hetram piangonana

1. fijo ( 04/01/2010 20:45)
raha ny resaka mandeha ,di ahakana hetra ny fiangonana.izao izany vao tsapa fa be"kil" ny fiangonana fa tsy misy "mpivavaka",ka raha "kil" kosa ve tsy aleo hakana hetra e.
novalian'i 100tinl ny 04/02/2010 13:56
2. xxx ( 04/01/2010 21:55)
fijo> raha ny isan'ny kil kosa maninona ra angalana hetra mialy kely sy natalie be?
3. fijo ( 04/01/2010 22:24)
ko mialy aza izao tsy mahazo kil hanadio ny tanana ko nereo ko be resaka eo
4. mandrindra ( 06/01/2010 14:19)
resakhetra any ampiangonana kay ity lee
5. fijo ( 06/01/2010 22:01)
tratry ny taona letsy e,de mirary soa fa elaela ialahy izay tsy tazana
6. niryna ( 07/01/2010 04:58)
mandrindra:

resakhetra any ampiangonana kay ity lee



=))
7. niryna ( 07/01/2010 05:00)
mandrindra:

resakhetra any ampiangonana kay ity lee

=))
aloavy an'i kaisara izay an'i kaisara ka inona no olana raha anome rakitra i fijo tonga dia arotsay ato ,sa ahoana ry mandrindra :D
8. bor2lais ( 07/01/2010 12:59)
fijo:

raha ny resaka mandeha ,di ahakana hetra ny fiangonana.izao izany vao tsapa fa be"kil" ny fiangonana fa tsy misy "mpivavaka",ka raha "kil" kosa ve tsy aleo hakana hetra e.

-----
HS. Tokony asiana listra 2 izany ao am-piangonana : "mpivavaka" sy "kil" !!
:D
9. fijo ( 07/01/2010 22:51)
ka kil ni betsaka ko,raha tsy izany sosy avy aiza no hiainan'ny fiangonana?

za tsy hanome ry niryna an,za aza izao mila ny rakitrareo ko
10. mandrindra ( 09/01/2010 11:49)
niryna, tsy misy fananan'i kaisara aty amiko
11. fijo ( 10/01/2010 09:07)
fa an'iza letsy le any?????hummm
12. niryna ( 11/01/2010 01:30)
fijo:

ka kil ni betsaka ko,raha tsy izany sosy avy aiza no hiainan'ny fiangonana?

za tsy hanome ry niryna an,za aza izao mila ny rakitrareo ko

mety mitombona izany,izay manambe dia vao maika omena be fa izay tsy manana na ny kely ananany aza mbola hiendahana aminy

Raha manana fo mahay manome hianao dia mora ho anao ny manome ny fiangonana,tsy mora tokoa raha tsy ao aminao ilay fo mizara,raha variana mitsikera hoe aiza no alehan'ny vola koa dia vao maika fanina eo
Ny ahy ,fantatro fotsiny dia manome ny fiangonana aho araka izay fantatra fa tokony omena sy ny foko manolotra azy,tsy mitsikera aho hoe aiza no alehan'ny vola satria ho an'ny olona ao amin'ny fiangonana izay nofidiana hitantana ny vola no tompon'andraikitra raha mahitsy fo izy na tia tena,azy sy Atra izany fa tsy ahy,vitako fotsiny ny anjarako dia izay,sahy manao izany fijo ?
tsy mora fa mila fianarana mahatoky ilay olona sy ny fo mahay manome no tadiavin'Atra amintsika
Azy daholo koa ireny vola nomeny antsika ireny fa tsy misy antsika,tsy tonga amin'ny toerana misy antsika isika raha tsy misy ny herin'Atra nanampy antsika,
Rehefa madio fo isika mizara dia mitovy ny manome $1 ihany ny vola be omentsika ny fiangonana
13. fijo ( 11/01/2010 09:07)
ny ahy ny fitiavan ano zaraiko,fa ny sosy kosa tanako ka,an an,sosy kosa io ko
tratry ny taona aloha niryna e
14. mandrindra ( 15/01/2010 12:30)
Ny ahy koa dia zarazaraiko mihitsy io fitiavana io miaraka amin n'y saosiny. Raha ilay fanontaniana etsy ambony indray dia fananako ny ahy, ka raha mila ry andriamanitra na ry jesosy na ry allah ... dia tongava ety antany miasa fa aza ilaozana miandry rakitra fotsiny
15. xxx ( 15/01/2010 12:47)
Ny an' ny kristiana sasany orthodoxe centrique dia tsy azo hikirakirana vola na fanatitra ao an-tranom-pivavahana , fa misy receptacle fandrotsahana ny rakitra sy izay zavatra mety hatao fanomezana manoloana ny trano fiangonana . Tellement ngeza be ireny toerana ireny ka na dia fiara aza dia ataon' ny olona sasany rakitra rehefa tsy ilainy intsony ,tsy misy fanivanana sy fanavakavahana fa na dia ny zaoridira aza no tianao atao rakitra dia zonao ny mandefa izany ao . Ka raha ohatra asiana hetram-piangonana izany aty dia mazotoa ry zanaky ny haizina hanatsikafona ny amby nafoin' ny fiaraha-monina ho an' i kaizara .Ny fanahin' ny avo mitahy ny mino na tsy nahita seho aza . :idea: :idea:
16. fijo ( 19/01/2010 20:56)
ka le mampalahelo anie letsy,dia le ifa rerama miasa sy zara rah amahita ny hoaniny indray no mbola manome rakitra hividianana ny "toerana"any amin'ilay tsy hita e.ny eto nefa mbola foara sy tolom piavotana be
17. ANARIM ( 21/01/2010 11:32)
ny hetra moa tsy karazan'ny hoe alaina avy amin'ny tombom-barotra????? 8O :oops: :roll: dia ohatrinona avy no alaina??? arakaraky ny habetsaky ny tombom-barotra????? (rakitra) dia iza no miantoka ny fahamarinan'ilay declaration fiscale??? satria ve hoe fiangonana = fivavahana = marina ... tout ça c'est vraiment à s'y perdre!!!!
18. fijo ( 23/01/2010 23:31)
ka kil io ry anarim an,misy kil kosa anie ry fengonana e,hihiiii
19. 100tinl ( 04/02/2010 13:56)
aza manao resaka mivaona é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1955