Didy folo kristiana manoloana ny fahasarotam-piainana
1. xxx
(
25/01/2010 20:57)
1 Aza miady irery
...fa mihavàna aminAndriamanitra (Genesisy 3.17-19)
2 Aza matahotra ny fahasahiranana
...fa ao aminny mangidy no misy ny mamy (salamo 119..71)
3 Aza mivarilavo nohonny fahasahiranana
...fa mijoroa aminny fahamarinana (ohabolana 16.8)
4 Aza resinny hakamoana
...fa ny kamo tsy maintsy sahirana (Ohabolana 24. 30-34)
5 Aza mamihin-tànana aminizay takianAndriamanitra
...dia omenAndriamanitra izay ilainao (Malakia 3.10-12)
6 Aza mihary harena ety an-tany
...fa miharia harena any an-danitra (Matio 6.19-21)
7 Aza be fanahiana foana
...fa matokia an Andriamanitra (Matio 6.26)
8 Aza mihevi-tena ho mahantra
...fa manan-karena ianao (Romana 8.32, I korintiana 3.21)
9 Aza atao fialana ny fahasahiranana
...fa aoka halala-tànana mandrakariva (II Korintiana 8.1-6)
10 Aza miala amini Jesoa
...ny fahasahiranana hisy foana (Filipiana 4.11b-13)
[URL=http://img716.imageshack.us/i/image001bz.jpg/][IMG]http://img716.imageshack.us/img716/9556/image001bz.jpg[/IMG][/URL]

novalian'i ikaretsaka ny 04/02/2010 21:24
2. fijo
(
25/01/2010 22:04)
redredin'ny tsy mijaly io raha ny fahitako azy,rehefa mihinana foana ianao isanandro tsy hainao izany hoe noana ka tsy hitsiriritra ny mihinana
4. soanja
(
26/01/2010 04:22)
xxx:
6 Aza mihary harena ety an-tany
...fa miharia harena any an-danitra (Matio 6.19-21)
Odryyyy!!! Aoka re Tompoko O!!!! Mino aho fa sady afaka manao izy roroa isika Xtianina. Tsy ratsy ny harena raha natao hanandratana ny mahaolom-panahy antsika ary tsy hanimbana na hanararaotana ny hafa. Aoka mba halala-tanana izay manana hizara amin'izay tsy manana sns sns... Ny harena ety an-tany dia tsy voatery azo tsapain-tanana foana akory fa sady afaka manaraka anao any an-danitra koa.
Manomboka ety an-tany ny paradisa hoy izay hiranay izay!
Inahy aho mba hahay hanoratra DIDY FOLON'NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA SADY TIA AN'ANDRIAMANITRA!
Mety misy mahay ve io?
5. ANARIM
(
26/01/2010 09:13)
soanja:
Inahy aho mba hahay hanoratra DIDY FOLON'NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA SADY TIA AN'ANDRIAMANITRA!
Mety misy mahay ve io?
tia tena izao no bobaka!!!!
6. Mandefitra
(
26/01/2010 10:06)
DIDY FOLON'NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA SADY TIA AN'ANDRIAMANITRA :
1/Aza manana Andriamanin-kafa fa Izaho ihany : Andriamanitra Andrinanahary, Ray sy Zanaka Ary Fanahy Masina, Ilay avo fipetraka fa iva fijery. Tsy mitahy anao ny razana
2/Hajao ny maha malagasy anao, rehefa tsy mifanohitra @ sitrapon'Andriamanitra izany. Tiavo ny tenin-drazanao, fehezo koa ny an'ny hafa.
3/Aza fatra-piantso tody, fa aleo mirary soa
4/Miasa mafy, miasa tsara. Ao @ Jesosy Kristy ny fitsaharanao
5/Manaja ny ray aman-dreny, fa aza mitsipa-doha lakanitana
6/Aza fola-mandefitra toy ny laferana, fa ny soa atao levenam-bola, ny ratsy atao loza mihantona.
7/Aza amidy @ vahiny ny tanindrazanao. Madagasikara ho an'ny Malagasy. Malagasy ho ani Madagasikara.
8/Aza tia kely, na faingan-tanana. Aza maka zay tsy nisasarana, aza mangala-tahaka be fahatany fa mba mamorona. Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Zanahary an-tampon'ny loha
9/Aza miray tsikombakomba @ ratsy. Aza fatra-pifosa namana. Ny adala no tsy ambakaina Zanahary matahotra.
10/Aza ory hava-manana

7. Mirananirina
(
26/01/2010 10:56)
didy folo,didy folo..efa didin'i tgv izao no malaza.Izay lazainy tsy maintsy atao!!
8. xxx
(
26/01/2010 11:13)
Io ilay mahatonga ny ozona @ tsika zanak'olombelona izay didifolo nomen'izay nanao azy tompoko atao tsy misy miova , io fanovna lalampanorenana io no mahavoa io
9. rzakarivola
(
26/01/2010 11:16)
Soanja:
Odryyyy!!! Aoka re Tompoko O!!!! Mino aho fa sady afaka manao izy roroa isika Xtianina.
... DIDY FOLON'NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA SADY TIA AN'ANDRIAMANITRA! ...
==> Jesus peut répondre à toutes les questions. http://baiboly.org/toko.asp?boky=Marka&toko=10&andininy=17-31&dika=ls-web
10. ikaretsaka
(
26/01/2010 13:48)
Ny manao ny 1 ho important kokoa noho Atra no noraran'ny Tompo razaka raha io tsimpona nalainao io, fa tsy hoe aza atao ny 1...
Raha miteny Izy hoe. "Amidio ny fananana" dia atao aiza ilay VIDINY? ->"ampiasaina". Mba hahatonga lafatra anao @ le lahasa raiky

11. fijo
(
26/01/2010 19:54)
tsotra izany e,ianao milaza fa aza manankarena ety an tany,alefaso aty aby ny harena fa y ahy ny eto no hilako harena fa tsy rehefa maty akory
12. rzakarivola
(
27/01/2010 12:10)
Ikaretsaka:
"Amidio ny fananana" dia atao aiza ilay VIDINY? ->"ampiasaina"
==> "amidio izay rehetra anananao ka omeo ny malahelo" no tenin'i Jesoa
fijo:
tsotra izany e,ianao milaza fa aza manankarena ety an tany,alefaso aty aby ny harena fa y ahy ny eto no hilako harena fa tsy rehefa maty akory
==> Ny tenin'i Jesoa amin'izay mino Azy dia hoe : "omeo ny malahelo" ... fa raha izao teninao izao dia mba manan-karena koa ianao. Ny fanomezana izany ho an'ny malahelo no hananana rakitra any an-danitra.
14. niryna
(
28/01/2010 05:52)
Mandefitra:tsy ratsy kosa koa :D
DIDY FOLON'NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA SADY TIA AN'ANDRIAMANITRA :
1/Aza manana Andriamanin-kafa fa Izaho ihany : Andriamanitra Andrinanahary, Ray sy Zanaka Ary Fanahy Masina, Ilay avo fipetraka fa iva fijery. Tsy mitahy anao ny razana
2/Hajao ny maha malagasy anao, rehefa tsy mifanohitra @ sitrapon'Andriamanitra izany. Tiavo ny tenin-drazanao, fehezo koa ny an'ny hafa.
3/Aza fatra-piantso tody, fa aleo mirary soa
4/Miasa mafy, miasa tsara. Ao @ Jesosy Kristy ny fitsaharanao
5/Manaja ny ray aman-dreny, fa aza mitsipa-doha lakanitana
6/Aza fola-mandefitra toy ny laferana, fa ny soa atao levenam-bola, ny ratsy atao loza mihantona.
7/Aza amidy @ vahiny ny tanindrazanao. Madagasikara ho an'ny Malagasy. Malagasy ho ani Madagasikara.
8/Aza tia kely, na faingan-tanana. Aza maka zay tsy nisasarana, aza mangala-tahaka be fahatany fa mba mamorona. Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Zanahary an-tampon'ny loha
9/Aza miray tsikombakomba @ ratsy. Aza fatra-pifosa namana. Ny adala no tsy ambakaina Zanahary matahotra.
10/Aza ory hava-manana
17. bor2lais
(
29/01/2010 08:47)
Hoy i Mandefitra :
"6/Aza fola-mandefitra toy ny laferana, fa ny soa atao levenam-bola, ny ratsy atao loza mihantona."
--------
Hazavao kely fa tsy azoko ny fifandraisany ry Mandefitra a ! :D
"Aza miaritra trèfle fa ..." rehefa avy eo tsy hitako ny fifandraisany !!

18. diamondra27
(
29/01/2010 09:09)
le famakiana baiboly dia tsara dia tsara saingy tsy tokony atao ohatry ny famakiana roman le izy angamba.
very any amin'ny katesizy hoy ny fitenenana izay raha io no ataonao.
Mila fandinihina tsara fa tsy izay mahafinaritra ny fo sy ny saina dia alefa, zao no lazain'i baiboly dia mihonona amin'zay. Any am boky hafa mety misy verset hanazava bebe kokoa an'iny.
Marina fa sarotra ny fiainana, fa le jour tamin'ny nandraisana an'i Jesosy ho Tompo sy mpanjaka ny fiainanao tsy efa nolavinao ve ny tenanao ka hanao ny sitrapony irery ihany?
Manda ny tenanao izany midika fa na harena , na havana, na namana dia tsy misy atao vato misakana ny fanarahana Azy.
Tsy mora ny fiainana manaraka an'i Jesosy kanefa na izany aza dia nanome toky izy fa ho eo anilantsika mandrakariva na sarotra na mora ny fiainana.
Ny didy folo dia tokony arahina kanefa voafehy amin'ny zavatra 1 monja io dia "ny fitiavana", raha tsy misy ny fitiavana eny fa na dia ny fahavalonao aza tokony hotiavina=tsy hoe misolelaka aminy akory no dikan'izany fa tsy tokony hananana kakay fa na miresaka tsotra dia izay
HOy ny SM hoe fa ny fitiavana manorona ny fahotana rehetra,
ankehitriny dia ireto 3 ireto no mitoetra : fanantenana, fahamarinana ary ny fitiavana, fa ny fitiavana no lehibe indrindra
tsy misy hoe te hiaina @ fiantrana fa rehefa ekena ampitiavana izany tsy olana satria misy aza olana pire noho izany
Atra tsy hanome zioga mihoatra noho izay zakanao, matoa iny mihantra aminao dia fantany fa tantinao. Rehefa tsy zaka dia ilazao Izy hoe tena tafahoatra amiko ity fa aoka halana amiko raha sitrakao.

19. diamondra27
(
29/01/2010 09:17)
NIsy resaka tetsy ambony hoe raha manankarena ianao dia zarao amin'ny malahelo
ny fandraisako izany dia izao:
tsy resaka materiely ihany ny fiainana, mety manankarena zavatra hafa ianao, ka raha misy olona tojo fahoriana ohatra dia tokony hizaranao izay zavatra hanananao izy
Ohatra: raha misy azompahoriana dia mivavaka ho azy, manome vola, mifampahery , presence ho an'ny olona akaiky iny olona iny fa tsy ho ny fanananao rehetra dia zaraina amin'ilay olona ara-bakiteny.
ny olona rehetra dia manankarena daholo ny fahalalako azy, ny zavatra hananao mety tsy hananan'ny hafa ary izay no maha-harena azy
ny zavatra hananana na hay rehefa tsy zaraina dia very. Na dia ny kely hananany aza hoy ny Tompo dia alaina aminy.

20. Mandefitra
(
29/01/2010 09:28)
bor2lais> inn tooa mou no tian ny mpanoratra ho lazaina @ io? hehehe
za aza fanina ko.
Otrany tsy nirafitra tsara ilay fehezan teny.
Ndeha hatao hoe aleo mandefitra foana (tsy fola-mandefitra ... ny laferana no tsy fola-mandefitra) fa halavirina ny ady .. aleo manisy soa toy izay manao ratsy na mifandrafy.