aiza no hampivaha azy?
Mila miaiky fa voary tokony hotarihin'ny Fanahy Masina vao afaka hanangana fanjakana feno fiadanana ny olona.

10. soanja
(
02/08/2010 20:43)
Miharena:
fa Tokana ny Lalana?
Raha mbola mihevitra isika amiko fa tokana ny lalana dia tsy hotody amin'izay faniriantsika ny ho fiombonana isika satria tsy tokana velively ny lalana fa ny ahatongavana no ho IRAY!
13. Miharena
(
04/08/2010 09:10)
Izaho tsy mino raha ny tena izy fa manaiky ny Fahalalana FOTOTRA.
Ny paleontolojia sy archeolojia dia fandalinana ireo trangan-javatra rehetra manome ny hazo jenetika (arbre phylogénétique) dia ahafahana mandalina ny Jenezy miainga amin'ny zava-mivaingana efa misy araka ny fotoana fivoarany ary ny fifandrohizany.
Poakaty ny valim-pikarohana raha tsy hita ny fototry ny fikarohana hoe FOTOTRA IRAY no iandohan'izy rehetra.
Ary isika moa amin'izao dia miara-misy no miara-mandinika noho izany dia ao anaty fisiana isika no afaka mandinika izany fisiantsika izany.
Ary raha mahatsiaro hoe tsy namorona ny tenantsika isika fa mandinika izay efa misy dia mandinika ny Tenaben'Andriamanitra sy ny Lalàna napetrany amin'izany Tenabeny izany izany isika.
Koa na ny saintsika mandinika aza izany dia misy LOHARANO fa tsy mandeha ho azy ary nolovana izany ary miseho amin'ny paleontolojia sy ny archeologie araka ny fanontanian'i Fijo.
Ny minomino foana no tsy ataoko fa raha hoe finoana=fahalalàna dia mino aho.

14. fijo
(
04/08/2010 23:14)
ekena fa mbola mikaroka ny siansy,ary mbola maro no tsy voazavann'y siansy,fa ireo izay efa voazavann'y siansy kosa ,dia mandiso ny fheverana vokatry ny finoana.
ohatra taloha ny olona dia nino,fa ny fanahy ratsy no azo hovan a,fa ny tarehy ratsy dia efa mandrak'izay.izao efa diso izany .

15. ikaretsaka
(
04/08/2010 23:26)
samy diso nareo ary samy marina
satria:
ny siansa dia mihery ny eo anelanelany sy ny farany tsy mijery ny fotony.. misy mampitombina an'io
fa tadidio koa fa ny minomino foana koa dia poakaty satria hita ny fotony de tsy hita ny eo anelanelany fa tonga de "fouaaaah.. miracle mon ami" de @ zao....

17. Miharena
(
05/08/2010 07:33)
Fijo:
ekena fa mbola mikaroka ny siansy,ary mbola maro no tsy voazavann'y siansy,fa ireo izay efa voazavann'y siansy kosa ,dia mandiso ny fheverana vokatry ny finoana.
ohatra taloha ny olona dia nino,fa ny fanahy ratsy no azo hovan a,fa ny tarehy ratsy dia efa mandrak'izay.izao efa diso izany
Ika:
ny siansa dia mijery ny eo anelanelany sy ny farany tsy mijery ny fotony.. misy mampitombina an'io
fa tadidio koa fa ny minomino foana koa dia poakaty satria hita ny fotony de tsy hita ny eo anelanelany fa tonga de "fouaaaah.. miracle mon ami" de @ zao....
Dia eto ilay hoe tsara hatrany ny mametraka ny filaharan'ny zavatra rehetra sy ny fifandraisany: Ny Teny aloha no voalohany izay vao ny zavamisy (erana lehibe tsy hita faritra sy izay ao aminy rehetra manana ny lalàny), avy eo ny olona tsirairay manan-tsaina mampihatra ny siansa mandalina ny lalànan'ny zavaboary vokatry ny Teny Fototra tonga lafatra. Io no atao hoe Andriamanitra Mpamorona ivoahan'ny vahaolana rehetra sy maneho ny zava-miafina rehetra rehefa miresaka Aminy ny olona izay nomeny saina izay lalàna iray ananan'ny zava-manam-panahy.
Raha ny tokony ho izy dia isika anie no tempolin'Andriamanitra satria Izy no miaina ao amintsika ka mahita tsara hoe ny fon'i Fijo dia IZAHO IZAY IZY no mampitempo azy sady IZAHO IZAY IZY no manome Fototra isainan'ny olon-drehetra sy ny voary ary ny hetsiky ny erana rehetra.
Ka ao anatin'izay ve Fijo sa mbola manana hevitra hoe siansa ihany fa tsy ny erana ilomanosana ka ny vata-ben'i Fijo sy ny saina ben'i Fijo io dia misy fotony fa tsy tonga tonga ho azy?
18. ikaretsaka
(
05/08/2010 13:52)
tsy ny teny aloha no voalohany: fa ny Tompon'ny Teny. avy aiza aloha ny teny raha tsy teo ny fototra fiaviany nivoahany? .. aza adino ny hoe ny Teny dia AVY AMIN'NY!
20. fijo
(
06/08/2010 19:47)
isika tsy tempolin'nadiamanitra ,fa raha misy andriamanitra dia isika izay