fitadiavana(hanitra)

1. emonate ( 05/01/2010 13:30)
kaiz . slt daholo tsika eto bonne année daholo
izao mba mitadi ani ANDRIAMAMONJISOA Hantiniaina
mivarotra an tamatave ,ao @ bazary kely
nipetraka tany ambanidia zanaka polisy
nianatra tany @ aceem tana
manambady ani tamatave izy @zao vadin JOHNNY
topona bara izy io mipetraka ani à mama JOHNNY ri zareo

ok ra misy malaizy de mba valio eto na any @ adresy
allianceizaac@yahoo.fr
allianceizaac@hotmail.fr
misaotra mialoha
novalian'i niryna ny 07/01/2010 04:57
2. fijo ( 05/01/2010 20:59)
tena tsy nisy niafina ny aminy zany kle
3. botretrai ( 05/01/2010 23:55)
ataovy mora2 ihany reto izy ty fa dia tena wain be le olona a! zà aloha mahafantatra ny adiresin,i jhonny halliday amzao fotoana izao raha ilainao,zany hoe fantatro fotsiny oe i laetitia halliday no vadin,izy io.ih!ih!vazy2 ray andàlàna eh!
4. niryna ( 07/01/2010 04:57)
botretrai:

ataovy mora2 ihany reto izy ty fa dia tena wain be le olona a! zà aloha mahafantatra ny adiresin,i jhonny halliday amzao fotoana izao raha ilainao,zany hoe fantatro fotsiny oe i laetitia halliday no vadin,izy io.ih!ih!vazy2 ray andàlàna eh!



:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583