lebeno

1. fijo ( 19/01/2010 20:29)
dia hita sy re tamin'ny fahita lavitra fa niaro an'i PI 12 indray lebeno,noho ireo fahanginana nampiteny ny maona nataon'i pi12 teo anatrehan'ny fandripahana ny jiosy tamin'ny ady lehibe faharoa.hummm hafa ihany wa zampoly,fa ity lebeno ity mampiahiahy ahy.marina moa an
novalian'i fijo ny 26/01/2010 20:18
2. rijadolly ( 19/01/2010 20:46)
In le Pi 12 ry zoky Fijo fa tsy haiko? :oops:
3. fijo ( 19/01/2010 20:57)
hoadary,papa tamin'izany fotoana izany io re e
4. rijadolly ( 19/01/2010 21:05)
Misaotra e!
5. ikaretsaka ( 19/01/2010 23:09)
ary very @ katesiy i RD
6. rakapy ( 20/01/2010 07:51)
Nangina i lery fa sao dia hipoitra eo ny tantara rehetra.
7. xxx ( 20/01/2010 09:45)
Otrany haongandry zalahy io papa io marina ary sao de tsy heviny kosa no hanao izany e ! de lasa olomasina izany zao i beno ra azoko tsara
8. xxx ( 20/01/2010 15:18)
Mba jereo aloha hoe: inona no nataon'io Papa lazainao fa arovany io, izay vao manao critique fa tsy avy de miteniteny foana eo.
9. xxx ( 20/01/2010 15:21)
fara faharatsiny vakio aloha izay voasoratra http://fr.wikipedia.org/wiki/Pie_XII
10. fijo ( 20/01/2010 20:30)
8 La polémique autour des « silences de Pie XII »dia namaky aho fa dia io no itako ry akama,ka mampanahy wa io lebeno io,
raha vao tonga aty i andry TGV de voahongana eo i lebeno.
11. xxx ( 20/01/2010 21:24)
alohan'ny hitsarana dia mba fantaro tsara aloha ze tsaraina http://www.francisrichard.net/article-le-montage-sovietique-sur-le-silence-de-pie-xii-fonctionne-toujours-41655461-comments.html
Na vakio mihitsy ilay boky mitantara ny fiainan'io pape io http://www.editionsdujubile.com/index.php?op=3&livre=3521713
Rehefa izay de ento eto izay mahadiso azy, fa halahatro aminao ny maha diso fijery anao.
12. fijo ( 20/01/2010 21:43)
alaharo ary fa tsy za irery izany no diso fijery fa ireo mpanao gazety maro eran tany sy ny olona hafa koa.indrindra ny jiosy izay nizaka ny vokany.
13. Mirananirina ( 21/01/2010 09:02)
iza koa ilay lebeno ry fijo?
14. rakapy ( 21/01/2010 10:24)
Hoy i Fijo
alaharo ary fa tsy za irery izany no diso fijery fa ireo mpanao gazety maro eran tany sy ny olona hafa koa.indrindra ny jiosy izay nizaka ny vokany

Marina tsy hiisy DUEL be manadala eto izany? Fenoy tsara ny barrilet-ny poletanao raFijo sao lany bala eo! Aza mitifitra ny lohany na ny vatany fa ny tongony ihany tifirina :-D :-D :-D
15. AndriambyII ( 21/01/2010 11:41)
Avy ao Jerusalem no tena fototy ny olan' ny 2 ème guerre mondiale araky i Benoit XVI !
16. xxx ( 21/01/2010 15:33)
Fanontaniana ho an'ny katolika de lasa olomasina zany zao i pi 12
17. fijo ( 21/01/2010 21:58)
mirana lebeno dia ny papa amin'izao fotoana izoa.

rakapy ,za tsy hitifitra ka,ny ahy avy dia i sarla kely no antsoiko handamina azy eo

kayyyyy ratsy ity fanontaniana farany ity kle
18. xxx ( 26/01/2010 18:06)
Ie lasa olomasina !!!!!!!!! lol
19. fijo ( 26/01/2010 20:18)
ahannnnnn,kivy aho raha lasa olomasina iny kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1096