voa koa ny prost

41. Mirananirina ( 08/03/2010 09:18)
mazava hoazy raha matannjaka sy ngeza, satria fanaovana MAFIA no fivelomana kou.
misaotra anao.
soa ihany aloha ny aty fa tsy mbola nijabaka sy nikaofesy tamin'ireny mopera tsivanon-toetra toa an-dry pere MACIEL ireny.
mafy izany fanenjehina mpitondra fivavahana izany...raha izaho ianao dia mijanona tsy mino amin'izay afaka mitsikera tsara,fa raha olona mivavaka ihany tsy hahateny toa izao.
42. xxx ( 08/03/2010 09:30)
ary hono oa madama mirananirina! fa rehefa ianareo ve no mitsikera ny finoan'ny hafa,dia tsy maninona! fa rehefa ny faharatsianian'ny finoanareo no mba resahina sy nahitàna porofo marina toa ireo voalaza ireo dia toa tsy zakan'ny sainareo!Ny milaza fa mpino toa anareo aza moa jereo ty ataonareo koa tsy aleo ve manao hoatran'ny sasany toa izay manao toa izao ataonareo izao?? :twisted: :twisted:
43. ikaretsaka ( 08/03/2010 11:57)
Zahay ra xxx rehefa manao remarque na mitsikera ny zavatra hitanay dia. Fantatray au moins hoe ahoana ny fandehan'ny rafitra ao @ le fiangonana tsikerainay, ary tsy ohatra 1. I P paciel ohatra no blablaevana be eo...

Fa Ny sasany ohatranao na ny rafitra ao @ le fiangonanaTsikerainao aza tsy hai nao akory mompera reverend sns mifangaro.....mikonfesy @ mompera hono...tsy mba nandany fotoana akory ka tsy hay izay tapak'hevitry ny fiangonana nikasika ireny nanondrana ireny ...

Eo le neha samihafa...ny anao mandeha fahatany araka ny nolazain'i mirana. Fa ny zavatra kritikenao aza tsy ampy akory ny sources sy elements hi kritikenao azy
44. Mirananirina ( 08/03/2010 12:54)
ary hono oa madama mirananirina! fa rehefa ianareo ve no mitsikera ny finoan'ny hafa,dia tsy maninona! fa rehefa ny faharatsianian'ny finoanareo no mba resahina sy nahitàna porofo marina toa ireo voalaza ireo dia toa tsy zakan'ny sainareo!Ny milaza fa mpino toa anareo aza moa jereo ty ataonareo koa tsy aleo ve manao hoatran'ny sasany toa izay manao toa izao ataonareo izao
Zahay ra xxx rehefa manao remarque na mitsikera ny zavatra hitanay dia. Fantatray au moins hoe ahoana ny fandehan'ny rafitra ao @ le fiangonana tsikerainay, ary tsy ohatra 1. I P paciel ohatra no blablaevana be eo...

Fa Ny sasany ohatranao na ny rafitra ao @ le fiangonanaTsikerainao aza tsy hai nao akory mompera reverend sns mifangaro.....mikonfesy @ mompera hono...tsy mba nandany fotoana akory ka tsy hay izay tapak'hevitry ny fiangonana nikasika ireny nanondrana ireny ...

Eo le neha samihafa...ny anao mandeha fahatany araka ny nolazain'i mirana. Fa ny zavatra kritikenao aza tsy ampy akory ny sources sy elements hi kritikenao azy
efa novaliany Ika io,ampiako kely,izahay tsy mitsikera anareo mihitsy fa miaro ny rariny sy ny zava misy.Ianao aza milaza fa hoe MAFIA,nisaorako ianao.hihihi
45. xxx ( 09/03/2010 08:57)
karetsaka, voalohany aloha zà tsy mopera afaka na koa kato alika :-P ka natao hahalala zay rafitra tsisy dikany toa ny anareo,ny olona rehefa manao ratsy dia tsy maintsy mijustifier sy manaratsy ny hafa foana, dia io ataon'éla etsy sy eroa @ ity resaka fivavahana ity indrindra fa à olona tsy mitovy finoana amin'ela ary raha resaka fitsikeràna indray dia ialahy ihany no efa namaly azy oh: i p maciel satria izay indrindra no tsy mampitovy antsikafa tsy manao kapo-be manta fotsiny toa anareo. misy ny toerana azo hanamarihana an'izany fa tsy voatery hibahanana toerana eto ohatran'ny fanaon'ela sady tsy izany mihintsy koa no tanjona raha hoan'ny mpino hendry sy misaina toa anay.
46. xxx ( 09/03/2010 09:24)
ny mpino hendry sy misaina toa anay

Ambany be lesy le argument-n'lah ry xxx a! Raha tena hendry elah dia ny mangina no ataovy.
47. Mirananirina ( 09/03/2010 10:27)
zà tsy mopera afaka na koa kato alika
Voalaza teo :
ny mpino hendry sy misaina toa anay

Ambany be lesy le argument-n'lah ry xxx a! Raha tena hendry elah dia ny mangina no ataovy.
=D> =D> =D> =D>
48. ikaretsaka ( 09/03/2010 14:21)
xxx 44>ambany be tokoa le argument.. P maciel no mba hay de zay ihany.. ny atsy ambadika ohatran'i Fijo zao lehibe t@ tontolo prot fa ny azy lazainy ny tsy mety ataon'ny mpitondra tao @ tontolo nibeazany rehefa tsy mety ,
ary za no hitan la nilahatra voalohany sy nilaza fa nony tsy mety ny nataon'ny mompera sasany tany Boston raha nanomboka ny Pedophilie de lazaiko hoe tsy nety.

De rehefa mety de lazaiko hoe mety koa

fa tsy hoe satria ireo olona ireo gasy sy/na mitovy finoana aminay ka na nanondrana... nampihinana ma;oto zaza aza (toy le fifoazana nanondrana tany toliary) de arovana...

na hoe satria io rangahy be volombava io vazaha ka na mandany ny androny manampy ny katrami an'Antananarivo ery ambody zoridira ery aza de kianinay foana satria sady tsy gasy ohatranay no tsy mitovy finoana aminay!

Any alefa le fisainana e
49. xxx ( 09/03/2010 18:55)
rakaretsaka! tena sur ve ela fa tena ambany ny argument-ko? sokafo tsara aloha ny mason'ela amin'io voalazako eo ambony io,fa olona kely asa toa na'ela akory ny aty ka andeha hitanisa zay asan'alika ataon'ireo pitondra fivavahana tetsy sy eroa ary anisan'ny mbola maha hendry anay ny tsy fitanisana izany rehetra izany eto . vao i pere maciel aza no navoaka! dia efa jereo sahady ny haromotanareo, vao maika raha ampiana eo ,tsy ho zava-doza a!Raha ny momba an'i pere PEDRO indray no tian'ela tenenenina dia tsy mbola nisy fanaratsiana nataon'ny finoana hafa mihintsy an'io rangahy io zany!ny tsara asiana fanaraha-maso fotsiny dia sao misy resaka PEDOPHILIE SNS indray ao ambadikan'io fihetsiketsehana be io.va savoir!!!!Farany, ie! i ra fijo dia lehibe tao @ totolon'i prost! ary tsy ny prst irery no asiany rhf manao ny tsy mety fa hoy izy hatrany oe( rhf mpitondra fivavahana tsy mendrika, dia tsara ampahafantarina ny olona izany tsy fahamendrehana izany. ary raha ny fomba fijerin'ela sy ra fijo aloha no jerena @ ity resaka fivavahana ity! dia tena mbola lavitra be ny afo tokoa ny kitay. ;-) ;-)
50. ikaretsaka ( 09/03/2010 19:14)
1) ie sur aho.. (ary tsy zahako rery ) jereo ireo ao ambony ireo
2) oadray nisy de nisy marina tokoa ny fanaratsiana nataon'ireo hafa finoana an-drangahy iny ka, na ny gidragidra t@ resaka fako tao fotsiny aza. afaka avoaka aby ny porofo momba izany
3) miverina any @ teniko hatr@ izay hoe rehefa misyny tsy tsy mendrika de lazao le izy de suggereo hevitra mba hangalany decision na hisy hiheno eo na tsy hisy .. hisy hi considerer foana iny ( izay no nolazaiko voalohany t@ ity resaka ity)
Niseho ny kato iny nolazaina ampahibemaso de naka decision ry zareo (ireo efa nolazaina hoe naato t@ asany ireo, onitra sy lamandy naloha...) ...
niseho iny ny an'ny mpiandry tany Dago .. raha tsy nandeha envoye special de tany iny... ) naroso ny suggestions hoe jereo akaiky... tsy nisy tohiny

de averiko aminao amin'izya ny arguments anao ho considerenao raha tafakatra ambony ny consideration na tsia... aiza ho aiza ny kitay sy ny afo any? :wink: @ saina tsy miangatra..hmmm?

de Apetraho tsara ny arguments :-D
51. Hinagasy ( 09/03/2010 22:34)
Na protes na kato rehefa manao ny tsy mety dia aleo ataon'ny olona any. Na ireo mbola miaroaro ny pasitera na ny mopera nanao izany (na olona na ny institution) koa dia rariny raha voahenjika.

Betsaka ny zaza tany Québec(io no cas tena fantatro), ary ireny tany Boston ireny, ny tena nahatezitra ny olona dia ireo nanao izany fa ny fanasaromana ilay izy koa nataon'ny institution katolika tany amin'ireny toerana ireny nandritra ny taona maro. Nafindra toerana fotsiny tamin'izany andro izany ireny mopera pedophile ireny nony nisy ny fitoriana fa nony taty afara efa niova ny toetrandro izay vao tena nipoaka tafavoaka aty ivelany ilay izy. Dia hanome tsiny ny olona ve ianareo hoe tezitra tamin'ny fiangonana katolika tamin'ireny toerana ireny. . Ny tena maha-oraka ilay izy angamba dia satria, ohatra ny tany Québec, Australie dia zaza nipetraka na tany amin'ny orphelinat, na kilasimandry no voakitika, ka zaza maro nanditra ny taona maro. Aza tezitra raha misy manakiana fa tena marina fa nosarotsaroman'ny eglizy ireny cas ireny nandritra ny taona maro tena maro.

Betsaka koa ny pasitera manolana zaza. Nahafantatra pasitera tany ambanivohitra aho nahabevoka zazavavy efa ho roa tao antanana, nafindran'ny FJKM toerana fotsiny ilay pasitera nony nitory ny fiangonana. Ny saziny fotsiny dia nahazo fiangonana kely?????????Loza! izany ve dia mbola tokony mendrika ho pasitera?
Tahaka ny zavatra nisy tamin'ny kato ihany fa mety hoe échelle kely ny anareo fa olona tsirairay ka izany no tsy mahaoraka ilay izy, kanefa na nanao ratsy tamina olona iray na olona maro dia efa ratsy, ary samy ao anaty kapoaka iray ihany.
52. ikaretsaka ( 09/03/2010 22:48)
Izay! misaotra nanazava azy sy sahy nanambara azy mahitsy!
53. fijo ( 10/03/2010 22:04)
izao no antony tena hitsikerann'y olona ny katolika;
-1)ny katolika no mahenika ny tany.(ny rafitra ny azy efa tsara petraka noho ny finoana hafa)
-2)ny finoana sasany dia any anaty firenena any ihany no mbola hiasany
-3)ny katolika dia be mpanenjika,noho ny tantara izay tsy dia tsara vitany fahiny.taty afrika sy tany amerika atsimo.

noho ireo antony ireo,dia mora ita kokoa ny zavatra mety sy tsy mety ataon'ny katolika.

ary raha misy pretra iray ohatra manao ny ataony dia mora ita izay,noho ny ratsy vitan'ny mpitarika finona ahafa 5 ohatra,satria iny any anaty tanana kely any de voatakona,fa ny pretra avy dia mahoraka eran 'ny firenena
54. ikaretsaka ( 10/03/2010 22:46)
ny hijerena ny any ivelan'ny vala moa manampy handinihina ny ao anaty vala ka misaotra an'i fijo
ary raha misy pretra iray ohatra manao ny ataony dia mora hita izay,
noho ny ratsy vitan'ny mpitarika finona hafa 5 ohatra,satria iny any anaty tanana kely any de voatakona,
fa ny pretra avy dia mahoraka eran 'ny firenena


fa ho an'ilay finoana 5 hafa ohatra.. mety karazana fika hafa koa izay?
55. fijo ( 11/03/2010 22:57)
izay koa ka;na dia zavatra mitovy izoa koa aza ny natao,ilay pretra malaza kokoa ny nataony ,noho ilay hafa.
haka ohatra tsy lavitra aho,ao irland anie ry zareo ka mampikolay koa ny ataon'ny rapasy ao e,fa tsy mahoraka izany,satria ao ilay izy dia takona moramora ao,fa raha pretra any mada ohatra no manao zavatra,mada izay firenena tsy malaza noho i irland akory,dia tena ahoraka be io.
56. Mirananirina ( 12/03/2010 10:23)
Mahatsiaro ahy taloha miady aminy mopera sy masera,frere ary pasitera koa,resaka finoana ihany io.
57. fijo ( 12/03/2010 23:27)
ka ny finoana sy ny politika wa no resaka mampifanilana indrindra.
58. ikaretsaka ( 13/03/2010 04:09)
indrindra rehefa miditra be ny fo... ka tsy voabaikon'ny fanahy sy ny saina hi raisonne intsony sy mahafehy tena :-D
59. soanja ( 13/03/2010 18:37)
fijo:

ka ny finoana sy ny politika wa no resaka mampifanilana indrindra.


Ka ireo roa ireo no mampisavoan-danitra indrindra tsinona koo!!! hihihi zany hoe tsy hita izay hotsapain-tanana dia lasa misafotofoto ny tontolo misy azy.

Inona anefa no tiantsika? ho robot ve? ho baikon'ny zavatra iray/ olona iray? hiaina toa biby? HS be ilay resako eto! azafady.

Aleo ny mahasamihafa no ivoitra fa valam-piainana manome fandrombonana izany!


60. fijo ( 16/03/2010 22:42)
rehefa miresaka ireo zavatra roa ireo,dia
_mila tony
_mila mahafantatra izay zavatra resahina
_tsy mitompo teny amin'izay efa kely hay
_mila liana te ahalala bebe kokoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1889