NODIMANDRY I KARDINALY ARMAND RAZAFINDRATANDRA

1. xxx ( 09/01/2010 20:39)
Maty androany folak'andro teo ny Raiamandrenintsika ny Kardinaly Armand Razafindratandra. MArihina moa fa tsy aretina no nahafaty azy fa karazana accident. Raha sendra nilomano tany @ Petite Plage tany Mahajanga iny izy dia tsy fantatra fa dia nitsitra ho azy teo. Ny ankizy teo @ manodidina no nahatsikaritra izany. Nentina tany @ Hopitaly fa tsy tratra intsony. Very raiamandreny sady olomanga isika Malagasy.
Mivavaha ho azy.
novalian'i ni81 ny 12/01/2010 19:41
2. maeva74 ( 09/01/2010 21:37)
Very olomanga tokoa isika , dia mirary fiadanana ho an'ny fanahiny ary mamangy ny fahoriana ho antsika Malagasy tsy vaky volo era-tany
3. fijo ( 10/01/2010 09:03)
mandria ampiadanana tompoko
4. xxx ( 11/01/2010 15:19)
Dia mirary fiononana ho an'ny ankohonany ny tenanay , fa mba misy fanontaniana ho an'ny mpisera ty fantatsika fa i Kardinaly dia anisan'ny nanohana ny hetsika t@ 2OO2 izy moa no lehiben'ny ffkm raha tsy diso aho t@ izany , izay nanohana ny hetsibahoaka t@ fanasorana an'ghy Ratsiraka , tafapetraka ary ingahy Ra8 izay tsy nanakasitrahan'ny firenena Frantsay mihitsy , ary taty aoriana kely dia natsahatra tsy ho Kardinaly intsony ingahy Armand ka nosoloina an'i Razanakolona . Ka ny zavatra mahagaga dia izao refa nande indray ny hetsika izany t@ 2009 dia ingahy Razanakolona indray no anisan'ny nanohana ny T G V miaraka @ fiangonana hafa izay tsy ho lazaiko fa izy mety ahatsapa tena , miaraka @ La frantsa izay katolika iringiriny ka ho anareo mpamaky aoana ny hevitrareo @ io fiangonandehibe io sao de io lay voalazany soratramasina
5. ni81 ( 11/01/2010 16:32)
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ny kristiana katolika rehetra.
Dia mirary fiononana ho an'ny ankohonany ny tenanay , fa mba misy fanontaniana ho an'ny mpisera ty fantatsika fa i Kardinaly dia anisan'ny nanohana ny hetsika t@ 2OO2 izy moa no lehiben'ny ffkm raha tsy diso aho t@ izany , izay nanohana ny hetsibahoaka t@ fanasorana an'ghy Ratsiraka , tafapetraka ary ingahy Ra8 izay tsy nanakasitrahan'ny firenena Frantsay mihitsy , ary taty aoriana kely dia natsahatra tsy ho Kardinaly intsony ingahy Armand ka nosoloina an'i Razanakolona . Ka ny zavatra mahagaga dia izao refa nande indray ny hetsika izany t@ 2009 dia ingahy Razanakolona indray no anisan'ny nanohana ny T G V miaraka @ fiangonana hafa izay tsy ho lazaiko fa izy mety ahatsapa tena , miaraka @ La frantsa izay katolika iringiriny ka ho anareo mpamaky aoana ny hevitrareo @ io fiangonandehibe io sao de io lay voalazany soratramasina
Ka na iza na iza moa ilay voalazan'ny soratra masina dia inona no azonao atao @ izany?
6. xxx ( 12/01/2010 15:47)
Miala tao de manantona an'i Jesosy tompo , efa fantatra fa ho dorana sy ho ravana io maereza @ izay mbola ao
7. ni81 ( 12/01/2010 19:41)
Miala tao de manantona an'i Jesosy tompo , efa fantatra fa ho dorana sy ho ravana io maereza @ izay mbola ao
hay ve e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7793