Ny jiro maintso,mavo ary mena:mampianatra fiainana koa.

1. niryna ( 19/04/2010 01:54)
Rehefa mitondra fiara isika dia misy soratsoratra eny amin'ny arabe
Ny sasany manondro ny anaran-toerana ary raha iny no dia alehanao dia manaraka an'iny hianao dia tonga a

Ny jiro maintso dia mampiseho fa mandeha isika ary mizotra tsara mitondra fiarana,tsy mieritreritra zavatra hafa fa manaraka ny baikon'ilay jiro
dia toy isika miaraka amin'Atra ,tsy matahotra na manana ahiahy fa manana azy ho jiro manazava ny fiainana .

Ny jiro mavo dia efa fanambarana fa mila mitandrina hianao fa hiova ho mena ny jiro rehefa avy eo an.
Toa izany koa isika,indraindray Atra dia miteny amintsika,mampianatra antsika mba hitandrina ary mila mailo isika fa mety ampidi-doza azo atao ohatra amin'izany ny fihetsika,fiteny,fanoratra ary ny fomba fiainana ka mila tandremana tsara mba anaraka ny baikon'Atra

Rehefa tonga eo amin'ny jiro mavo isika dia efa mihomana fa hijanona
e,e, mbola mandeha ihany isika indraindray,raha sendra ny polisy moa dia voan'ny sazy, raha sendran'ny fakan-tsary eny amin'ny arabe moa dia ny plaquen'ny fiaranao mihitsy no sary miseho alain'ilay sary ery ambony ery ary dia tonga ao an-tranonao.Miomana ary fa andoha sazy noho ilay tsy fitandremana .
Toa izany koa isika rehefa ilay jiro mena dia fandavana ny tenin'Atra,fanoherana ny fahamarinana nomen'Atra ka indraindray rehefa nasiany nitandrina isika dia mila mitandrina .

Izay indray aloha no mba zaraiko anareo androany
Ahoana no ahalalana hoe miresaka amintsika Atra ?
Ahoana no anoharanao ny jiro maintso sy mavo ary mena amin'ny fiainanao?
(l) niryna
novalian'i niryna ny 10/05/2010 17:26
2. ikaretsaka ( 19/04/2010 22:15)
rehefa resaka trop loatra le mena ka..
ohatra hoe trop loatra ko fitoriana tsisy fotony de efa mena ny jiro efa tsy mi s'interesse intsony ny olona (efa zone rouge) sns... mbola mandondona de efa lazaina fa diso pilipitra de tsy tonga saina sy mainka manozona ihany :wink:

izya le izy hoe carder-o amin-draha maro fa tsy hoe nenareo ihany no applicable ny tricolor
3. perfect ( 20/04/2010 10:32)
misy devoly le ikaretsaka
4. ikaretsaka ( 20/04/2010 14:03)
perfect> zavatra aso hijerena ny feu tricolore koa io zavatra lazaiko eo ambony io ka
ny dikan'ny hoe mena ny jiro ange de hoe anjaran'ny nahazo jiro mena no mijanona fa efa betsaka no nandeha teo alohany e fa aleo le mandeha any @ le direction hafa indray mba handeha fa anazy izao ny maintso...
5. xxx ( 20/04/2010 14:20)
=)) =)) =)) =)) efa msiy emboutaillage koa angah any andanitra any le???? =)) =)) =)) =)) sa manao resaky ny mpifoka rongony ny atao ??? =)) =)) =)) =))
6. ikaretsaka ( 20/04/2010 14:22)
nisy resaka lanitra na nisy teny lanitra nga teo mandra pahatongan-dra xxx?
7. xxx ( 20/04/2010 14:25)
Toa izany koa isika rehefa ilay jiro mena dia fandavana ny tenin'Atra,fanoherana ny fahamarinana nomen'Atra ka indraindray rehefa nasiany nitandrina isika dia mila mitandrina

ka i nirina no mirasaka lalitra eo koa lalitra a! lalitra! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. xxx ( 20/04/2010 15:21)
ikaretsaka:

rehefa resaka trop loatra le mena ka..
ohatra hoe trop loatra ko fitoriana tsisy fotony de efa mena ny jiro efa tsy mi s'interesse intsony ny olona (efa zone rouge) sns... mbola mandondona de efa lazaina fa diso pilipitra de tsy tonga saina sy mainka manozona ihany :wink:

izya le izy hoe carder-o amin-draha maro fa tsy hoe nenareo ihany no applicable ny tricolor


perfect:

misy devoly ilay Ikaretsaka



:-D :-D Ary voadiniko teto fa tsy revin'i Ikaretsaka mihintsy izay kôzin'i niryna a, vao mikôzy i niryna dia tsy maintsy izy no mihazakazaka mametraka voalohany na ho any na tsy ho any

Pire noho ny any @ dinika politika koa kay ato
9. ikaretsaka ( 20/04/2010 15:47)
tsy i niryna @ naha niryna azy no tsy reveko fa ny hevitra avoakany (izay tsy mitombina ny sasany na asaiko porofoiny ka tsy hainy ny manaporofo azy)) sy ny fijeriny (izay matetika tsy hita be ihany) ka mahatonga ahy milaza aminy hoe ambarao mazava na asehoy hoe aiza no tianao hahatongavana...
ka.. izay no maha samihafa azy @ politika ary
10. niryna ( 20/04/2010 19:49)
ikaretsaka:

rehefa resaka trop loatra le mena ka..
ohatra hoe trop loatra ko fitoriana tsisy fotony de efa mena ny jiro efa tsy mi s'interesse intsony ny olona (efa zone rouge) sns.


:roll: mety hitombina izany indrindra rehefa manda ny tenin'Atra foana izy dia efa mahazo fampandrenesana jiro mavo satria ireo mizara ilay teny no manome azy jiro mavo,dia rehefa mandeha amin'ny filan'ny fisainany izy fa tsy ny eritreritra izay tenenin'Atra no ataony dia mahazo jiro menabe midorehitra izy avy eo .
ikaretsaka
.. mbola mandondona de efa lazaina fa diso pilipitra de tsy tonga saina sy mainka manozona ihany :wink: [/quote ika izao efa nahazo jiro mavo efa hatran'ny elabe dia efa nivadika jiro mena ilay izy kanefa mbola vao maika tsy tonga saina ihany :D ...
inona koa no hidiran'ny diso pilipitra amin'izany,mahatsiaro tena ho voa sahady angaha ika tsss

[quote=ikaretsaka:


izya le izy hoe carder-o amin-draha maro fa tsy hoe nenareo ihany no applicable ny tricolor

io indray i toi,mbola tsy mamaly akory ny olona dia efa manova sujet sahady
Avelao aloha andeha tsara ny jiro maintso e >avelao aloha ny olona hizara izay mba mahadiavolana ny saina e ok

:-*
11. niryna ( 20/04/2010 19:52)
ikaretsaka:

ihany :wink:

izya le izy hoe carder-o amin-draha maro fa tsy hoe nenareo ihany no applicable ny tricolor

toa mitady ho be fialonana anie ika izany e,tandremo fa tsy tian'Atra ny mialona ny hafa an(jiro mavo )- bedy eo ika




12. niryna ( 20/04/2010 19:53)
perfect:

misy devoly le ikaretsaka
io ary misy manome jiro mavo an'ika


13. ikaretsaka ( 20/04/2010 19:55)
[quote=niryna]

rehefa resaka trop loatra le mena ka..
ohatra hoe trop loatra ko fitoriana tsisy fotony de efa mena ny jiro efa tsy mi s'interesse intsony ny olona (efa zone rouge) sns.


:roll: mety hitombina izany indrindra rehefa manda ny tenin'Atra foana izy dia efa mahazo fampandrenesana jiro mavo satria ireo mizara ilay teny no manome azy jiro mavo,dia rehefa mandeha amin'ny filan'ny fisainany izy fa tsy ny eritreritra izay tenenin'Atra no ataony dia mahazo jiro menabe midorehitra izy avy eo .

.. mbola mandondona de efa lazaina fa diso pilipitra de tsy tonga saina sy mainka manozona ihany :wink: [/quote ika izao efa nahazo jiro mavo efa hatran'ny elabe dia efa nivadika jiro mena ilay izy kanefa mbola vao maika tsy tonga saina ihany :D ...
inona koa no hidiran'ny diso pilipitra amin'izany,mahatsiaro tena ho voa sahady angaha ika tsss


izya le izy hoe carder-o amin-draha maro fa tsy hoe nenareo ihany no applicable ny tricolor

io indray i toi,mbola tsy mamaly akory ny olona dia efa manova sujet sahady
Avelao aloha andeha tsara ny jiro maintso e >avelao aloha ny olona hizara izay mba mahadiavolana ny saina e ok

:-*


fa ny tsy mazava ange de hoe fa maninona rehefa hoe mpitory lasa tsy mandaitra ny "Jiro telo loko" ka na mena aza dia mandeha foana fa rehefa ilay olona mandeha @ lalana 1 tonga dia Jiro mena avy hatrany nareo..
Omeo Jiro maintso koa izy!tahaka ny hoe rehefa mena ny jirony dia mijanona izy.. de rehefa ianareo no mena dia mijanona koa nareo

fa izany foana no mahavoan'ny accident manko.. misy mihevitra ny tenany fa tsy mba mety "menajiro"
14. niryna ( 20/04/2010 19:57)
ikaretsaka:

perfect> zavatra aso hijerena ny feu tricolore koa io zavatra lazaiko eo ambony io ka
ny dikan'ny hoe mena ny jiro ange de hoe anjaran'ny nahazo jiro mena no mijanona fa efa betsaka no nandeha teo alohany e fa aleo le mandeha any @ le direction hafa indray mba handeha fa anazy izao ny maintso...

jiro mena .. aza mitsara mba tsy ho tsaraina
jiro mena.. raha nomen'Atra fahasoavana ny hafa hizara ny teniNy eto dia tsy anjaran'ika no anakana azy
jiro mavo...mitandrema fa sao alain'i satana fanahy ika ka mivadika amin'ilay Atra izay nahatonga anao aty am-pitandranomasina aty
jiro mavo.. nomeny anao ny fahasoana mba hizara toa ahy ka aza atao ao anaty vata
jiro manga...raha manaraka ny teny izay nomeny anao hianao dia hiadana ary ahafantatra fa any amin'ilay kristy irery no misy ny fahasambarana sy fiadanampo

Jiro manga: tia anao Jeso Tia anao ny mpisera ka aza variana mitsingoloka fa zarao izay fahasoavana nomen'Atra anao amin'izy izy ireo fa mangetaheta mba te ahafantatra hoe ahoana no nahatonga anao aty noho ny fahasoavany sy noho ny fitiavany

(l) (l)
15. ikaretsaka ( 20/04/2010 20:03)
Jiro mena: mijanona enao aloha fa aza mandeha intsony fa le olona eo @ sens miankavia miankavanana indray izao no mandeha.
na mankaiza io lalana io na mankaiza.. rehefa mena ny jironao de an'io olona io aloha no mandeha...ianao mijanona

tsy mena intsony ny Jironao: anao indray fa le 1 no jiro mena...


Izay no lojikan'ny Feu tricolore..

taha tsy izay dia apetraho mazava tsara ny tian'i niryna hahatongabana (basee @ feu tricolore ihany) moa raha tsy mahita sy tsy mazava dia tsy mitombina izany le ohatra satria na ny "mpitory aza mila jiro mena"
16. niryna ( 20/04/2010 20:06)
xxx:

=)) =)) =)) =)) efa msiy emboutaillage koa angah any andanitra any le???? =)) =)) =)) =)) sa manao resaky ny mpifoka rongony ny atao ??? =)) =)) =)) =))

ahoana izany manao ny resaky ny mpifoka rongony izany ,raha mifoka xxx dia mba tantarao hoe fa tsy fantatro

17. Ratoa ( 20/04/2010 23:48)
jiro maintso sy mavo sy mena ilay izy sa carton mainsto sy mavo sy mena?
18. niryna ( 21/04/2010 03:06)

ikaretsaka:

rehefa resaka trop loatra le mena ka..
ohatra hoe trop loatra ko fitoriana tsisy fotony de efa mena ny jiro efa tsy mi s'interesse intsony ny olona (efa zone rouge) sns... mbola mandondona de efa lazaina fa diso pilipitra de tsy tonga saina sy mainka manozona ihany :wink:
izya le izy hoe carder-o amin-draha maro fa tsy hoe nenareo ihany no applicable ny tricolor


perfect:

misy devoly ilay Ikaretsaka
xxx:

:-D :-D Ary voadiniko teto fa tsy revin'i Ikaretsaka mihintsy izay kôzin'i niryna a, vao mikôzy i niryna dia tsy maintsy izy no mihazakazaka mametraka voalohany na ho any na tsy ho any
efa fantatro hatrin'ny ela koa io ka
misy ny mpizara ny tenin'Atra ary dia izy no manohitra an'izany
misy indray ny manohitra an'Atra dia izy no mpisolovava azy ireo
ooooooopppppps mahazo jiro mena amin'ika eto aho an
Tsy zakany ry xxx ny fahamarinana a,raha mbola ny filan'ny nofo foana no manjaka ao aminy dia izao no vokany
Hoy ny zandriko izay hoe ,indraindray dia mila alaina baraka ny asan'ny devoly eny na dia mody tsy fantany ary izany ary indraindray tena tsy fantany mihitsy satria mbola mihidy ny fo-ny ka mila fanalahidy amahana azy

Pire noho ny any @ dinika politika koa kay ato




19. niryna ( 21/04/2010 03:17)
ikaretsaka:

tsy i niryna @ naha niryna azy no tsy reveko fa ny hevitra avoakany (izay tsy mitombina ny sasany na asaiko porofoiny ka tsy hainy ny manaporofo azy)
tapaka ny tsinaiko ry ika a,mahazo akapoka amin'ny vato ny loha raha toa ka tsy tianao ny reviko ka ha,ha
ikaretsaka:
sy ny fijeriny (izay matetika tsy hita be ihany) ka mahatonga ahy milaza aminy hoe ambarao mazava na asehoy hoe aiza no tianao hahatongavana...
ka.. izay no maha samihafa azy @ politika ary
dia tsotra ny valiny,aza miditra amin'ny sujet-ko dia vita aaaa
Rehefa tsy mampiraika ahy ny sujet ny olona dia tsy miditra aho sady tsy ho tezitra na andany fotoana amin'izay tsy ahitako fifaliana na fianarana zavatra hafa. Afaka manao izany koa ika
ny olana aminao? miambotena ho ambony noho ny olona =PRIDE
Dia tsy manaiky ho diso na tsy maintsy ny hevitrao foana ny marina
Ny nampianarina ny kristiana dia ny manetritena fa tsy manambony tena ok

Raha mbola ny tenanao foana no heverinao fa ambony noho ny hafa dia tsy hiova ny toetranao ary anambady izay anambady anao ooops na mba mahazaka koa izay olona miaraka aminao.
Tsy vao ika irery no miaraka mifampiresaka amiko na miaraka miserasera amiko fa ny olona toa ny toetran'ika izao no tena tsy mba manana fifaliana fa mijaly indrindra raha samy olona .Moa tsy fantatrao fa tena mampalahelo anie hianao e . ooops mahazo jiro menabe eto aho fa aleo hitandrina kely aloha

ATRA DIA (l) ANAO
20. niryna ( 21/04/2010 03:26)
ikaretsaka:

fa ny tsy mazava ange de hoe fa maninona rehefa hoe mpitory lasa tsy mandaitra ny "Jiro telo loko" ka na mena aza dia mandeha foana fa rehefa ilay olona mandeha @ lalana 1 tonga dia Jiro mena avy hatrany nareo..
nisy niteny olona ve teo aloha e,hianao no tonga dia maka basy hitifirana ny tenanao.
Maninona no tsy mba mizara toa izao zaraiko izao aloha fa avy tonga dia manao toy ny fanaon'i Adama ? ha,ha inona indray hoe izany ?
ikaretsaka:

Omeo Jiro maintso koa izy!tahaka ny hoe rehefa mena ny jirony dia mijanona izy.. de rehefa ianareo no mena dia mijanona koa nareo
hijanona ahoana indray e,efa nahazo jiro mena ika dia mijanona aloha dia misaina kely dia mieritreritra ny teny tenenin'ny olona indray aloha ok
ikaretsa:

fa izany foana no mahavoan'ny accident manko.. misy mihevitra ny tenany fa tsy mba mety "menajiro"


dia hianao ihany no mamatotra ny lelanao,izay ilay izy(omena jiro maintso io ? ) ha,ha
isika dia mila mamadika kely im-pito ny lela vao miteny fa tsy tonga dia mitsingoloka sy manimba sujet-n'olona foana,foana
izao itan'ny ambany lanitra ny tena toetran'ika.atao zaza,tsy zaza,atao lehibe anefa toa tsy mety mitomba fahendrena ooops
mifona re ika a,aza omena jiro mena aho e

malalaka ny jiro manga ,mahazo mandeha indray izao ika fa efa manomboka jiro mavo ny ahy io .ha,ha

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0403