Didy folo kristiana manoloana ny fahasarotam-piainana
43. ikaretsaka
(
02/02/2010 21:16)
Fa raha manao classement aho hoe kristiana sy tsy kristiana, dia afaka hahalala an'izany ny kristiana.
Ao an-danitra dia tsy misy afa-tsy sokajy roa ihany : very (any @ afobe) sy avotra (ao @ paradisa
efa tany nga Razaka sa "honohono" koa io?:-D
44. fijo
(
02/02/2010 21:22)
hihihih ô razaka a,ny razana aza tsy mbola niverina nilaza tamintsika izay misy aorinan'ny fahafatesana,ka aza maika fa samy mbola handalo eo
45. rzakarivola
(
03/02/2010 11:57)
rakapy:
Hoy RzakarivolaAngaha tsy marina ny teniko? Misy karazany roa koa ny olona : tia basket sy tsy tia basket, na tia misakafo sy tsy tia misakafo. Fomba hi-classena izany.
Fa misy ny classement eto amin'izao tontolo izao ihany, toy ny hoe "lahy sy vavy
Dia hoe misy karazany roa koa hoe ny olona dia mainty sy fotsy???
De ahoana izany ny zarazara fodirana? tsy olona???
Dia tsy misy ve ny anelanelan'ny tia basket sy tsy tia??? tsy misy ve no tiatia ihany na tsy tena tia???
Ilay fombanao mihintsy no tia mametraka ny extrem eo @ ilay finonao.
==> Raha manao informatik ianao dia tsy misy afa-tsy 0 sy 1, fa à partirn'ireo 0 sy 1 ireo no hanamboarana ny zavatra rehetra.
Averiko : kristiana sy tsy kristiana -
- tia basket sy tsy tia : raha somary tiatia basket dia tsy "tia" izany.
- fotsy sy mainty hoy ianao, fa izaho hiteny hoe : fotsy sy tsy fotsy. Rehefa tsy fotsy (na mavo io na mavokely tanoooora be na manga faran'izay clair), dia tsy fotsy izay.
- pur sy impur : rehefa tsy pur dia impur ... ny degré d'impureté mety afaka jerena ihany, fa ny degré de pureté dia ataoko fa tsy misy, pure tout court, izay no atao hoe : tanteraka. Ary tsy misy impur hiditra ao amin'ny fanjakàn'ny lanitra.
Tiatia ihany ... iza no olona ho d'accord hoe tsy tena tia azy ny vadiny fa tiatia ihany ? Raha tsy hoe izy koa angaha tsy tia azy ka tsy hivaky loha. Fa ny tadiavin'ny olona dia tena tia.
Mety ho extrème no fijerinao izany fomba fisainana izany, fa izaho hiantso hoe : élémentaire. Extrème no mety ho fijerin'ny olona tsotra ny fikarohana sy expériences mikasika ny neutron, neutrinos, ... sns. Fa ny mpandinika dia mahita zavatra plus ou moins élémentaires amin'ireny ka ahafahany manao manipulation goavana. NY Tenin' Andriamanitra no élémentaire indrindra sady source de vie.
46. rzakarivola
(
03/02/2010 12:03)
Ikaretsaka >>> Izaho tsy mbola tany, fa izaho no efa nandre an'i Jesoa, ka izay lazaiNy rehetra mikasika ny zavatra rehetra dia inoako.
fijo >>> Raha toa misy milaza aminao ny météo fa hisy cyclone handalo eto afaka telo andro, ho faran'izay mafy satria 300km/h ny tafio-drivotra entiny, no sady 12km/h ny fikisahany. Moa ve ny ataonao dia hoe : "ssss! mbola tsy nisy nahita ny ho avy afaka telo andro izany fa aleo rehefa tonga ny afaka telo andro dia ho hita eo e!" ? Fara-faharatsiny angamba ianao haka toky sy porofo hoe : marina sa tsia izany vaovao izany. Fa raha izany no marina tokoa, kanefa ianao tsy niomana, dia mety ho raharaha ihany ny hanjo anao, fa raha izany no tsy marina ary azonao antoka fa tsy marina, dia tsy nisy olana.
Ankehitriny, milaza aho fa marina tokoa fa velona i Jesosy, raha tsy nandre Azy aho namaly ahy dia mety tsy ho nino hatrizao. Ary satria marina Izy, dia marina izay teneniNy rehetra.

47. ikaretsaka
(
03/02/2010 14:34)
ka hazavao le hoe nande an'i jesoa fa ny anao ange afangaronao aby ny namaky eee nitsimpona eee oay aho oay eee
48. fijo
(
03/02/2010 20:33)
Tiatia ihany ... iza no olona ho d'accord hoe tsy tena tia azy ny vadiny fa tiatia ihany ?
misy ny vady hifanarahana ka.
hafa ny meteo izay zavatra siantifika,ary vokatry ny fikarohana siantifika.sa siantifika koa le finoana????
misy ny vady hifanarahana ka.
hafa ny meteo izay zavatra siantifika,ary vokatry ny fikarohana siantifika.sa siantifika koa le finoana????
49. rzakarivola
(
04/02/2010 07:57)
Ikaretsaka:
ka hazavao le hoe nande an'i jesoa fa ny anao ange afangaronao aby ny namaky eee nitsimpona eee oay aho oay eee
==> Efa notantaraiko izany imbetsaka teto.
Na dia tsy tahaka ny nandrenesako Azy namaly ny fanontaniako aza. Azo testena tsara na marina na tsy marina ny ambarany voasoratra ao amin'ny Baiboly, hoy Izy : "Izay manana ny didiko ka mitandrina azy no tia ahy; ary izay tia ahy, dia hotian'ny Raiko, sy hotiako koa, ka haneho ny tenako aminy aho.". Na iza na iza, afaka mitady ny Didin'i Jesosy dia mitandrina izany, dia hohitany eo na hiseho aminy i Jesoa na tsia ... amin'izay fotoana izay, izy tenany no afaka hahatsapa sy hahalala, ary tena avec fondements na holaviny na hoekeny.
Tadidiko ilay mpivady anakiray hoe tokony nanao fanabeazana aizana. Tsy nivaky loha izy ireo satria voalaza fa rehefa ampinonoina fotsiny ny zanaka fa tsy omena na inona na inona ankoatra an'izay dia miaro iny mba tsy ho bevohoka ao anatin'ny enim-bolana. Gaga izy roa fa mbola nitoe-jaza ihany, rehefa nanontaniana ny dokotera hoe : fa ahoana ilay resaka fanabeazana aizana @ fampinonoana ? Dia izao no navaliny hoe : ie, mety iny, fa mila arahina tsara daholo ny fepetra rehetra.
Raha tsy nanaraka tsara ny fepetra rehetra nolazain'i Jesoa dia aza gaga raha toa ka tsy miseho aminao Izy ary tsy fantatrao, fa mijanona honohonon-dresaka ny anao, hany ka rehefa hadinin'ny tsy mino ianao dia tsy mahita ambara aminy zavatra azonao antoka fa alefanao mikaroka etsy sy eroa indray izy.
50. ikaretsaka
(
04/02/2010 16:34)
ka notantarainao imbetsaka nifangaro hatramin zao e.... ary mainka mifangaro