Fivavahana, finoana
soanja
(
23/04/2010 01:01)
Averina ombieny ombieny eto ny tsy fetezan'ny finoana ny Razana sy ny fanompoana isan-karazany tsy mitory an'i Kristy. Ahitana izao faharatsiana rehetra rehetra izao sy ny hoe mbola miaina ao anaty ma...
tohiny
novalian'i soanja ny 27/04/2010 16:03
niryna
(
22/04/2010 17:25)
Ahoana no fomba fandraisanareo izany teny izany hoe
Aza mitondra anay amin'ny fakampanahy fa manafaha anay amin'ny ratsy
Iza no nitondra tamin'ny fakampanahy
Iza no anafaka amin'ny ratsy
Rah...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2010 10:58
rakapy
(
22/04/2010 06:24)
Ry sekoly kistianina, fiangonana,ny mpitondra fivavahana isan-tokony, ireo kristianina maro be, ry mpitory sy mpamafy baiboly sns...
Ianareo dia nirotsaka antsitra-po tsy nisy nanery mba hikolokolo...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 28/05/2010 10:00
soanja
(
20/04/2010 15:44)
Nisy olom-pantatray/ namana izay pasitera no asany tamin'izay. Nisy fotoana izy tsy mahavita ny asany mihitsy dia gaga ny olona entiny ao. Rehefa mifankahita anefa izahay mitaraina izy fa tsy hoe mara...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/05/2010 14:35
niryna
(
19/04/2010 01:54)
Rehefa mitondra fiara isika dia misy soratsoratra eny amin'ny arabe
Ny sasany manondro ny anaran-toerana ary raha iny no dia alehanao dia manaraka an'iny hianao dia tonga a
Ny jiro maintso dia ...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/05/2010 17:26
soanja
(
15/04/2010 14:38)
Nisy fety natao izany tany ambanivohitra lavitra be ny lalana misy ny fivarotan-tsakafo, ka dia tsy nanaiky ny olona tao an-tanana raha tsy hatao Joro/ fomba ny famonoana ilay omby-novidianay mpivahin...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/04/2010 04:55
soanja
(
14/04/2010 14:15)
Manana namana niara nianatra tamiko , tena tiako be, aho tany Ankatso ary samy nanao literatiora Amerikanina izahay mirahavavy.
Aty aminay (US faritra misy ahy andrefana) dia misy izay finoanoa-po...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/04/2010 18:45
niryna
(
14/04/2010 05:47)
Tia anao jesoa!
Izao indray no vaovao farany nambaran'i Losifera tamin'ny roa herinandro lasa izay.[b] Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasin...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/05/2010 19:51
soanja
(
10/04/2010 16:18)
Nisy namako izay avy any Ejipta tonga taty US. Izy dia ireny Imam ireny. Sambany izy no tonga taty. Ny namanay nifandraisanay taty dia tsy mpino an'Andriamanitra no ankamaroany.
Gaga be tokoa anef...
tohiny
novalian'i soanja ny 21/04/2010 13:20
moustaraf
(
10/04/2010 14:13)
bonjour, misy artiste iray vao namoaka rakikira évangelique aty dago, tena mahafinaritra be le izy fa tsy haiko ny mampiditra azy ato ho zaraina amintsika rehetra...
tohiny
novalian'i bichette ny 09/07/2010 06:22
niryna
(
09/04/2010 17:10)
[b] Zavatra telo no tsara ho fantatra
1- ny fitiavan'ilay Atra antsika rehetra:[/b]
ny fahafantarana izany dia manome hery antsika fa na inona onja mahazo ,na kotrobaratra mipoaka,ny fahadisoa...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/05/2010 19:52
rakapy
(
08/04/2010 09:53)
Ventesina ombieny ombieny ity resaka famafazana sy fizarana ity. Maro ireo xana no manao izany toy ny" robot" ary indraindray aza dia toa alasafay sy fiatsaram-belatsihy no anaovany izany vokatr'ilay...
tohiny
novalian'i rakapy ny 25/04/2010 09:19
niryna
(
07/04/2010 15:54)
Ny asan'ny fahamarinana ho fiadanana,ary ny fokatry ny fahamarinana dia ho fiadanana sy fahatokisana mandrakizay
Ary ny oloko hitoetra ao aminny fonenana mandry fahizay sy ao amin'ny toerana mahato...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/07/2010 19:35
xxx
(
07/04/2010 12:55)
Misy mpaminany (mpandinika, manampahaizana,...) milaza fa amin'ny 2012 hono vao tena ho tonga marina ny FARANDRO (na fahataperan'izao ntotolo izao). Efa maro be koa anefa ireo mpaminany nilaza fotoana...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 21/04/2010 08:13
xxx
(
06/04/2010 08:30)
MBA MIANGAVY ANAREO AHO MBA HITADY HEVITRA TSY HISIAN'NY ADY EO AMIN'NY KRISTIANINA SY SILAMO FA TOA MITADY HIDITRA ETO MADAGASIKARA IZY IO ? (AZONTSIKA REHETRA VALIANA ITY LOHATENY ITY NA MPIVAVAKA...
tohiny
novalian'i vonynive ny 24/09/2010 11:41
dadasy
(
04/04/2010 20:00)
Nisy ity vaovao ity de ampitaina eto mba hisarihana ny sain'ny maro. Relijiozy telo mirahalahy no nodarohan'ny FIS ny Zoma Masina lasa teo rehefa tsy nijanona fa mbola niampita ny arabe ihany, nefa ry...
tohiny
novalian'i vonynive ny 05/10/2010 12:10
mibalika
(
03/04/2010 10:51)
:) Mirary Paka Sambatra ho antsika rehetra ,ny Fahazavan'i Kristy anie hanoro lalana ireo mpitondra sy ny Malagasy rehetra ka ahay hijery izay mahasoa antsika isika ary ahay hijery izay mahasoa ny F...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/04/2010 14:58
xxx
(
01/04/2010 21:05)
Raha mangatam-pitahiana @ satana hamotika ny fahavalon' ny tena ve dia fahotana ? Efa betsaka ireo mpanao politika nanao izany eran' izao tontolo izao ! Ahoana ny hevitrareo ? Rehefa tonga @ toerana t...
tohiny
novalian'i bichette ny 08/07/2010 07:38
hana
(
31/03/2010 14:23)
http://bizna.serasera.org/bizna/ad/rindran-kira/ao-frantsa/Zoma-Masina...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 31/03/2010 14:43
niryna
(
24/03/2010 20:21)
Nanao fanadihadiana ireo dokotera nitsabo olona ka naka vondron'olona maromaro,ao ny mpino ao ny tsy mpino an'Atra.
Ny zavatra itany sy azo tsampaintanana dia 60% an'ireo niaraka nivondrona nivavaka...
tohiny
novalian'i ni81 ny 10/05/2010 18:24
