voa koa ny prost

21. niryna ( 04/03/2010 20:27)
fahamarinana:


Niryna :Efa hatrizay nahalalako any Fijo no nahenoko azy manao Ralavavolo izay hanyyy ,ny niafarany niha-zatra ihany aho kah !Ny tiako lazaina hoe ilay loha-hevitra entiny no jerena akia a! :)
manao ahoana indry ,elaela indray izany an !
Tsy misy quoi amiko ilay filazany hoe Ralavavolo ka,tsy maninona tokoa izany fa ilay hoe ny rano mivadika ho py no mampalahelo ahy ilay toetrany,safidy tokoa io ka afaka miteny izay tiany teneniny araka ny ao anatin'ny fony avokoa io ka izy aza tsy menatra ny iteny izany fa mba fanitsiana araka ny fitiavana namana ihany io .

Rano nivadika ho divay ve dia lasa hoe Rano nivadika ho Py !
:roll: :roll: :cry: :cry: :cry: :cry:
22. xxx ( 04/03/2010 20:35)
ka ny dovay ve tsy PY fa inona indray e! aza mora etim-po dangy moa ianao ry nirina a! :-D :-D :-D
23. ikaretsaka ( 04/03/2010 20:52)
ka zatra loatra ilay sirop sy jus de raisins i niryna re eee, de heveriny fa efa nisy sirop t@ izany
fa tsy hoe py ny divay
24. fijo ( 04/03/2010 22:02)
hihihih okanareo niryna an,
henoko iny tantara lazain'ialahy tao zamerika iny.ny nampiomehy ahy,dia izao.tamin'i lery tratra nandika ny tokantranony dia resabe,fa rehefa le izy natao rapasy,tsy dia nahoraka fa nangingina.

maninona izao raha mba navoaka vaovao hoe lasa rapasy atsy ananona i ra YYY nanitsaka ny tokantranony sady pelaka governora fahiny.mety ho tsara an
25. ikaretsaka ( 04/03/2010 22:10)
ka zay hoa.. rehefa i pasy de takotakonana de hoe normal zany eee fa rehefa i mopre de wawawa eraky ny tanana
nefa au fond samy nanondrana..
mopre tonga de migadra... bani ..excommunie. fa ragofva raisina ho p[asy... normal be
26. fijo ( 04/03/2010 22:12)
ary tsy alefako any ny zanako re zay fa fohann'y rapasy any kle
27. ikaretsaka ( 04/03/2010 22:20)
sady rapasy alamindamin'ny ao ampiangonana sy ao @ foibe sy mitsipontsimpona mba hiarovany tena de milamina
fa mopre tonga de eraky ny gazety sy ny radio
28. Mirananirina ( 05/03/2010 06:51)
sady rapasy alamindamin'ny ao ampiangonana sy ao @ foibe sy mitsipontsimpona mba hiarovany tena de milamina
fa mopre tonga de eraky ny gazety sy ny radio
marina izany.Hita fa ngeza sy matanjaka dia enjehina foana
29. Mandefitra ( 05/03/2010 06:54)
30. ikaretsaka ( 05/03/2010 13:47)
ary mora mahazo ihany i mandefitra ity kay rehefa tena asaina mi comparer ny realite
31. fijo ( 05/03/2010 23:42)
hihihihih mba nandefitra izy teto ka
32. xxx ( 07/03/2010 09:49)
mazava hoazy raha matannjaka sy ngeza, satria fanaovana MAFIA no fivelomana kou. 8-) 8-)
33. ikaretsaka ( 07/03/2010 14:51)
Tsy misara mianakavy sy tsy hoe rehefa sorena atsy de mandeha manorina kely any @ sisiny ka
34. xxx ( 07/03/2010 14:58)
hanorina inona e! mbola hanampy trotraka ny mafia ao VATICAN ndray!!!! :roll: :roll:
35. ikaretsaka ( 07/03/2010 15:00)
Laisany fa tsy zahay
36. xxx ( 07/03/2010 15:13)
he:he!he! aiza ary elà zany! jereo fotsiny ny fahafaham-baraka mbola nahazo anareo momba ny double vie n'i pere MACIEL vao navoakan'i le monde . fr omaly e!Ary io tsy hijanona intsony fa efa leo loatra ny olona ka assuméo daholo zay va2 mivoaka rehetra.
37. ikaretsaka ( 07/03/2010 15:27)
Ka I p maciel nge efa dinihin'i vatican zao e de efa ho sur va hahazo ny saziny lery...fa I ragovan I New Jersey taloha sady nanitsaka tokatrano no pelaka fa mbola noraisina ho pasy ihany...
I michael ni molester zaza tsy ampy taona manao appel sy mitady hiverina hanangana ny sektany satria hono I Atra no nampanao azy anzany...he bee
38. xxx ( 07/03/2010 15:40)
soa ihany aloha ny aty fa tsy mbola nijabaka sy nikaofesy tamin'ireny mopera tsivanon-toetra toa an-dry pere MACIEL ireny. :-P :-P
39. ikaretsaka ( 07/03/2010 16:35)
de mbola tsy azon-dra xxx koa hoe nga moa i mompera no hikonfesser-na
40. fijo ( 07/03/2010 22:43)
aty mikoa fesse fa tsy mivoaka ny resaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5105