Ny jiro maintso,mavo ary mena:mampianatra fiainana koa.
21. niryna
(
21/04/2010 03:32)
ikaretsaka:
Jiro mena: mijanona enao aloha fa aza mandeha intsony fa le olona eo @ sens miankavia miankavanana indray izao no mandeha.
na mankaiza io lalana io na mankaiza.. rehefa mena ny jironao de an'io olona io aloha no mandeha...ianao mijanona
=))
ikaretsaka:=))
tsy mena intsony ny Jironao: anao indray fa le 1 no jiro mena...
ikaretsaka:misaotra ry toi,andeha hiverina haka permis indray aho izany an =))
Izay no lojikan'ny Feu tricolore..
ikaretsaka:
taha tsy izay dia apetraho mazava tsara ny tian'i niryna hahatongabana (basee @ feu tricolore ihany) moa raha tsy mahita sy tsy mazava dia tsy mitombina izany le ohatra satria na ny "mpitory aza mila jiro mena"
=)) dia aleo aloha aho himehy kely fa tapaka ny tsinaiko amin'ika ity
22. niryna
(
21/04/2010 03:37)
Ratoa:=))
jiro maintso sy mavo sy mena ilay izy sa carton mainsto sy mavo sy mena?
inona indray Ratoa izany carton izany :D
indro kely aloha an
mbola miandry ny tohin'ilay kialao fahazaza ao amin'ny eritreritra aho Ratoa fa mafinaritra be ny fitantarain-dRatoa azy
24. niryna
(
22/04/2010 04:40)
ikaretsaka:=)) =)) :roll: :cry: :cry:
Sarotra be @ olona bornee ny mahazo verite de la palice e
io foana no teneniko an'ika,aza mba manambony tena woa fa araka ny anambonianao tena no maha ambany anao ok
rahoviana re ika no mba ihinana vetin-kanina,angamba ho banga ihany izy amin'ny farany tsss =))
25. ikaretsaka
(
22/04/2010 14:07)
Fanontaniana tsotra anie no nanontaniako an'i niryna e...
Tonga eo @ intersection I niryna de nahazo jiro mena fa tour n'ilay mandeha miankavia miankavanana izao (mety train io na mety mpandeha tongotra io)... de tsy hijanona ve hoe satria ve I niryna mpitory de handeha foana na mena aza ny jiro eo alohanao fa an'ny miankavia miankavanana izao no mande?
Amiko mantsy rehefa mena koa nenao de mijanona koa ianao raha tsy hoe te ho pohan'ny train any angaha...
Fa tsy hiditra lalandava @ bizna an'olona hoe green jironareo na orange ny jironareo na red.. fa nenao koa jerevo ramatoa ity o....
Sa?

26. niryna
(
25/04/2010 04:59)
ikaretsaka::roll: :D
Fanontaniana tsotra anie no nanontaniako an'i niryna e...
Tonga eo @ intersection I niryna de nahazo jiro mena fa tour n'ilay mandeha miankavia miankavanana izao (mety train io na mety mpandeha tongotra io)... de tsy hijanona ve hoe satria ve I niryna mpitory de handeha foana na mena aza ny jiro eo alohanao fa an'ny miankavia miankavanana izao no mande?
quote]
Amiko mantsy rehefa mena koa nenao de mijanona koa ianao raha tsy hoe te ho pohan'ny train any angaha...[/quote] :D
quote]
Fa tsy hiditra lalandava @ bizna an'olona hoe green jironareo na orange ny jironareo na red.. fa nenao koa jerevo ramatoa ity o....
Sa?
[/quote] :roll: =)) =))
30. niryna
(
10/05/2010 17:26)
ikaretsaka:
aiza"eo?
=)) =)) dia mandeha indray aho fa efa nahita jiro maintso :-*
tandremo aza mandeha eo ika fa mbola jiro mena an