fitiavana sy finoana
1. fijo
(
20/01/2010 20:51)
milaza ny mpino fa andriamanitra dia fitiavana.izany hoe le finoany io dia mitarika fitiavana.
raha sipa sy bandy samy hafa finoana anefa no tafaraka,dia ady lava no aterany noho io tsy fitoviana finoana io.
ka izao ,raha tena te hitahiry fitiavana,dia halaviro ny (resaka finoana).
aza manisy resaka momba izay finoanao sy ny azy mihintsy fa gidragidra be tsy hifankahitana no vokany.
ka lasa ny saiko,tena tsy misy azo handravonana azy mihintsy ve ity resaka finoana nareo ity ?????

novalian'i fijo ny 04/02/2010 20:28
2. xxx
(
20/01/2010 21:10)
fijo:
milaza ny mpino fa andriamanitra dia fitiavana.izany hoe le finoany io dia mitarika fitiavana.
raha sipa sy bandy samy hafa finoana anefa no tafaraka,dia ady lava no aterany noho io tsy fitoviana finoana io.
ka izao ,raha tena te hitahiry fitiavana,dia halaviro ny (resaka finoana).
aza manisy resaka momba izay finoanao sy ny azy mihintsy fa gidragidra be tsy hifankahitana no vokany.
ka lasa ny saiko,tena tsy misy azo handravonana azy mihintsy ve ity resaka finoana nareo ity ?????
:�) :�) :�) :�) :�) :�) :�)
3. xxx
(
20/01/2010 21:31)
Ny zokiko vavy manam-bady protestanta nefa izy katolika fa mifankatia tsara ry zareo hatramin'izay ka hatramin'izao.
Ao ambatoroka ao misy bandy seminarista taloha manambady zanaka dekona protestanta fa mifankatia tsara izy roa hatramin'izao.
farany, ia katolika nefa manana namana Temoin de Jehovah miresaka finoana foana anay, nefa mifankatia tsara hatramin'izao.

5. ikaretsaka
(
20/01/2010 23:14)
io araka ny bornagem-pivavahana nafahana an'ialahy ihany ary misy mahamarina nen la misy mahamarina ny an'i xxx koa
fa ny ahy manokana ny tsapako dia le samy milaza azy ho Xtianina ireny no tena hmmmm
Raha kato sy tsy kato tsary de manahy loatra na kato sy prot malalantsaina
ny kato mandeha miangona any aminy de ny prot rehefa fandraisana na fety lehibe de any aminy...bedebe ny manao an"izany rehefa mifanaraka hatrany amboalohany zareo
fa ataovy hoe apokalipsy sy rhema ange no miaraka na jesosy mamonjy sy Temoins e..
zany ka gera ary vokatry ny fitiavana de na lasa miala @ le antokompinoana misy azy mihitsy ny 1 de mandeha any @ 1 fa impossible mihitsy ny hoe ho atsy aho de hankeroa.. raha samy fanatika be ao @ fiangonany

6. xxx
(
21/01/2010 02:50)
Amiko tsy ilay hoe finoana @ maha-finoana azy no olana, fa ny olona @ ankapobeny mitsy no efa feno fankahalana ka mody saronana sy asiana anarana hoe "satria samy hafa finoana" "satria samy hafa fiaviana" "satria tsy mitovy saranga"...sns. Ny olombelona dia miahiahy foana @ zvt tsy fantatra sy hafa noho ny tena, ataoko hoe voajanahary na natioraly angamba izany. Io ahiahy io no miteraka foto-pisainana sy "préjugé" tsy marim-pototra izay tsy mitombona matetika, satria ny olana dia miankina @ olona tsirairay izay miaina ao anatiny fa tsy azo atao ankapoben-javatra. Ka raha malala-tsaina ny olona miaina @zany tranga izany dia ny tsy fitoviana aza matetika manamafy ny fiarahana
7. jarifa
(
21/01/2010 06:01)
Tsy dia mahafantratra loatra ny @ io aho, fa raha ny fazahoako azy aloha dia tsy tokony hoe anaraka finoana ny lhl ve ny vhv raha ny tena marina e? afa tsy ny Advantiste angamba no tsy mety sy ny Jesosy mamonjy.
Sady io ve tsy rehefa finoana dia iray ihany e? ohatra izany ianao any @ tany tsy misy fiangonana afatsy FJKM nefa ianao Jesosy mamonjy dia tsy hivavaka ao ianao na 10ans ary ny hipetraka any @ ilay toerana. "Amiko ny resaka Finoana tsy tokony ho entina ampiady"

8. rzakarivola
(
21/01/2010 07:09)
fijo:
ka lasa ny saiko,tena tsy misy azo handravonana azy mihintsy ve ity resaka finoana nareo ity ?????
==> Hoy i Jesoa hoe : "C'est ma paix que je vous laisse, je ne donne pas comme le monde la donne".
Misy ny vahaolana atolotr'izao tontolo izao, misy ny vahaolana atolotr' Andriamanitra @ alalan'i Jesoa.
Ohatra, ho an'ireo jamba, ny vahaolana atolotr'izao tontolo izao dia ny tehina fotsy, mba hahalalan'ny olona rehetra fa jamba iny ka mitandrina izay mitandrina, manampy izay manampy.
Amin'ny alalan'i Jesoa, Andriamanitra dia manome vahaolana toy izao : ampahiratiny ny jamba, ka izy no afaka mahita ary mitandrina avy eo.
Tahaka izany mikasika ny finoana, ny vahaolana atolotr'izao tontolo izao dia ny tsi-firesahana finoana.
Andriamanitra kosa nanolotra, ary mbola manolotra vahaolana @ alalan'i Jesoa ny fahamarinaNy, mba ho iray ihany izy rehetra.
Manan-tsafidy ny jamba tsirairay na hampiasa tehina fotsy na hitady izay hahiratana, na koa tsy haka @ireo roa ireo fa hiaina amin'izao.
Tahaka izany, manan-tsafidy ny olona tsirairay na hi-éviter ny resaka finoana, na hitady ny marina @ Andriamanitra, izay omeNy @ alalan'i Jesoa, na koa hiaina amin'izao.
Ho ahy, rehefa misy tsi-firaisana, dia aleo asiana ny adihevitra hahitana izay tena marina, dia ny marina no hiaraha-manakiy.
9. rakapy
(
21/01/2010 07:12)
Hoy Jarifa
T@ andro fahagola angamba no tokony ho marina izany fa raha ny tena izy dia manan-jo ny vhv hanaraka na tsia ny finoam-badiny. Ny lhl koa dia torak'izany. Ilay finoana mantsy amiko dia avy ao anaty fa tsy fisehoana ivelany na hena-maso sy tahotra ny vavan'ny olona hoe: Oadray toa tsy miray fiangonana ry izy mivady atsy andrefana"
Sady tsy voatery hiiditra fiangonana sy hivavaka foana koa anie ny olona iray vao tonga olom-banona sy manam-panahy e!
fa raha ny fazahoako azy aloha dia tsy tokony hoe anaraka finoana ny lhl ve ny vhv raha ny tena marina e
T@ andro fahagola angamba no tokony ho marina izany fa raha ny tena izy dia manan-jo ny vhv hanaraka na tsia ny finoam-badiny. Ny lhl koa dia torak'izany. Ilay finoana mantsy amiko dia avy ao anaty fa tsy fisehoana ivelany na hena-maso sy tahotra ny vavan'ny olona hoe: Oadray toa tsy miray fiangonana ry izy mivady atsy andrefana"
Sady tsy voatery hiiditra fiangonana sy hivavaka foana koa anie ny olona iray vao tonga olom-banona sy manam-panahy e!
10. rakapy
(
21/01/2010 07:20)
Hoy Rzakarivola
Ataoko fa tena fanirin'ireo jamba tokony ny ahiratra na @ alalan'ny siansa na @ alalan'ny finoana sns. Nefa dia mbola vitsy ihany no tena sitrana.
Misy ny aretina fahajambana mandalo sy ny fahajambana tanteraka. matetika dia ilay fahajambana mandalo no tena ireharehan'ireo mpanao siansa sy mpino mpanasitra .
Ohatra, ho an'ireo jamba, ny vahaolana atolotr'izao tontolo izao dia ny tehina fotsy, mba hahalalan'ny olona rehetra fa jamba iny ka mitandrina izay mitandrina, manampy izay manampy.
Amin'ny alalan'i Jesoa, Andriamanitra dia manome vahaolana toy izao : ampahiratiny ny jamba, ka izy no afaka mahita ary mitandrina avy eo
Ataoko fa tena fanirin'ireo jamba tokony ny ahiratra na @ alalan'ny siansa na @ alalan'ny finoana sns. Nefa dia mbola vitsy ihany no tena sitrana.
Misy ny aretina fahajambana mandalo sy ny fahajambana tanteraka. matetika dia ilay fahajambana mandalo no tena ireharehan'ireo mpanao siansa sy mpino mpanasitra .
11. rzakarivola
(
21/01/2010 07:26)
xxx:
Ny zokiko vavy manam-bady protestanta nefa izy katolika fa mifankatia tsara ry zareo hatramin'izay ka hatramin'izao.
Ao ambatoroka ao misy bandy seminarista taloha manambady zanaka dekona protestanta fa mifankatia tsara izy roa hatramin'izao.
farany, ia katolika nefa manana namana Temoin de Jehovah miresaka finoana foana anay, nefa mifankatia tsara hatramin'izao.
Inona ilay fifankatiavana lazainao ? Ilay tenenin'i Jesoa hoe "tahaka ny nitiavako anareo" ve ?
12. diamondra27
(
21/01/2010 07:57)
fijo: te hitarika olona tsy hino ndray toi an
fitiavana= fandeferana, mitady zay hahasambatra ilay olontiana
ny conseiller aloha dia tsara raha olona mitovy finoana aminao no lasa vadinao justement mba hialana @io resaka ady finoana io.
Ilay devoly ange no mahatonga izany e., am voalohany izy mody mampiseho fa tout va bien sns , revo ianao avy eo am zay ampiadivany le olona mifankatia.
alohan'ny hanambadiana dia tokony hametraka tsara izany faniriana zany ambavaka fa raha tsy maharitra moa le olona dia atao ahoana fa dia mizaka ny vokany eny e.
Misy olona tsy tiany ny vadiny kanefa rehefa iny no tian'Atra atolotra anao dia tsy tokony ho lavina
fa raha ianao no mifidy hoe ny ahy olona tahaka izao sy zao,no tiako
tsy koi na samy hafa finoana aza etc de mizaka ny vokany avy eo e
raha mifanaraka moa le olona dia tsara
tadidio fa manaiky zioga tsy tokony ho entinao sahady ianao @izay, izany le tonga am fitenenana hoe:mitady probleme
Misy ihany koa entin'ny fo be loatra ka na dia fantatra aza fa tsy mety fa manaiky ilay izy le saina.

13. rakapy
(
21/01/2010 08:31)
Misy olona tsy tiany ny vadiny kanefa rehefa iny no tian'Atra atolotra anao dia tsy tokony ho lavina
Tsy azoko! Atolotr'A/tra anao ahona nefa tsy tinao? Amiko dia mampiseho ao anatinao A/tra avy @ alalan'ny fitiavanao ilay olona sy ny fitiavan'ilay olona anao fa izy no tokony ho vadinao fa tsy hoe izy no natolotr'A/tra ahy satria izy no tian'ireo Ray aman-dreny ho vadiko na hoe izy no niaraka tamiko voalohany na hoe izy no mba misy vola sns....
Dia raha hizaka ilay zioga mandra-pahafatinao ve ianao dia lazaina fa izay no sitra-pon'A/tra? Raha A/tra be fitiavana angamba dia mety mba alahelo ihany .
14. Mirananirina
(
21/01/2010 09:00)
Fijo,marina mihitsy io teninao io fa matetika ny mpivady tsy mitovy finoana ,manana probleme amin'io,indrindra eo amin'ny fitaizana ny ankizy. :( hanaraka ny an'ny lahy sa ny an'ny vavy???
15. ANARIM
(
21/01/2010 09:17)
bjr doly, i dadanay moa zany pasitera FJKM nitandrina tao amina fiangonana 1 nanomboka ny 1961 hatramin'ny 2004 izany hoe 42 ans izy tao d tao d tao.
Anisan'ny nobeazina tao anatin'ny tontolo maha "kristianina protestanta" aho izany no tiako ambara!
tam zà mbola teo am 15 ans teo ho eo dia nisy bandy kely izay mba nafinarinaritra ahy nanaitaitra sns, fa nedala témoin de jehovah, fa dia vitan'ny ray amandreniny mihitsy ny mandroaka ahy rehefa tonga mitady azy any antranony aho (asa, angamba nolazainy azy ireo hoe zanaka pasitera iny zazavavy iny) d zay zany wa fa dia bonne chance nareo mantsy azy!
raha vao resaka finoana aloha, satria io tsy hita maso toy ny hoe ity ny saosisy andeha hatao laoka, dia mifono zava-dalina ka dia tsy idirako lalina izay azy sy ahy fa miezaka fotsiny mi comprendre sy mipetraka à la place de l'autre foana
ny fanatisme no poizina (toy ireny manao homicide na suicide collectif ireny ohatra) , fa rehefa finoana voalanjalanja dia tokony mahay miara-dalana na samy hafa aza!

16. ravonjison
(
21/01/2010 09:18)
xxx:
Amiko tsy ilay hoe finoana @ maha-finoana azy no olana, fa ny olona @ ankapobeny mitsy no efa feno fankahalana ka mody saronana sy asiana anarana hoe "satria samy hafa finoana" "satria samy hafa fiaviana" "satria tsy mitovy saranga"...sns. Ny olombelona dia miahiahy foana @ zvt tsy fantatra sy hafa noho ny tena, ataoko hoe voajanahary na natioraly angamba izany. Io ahiahy io no miteraka foto-pisainana sy "préjugé" tsy marim-pototra izay tsy mitombona matetika, satria ny olana dia miankina @ olona tsirairay izay miaina ao anatiny fa tsy azo atao ankapoben-javatra. Ka raha malala-tsaina ny olona miaina @zany tranga izany dia ny tsy fitoviana aza matetika manamafy ny fiarahana
D' accord tanteraka @ voalazanao aho....Mety mbola tokony hasiana famelabelarana sy ohatra angamba io voalazanao io, @ izay mazava tsara. Mifono hevitra lalina tokoa mantsy izy io.
17. ravonjison
(
21/01/2010 09:37)
rakapy:
Misy olona tsy tiany ny vadiny kanefa rehefa iny no tian'Atra atolotra anao dia tsy tokony ho lavina
Tsy azoko! Atolotr'A/tra anao ahona nefa tsy tinao? Amiko dia mampiseho ao anatinao A/tra avy @ alalan'ny fitiavanao ilay olona sy ny fitiavan'ilay olona anao fa izy no tokony ho vadinao fa tsy hoe izy no natolotr'A/tra ahy satria izy no tian'ireo Ray aman-dreny ho vadiko na hoe izy no niaraka tamiko voalohany na hoe izy no mba misy vola sns....
Dia raha hizaka ilay zioga mandra-pahafatinao ve ianao dia lazaina fa izay no sitra-pon'A/tra? Raha A/tra be fitiavana angamba dia mety mba alahelo ihany .
Sarotra dia sarotra ny handray io hevitra voalaza io : " Misy olona tsy tiany ny vadiny kanefa rehefa iny no tian'Atra atolotra anao dia tsy tokony ho lavina.
Misy voka-dratsiny lehibe eo @ fitiavana, finoana, ara-tsisialy mantsy izy io.
Tsetsatsetsa tsy aritra : misy ny olona sasany manongam-panjakana, dia mody mitatatata izy @ vahoaka hoe izy no natolotr' Andriamanintra, ka tokony hekena....Laviko dia laviko.
18. ANARIM
(
21/01/2010 10:15)
ravonjison:
Tsetsatsetsa tsy aritra : misy ny olona sasany manongam-panjakana, dia mody mitatatata izy @ vahoaka hoe izy no natolotr' Andriamanintra, ka tokony hekena....Laviko dia laviko.
NON NON NON NON NON zà koa mandà d mandà ary tsy sanatria fatrapandà mety hanaiky fa tena laviko hatrami farany!!!
19. rakapy
(
21/01/2010 10:17)
Hoy Anarim
Hoy ravonjison
Ka eo indrindra no tsy mazava amiko ilay hoe "tian'A/tra atolotra". Tsy ny feon'ny fiheritreretanao sy ny fonao mitempo ilay fitiavana ve no natolotr'A/tra ?sa zavatra hafa? Izay mantsy amiko no maha A/tra fitiavana azy. Fa raha ankoatra an'izay indray mantsy dia ataoko fa A/tra business na A/tra par interet no manolotra ilay ho vadinao.
tam zà mbola teo am 15 ans teo ho eo dia nisy bandy kely izay mba nafinarinaritra ahy nanaitaitra sns, fa nedala témoin de jehovah, fa dia vitan'ny ray amandreniny mihitsy ny mandroaka ahy rehefa tonga mitady azy any antranony aho (asa, angamba nolazainy azy ireo hoe zanaka pasitera iny zazavavy iny
Hoy ravonjison
Sarotra dia sarotra ny handray io hevitra voalaza io : " Misy olona tsy tiany ny vadiny kanefa rehefa iny no tian'Atra atolotra anao dia tsy tokony ho lavina.
Ka eo indrindra no tsy mazava amiko ilay hoe "tian'A/tra atolotra". Tsy ny feon'ny fiheritreretanao sy ny fonao mitempo ilay fitiavana ve no natolotr'A/tra ?sa zavatra hafa? Izay mantsy amiko no maha A/tra fitiavana azy. Fa raha ankoatra an'izay indray mantsy dia ataoko fa A/tra business na A/tra par interet no manolotra ilay ho vadinao.
20. Mirananirina
(
21/01/2010 10:57)
Hoy i ravonjison:natolotry ny demony teo rangahy io.