Taona vaovao
1. dangytsmaty
(
06/01/2010 11:06)
Miarahaba antsika rehetra ny tenako, nahatratra ity 2010 ity; hitondra soa ho an'ny tsirairay anie ty taona vao mitsidika ty,
Zavatra mba hiriana dia izao: samia manoratra andalantsoratra masina hatao hifam-paherezana eto isika; tsara ny mifampahery @ alalan'ny Soratra Masina ka izany no itenenako izany. Efa akaiky ny farany ary efa tany @ fiandohan'ny taona 0(aotra) tany ho any no efa nodradradradraina izany, ho fanamafisana ny finoana anananana ary no antony hifanomezana hery @ Soratra Masina, sehatra iray mahomby @ fitoriana ny Filazantsara ity serasera ity. Samia mahereza ary ry rahalahy sy anabavy isany
"....fantatro izay ionako, ary motoky aho fa izy mahatahiry ilay zavatra nomeko(natolotro) azy mandram-pihavin'izay andro izay" IITim 1 and12b
Samia mahereza @ fiambenana ry mpino!
"Voron-dolo mibaby tantely aho, ka aza ny haratsiako no jerena fa ny mamy babeko"

novalian'i fijo ny 07/01/2010 22:54
2. rijadolly
(
06/01/2010 17:48)
APOKALYPSY 21: 5 Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana: Indro, havaoziko ny zavatra rehetra.
3. niryna
(
07/01/2010 04:54)
rijadolly:
APOKALYPSY 21: 5 Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana: Indro, havaoziko ny zavatra rehetra.
Tratry ny taona daholo isika rehetra o
dia ho tohizako ny lasa homba ny lasa ary ny ho avy indray no ho banjinina
Ohabolana 1
5 Aoka ny hendry hihaino ka hitombo saina; Ary aoka ny manam-panahy hahazo fitarihana tsara;
6 Hahafantarana ohabolana sy fanoharana Ary ny tenin'ny hendry sy ny teny saro-pantarina ataony.
7 Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahalalana; Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy ny famaizana.
8 ANAKA, mihainoa ny ana-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao;
9 Fa fehiloha tsara tarehy amin'ny lohanao izany Ary rado amin'ny vozonao.
Mahereza
Efesiana 6
10 Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.
11 Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.
:-* :-*
4. tywa68
(
07/01/2010 09:10)
Joany 6 :
40 Satria izao no sitra-pon'ny Raiko izay naniraka ahy, dia ny mba hahazo ny fiainana mandrakizay izay rehetra mahita ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin'ny farandro.
Arahabaina dhl fa mbola nahazo kdo, tratry ny taona 2010 :lol: Mirary soa e :-*

5. maeva74
(
07/01/2010 09:35)
Ohabolana15-18
" Izay malaky tezitra manetsika ady; Fa izay mahatsindry fo mampitsahatra fifandirana"
Ohabolana16-21
" Izay hendry am-po dia lazaina hoe manan-tsaina, Ary ny hamamin'ny molotra mampandroso fahendrena"
Ny fandeferana ary ny fitiavana no lehibe indrindra (l) (l) (l) (l) (l)

6. bor2lais
(
07/01/2010 09:35)
"Hianareo no fanasin'ny tany ..."
Asan'ny sira :
- tsy azo atao be loatra : lasa tsy azo hanina ny sakafo
- tsy azo atao kely loatra : lasa matsatso (tsy misy maha sira azy)
Mirary taona vaovao 2010 matsiro ho an'ny rehetra !

7. ni81
(
07/01/2010 19:03)
Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira
salamo 1:1
salamo 1:1
8. fijo
(
07/01/2010 22:54)
araka ny voasoratr'i tywa dia hoe"40 Satria izao no sitra-pon'ny Raiko izay naniraka ahy, dia ny mba hahazo ny fiainana mandrakizay izay rehetra mahita ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin'ny farandro."
hummm tandremo fa hovery daholo ianareo rah aizany satria voamarika tsara eo fa "....izayrehetra mahita ny Zanaka ka mino azy....."
iza aminareo ireo no nahita azy???????hummmm tandremo an,mba hoe izay nahita an'i F..o hoe,de avotra