FIVAVAHANA SY NY FIRENENA
1. rijadolly
(
07/01/2010 16:12)
103440 Ny hevitra nandeha tao amin\' dinika \" Fivavahana,Finoana \"
102979 Ny hevitra nandeha tao amin\' dinika \" Politika \"
Raha raisiko eo amin\' fitiavana Tanindrazana = Politika # seza dia voaporofo fa tia Tanindrazana ny malagasy raha ireo isa ireo no Jerena.
Mety ve izao fandehan\' Firenentsika izao? Samy manaiky isika rehetra fa tsy mety.Tsy hiditra lalina amin\' zavatra tsara na zavatra ratsy ataon\' atoko itsy na zaroa izay nahatonga izany anefa isika na hoe Firenen-kafa mahazo tombony fa kosa handinika tsara hoe: \" Tena tsy maintsy miditra amin\' fiainam - Pireneny ve ny Mpino raha hita fa tena mitatao loza( oh: krizy sosialy izay mitarika ady an-trano sy ny didin\' be sandry,...) tokoa ny Fireneny??? \"
Misokatra ny ady hevitra.
Ny hevitro dia manana andraikitra lehibe tokoa ny Mpino eo anivon\' izany olona izany. Kitsipona iray ESTERA 8 : 6 fa hataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko ?
novalian'i niryna ny 01/02/2010 06:20
2. bor2lais
(
07/01/2010 17:34)
Ny ahy dia ity ihany no maharesy lahatra ahy ka tsy fantatro raha HS na tsia :
"15 Ary raha manota aminao ny rahalahinao dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana hianareo roa lahy, dia asehoy azy ny fahadisoany. Raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;
16 fa raha tsy mihaino anao kosa izy, dia ento miaraka aminao ny olona iray na roa, mba ho voaorina mafy avokoa ny teny rehetra amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo ( Deo.19.15).
17 Ary raha tsy mety mihaino ireo izy, dia ambarao amin'ny fiangonana; ary raha tsy mety mihaino ny fiangonana koa izy, dia aoka hataonao ho tahaka ny jentilisa sy ny mpamory hetra izy." Mat. 18
-> Fandraisako azy : adidin'ny Kristiana ny milaza ny tsy mety !

3. nazi
(
07/01/2010 20:18)
rijadolly:
103440 Ny hevitra nandeha tao amin' dinika " Fivavahana,Finoana "
102979 Ny hevitra nandeha tao amin' dinika " Politika "
Raha raisiko eo amin' fitiavana Tanindrazana = Politika # seza dia voaporofo fa tia Tanindrazana ny malagasy raha ireo isa ireo no Jerena.
Mety ve izao fandehan' Firenentsika izao? Samy manaiky isika rehetra fa tsy mety.Tsy hiditra lalina amin' zavatra tsara na zavatra ratsy ataon' atoko itsy na zaroa izay nahatonga izany anefa isika na hoe Firenen-kafa mahazo tombony fa kosa handinika tsara hoe: " Tena tsy maintsy miditra amin' fiainam - Pireneny ve ny Mpino raha hita fa tena mitatao loza( oh: krizy sosialy izay mitarika ady an-trano sy ny didin' be sandry,...) tokoa ny Fireneny??? "
Misokatra ny ady hevitra.
Ny hevitro dia manana andraikitra lehibe tokoa ny Mpino eo anivon' izany olona izany. Kitsipona iray ESTERA 8 : 6 fa hataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko ?
...ilay antokom-pivavahana manohana antoko-politika kosa aloha dia tena tsy mety e!!! Mivavaka ho azy ireo no fahendrena......
4. fijo
(
07/01/2010 22:49)
ary ahoana indray ity???
Tanà
Sarina kolonely natao rakitra
Sarin’ny kolonely iray fanta-daza, mpiseho matetika amin’ny haino aman-jery, no nisy nandrotsaka tao amin’ny vata fasian-drakitra tao amin’ny fiangonana iray teto an-drenivohitra. Talanjona ny tompon’andraikitry ny eglizy raha nahita izany nandritry ny fanisan-drakitra. Tamin’ny faran’ny taona teo no nisian’ity tranga hafakely ity. Raha araka ny fitantaran’ireo nahita dia mbola nahitàna soratra ihany koa tao ambadik’ilay sary. Soratra manao hoe « eken’ny biraom-piangonana ve ny toe-javatra toa izao ? ». Raha ny fantatra dia sary tao anaty gazety io notapahina io ka natao rakitra.
Toetra tsy zaka. Vaovao tsy dia mifanalavitra amin’izany ihany, fantatra koa izao fa misy tompon’andraikitry ny FAT roa hanaovan’ny sasantsasany amin’ny mpiray fiangonana aminy toetra tsy zaka. Olona izay nanana andraikitra ambony tamin’ny fitondrana teo aloha izy ireo. «Vao miditra ny eglizy izy roa lahy dia miataka ireo andian’olona ka mampiseho ny tsy fankasitrahany. Dia toa izany hatrany no miverimberina isan’alahady» raha ny fitantaran’ny mpiray fiangonana amin’ireo olona ireo.
Fetim-piangonana. Dia mbola tranga mitovitovy hatrany ity niseho manaraka ity. Raha vao nandeha ny hira faneva izay fandefa matetika teny amin’ny 13 mey nandritry ny tolom-bahoaka dia nisy andian’olona tsy nahazaka ka nivoaka ny efitrano. Nanditry ny fetim-piangonana iray no nitrangan’izany seho hafakely izany. Ireo tranga telo samihafa ireo dia milaza avy hatrany fa entin’ny olona am-po tanteraka ny zava-misy eto amintsika ary hita taratra hatrany am-piangonana mihitsy izany…
izany.
tena mifaningotra ny fivavahana sy ny firenena an

5. nazi
(
08/01/2010 00:20)
fijo:

...mampalahelo ny toe-javatra toy izao,mahamenatra.
Amiko ny fitiavan-tanindrazana,dia anisan'ny zavatra takiana ao anatin'ny fivavahana,..fa ny fivavahana kosa tsy tokony hatao fitaovana amin'ny adilahy pilotika....
6. xxx
(
08/01/2010 14:02)
Ny maha kristiana de tsy manakana ny olona tsy hanao politika velively. Ny maha kristiana aza no tokony hanosika azy hirotsaka amin'ny resaka politika mihitsy.
Ny fivavahana de tsy zavatra maniditsidina velively, ary ny kristiana de tsy olona ivelan'izao tontolo izao akory fa ao anatin'izao tontolo izao, eny fa na dia tsy olon'izao tontolo izao aza.
9. rijadolly
(
09/01/2010 07:52)
bor2lais:Iraisako hevitra koa.
Ny ahy dia ity ihany no maharesy lahatra ahy ka tsy fantatro raha HS na tsia :
"15 Ary raha manota aminao ny rahalahinao dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana hianareo roa lahy, dia asehoy azy ny fahadisoany. Raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;
16 fa raha tsy mihaino anao kosa izy, dia ento miaraka aminao ny olona iray na roa, mba ho voaorina mafy avokoa ny teny rehetra amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo ( Deo.19.15).
17 Ary raha tsy mety mihaino ireo izy, dia ambarao amin'ny fiangonana; ary raha tsy mety mihaino ny fiangonana koa izy, dia aoka hataonao ho tahaka ny jentilisa sy ny mpamory hetra izy." Mat. 18
-> Fandraisako azy : adidin'ny Kristiana ny milaza ny tsy mety !
10. rijadolly
(
09/01/2010 08:01)
nazi:Manaiky ary mitovy hevitra an'se tokoa aho ra politika maloto, fa kosa efa nomarihatsika fa politika fitiavana Tanindrazana ilay izy.Dia mety hanontany isika hoe ahoana izany politika fitiavana Tanindrazana izany? valiny tsotra no omeko mba tsy hitarika lavabe ilay izy : tsy ny fiarovan-tseza.
...ilay antokom-pivavahana manohana antoko-politika kosa aloha dia tena tsy mety e!!! Mivavaka ho azy ireo no fahendrena......
11. xxx
(
09/01/2010 08:36)
Le ramadan, le caréme, Noël, yom-kippur, les croix, les croissants, les curés, les imams, les rabbins, la vraie croix, les pèlerinages, la bible, le coran, la réincarnation, Vishnou, Jésus, Mahomet, David, les saints, les martyrs, les apôtres, les couvre-chefs de toutes sortes, marcher sous une échelle, les astres, le catéchisme, les églises, les temples, les mosquées, les villes saintes, les fidèles, les infidèles (qui sont toujours les deux à la fois selon le point de vue), Dieu, Allah, Zeus, Odin, Toutatis, les vaches sacrés, la viande halal, le poisson du vendredi, l'eau bénite, les chats noirs, les messages antinomiques des livres sacrés... Que de symboles, personnages inventés ou réels, endroits, pratiques, objets et croyances qui me donnent la nausée. La foi religieuse est quelque part une superstition dorée, mais qui s'est révélée comme l'instrument préféré des meurtriers de masse depuis des millénaires. Continuez donc à vous disputer, du genre 'tu n'as pas tort, mais j'ai plus raison que toi' ou pire, 'tu as tort, et je te suis donc supérieur', mon seul regret c'est que je ne pourrai pas venir me moquer de vous quand je serai mort, puisque je serai mort.
95% et plus des conflits sont du aux religions si nous interdisons la pratique des religions la PAIX reviendra .

12. rijadolly
(
09/01/2010 10:35)
fijo:
ary ahoana indray ity???
Tanà
Sarina kolonely natao rakitra
Sarin’ny kolonely iray fanta-daza, mpiseho matetika amin’ny haino aman-jery, no nisy nandrotsaka tao amin’ny vata fasian-drakitra tao amin’ny fiangonana iray teto an-drenivohitra. Talanjona ny tompon’andraikitry ny eglizy raha nahita izany nandritry ny fanisan-drakitra. Tamin’ny faran’ny taona teo no nisian’ity tranga hafakely ity. Raha araka ny fitantaran’ireo nahita dia mbola nahitàna soratra ihany koa tao ambadik’ilay sary. Soratra manao hoe « eken’ny biraom-piangonana ve ny toe-javatra toa izao ? ». Raha ny fantatra dia sary tao anaty gazety io notapahina io ka natao rakitra.
Toetra tsy zaka. Vaovao tsy dia mifanalavitra amin’izany ihany, fantatra koa izao fa misy tompon’andraikitry ny FAT roa hanaovan’ny sasantsasany amin’ny mpiray fiangonana aminy toetra tsy zaka. Olona izay nanana andraikitra ambony tamin’ny fitondrana teo aloha izy ireo. «Vao miditra ny eglizy izy roa lahy dia miataka ireo andian’olona ka mampiseho ny tsy fankasitrahany. Dia toa izany hatrany no miverimberina isan’alahady» raha ny fitantaran’ny mpiray fiangonana amin’ireo olona ireo.
Fetim-piangonana. Dia mbola tranga mitovitovy hatrany ity niseho manaraka ity. Raha vao nandeha ny hira faneva izay fandefa matetika teny amin’ny 13 mey nandritry ny tolom-bahoaka dia nisy andian’olona tsy nahazaka ka nivoaka ny efitrano. Nanditry ny fetim-piangonana iray no nitrangan’izany seho hafakely izany. Ireo tranga telo samihafa ireo dia milaza avy hatrany fa entin’ny olona am-po tanteraka ny zava-misy eto amintsika ary hita taratra hatrany am-piangonana mihitsy izany…
izany.
tena mifaningotra ny fivavahana sy ny firenena an
nazi:Efa tena marary tokoa matoa vitan' sasany izao zavatra tantarain' fijo izao, misy zavatra manery azy tsy afahany manambara ny heviny ao, ka inoany fa any tsy misy hanakana azy fa mahatsiaro tena ho afaka izy. Azo lazaina ihany koa anefa fa mety tiany loatra ilay olona ka tiany ho entina eo amin' raharaha mpiangonany satria heveriny fa navita be. Izany rehetra izany dia samy manamporofo ihany koa fa manana anjara toerana lehibe ny Finoana eo amin' Tanindrazana.
...mampalahelo ny toe-javatra toy izao,mahamenatra.
Amiko ny fitiavan-tanindrazana,dia anisan'ny zavatra takiana ao anatin'ny fivavahana,..fa ny fivavahana kosa tsy tokony hatao fitaovana amin'ny adilahy pilotika....
Marina ny an' ny Nazi, ny fitiavana Tanindrazana dia tokony ananan' ny Mpino no sady tsy atao fitaovana politika maloto, tsindriko tsara ilay maloto.
Izaho tsy hiteny ilay Mpitondra Fivavahana iray izay nilaza fa Mpanao politika avokoa ny olona rehetra. Satria politikany ny miteny hoe tsy manao politika. Ny tiako lazaina izany dia tsy ny politika no ratsy fa ilay fanaovanao azy no maha ratsy na maha tsara azy.Koa raha entina hampandrsoana ny Firenentsika re andao, araka ny tenin' bor2lais, mba hanambara ireo lohadohan' mpitarika na ny havia na ny havanana izay manakaiky antsika(oh mpiray Fiangonana, havana akaiky, Namana,...) mba hanana fandeferana kely amin' heviny afahany handinika ny fanampahan-kevitra ho raisiny na afahany manitsy ny tenany.
Sampan-kazo an- dàlana tokoa mantsy izany adidintsika Mpino izany. Sanatria hanakana azy tsy handroso, fa kosa hitazona azy kely mba handinika.
13. rijadolly
(
09/01/2010 10:42)
xxx1:Iraisako hevitra hatrany satria Fitiavana Tanindrazana ny antony, mbola tsindriko ihany Politika = Fitiavana Tanindrazana # seza
Ny maha kristiana de tsy manakana ny olona tsy hanao politika velively. Ny maha kristiana aza no tokony hanosika azy hirotsaka amin'ny resaka politika mihitsy.
Ny fivavahana de tsy zavatra maniditsidina velively, ary ny kristiana de tsy olona ivelan'izao tontolo izao akory fa ao anatin'izao tontolo izao, eny fa na dia tsy olon'izao tontolo izao aza.
14. rijadolly
(
09/01/2010 11:03)
xxx2:
Eto izany ilay hoe mamy ny lanitra fa ny tany koa matsiro?
fijo:Ny Mpino raha ny mpino no resahiko satria mety misy koa tsy mpino mahatsapa fa mila toherina ny Fitarian-dratsy mba tsy hirona any daholo ny vahoakan' ny Firenena iray.Amin' Mpino dia manana tanjona izay efa nolazain' Tompony mba tsy ahatonga ny Tany ho mahatsatso(tsy araky ny sitrapon'Andriamanitra)(misaotra an'fijo amin'ilay hoe tsiron' ny tany) ka izireo no Fanasina amin'izany.
izaymihintsy,tsiron'ny tany sy andon'ny lanitra io
Mialatsiny an' xxx2 sy fijo fa somary naolako any amin' hevitry ny mpino ilay heviny.
15. mandrindra
(
09/01/2010 12:04)
xxx:
Ny maha kristiana de tsy manakana ny olona tsy hanao politika velively. Ny maha kristiana aza no tokony hanosika azy hirotsaka amin'ny resaka politika mihitsy.
Ny fivavahana de tsy zavatra maniditsidina velively, ary ny kristiana de tsy olona ivelan'izao tontolo izao akory fa ao anatin'izao tontolo izao, eny fa na dia tsy olon'izao tontolo izao aza.
ekeko fa ny fanarahana finoana iray dia tsy manakana ny fanaovana politika. ny mpanao politika dia mahazo manana ny finoany.
fa ny fanrahana finona dia tsy tokony ampiharina any amin'ny politika sy fitantana firenena. tsy ny finoana no andaharana ny drafitra aratoekarena, sosialy ... ny finoana dia ampiharo any amin'ny toerana misy azy fa mivioka rehefa mivoaka ny lalana nametrahana azy. lasa mandray tsy raisina toy ny tsipolitrantitra.
16. rijadolly
(
09/01/2010 12:56)
Raha tsapatsika mpino fa tany nomen'Andriamanitra antsika GASY ty tany feno tantely sy ronono ity dia tokony ho saropiaro voalohany amin'izany Isika. Maninona ny Mpanjakan' Israely no olom-boafidy? satria izy dia Mpanompon' Andriamanitra.Raha tsy manompo n' Andriamanitra dia rava ho azy ny fanjakany. Ary manendry Mpanjaka iray vaovao indray ny Mpanositra, izay tena hanatanteraka ny sitrapon 'Andriamanitra marina ka hanaovaNY fanekena vaovao.
Na iza na iza tafiakatra eo amin' Fitondrana dia sitrapon' Andriamanitra mba hanehoany ny voninahiNY. Avy any AMINY ny fahefana ananan'ilay mpitondra fa kosa ilay mpitondra no mampihatra izany fahefana izany ,na ataony tsara na ratsy( "Ho tsaraina " hiran' Rija Rasolondraibe ). Izany rehetra izany dia mbola manaporofo antsika indray fa manana anjara toerana lehibe ny Finoana eo amin' Fireneny sy ny Fitiavana Tanindrazana .Noho izany, ny fahalalana sy fahaiza-mitantana na ara- toekarena na sosialy ,... dia avy any amin'Andriamanitra avokoa noho ny fahatahoran'ilay manam-pahefana ny Tompony.

17. fijo
(
10/01/2010 09:06)
ka le mpanao polifika any amintsika milaza fa "mpino" aby nefa raha jerena toa ny paosiny no tena hinoanay ko
18. xxx
(
11/01/2010 23:14)
Raha ny isan'ny ireo Malagasy mitonontena ho tia fivavahana, matahotra an'Andriamanitra ary mandeha @ finoana no jerena dia tsy tokony ho izao ny firenentsika.
19. rijadolly
(
12/01/2010 17:35)
Raha ny isan'ny ireo Malagasy mitonontena ho tia fivavahana, matahotra an'Andriamanitra ary mandeha @ finoana no jerena dia tsy tokony ho izao ny firenentsika.fandoto iray tandroka dia mitarika loto sarotra diovina. Isaorako ihany koa xxx fa manamporofo ihany koa fa mitana anjara toerana mafonja tokoa ny Finoana eo amin' Fandrosoan' Firenena iray.Isika eto Madagasikara anefa dia mbola tsy any am- Paradisa ka ho foana tanteraka ny zava-dratsy rehetra. Noho izany indrindra ny antony hijoroantsika Mpino amin' ny Fifamelana ka irosoana hampatsiahy ireo izay milaza ho tompon'andraikitra eto amin' Firenetsika, ka hanekeny fa tsy misy afatsy ny fandeferana ny hevitry ny tena sao dia diso, mba hisian' ny fifamelana ka hirosoan' Fifampidinihina anafaka izao tsy fandrosoana izao.
20. bor2lais
(
13/01/2010 13:03)
Voalaza teo :
"fandoto iray tandroka dia mitarika loto sarotra diovina."
--------
Ny fahitako azy dia mitovy amin'ilay fomba fijery hoe :"moitié plein" na "moitié vide" ilay izy !
Voalaza tokoa mantsy fa "fanasin'ny tany ny Kristiana" : raha tena manao ny asany tokoa ilay "sira" dia tsy maintsy ahahenika ny "matsatso" amin'ny farany !
Ny tiako lazaina dia toa endrika "pessimisme" ihany ny filazana fa "fandoto iray tandroka dia mitarika loto sarotra diovina."
Fomba fijeriko ihany anefa izay an ! :D