tori-teny
1. mamyandry
(
29/12/2009 17:23)
Nahafinaritra ahy ary tena nampieritreritra tokoa ny tori-teny henoko tamin'y alahady teo. Ampitako ny hevitra mba samy isaintsainantsika lalina tokoa ny momba ny ao anatintsika ao. Toy izao ilay teny tena nanaitra ary nampieritreritra: "...ianao raha manao sakafo matsiro sy tena tsara kanefa ny lovia ihinananao azy voretra sy maloto" dia manao ahoana ny tohiny?
Teny fampieritreretana lalina mikasika ny fitondra-tenantsika izany, izay mandray ny hafatra ny Tompo.
Teny fampieritreretana lalina mikasika ny fitondra-tenantsika izany, izay mandray ny hafatra ny Tompo.
novalian'i bor2lais ny 07/01/2010 13:08
2. xxx
(
30/12/2009 01:45)
tsy mbola taty malaysie izany mpitory teny izany fa ireny lovia malotoloto sy voretra ireny aty no tena matsiro nefa mora :)
tsara! mahasalama! ... produits mamak! :)
tsara! mahasalama! ... produits mamak! :)
3. Mirananirina
(
31/12/2009 12:31)
ary raha mihinana amin'ny lovia madio,ny sakafo ratsy na tsy misy???Io ve no mety sa? ry mamyandry
4. xxx
(
31/12/2009 15:12)
ka hoy ny Tompo taminy: Hianareo Farisiana kosa iky mandio ny vohon'ny kapoaka sy ny lovia, kanefa ao anatinareo feno halatra sy faharatsiana. Ry adala, moa izay manao ny vohony tsy nanao ny atiny koa? 41 Izao ihany e: manaova fiantrana araka izay anananareo, dia hadio ho anareo ny zavatra rehetra. (Lc 11, 39 - 41) .
8. bor2lais
(
07/01/2010 13:08)
Mety misy fifandraisana @ ilay hoe : "tsy ny miditra amin'ny olona no mahaloto azy fa izay mivoaka ao aminy ! (na mitovitovy amin'izay ...)" ve io lazain'i Pasitera io ?
:D
:D
