Fivavahana, finoana

rakapy ( 21/01/2010 15:51)
[quote]Bible codes in Afghan army guns Al Jazeera's David Chater reports on the implications of the religious gun sights American guns inscribed with Bible codes are being used by US forces ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2010 20:25
rakapy ( 21/01/2010 15:13)
Misy an'io fomba fiteny io @tsika Gasy,tsy haiko moa na misy koa any @ toeran-kafa fa Matetika izy io dia fampiasa eo @ fanambadiana sy tokan-trano. Ny zavatra somary mahagaga ahy kely dia ity: Naho... tohiny
novalian'i fijo ny 07/03/2010 22:57
niryna ( 21/01/2010 12:36)
Raha mijery ny vaovao mampalahelo mahazo ny firenena iray isika dia ontsa tokoa mahita ireo tsy manan-kialofana ,very daholo ny zavatra nisasarana rehetra,ny aina nafoy ,ny toerana ipetrahana tsy misy... tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2010 16:24
fijo ( 20/01/2010 20:51)
milaza ny mpino fa andriamanitra dia fitiavana.izany hoe le finoany io dia mitarika fitiavana. raha sipa sy bandy samy hafa finoana anefa no tafaraka,dia ady lava no aterany noho io tsy fitoviana fin... tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2010 20:28
fijo ( 19/01/2010 20:29)
dia hita sy re tamin'ny fahita lavitra fa niaro an'i PI 12 indray lebeno,noho ireo fahanginana nampiteny ny maona nataon'i pi12 teo anatrehan'ny fandripahana ny jiosy tamin'ny ady lehibe faharoa.hummm... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2010 20:18
rahery08 ( 18/01/2010 07:35)
Miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera Fifandrifian javatra ve sa inona ? fa izao no zavatra hita : Rava Haiti tamin’iny herinandro lasa iny. Ary ny Perikopa FJKM tamin’ny Alahady... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2010 20:59
rakapy ( 18/01/2010 06:56)
Dia maiarahaba antsika mpisera indray ny tenako tratry taona 2010. Mirary soa ho antsika ary koa mirary fialan-tsasatry ny fanahin'ireo izay nindaosin'ny onjan'ny fiainana. Mampahonena sy mahatoro... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2010 21:30
xxx ( 17/01/2010 14:07)
Mba manontany anareo Kristiana ireto aho hoe ahoana marina moa no hilazanareo fa io Atra voasoratra ao anaty baiboly io no tena Atra nahary izao rehetra izao e ! ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2010 08:33
niryna ( 15/01/2010 20:15)
Ny firenena izay olo-marina no mitondra ny fitondrana dia ho salama ny firenena,olo-marina ahoana izany ? olona matahotra an'Atra,mahafantatra fa ny zavatra atao rehetra dia tsy vita na ataotao foana ... tohiny
novalian'i niryna ny 05/02/2010 05:55
itaramasoandro ( 15/01/2010 14:34)
ireo milaza fa mino ny andriamanitra kristianina (indrindrindrindra) sy silamo dia namono nandringana mponina maro maneran-tany izay nitondrany ny teniny nolazainy ho soa . dia nambarany fa hoe \"[i]a... tohiny
novalian'i soanja ny 05/02/2010 23:39
rahery08 ( 12/01/2010 07:48)
Miarahaba ny namana rehetra ato @ serasera. Nanaitra ahy ity perikopa tamin'ny Alahady ity ary tsy haiko ny tsy hizara azy aminareo namana ato amin'ny serasera DEOTERONOMIA 5: 20-24 Eto dia izao ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2010 06:13
xxx ( 09/01/2010 20:39)
Maty androany folak'andro teo ny Raiamandrenintsika ny Kardinaly Armand Razafindratandra. MArihina moa fa tsy aretina no nahafaty azy fa karazana accident. Raha sendra nilomano tany @ Petite Plage tan... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/01/2010 19:41
rijadolly ( 07/01/2010 16:12)
103440 Ny hevitra nandeha tao amin\' dinika \" Fivavahana,Finoana \" 102979 Ny hevitra nandeha tao amin\' dinika \" Politika \" Raha raisiko eo amin\' [b]fitiavana Tanindrazana = Politika # sez... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2010 06:20
dangytsmaty ( 06/01/2010 11:06)
Miarahaba antsika rehetra ny tenako, nahatratra ity 2010 ity; hitondra soa ho an'ny tsirairay anie ty taona vao mitsidika ty, Zavatra mba hiriana dia izao: samia manoratra andalantsoratra masina ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/01/2010 22:54
emonate ( 05/01/2010 13:30)
kaiz . slt daholo tsika eto bonne année daholo izao mba mitadi ani ANDRIAMAMONJISOA Hantiniaina mivarotra an tamatave ,ao @ bazary kely nipetraka tany ambanidia zanaka polisy nianatra tany ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2010 04:57
fijo ( 04/01/2010 20:45)
raha ny resaka mandeha ,di ahakana hetra ny fiangonana.izao izany vao tsapa fa be"kil" ny fiangonana fa tsy misy "mpivavaka",ka raha "kil" kosa ve tsy aleo hakana hetra e.... tohiny
novalian'i 100tinl ny 04/02/2010 13:56
Mirananirina ( 31/12/2009 12:29)
Enga anie hitondra filaminana hoan'ny tanindrazana ny taona 2010 amen.... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:00
mamyandry ( 29/12/2009 17:23)
Nahafinaritra ahy ary tena nampieritreritra tokoa ny tori-teny henoko tamin'y alahady teo. Ampitako ny hevitra mba samy isaintsainantsika lalina tokoa ny momba ny ao anatintsika ao. Toy izao ilay teny... tohiny
novalian'i bor2lais ny 07/01/2010 13:08
bor2lais ( 29/12/2009 09:59)
Zaraiko amintsika eto (copier/coller) ity fanambarana hitako tao amin'ny moov ity na dia somary lavalava ihany aza ! ------------------------------------- Hetsiky ny mpitondra fivavahana Fanambara... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:29
xxx ( 23/12/2009 08:29)
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa tompoko... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/12/2009 13:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4861