silamo eto frantsa
1. fijo
(
26/01/2010 20:11)
nijery vaovao aho aninkeo dia nahita fa efa manomboka misy sahy miseo ny silamo manohitra ilay "firehana silamo tery saina"
ny imam avy ao drancy dia nilaza mivantana ary niseho tarehy fa tsy misy filazana izany ,ary tsy terena ny olona hitondra bourka.nolazainy koa,fa mila mihezaka mampifandray ny finoana silamo sy ny vaninadro misy azy ny silamo,fa manjary manimba ny "fijerin'ny olona hafa "ny fisainana silamo entin'ny sasany.
dia nolazaina teo ihany fa,tamin'ny herinandro ,dia nisy nanafika io imam io.
manelingelina ny tery saina ny fahalalahana ka dia mandeha ny fampitahorana.tandremo izany ry BEN(...laden)

novalian'i fijo ny 11/03/2010 23:20
2. ANARIM
(
27/01/2010 08:52)
tsy ny silamo iany e! fa na iza na iza tery dia tokony mba hahay misokatra iany am zao vanimpotoana iazakazahan'ny fisokafana izao!!! azo andramana anie e! rehefa ita fa tsy mety dia azo averina ilay taloha, fa rehefa hita fa tsaratsara kokoa moa ve tsy mba ahazoana tombony????
3. rakapy
(
27/01/2010 18:10)
izy ity moa dia samy manana ny fomba fanehoany ny finoany sy ny fomba avy any @ misy azy avy any.
Raha ny fijeriko ilay resaka burka-ny silamo vavy ity dia tsy dia misy ivakisako loha firy afatsy ireny misarotava tsy hita mihintsy hoe iza ireny angaha no tsy dia voako. Raha any am-piangonany izy no misarotava toy ireny dia tsy misy tokony hidirako ny @ izay fa raha kosa en public dia tsy d'accord kosa aho. Aiza no itokisako anao ,ny tavanao aza tsy hitako,lhl ve vhv no ao anatin'iny voaly mainty iny.
Tandremo manao business na mividy zavatra @ ireny misarotava tanteraka ireny fa mety ho voasoloky ianao.
Ny zavatra iray tsy voako koa dia ry zareo manao azy reny any an-toeran-kafa toy Europa, Amerika, sy ny toerana tsy silamo. Nefa raha ianao no mba manao ny fomba fitafinao ka mandeha any @ ndry zareo...mety hiafara @ fidirana am-ponja mihitsy raha sendra irony sarotiny irony.
Bikini eny @ plage-ndry zareo aloha dia adinohy.

4. fijo
(
27/01/2010 21:40)
ka io voalazan'i rakapy io mihintsy no lazain'ilay imam.
hoy izy:"aoka isika ,mba ahay hanaraka sy hanaja koa ny fomban'ny hafa misy sy miara miaina amintsika"kanjo moa ,di nidirandry zalahy tao ampivavahana lery ,dia nomendry zalahy ny hafatra voalohany tao.
loza anie ry anarim,fa ny sasany efa milalao eny amin'ny volana,ny sasany mbola mifamaly resaka akanjo e

5. ikaretsaka
(
27/01/2010 23:04)
hevitra mety de rehefa manao vacs any @ tanana ny vazaha de asaina misalaka sy manao sikina ...... hmmmm
6. niryna
(
28/01/2010 06:00)
rakapy:marina izany ary misy aza ry zareo maka permis dia manao misarona ny tavany ary tsy eken'ilay mpanadina dia raikitra eo ny fitoriana saingy tsy navoa fa rehefa afaka permis soa amantsara hianao hoy ry zareo dia saromy ny tavanao.
Ny zavatra iray tsy voako koa dia ry zareo manao azy reny any an-toeran-kafa toy Europa, Amerika, sy ny toerana tsy silamo. Nefa raha ianao no mba manao ny fomba fitafinao ka mandeha any @ ndry zareo...mety hiafara @ fidirana am-ponja mihitsy raha sendra irony sarotiny irony.
Bikini eny @ plage-ndry zareo aloha dia adinohy.
Ny olona fantatro izay indray manana namana silamo dia tonga mandona varavarana ao aminy hono ilay namany vavy ary mihinana henankisoa miaraka aminy.Tsy tiany hono ny fombany dia mandika izay ataony andry zareo izy.Aza mba fantan'ilay vadiny ihany fa tapaka angamba ny lohany
7. ANARIM
(
28/01/2010 07:53)
tantaraiko zavatra nareo : ndray andro zay niantso anay (zà sy bandy namako informaticien) ny rangahy iray fa hoe tena tsy avotra hono ny ordi an zareo ka mila depanneur!!! dia nanao fotoana d tonga zareo naka anay mianadahy teo am lay toerana nanaovana ny fotoana, tsy nisy niteniteny teny andalana tanaty fiara, tonga teo am vavahadin'ny fiangonana jesosy mamonjy teo ankorondrano amin'izay ny fiara, dia namono môtera ilay sôfera, dia nitodika taty aoriana nisy anay ilay rangahy (izay mila ny service-nay) dia niteny : mba miandry kely eto enao zany madama i ramose iany no miditra any!!! dia gaga be zahay!!! d an an an ouz le bandy akamako, fa ilaina be izy am lay intervention hatao amin'ny ordi anareo!!! d nikôkôtra loha teo ilay rangahy ... d efa samy nivoaka ny fiara zahay rehetra amin'io, dia nikisaka kely tery zareo , d aveo nanantona anay, d hoe tena tsy mety mihitsy fa lay bandy akamko iany no afaka miditra! d naninn ouz le bandy akamako nareo no tsy niteny an'izany hatram voloany hoe oul 1 iany no autorisé miditra ato, dia tsy nanaiky ny contrat taminareo zà! d nifamahofaho b teo! nony farany dia nitsotra iahy lay rangahy, tsy hoe oul 1 no mahazo miditra ouz, fa ilay madama namanao manao pataloha io no tsy afaka miditra ato mihitsy, fa raha nanao robe izy dia tsy nisy olana ....
hahahahahahahahaha d mazava ho azy tsy vita mihitsy ny ordi an zareo, ary efa nialany nenina tetsy sy teroa anefa, tsy nisy nahavita, matoa zareo niantso anay, satria hainy tsara ny lazanay hoe tsy mbola nisy olana tsy nahitana vahaolana .... pfffffffffffffffff tsy zahay alou no maty antoka tao e!

8. rzakarivola
(
28/01/2010 14:58)
ANARIM:
.... pfffffffffffffffff tsy zahay alou no maty antoka tao e!
==> Marina tokoa fa tsy matiantoka ianao rehefa Andriamanitra no miteny hoe : ok ny fitondran-tenanareo
10. ANARIM
(
29/01/2010 09:43)
rzakarivola:
==> Marina tokoa fa tsy matiantoka ianao rehefa Andriamanitra no miteny hoe : ok ny fitondran-tenanareo
ny fanaovako pataloha ve dia sanatria hoe fitondran-tena tsy ok???? hahahahahahaha
zanaka pasitera aho an, fa tsaroako tsara tam za hanala CEPE i dada niteny hoe anjairana patalou ise fa mamirifiry ny ririnina ....
11. rakapy
(
29/01/2010 10:01)
Hoy Anarim
Izay ilay fombafomba e! ary na ny xana azy dia tsy mankasitraka loatra ny fanaovana mini-jupe na juste'au corp any any ampiangonana. Raha mahita aza ianao any ampiangonana dia tondorin'ny olona molotra fa tsy maontina hono.Lhl be tatoo sy lava volo koa tsy zakan'ny fiangonana mihintsy.
Indraindray ny finoana dia mampikatona fisainana.
ny fanaovako pataloha ve dia sanatria hoe fitondran-tena tsy ok

12. rzakarivola
(
29/01/2010 12:39)
ANARIM:
ny fanaovako pataloha ve dia sanatria hoe fitondran-tena tsy ok???? hahahahahahaha
zanaka pasitera aho an, fa tsaroako tsara tam za hanala CEPE i dada niteny hoe anjairana patalou ise fa mamirifiry ny ririnina ....
==> Tadidiko tsara iny. Fahiny aho tsy tia maizina ireny pasitera ireny, fa ankehitriny dia satriko hifandinika amin'izy ireny ary izaho aza faniriako ery ny ho lasa pasitera.
Ny maha pasitera ve midika fa azo antoka ny fahamarinan'ny fiainan'ny olona iray ?
Tsy milaza aminao aho fa ratsy ny manao pataloha, satria i Jesoa tsy milaza izany.
Tsy milaza koa aho fa ratsy ilay tsy nilefitra teo @ilay olona teto, raha tsy nety izany dia aoka ny Tompo ihany no hilaza.
Fa izay afaka manao soa nefa tsy manao izany dia meloka, hoy ny voasoratra. Indraindray ny pataloha nanaovanao no sakana tsy nanaovanao soa.
13. ANARIM
(
29/01/2010 12:58)
rzakarivola:
Fa izay afaka manao soa nefa tsy manao izany dia meloka, hoy ny voasoratra. Indraindray ny pataloha nanaovanao no sakana tsy nanaovanao soa.
aoka lé!! resaka contrat lay izy, karama, prestataire de service ny place-ko teo fa tsy resaka asa soa!!! aleo tsy afangaro!!
pour ton info personnelle, je fais partie d'une association d'oeuvre de bienfaisance, ary atolotro ao daholo na ny fotoanako, na ny rondohako, na ny volako, sns izay mba kely mety vitako!!! mahafinaritra ny manolotra, tsy miandry n'inon'inona ho tambiny!!! fa ilay tao am jesosy mamonjy kosa tena resaka "asa" no naleha tany
sa ve tokony nesoriko ny patalohako (hahahahaha) d iny zahay no niditra ny faritry ny jesosy mamonjy tam zay (hahahahahahaha) je blague!!!!
8O
14. fijo
(
29/01/2010 20:05)
rzaka an,avy aty fa mila dinika manokana ny finoanao.ary krispijo mahavaha izany.
15. niryna
(
30/01/2010 05:20)
Hoy Anarim
ny tenin'Atra aloha manambara hoe mila manao akanjo maontina sy tsy tokony iteny ny vehivavy fa raha manana fanontaniana izy dia aleo anantona ny vadiny any an-trano,ha,ha.izany kosa anefa tsy midika hoe aza manao pantaloha.
ny fanaovako pataloha ve dia sanatria hoe fitondran-tena tsy ok
ny tenin'Atra aloha manambara hoe mila manao akanjo maontina sy tsy tokony iteny ny vehivavy fa raha manana fanontaniana izy dia aleo anantona ny vadiny any an-trano,ha,ha.izany kosa anefa tsy midika hoe aza manao pantaloha.
rakapy:rakapy a ,ka jereo izy izany hoe mini-jupe kou,tsss na hianao anao an'iny aza ve tsy mitarika ny olona hanota? hihaino ny tenin'Atra no andehanany any am-piangonana fa tsy ho voatariky ny fakam-panahy hijery vata-pe,oops.Eny e anjaran'ny tsirairay io rehefa madio ny fisainany ,fa fantany koa anefa hoe mendrika ny tenako ve izao mini-jupe izao? izao ve no akanjoko hihatrika an'Atra?
Izay ilay fombafomba e! ary na ny xana azy dia tsy mankasitraka loatra ny fanaovana mini-jupe na juste'au corp any any ampiangonana
. Raha mahita aza ianao any ampiangonana dia tondorin'ny olona molotra fa tsy maontina hono.misitona ny mason'ny olona kosa izy koa,firifiry no manao izany? ny fiangonana dia manana ny miaramilan'Atra ary satana koa dia mitondra ny miaramilany miditra ny fiangonana hitarika ny olona ho variana tsy ahare ny tenin'Atra
Lhl be tatoo sy lava volo koa tsy zakan'ny fiangonana mihintsy.voasoratra ao anatin'ny baiboly aloha ny teny hoe tsy tokony ho simbana ny tenantsika e,ny tatoo io no tiany tenenina,satria tempolin'Atra ka manana hasina ka na inona fantatra fa tsy tokony atao dia tsy tokony saingy amiko raha toa ka tsy nahalala ilay olona dia tsy maninona ary tsy ny aty ivelany no tadiavin'Atra amintsika fa ny fanahintsika mitady azy,tokony ho jeren'ny olona fa ny fony manatona ,manoloana an'Atra no ilaina ka tsy tokony hisy hitsara azy na kely aza .Raha toa ka taty aoriana izy vao nahatsapa hoe tsy mety ilay izy ,toy ny ankizy adaladala ,nangalatahaka ny zokiny fotsiny ka na ilay tatoo aza dia anaran-jokiny,dia ho helony ve izy ,tsia ny valiny raha izay dia tsy hikato velively ny saina fa vao maika aza omeny fahendrena izay avy aminy irery izany :D
rehefa tsy kristy no hifantohan'ny finoany fa ny hoe raha tsy manao izao sy izao dia tsy miditra ny fanjakan'ny lanitra,raha ny hevitry ny olona no arahany satria ry zareo no mametra ny ho eritreretiny ho mety sy tsy mety ao amin'ny fiangonana dia mino an'izany tokoa aho Fo madio,fo mitady an'Atra ,fo mangataka famelankeloka,fo mifona fa tsy mendrika ny hiantso ny anarany no tadiaviny amintsika fa tsy ny fitafiana na ny fahaizana na ny harena na voninahitra,fa fo manetritena ,fo mino ilay ATra velona,Atra mpanafaka amin'ny fahotana rehetra raha mino sy mibebaka ary manolotra izany aminy ary fo mino ny fitsanganany amin'ny maty sy ny fiverenany indray ary amin'izay dia tsy hikatona mihitsy ny fisainany fa vao maika aza izy omen'Atra fahendrena izay izy irery ihany no manome an'izany
Indraindray ny finoana dia mampikatona fisainana.
16. fijo
(
30/01/2010 21:58)
rehefa tsy kristy no hifantohan'ny finoany fa ny hoe raha tsy manao izao sy izao dia tsy miditra ny fanjakan'ny lanitra"
ka io anefa no be mpanaraka raha ny mpino nandray fotsiny no jerena
ka io anefa no be mpanaraka raha ny mpino nandray fotsiny no jerena
17. xxx
(
31/01/2010 15:59)
Ny mahagaga dia izao: ilay firenena milaza fa tena manaja ny "fahafahan'ny olona" no manakana ihany koa ny fahafahany.
Hazavaiko: Ny frantsay (sy ny maro eto) dia samy milaza fa tsy mety ny ataon'ny silamo any amin'ny taniny, satria raha vao tsy manao ny ataony (misaro-tava, na tsy haiko koa) dia saborina ary voasazy... Nefa ankehitriny dia io firenena milaza fa manaja ny fahafahan'ny hafa io no mandrara ny hafa tsy hiseho amin'ny maha izy azy. Inona moa no mahasamihafa an'ireny olona ireny amin'ny moine (managadra tena...) Maninona koa raha rarana ny olona tsy hanao an'izany? Inona no mahasamihafa an'ireny amin-dry masera, maninona koa raha rarana ireny,... Inona koa no mahasamihafa an'ireny amin'ireo tanora manao pataloha miborotsaka mampidera felam-body? Ataoko fa samy manelingelina ny fahafahan'ny tsirairay aby ireo, raha ohatra ka ny fomba fisehony ety ivelany no jerena...
NB: raha tena manaja ny fahafahan'ny hafa dia tsy tokony hisy fandrarana rehefa sitrapony no manao an'izany eh!
19. diamondra27
(
31/01/2010 19:00)
o ry anarim a, hummm mampieritreritra zany hoe ze retra tery de tokony mba hahay hisokatra
ny ahy ny tsy tiako dia ilay tsy fanajana e, aty an-tanin'olona ianao dia tokony manaraka ny fombany fa tsy ianao no mi-impose
iza koa no mahita raha any aoriana any misy terroriste hanao burqa
ny ahy ny tsy tiako dia ilay tsy fanajana e, aty an-tanin'olona ianao dia tokony manaraka ny fombany fa tsy ianao no mi-impose
iza koa no mahita raha any aoriana any misy terroriste hanao burqa
20. AndriambyII
(
31/01/2010 19:08)
Intergisma belamba ??? pppppfffffffff tttttssssssssss foootsiny !!! :-D :-D :-D :-D :-D