Fivavahana, finoana
AndriambyII
(
17/02/2010 23:22)
Iretono hira henoiny isaky ny mangeja ny fanindriana .
1. Revolver - The Beatles
2. If I could only remember my name - David Crosby
3. The dark side of the moon - Pink Floyd
4. Rumours - F...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2010 22:50
sitlo
(
17/02/2010 15:59)
Ahoana marina aloha ireto mopera sy ambonimbony ao amin'ny fiangonana katolika ireto amin'ity resaka vetaveta ity eh? Mba nijery tele aho omaly dia nahita ny resaky ny Papa tamin'ny monseniera avy ao ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2010 22:06
niryna
(
12/02/2010 18:58)
Sendra nandeha teny Ambohimanga izany izahay dia zavatra maro no itako teo: misy ilay lavaka toa toerana fandroan'ny mpanjaka taloha izay,rano maloto ary efa misy moka mandehandeha ireny mbola tsy foy...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2010 05:11
niryna
(
09/02/2010 20:35)
Tamin'izay mbola kely izany dia nandehandeha teny amin'ny tanimbarin'ny fianakaviana ,mamindra omby ry zareo ,dia mitondra ireny gisa ireny .Misy rano kely izay ,somary misy zozoro eo amin'ilay manodi...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:06
diamondra27
(
09/02/2010 07:08)
sendra mba nandehandeha teny ho eny aho ary nahatsikaritra fa any amin'ireny zoo ireny dia ahitana toerana misy voay, dia lasa ny saiko hoe: maninona aza misy vola madinika ao amin'ilayrano ipetrahan'...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/03/2010 15:33
rakapy
(
08/02/2010 12:10)
Voalaza ombieny ombieny tato ato ny fara andro sy ny faran'izao tontolo izao. Misy moa ny mino fa ao koa ny tsy mino izany.
Tsy idirako lalina ny momba izany satria efa misy dinika misokatra hiresaha...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 29/04/2010 06:07
soanja
(
05/02/2010 23:53)
Heno ombieniombieny tokoa io teny iray io hoe "Fara andro" indrindra rehefa misy voina mitranga ka betsaka ny olona namoy ny ainy, toy ny nitranga any Haiti.
Efa elabe koa anefa no nahenoana fa akai...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2010 22:01
niryna
(
05/02/2010 06:16)
Ao anatin'ny vavany zaza no ahitana ny fahamarinana ,raha toa ampianarinao mandainga izy dia mahay koa ary any aoriana any dia ataony koa ilay izy,mety tsy ho fantany hoe tsy mety anefa izany ary raha...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/03/2010 07:49
itaramasoandro
(
03/02/2010 04:20)
ho ansika rehetra ary izay te-hahalala bebe kokoa ny momba ny fandroana dia aza adino ny manenjika ity fety makotrokotroka natao indrindra hampahatsiarovana ny asaramanitry ny fandroana malagasy ity....
tohiny
novalian'i soanja ny 07/02/2010 15:30
diamondra27
(
01/02/2010 08:09)
fa inona kay no tena ataon'ny mpimasy: manasitrana ve?
mpimasy ihany ve no atao hoe mpanandro
iza ( ny anarany? mpimasy sa mpanandro, sa mpitaiza?)ireny olona misy tromba ireny ka mampihinana toaka ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:55
niryna
(
28/01/2010 06:37)
Aleo aloha hazava fa tsy hoe prof de math na prof d'anglais ity resahiko ity an!
Ity indray misy tantara iray,nisy tovolahy anambady dia niresaka ireny noheveriny ho namana ireny hono izy ary hoy ila...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:04
bor2lais
(
27/01/2010 08:45)
Mahavelom-panontaniana tokoa ny mamaky ny dinika mandalo eto ka mahatonga ny tena manokatra ity lohateny vaovao ity (izay mety misy fifandraisany amin'ny dinika sasany ihany).
Inona no ataonao raha...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/03/2010 17:30
fijo
(
26/01/2010 20:11)
nijery vaovao aho aninkeo dia nahita fa efa manomboka misy sahy miseo ny silamo manohitra ilay "firehana silamo tery saina"
ny imam avy ao drancy dia nilaza mivantana ary niseho tarehy fa tsy misy fi...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2010 23:20
itaramasoandro
(
26/01/2010 01:49)
namparitaky ny vahiny nifandimby teto @ nosy sy ny gasy sasantsany nifandray tendro @ izy ireo ny hoe : « mponina mora kivy, manaiky ny lahatra voatondro ho azy ny malagasy ».
rehefa jerena a...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2010 20:16
xxx
(
25/01/2010 20:57)
1 Aza miady irery
...fa mihavà na aminAndriamanitra (Genesisy 3.17-19)
2 Aza matahotra ny fahasahiranana
...fa ao aminny mangidy no misy ny mamy (salamo 119..71)
3 Aza mivarilavo nohonny fahas...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 04/02/2010 21:24
xxx
(
23/01/2010 07:51)
VAVAKA
Tompo ô ! Mafisa fo,
Ka aza omena valiny aho
Na nangataka aza anio !
Fa iangaviako Ianao !
Omeo ho an’ny rahalahiko,
Ary ho azy manontolo,
Izay fangatako isan-andro !
Omeo ho anâ...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/01/2010 04:57
niryna
(
23/01/2010 06:55)
Nisy olona hoe hivady hono ary gasy izy roa ireo dia hoy ilay havan'ilay vehivavy hoe mila ampandrona hianareo roa alohan'ny anaovana ny raharaha .Ngaha ! Dia nitantara ny ray aman-dreniny ity tovola...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2010 20:24
rakapy
(
21/01/2010 15:51)
[quote]Bible codes in Afghan army guns
Al Jazeera's David Chater reports on the
implications of the religious gun sights
American guns inscribed with Bible codes are being used by US forces ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2010 20:25
rakapy
(
21/01/2010 15:13)
Misy an'io fomba fiteny io @tsika Gasy,tsy haiko moa na misy koa any @ toeran-kafa fa Matetika izy io dia fampiasa eo @ fanambadiana sy tokan-trano.
Ny zavatra somary mahagaga ahy kely dia ity:
Naho...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/03/2010 22:57
niryna
(
21/01/2010 12:36)
Raha mijery ny vaovao mampalahelo mahazo ny firenena iray isika dia ontsa tokoa mahita ireo tsy manan-kialofana ,very daholo ny zavatra nisasarana rehetra,ny aina nafoy ,ny toerana ipetrahana tsy misy...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2010 16:24
