Tantaran'i Babela no diavintsika izao

21. vonynive ( 30/09/2010 07:55)

soanja:


Miharena:


fa Tokana ny Lalana?



Raha mbola mihevitra isika amiko fa tokana ny lalana dia tsy hotody amin'izay faniriantsika ny ho fiombonana isika satria tsy tokana velively ny lalana fa ny ahatongavana no ho IRAY!

za koa miteny oe tokana ny lalana, de jesosy ilay zanak'Atra, ary Izy no mampiray antsika ho IRAY, araka ilay vavaka nataony oe mba ho iray ihany izy rehetra




22. vonynive ( 30/09/2010 08:22)
tokana ny Lalana de jesosy le zanak'Atra, ary ny firaisana Aminy no mampiray antsika @ Atra sy mampiray antsika samy olona, io le + @ lacroix.
hoy Jeso oe mba ho iray iany izy rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9842