voa koa ny prost

61. ikaretsaka ( 17/03/2010 12:41)
izay mihitsy ra fijo a
62. Ratoa ( 17/03/2010 22:13)
ny finoana sy ny politika dia samy idealy: zava-kinendry farany izay ambony indrindra sy fikasana izay tsara indrindra na ho an'ny tena na hoan'ny mpiara-belona any ka tena sarotra sy mahaliana ary sarotra dia sarotra ny mandresy lahatra ny andaniny satria samy mino ho manana na mtiana izay tsara indrindra.
Misy toerana sasany tsy azo iadian-kevitra ara politika na momba ny fivavahana satria ho tsy fanaovana politika na toera-pivavahana ilay toerana ary ny tompon'ny ilay toerana tsy manao politika sy tsy te ho didiana hivavaka na hiady hevitra momba ny fivavahana. Izay anefa ny tena manao politika sy mandidi-didy.
63. fijo ( 17/03/2010 22:28)
idealy tokoa io,ary izay no hilana fo tony rehefa hiresaka azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3076