fitiavana sy finoana
61. rzakarivola
(
03/02/2010 13:25)
fijo:
ary lasa filozofa dahaolo koa nareo izany an???
==> Ny ramanavy sy ny karazany dia sady jamba no mifototra.
Tsy mahita na inona na inona izy ireo, ary na dia mahita aza dia mifototra ny zavatra hitany.
62. rakapy
(
03/02/2010 14:57)
Hoy Rzakarivola
Fa tsarovy fa ny lanitra no banjininy na dia mifototra aza ny fijeriny.
==> Ny ramanavy sy ny karazany dia sady jamba no mifototra.
Tsy mahita na inona na inona izy ireo, ary na dia mahita aza dia mifototra ny zavatra hitany
Fa tsarovy fa ny lanitra no banjininy na dia mifototra aza ny fijeriny.
64. ikaretsaka
(
03/02/2010 15:12)
rzakarivola:
=Ikaretsaka Les idées reçues ne seront guerres profitables aux âmes saints .
Citation de Pie XII .
==> Qui n'a quelquechose qu'il n'a pas reçu ? (St Paul).
Ce n'est pas de recevoir le problème, c'est plutôt de "ne pas recevoir".
Tsy zahako no niteny an'io fa xxx ao ambony ao ka
fa na izany aza resaka "idee recues" ny resaka fa tsy recu fotsiny
vakio tsara fa aza tsimponina fotsiny!
66. rzakarivola
(
04/02/2010 13:15)
Ikaretsaka >>> une idée reçues n\'est pas reçue ve no tianao tenenina ?
rakapy >>> tsy fantatro mihitsy hoe mibanjina ny lanitra izany ireny. Nandeha nijery tatsy@ wikipedia aho dia gaga fa hay tsy jamba hono izy ireo fa kosa, afaka mi se déplacer na dia hajambaina aza noho ilay \"echolocation\". Ny henoko hatramin\'izay dia hoe jamba ireny. Kay diso fandre aho izany.
fijo >>> mifototra amin\'ny fijerin\'izay mifamototra aminy, mifototra raha @ fijerin\'izao tontolo izao.

67. ikaretsaka
(
04/02/2010 16:32)
eo @ le IDEES no mi focus le raha fa tsy eo @ recu..
izay no nampiderapy anazy tany anaty talus araka ny nolazain-drakapy
izay no nampiderapy anazy tany anaty talus araka ny nolazain-drakapy
68. fijo
(
04/02/2010 20:28)
de miverena manao analyse izay heno hatr'izay,sao ohatry ny ramanavy daholo indray ny zavatra re.