voa koa ny prost

1. fijo ( 26/02/2010 22:02)
dia lasa vaovao mahoraka ao alemana,ny fametrahampialan'ny lehibean'ny pros ao aminy.
ny anton'io fametrahampialana dia tsotra.
-tratra nitondra fiara nandika afo mena i ramatoa lehibe.
rehefa nojerena ny fetran'ny alikaola tao aminy,dia efa mihoatra ny aradalana.

marina fa ralavavolo ,dia namadika ny rano ho lasa py,fa ity zanak'i pros ity kosa dia nanararaotra be loatra,hany ka lasa nanaonao foana,sy nandika lalana.

soa fa voasambotra izy tamin'io fotoana io,fa raha izany hamamoany izany no nitohy,dia nitady bandy kely izy ary niangavy an'io ,(mba hisintona ny lakolosin'ny roma,ary hamboly ny mangahazon'ny paradisa ao amin'ny saha edenany)

sotry mora le dite fa hummm
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:28
2. ikaretsaka ( 26/02/2010 22:24)
ilaina fahaizana ny misotro an'io letsy
3. fijo ( 27/02/2010 22:30)
ka ny azy efa tsy hainy intsony ny namehy ilay izy fa de goka trondro no nataony
4. niryna ( 28/02/2010 04:13)
fijo:

dia lasa vaovao mahoraka ao alemana,ny fametrahampialan'ny lehibean'ny pros ao aminy.
ny anton'io fametrahampialana dia tsotra.
-tratra nitondra fiara nandika afo mena i ramatoa lehibe.
rehefa nojerena ny fetran'ny alikaola tao aminy,dia efa mihoatra ny aradalana.
izay tsy nanota tamintsika no aoka itora-bato azy na mompre ity na pasy ity na olona tsotra ,na finoana inona .Jereo foana ny harina eo amin'ny andritsika vao afaka miteny ny harina eny amin'ny tampon'ny lohan'ny olon-kafa isika,mahazo aina ery i fijo rehefa mahita vaovao manenjika fivavahana :cry:
Alaivo ny tananao dia tondroy ny olona fa ny ratsanao iray ihany no manondro olona fa ny telo miverina any aminao ary ny iray dia ilay Atra mahita ny adalanao,oops ary malahelo sy miandry anao ny mba hiverina amiNy


marina fa ralavavolo ,dia namadika ny rano ho lasa py .

:roll: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
Tsy mampime fa mampalahelo hianao ity ry fijo a,aleo mangina toa izay hiteniteny foana toa izao:taratra iray amin'ny toetra mantsy io ary sao anenenanao ny famahanao lalitra ny tenanao,tsy marina araka ny saimpantanao fa izay hery nanome anao amadika azy no asio eritreritra kely,marina e,rano nivadika divay no fahagaga nataon'i Jesosy tompoko fa tsy rano nivadika ho py izany,ahita tory hianao hiteny io teny io .mamahandalitra ny tenanao tokoa hianao,indrisy anefa satria
Tsimpona I Kor 2:14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia t sy mba andray izany an'ny Fanahin'Atra ;fa fahadalana aminy izany no sady tsy azony,satria araka ny Fanahy no amantarana izany

5. ikaretsaka ( 28/02/2010 05:34)
Marina kosa ny lazain'i fijo fa ny fomba filazany azy fotsiny no hafahafa aminao. Nanova ny rano ho lasa divay (toaka, pi) tokoa I jesoa. Sa tsy toaka ny divay aminao ?

Samy manana ny fiantsony an'i Jesoa koa (jesoa moa no dikanteny iombonana any madagasikara) fa Jesosy ny mahazatra ny sasany... ny kato taloha manao Zezo... zahay iny @ faritr'i vakinankaratra sy Ambositra iny manao Razezo... lefijo ralavavolo... fa olona 1 no lazaina de zavatra 1 no nataony.

Ny hoe pasy sy mopre nanondrana..de ekena fa tsy mety...fa aleo hiharihary ny tsy nampety ny nataony ho hitan rehetra toy ny nampiharihary ny tsy mety nataon'i mompera....
Ny tiana hahatongavana de hoe. Ataovy zara mitovy fa tsy hoe rehefa mompera lehilahy de wawawa fa rehefa pasy vehivavy de...aaaandray ry reto...
6. fahamarinana ( 28/02/2010 14:52)
:arrow: Fijo : Ka ohatrany daholo be ihany anie r'ise ,misy ny tsy mahay mifehy azy aminn'y ara-dalana dia mihoatra ny fefy ,ny maha-Kato na Pros ny tsirairay hafa tokoa ,tsy manakana inona izany satria tsy masina aby izao tontolo izao fa manantena hirona any amin'izay !Io moa araka ny finoana ananan'ny tsirairay ,tsy misy hifandaharana sy hifanaovana toriteny rahateo !Mety ho diso za eto ve ?
Rehefa mihoatra ny tokony natao dia samy mandray ny saziny aby e !
Niryna :Efa hatrizay nahalalako any Fijo no nahenoko azy manao Ralavavolo izay hanyyy ,ny niafarany niha-zatra ihany aho kah !Ny tiako lazaina hoe ilay loha-hevitra entiny no jerena akia a! :)
Ika : Itovizako hevitra e!Alleloia ! :D (l)
7. ikaretsaka ( 28/02/2010 17:45)
fahamarinana:

:arrow:
Niryna :Ny tiako lazaina hoe ilay loha-hevitra entiny no jerena akia a! :)
Ika : Itovizako hevitra e!Alleloia ! :D (l)

Voamariko koa io ry Faha @ niryna..indraindray nryna lasa ohatran'ny te hanesika fahatany ny azy izany ihany dia lasa tsy le lohahevitra intsony no ifantohan'ilay valinteny zato andalana fa zavatra hafa mihitsy... mahatonga ahy hanontany azy foana hoe aiza no hifandraisan'ilay fanontaniana sy ny valinteninao ry niryna... mba fanamarihana ny ahy iny
Ok mihidy ny ( )


8. rakapy ( 01/03/2010 09:40)
Tena lasa kitifitifitra be mihintsy ilay resaka kato-protest tato ato izay an?
Tandremo ihany sao tsipahan'i rajasosy eny @ ambava-fo ka ho lasan'ireo lazainareo fa tsy mpino ny lapa :-D :-D :-D
9. Mandefitra ( 01/03/2010 10:02)
fahamarinana:
Ika : Itovizako hevitra e!Alleloia !

Alléluia (Gloire à dieu)
Fahamarinana, Aiza ho aiza @ lay nolazain i Ika no tokony hanaovana alleluia? :wink:
10. Mandefitra ( 01/03/2010 10:11)
fijo:
dia lasa vaovao mahoraka ao alemana,ny fametrahampialan'ny lehibean'ny pros ao aminy.
ny anton'io fametrahampialana dia tsotra.
-tratra nitondra fiara nandika afo mena i ramatoa lehibe.
rehefa nojerena ny fetran'ny alikaola tao aminy,dia efa mihoatra ny aradalana.

Nanimba tena ramatoa = > mendrika h oazy ny miala.
Inn moa zao no mahavoa ny protestanta @ zany?
Tsy nanimba zaza tsy ampy taona izy, tsy nisy antanan-tohatra tao @ fiangonana niaro izy
=> tsy nahay nitondra tena izy noho ny maha olombelona.
=> fahendrena ho azy ny miala mba tsy hanala baraka ny filazan-tsaran i Kristy.
11. ikaretsaka ( 01/03/2010 13:53)
Indro kely momba ny hoe aleloia:
Teny Hebrio 2 io aloha

Hallel-ya ( ny ya dia avy @ Yhwh)ary ny "hallel dia Verbe. Izaytsy midika hoe "dera" ihany fa hoe "faly" koa na hoe bibitaka hafaliana"

Izay le hoe mandiniha ihany koa boky hafa ivelan'ny boky ahalalana ny zavatra maro samihafa ao anaty boky
12. ikaretsaka ( 01/03/2010 13:59)
rakapy:

Tena lasa kitifitifitra be mihintsy ilay resaka kato-protest tato ato izay an?
Tandremo ihany sao tsipahan'i rajasosy eny @ ambava-fo ka ho lasan'ireo lazainareo fa tsy mpino ny lapa :-D :-D :-D


Amiko tsy le kitifitifitra loatra no tena hoe tanjona fa arak le voalazako tany aloha tany. Sy namafisin'i dadasy hoe iza no sahy mihaiky sy mampiseho ny tsy fetezana kely ao aminy (samy miloloa lanitra ka mety ho lena ary samy mandia tany ka mety ho solafaka) syy hoe iza no manarontsarona ny azy fatratra natao tsy ho hita raha tsy misy milaza
13. fahamarinana ( 01/03/2010 20:40)
Mandefitra:

fahamarinana:
Ika : Itovizako hevitra e!Alleloia !

Alléluia (Gloire à dieu)
Fahamarinana, Aiza ho aiza @ lay nolazain i Ika no tokony hanaovana alleluia? :wink:

:arrow: Aza manahy Mandefitra fa fantatry Ika ny tiako ho lazaina ! Ary izay faly izay koa no nandraisako azy fa tsy hoe inona akory ! :D (l)
14. xxx ( 01/03/2010 21:16)
ko ny azy aza izany mba toaka no nampiala azy fa tsy hoatry ny an'ny sasany mametaveta zanak'olona etsy sy eroa zay ezahina takotakonana foana.
15. xxx ( 01/03/2010 21:33)
alleluia amen !!=laza ho an' A/tra ( amen=vita ? sa izay ? sa tapitra ? )
alleluia amen !!=falifaly A/tra ( vita ? sa izay ? sa tapitra ? )
alleluia amen !!=dera A/tra ( vita ? sa izay ? sa tapitra ? )
ilay amen =??? @ teny gasy :lol: lol !!
16. ikaretsaka ( 01/03/2010 21:35)
Tsy hay ze revy taloha'ny nahatratrarana azy sy ny antony nahatonga azy ho mamo tany... fa azo sainina tsara ny maha possible ny hoe nihodina de sao tara an-drams de nitsoka jiro...fa mba le mamo no navoitra mba hiarovana le dignite maha vavy azy...mandra pa hoe...oooo kay deba be le pasitera
17. Mirananirina ( 02/03/2010 16:09)
marina fa ralavavolo ,dia namadika ny rano ho lasa py,fa ity zanak'i pros ity kosa dia nanararaotra be loatra,hany ka lasa nanaonao foana,sy nandika lalana
tsy matinao lolo mihitsy ralavavolo an!hihihi
Nanimba tena ramatoa = > mendrika h oazy ny miala.
Inn moa zao no mahavoa ny protestanta @ zany?
Tsy nanimba zaza tsy ampy taona izy, tsy nisy antanan-tohatra tao @ fiangonana niaro izy
=> tsy nahay nitondra tena izy noho ny maha olombelona.
=> fahendrena ho azy ny miala mba tsy hanala baraka ny filazan-tsaran i Kristy.
Fa iza aloha no niaro io nametaveta zaza io eh!!!!!vao maika aza ny fiangonana no nanameloka azy voalohany indrindra.tsy ho pretra mandrapahafatiny ,ary nomena ny fitsarana ny raharaha.rehefa prost dia tsy voa ô :�) :�)
18. fijo ( 02/03/2010 22:40)
Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 28-02-2010 15:52:59
Lohateny : Re : voa koa ny prost
Fijo : Ka ohatrany daholo be ihany anie r'ise ,misy ny tsy mahay mifehy azy aminn'y ara-dalana dia mihoatra ny fefy ,ny maha-Kato na Pros ny tsirairay hafa tokoa ,tsy manakana inona izany satria tsy masina aby izao tontolo izao fa manantena hirona any amin'izay

tsy mitovy amin'ny daholo be ireo,satria mpitarika.ary rehefa hitsikera ihany,dia tsikerao daholo,fa tsy hoe iry tsikeraina,itsy kosa takptakpnana lamba
19. ikaretsaka ( 03/03/2010 12:38)
Misy governora izay koa ao usa ao. Efa manambady fa tratra nampirafy (kay lery homosexuel) t@ 2008...scandale be
Dia noraisina ho pasitera amina fianngonana 1 zay lery io zao
Refa I pasy hoa zaka normaly foana eeee
20. Mirananirina ( 04/03/2010 14:28)
Misy governora izay koa ao usa ao. Efa manambady fa tratra nampirafy (kay lery homosexuel) t@ 2008...scandale be
Dia noraisina ho pasitera amina fianngonana 1 zay lery io zao
Refa I pasy hoa zaka normaly foana eeee
:^) :^) :^) grrrrrrrrrhita hoe Ika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2214