silamo eto frantsa
61. ravonjison
(
03/02/2010 08:52)
Mazava ange izany sy Soanja e, afangaronao ny atao hoe : finoana ara-pivavahana ,sy ny fomba. Ny identité moa dia zavatra hafa mihitsy.
-Ny finoana ara-pivavahana dia mametraka ny fisian\' Andriamanitra. Io dia samy manana ny azy sy izay inoany.Tsy ao hiadiana hevitra.
-Ny fomba kosa dia tsy mametraka ny fisian\' Andriamanitra, miankina kosa @ zavamisy eo antoerana no anaovana azy. Matetika mamaha ny olana misy eo @ fiainana andavanandro.Noho izany azo hiadiana hevitra.
Ohatra: fomba atý ny manao akanjo mafana be rehefa mirotsaka ny neige. Ka raha io fomba io no ho entiko any Dago dia sady mampihomehy no tsy mamaha olana velively , satria mafana any ka tsy ilaina ilay izy. Ary tsy misy hidiran\' ny fisian\' Andriamanitra ao. Ka raha te hiziriziry @ hevi-disoko aho fa hoe ilaina any Dago ilay izy, dia mody ataoko hoe finoan\' Andriamanitrako izay.
Ny fampifanagaroana ny finoana ara-pivavahana, sy ny fomba sy ny identité mihitsy no mampisy ilay olana , satria ampiasain\' ny sasany hanaovana \" lavage de cervaeu \"ilay izy.
Vakio tsara izay soratako, fa navahako tsara ilay izy : fomba sy identité ilay izy , fa tsy finoanan\' Andriamanitra. Noho izany azo hiadiana hevitra.
Voalaza teo:
\"....Ilay izy Ravonjison dia tsotra fotsiny. Raha hamonjy raharaha ianao any amin\'ny Antakarana ohatra ka tromba no atao na fiantsoana razana na misy maty sns sns hafa dia iny ny vehivavy fa hanao kisaly sy salovana ary misy aza hanao masonjoany. Tsy misy lalana misoratra io na inona fa izay no mahaAntakarana azy rehefa manao ny fombany. Ka n\'aiza n\'aiza izy ireo rehefa hanao ny fombany dia hikisaly sy salovana izy ary hanisy masonjoany raha mbola mino ny fomban-drazany.
Ka hono hoa ry Soanja, ka raha toa ve mipetraka any tany misy neige, ka raha mirotsaka ny neige, ary tsy mandeha ny chaufage dia tsy hanao akanjo mafana be izy ireo fa mbola io kisaly sy salivana io ihany no hanaovany. Mino aho fa tsy maintsy hanao akanjo mafana izy ireo.
Izay ange no mahafonba ilay izy , azo ampifanaraha @ zavamisy sy ny manodidina e.
Raha miova tanteraka ny toetrandro global, ka mihamangatsiaka tanteraka ny tany, dia tsy maitsy hiova fitafy izy ireo , araka ny zavamisy.
Ny fomba fitafy dia hiova arak\' izay , fa ny finoana ilay Andriamanitra kosa dia tsia.
Zavatra roa samihafa ireo Soanja.

62. rakapy
(
03/02/2010 09:30)
Ity resaka burqa heverina ho rararana ny Frantsa ity wa tsy misy tokony hidiran'izay finoana mihintsy fa ireo voakasika(Silamo) no mamadika ilay resaka ho finoana sy fanavakavahana sns...
Tsotra ny antony. Manahirana oe @ fiaraha-monina Frantsay raha toa ka na ny tavanao izay mifanerasera sy miaina eo @ tany aza afeninao.
Atao ahoana moa no hisavana ny kara-panondronao sy hatoky anao @ zavatra ataonao nefa ny tavanao aza tsy azo aseho? Ary maro ny zavatra eo @ fianana no tsy maintsy hisavana identite raha misy ilanao izany.
Na ry zareo samy silamo aza angamba mifanjevo sy ho very vady raha sanatria ka misy sahotaka tampoka eo am-pivoriana iny satria dia samy misalombon-tava mainty avokoa ny vehivaviny ka tsy fantany intsony hoe iza no ahy. :-D :-D :-D
Soanja> tsy ny Antakarana ihany no manana fomba fa ny olona rehetra eto ambonin'ny tany . Nefa nohon'ny fiovana izay tsy azo ilana eto @ fiainana ambonin'ny tany dia napetra any @ toerana sahaza azy izy ireny.
"Can you imagine someone who dressed in a traditional Cheyenne ceremonial costume and going around down town with that eagle mask thing, then come to his office to work? Come on! I don't say it's bad but it is ridiculous"

63. ravonjison
(
03/02/2010 09:40)
ikaretsaka:
ravonjison:
io indray le fisainana hoe rehefa Xtianina de baiboly de rehefa silamo de coran...
de ahoana ny tsy mahay mamaky teny?
Ka io ange ry Ika ilay olana eto e. Ny fihetsika, ny fiainana silamo dia ao anaty coran daholo , voasoratra, ary arahin\' ireo ara-bakiteny tokoa izany.
Ka ny tsy mahay mamaky teny, dia voalemy saina tokoa satria ny fetsy mahay mamaky teny sy te hi-exploiter olona ( lavage de cerveau) dia mody milaza fa finoana ny fisaronana tava ary ao anaty coran.
Raha mamaky ny coran anefa ianao dia tsy hahita velively filazana fa finoana ny saron-tava, na tokony atao.
Noho izany fandaniana andro ny fampidirana ny finoana @ io.
Fa ianao aloha nandefasako hafatra, fa tsy haiko raha arakao.
toa izany koa ange ny fiainana Xristianina le extremiste be ireny fa odiana fanina fotsiny satria hoe mba Xtianina ny tena e
fa tsy hitanao @ perception le izy satria ao anatin\'ilay vala (Xtianina extremista ) sy mi favoriser izany ianao
fa imagineo ange hoe silamo ianao no mijery ilay Xtianina e.. fa de io tanteraka mihitsy no haverinao fa ny coran lasa transposer-na hoe baiboly fotsiny.. de le hoe misarontava soloina fomba hafa fataon\'ny kristianina extremiste fotsiny
Ps: momba ilay hafatra... tsy mbola izao aloha!
Tsy izaho velively no milaza fa tsy resaka finoana io, fa ry zareo silamo mihitsy. Nisy sondage anie tao Frantsa mikasika an¨iny e, dia nilaza mihitsy ireo silamo vavy ireo fa tsy finoany araka silamo ilay izy fa fanapahan-keviny manokana fotsiny ( identé sy fomba), ary ny teolojika silamo koa dia efy nanamafy izany.
Izany hoe antokon\' olona ( na extremiste ) manokana no mitady fanakorontanana ao.
Ka na extremiste kristianina na silamo na jiosy , dia mitovy daholo amiko.
64. rakapy
(
03/02/2010 09:47)
Resaka protest na fikomina miaro provocation no fijeriko azy. Ekena fa mety zavatra tiany takiana ao ambadik'ireny , nefa nahoana raha tonga dia atao carte sur table fa ahodikodina.
65. xxx
(
03/02/2010 11:22)
Misy an'ity zavatra ity hamarako ny fandraisako anjara:
Le président Nicolas Sarkozy a soutenu samedi 6 juin 2009 la liberté pour les musulmanes de porter le voile, à l’instar de Barack Obama dans son discours du Caire, y mettant des réserves mais sans évoquer son interdiction à l’école, une question sensible en France.
« En France toute jeune fille qui veut porter le voile peut le faire. C’est sa liberté », a dit Nicolas Sarkozy. Il a toutefois insisté sur les « deux limites » fixées à cette liberté : d’une part, l’interdiction de porter le hidjab aux guichets des administrations, « parce que nous sommes un État laïque » et que « les fonctionnaires sont là pour tout le monde », d’autre part que la décision de se couvrir la téte émane du « libre choix » de celle qui le fait.
Mais il n’a fait aucune allusion à une autre limite, pourtant fixée par la loi : celle qui interdit explicitement le port de signes religieux ostentatoires dans les écoles publiques.

66. soanja
(
03/02/2010 13:27)
ravonjison:
Mazava ange izany sy Soanja e, afangaronao ny atao hoe : finoana ara-pivavahana ,sy ny fomba. Ny identité moa dia zavatra hafa mihitsy.
-Ny finoana ara-pivavahana dia mametraka ny fisian\' Andriamanitra. Io dia samy manana ny azy sy izay inoany.Tsy ao hiadiana hevitra.
-Ny fomba kosa dia tsy mametraka ny fisian\' Andriamanitra, miankina kosa @ zavamisy eo antoerana no anaovana azy. Matetika mamaha ny olana misy eo @ fiainana andavanandro.Noho izany azo hiadiana hevitra.
Ohatra: fomba atý ny manao akanjo mafana be rehefa mirotsaka ny neige. Ka raha io fomba io no ho entiko any Dago dia sady mampihomehy no tsy mamaha olana velively , satria mafana any ka tsy ilaina ilay izy. Ary tsy misy hidiran\' ny fisian\' Andriamanitra ao. Ka raha te hiziriziry @ hevi-disoko aho fa hoe ilaina any Dago ilay izy, dia mody ataoko hoe finoan\' Andriamanitrako izay.
Ny fampifanagaroana ny finoana ara-pivavahana, sy ny fomba sy ny identité mihitsy no mampisy ilay olana , satria ampiasain\' ny sasany hanaovana \" lavage de cervaeu \"ilay izy.
Vakio tsara izay soratako, fa navahako tsara ilay izy : fomba sy identité ilay izy , fa tsy finoanan\' Andriamanitra. Noho izany azo hiadiana hevitra.
Voalaza teo:
\"....Ilay izy Ravonjison dia tsotra fotsiny. Raha hamonjy raharaha ianao any amin\'ny Antakarana ohatra ka tromba no atao na fiantsoana razana na misy maty sns sns hafa dia iny ny vehivavy fa hanao kisaly sy salovana ary misy aza hanao masonjoany. Tsy misy lalana misoratra io na inona fa izay no mahaAntakarana azy rehefa manao ny fombany. Ka n\'aiza n\'aiza izy ireo rehefa hanao ny fombany dia hikisaly sy salovana izy ary hanisy masonjoany raha mbola mino ny fomban-drazany.
Ka hono hoa ry Soanja, ka raha toa ve mipetraka any tany misy neige, ka raha mirotsaka ny neige, ary tsy mandeha ny chaufage dia tsy hanao akanjo mafana be izy ireo fa mbola io kisaly sy salivana io ihany no hanaovany. Mino aho fa tsy maintsy hanao akanjo mafana izy ireo.
Izay ange no mahafonba ilay izy , azo ampifanaraha @ zavamisy sy ny manodidina e.
Raha miova tanteraka ny toetrandro global, ka mihamangatsiaka tanteraka ny tany, dia tsy maitsy hiova fitafy izy ireo , araka ny zavamisy.
Ny fomba fitafy dia hiova arak\' izay , fa ny finoana ilay Andriamanitra kosa dia tsia.
Zavatra roa samihafa ireo Soanja.
Izay no mahaolana ny resantsika anie. Ny tenako dia afaka manafangaro satria fantatro fa izay no momba ahy sy ny fahitako ny hafa.
Aoka hazava,
Ny finoana ara-pivavahana mihitsy no mifangaro amin'ny fombany hoy aho raha ny resaka Silamo indrindra amin'ny faritra izay tena Xmiste. Andraso fa raha malalaka aho dia entiko eto hoe raha Silamo ianao dia inona avy ny mahaSilamo anao. Misy Silamo tsy sarotiny ary malalaka ny sainy mamela ny fombany isan-karazany toy ny hoe vehivaviny just manao foulard fotsiny na misatroka fotsiny aza.
Raisiko ny ohatra momban'ny fifangaroana.
Aminy raha tsy misasa tarehy izy alohan'ny idirana ny moska ohatra dia tsy manaja an'Andriamanitra ary tena ho tezitra aminy i Andriamanitra. Rehefa hiditra ny moska dia miala ny kiraro. Fanajana an'Allah daholo izany fa tsy hoe mba te hangatsiatsiaka ny tongotra. Noho izany dia mila manasa tarehy izy ary miala ny kirarony. Amin'ny vehivavy dia raha tsy misarin-doha izy na hoe tsy miafina ka hitan'ny lehilahy hafa ny lohany dia maloto izy eo anatrehan'i Allah any amin'izay fiainany andavanandro io resahiko io.
Ka inona no tsy idiran'ny finoana amin'izany? Ianareo angamba no tsy manana fomba arahina rehefa mino na tsy mino ka ny an'ny olona no hitanareo fa tsy marina.
Handray aho raha amin'ny maha Pantekotista mitambatra ahy. Tsy afaka mipataloha aho na mikavina na manao haingo tsy misy dikany isan-karazany. Tsy hoe satria teritery ilay pataloha akory fa dia aoka aho tsy hanaitaitra lehilahy, moa ny akanjon-dehilahy tsy hanaovam-behivavy. Faly i Jehovah raha manaraka izany aho ary manaja azy aho satria izay no teniny sy ny faniriany momba ahy vehivavy.
Ny ohatra raisinao momban'ny akanjo mafana fanaovana amin'i la neige aloha dia tsy hifandanja mihitsy amin'ity olana iray ity. Ny fomba resahiko eto dia mifandray amin'ny finoana fa ianareo na mody fanina na tsy te hahalala ny fomban'olona Silamo ka zary hanazimbazimba azy ireo.
Io fomban-drazan Antakarana io dia ataon'ny Antakarana rehefa hanao fanompoana izy ireo. Zany hoe afaka manao izany andavanandro ny vehivavy fa tsy voatery fa tena TSY MAINTSY REHEFA HANAO NY FANOMPOANA NY RAZANY AMIN'NY FOTOANA VOATONDRO. Ka ny tiako havoitra eto dia ireto silamo vavy ireto dia miaina izany fanompoana an'Andriamanininy izay isa-minitra na isan-tsegondra raha ilaina satria izay ny momba azy ireo.
Matoa hatramin'izay dia mahita olana ny Frantsay momba ity resaka ity zany hoe ny fampiharana azy dia ao raha. Mbola miady hevitra toa antsika izy ireo hoe ahoana marina aiza ny fipetrany.
67. ravonjison
(
03/02/2010 14:38)
Voalaza teo :
"......Fanajana an'Allah daholo izany fa tsy hoe mba te hangatsiatsiaka ny tongotra. Noho izany dia mila manasa tarehy izy ary miala ny kirarony. Amin'ny vehivavy dia raha tsy misarin-doha izy na hoe tsy miafina ka hitan'ny lehilahy hafa ny lohany dia maloto izy eo anatrehan'i Allah any amin'izay fiainany andavanandro io resahiko io....."
Ka io maloto eo anatreahan' Andriamanitra io mihitsy ilay olana, satria io interptretation lazainao io mihitsy no ampiasain' ireo olona izay te hampiditra olana mikasika finoana.
Efa nanontaniana ireo vehivavy silamo sasany ao Frantsa ireo, ary efa nanome ny interptretation koa ireo theologien silamo, fa tsy nisy nilaza maloto izany ry zareo raha tsy misaron-tava. Tsy misy mihitsy texte , na hevitra ao @ coran azo hanamafisana izay hevitra fahalotoana eo anatrehan' Andriamanitra izany. En general : ny fivavahana silamo tsy milaza izany velively.
Ireo silamo extremiste no namorona izany hevitra izany, ka niparikataka @ ireo olona tsy namaky ny coran iray manontolo, sy ireo tanora azo ambakaina sy anaovana lavage de cerveau.
Ny coran dia tsy manery velively ny vehivavy silamo hisaron-tava. Ka raha coran tsy manery, dia tokony ho tadiavina any antoeran-kafa ilay antony fa tsy ao @ fivavahana silamo velively.

68. xxx
(
03/02/2010 15:09)
Raha ny zavatra nolazain'i filoha frantsay no jerena dia tsy misy resaka fandrarana fa fetra.
Faharoa: tsy azonao terena ny olona hampiseho ny endriny aminao, ary tsy azonao terena izy hifandray aminao na tsia. Manana ny fahafahany tanteraka izy hisaro-doha (na hisaro-tava).
fahatelo: rakapy milaza fa manahirana ny frantsay ny mifandray amin'ny olona misaro-tava sns... de hoy aho hoe: raha mbola tsy nandalo tany frantsa ny tena dia ohatra ny marina izany, saingy ireo efa nandalo tany kosa dia mahita tsara hoe: ahona izany fiainana any izany. Iza sy iza no mifandray, ary manao ahoana ny fifandraisana.
Fehiny: Ny zavatra tian'ny filoha frantsay apetraka dia tsy fandrarana velively fa fetra ihany, mba hampirindra ny zavatra sasatsasany: ohatra ny hoe: tokony am-pahafahana tanteraka no hanaovan'ny olona an'io....
rakapy:
Ity resaka burqa heverina ho rararana ny Frantsa ity wa tsy misy tokony hidiran'izay finoana mihintsy fa ireo voakasika(Silamo) no mamadika ilay resaka ho finoana sy fanavakavahana sns...
Tsotra ny antony. Manahirana oe @ fiaraha-monina Frantsay raha toa ka na ny tavanao izay mifanerasera sy miaina eo @ tany aza afeninao.
Atao ahoana moa no hisavana ny kara-panondronao sy hatoky anao @ zavatra ataonao nefa ny tavanao aza tsy azo aseho? Ary maro ny zavatra eo @ fianana no tsy maintsy hisavana identite raha misy ilanao izany.
Sarkozy:Voalohany: Milaza Sarkozy fa Etat laique Frantsa, midika izany fa misy resaka finoana ao. Ekena fa ilaina ny mampiseho sy miseho hoe iza ny tena, saingy raha tiana kosa ny tsy hampiditra resaka finoana dia tsy tokony harangaranga ny hoe: Fanjakana laika anay fa tsy fanjakana silamo ohatra...
d’une part, l’interdiction de porter le hidjab aux guichets des administrations, « parce que nous sommes un État laïque »
Faharoa: tsy azonao terena ny olona hampiseho ny endriny aminao, ary tsy azonao terena izy hifandray aminao na tsia. Manana ny fahafahany tanteraka izy hisaro-doha (na hisaro-tava).
fahatelo: rakapy milaza fa manahirana ny frantsay ny mifandray amin'ny olona misaro-tava sns... de hoy aho hoe: raha mbola tsy nandalo tany frantsa ny tena dia ohatra ny marina izany, saingy ireo efa nandalo tany kosa dia mahita tsara hoe: ahona izany fiainana any izany. Iza sy iza no mifandray, ary manao ahoana ny fifandraisana.
Fehiny: Ny zavatra tian'ny filoha frantsay apetraka dia tsy fandrarana velively fa fetra ihany, mba hampirindra ny zavatra sasatsasany: ohatra ny hoe: tokony am-pahafahana tanteraka no hanaovan'ny olona an'io....
69. rakapy
(
03/02/2010 15:41)
Hoy xxx67
Vavan'i Sarkozy no nilaza an'izany fa tsy ny an'i rakapy. Ary raha izay no nitondrany ny resaka dia hoy aho hoe :nohon'ny hamaivanan-dohany.
Hoy xxx67
Tsy misy manery n'iza n'iza hampiseho ny endriny aminao anie fa raha toa kosa ka misy fotoana tsy maintsy ilanao vonjy sy ilana porofo momba anao dia tsy terena koa ianao hitady fanampiana.
Hoy xxx67
Inona no tianao ho lazaina eto fa tsy azoko? satria misy ny olana matoa naka fepetra i Sarkozy.
Hoy xxx67
Araka ny teniko tetsy ambony, nohon'ny amaivanan-dohan'i ngahy Sarkozy nampiditra ilay resaka laika dia tsy afaka niala fa tsy maintsy izay no fanapahan-kevitra noraisiny. Afabaraka eo anatrehan' izao tontolo izao mantsy raha nanao lalana nandrara ny fisaroman-tava.
Nefa ilay tena olana dia tsy any @ ilay finoana fa zavatra hafa.
voalohany: Milaza Sarkozy fa Etat laique Frantsa, midika izany fa misy resaka finoana ao
Vavan'i Sarkozy no nilaza an'izany fa tsy ny an'i rakapy. Ary raha izay no nitondrany ny resaka dia hoy aho hoe :nohon'ny hamaivanan-dohany.
Hoy xxx67
Faharoa: tsy azonao terena ny olona hampiseho ny endriny aminao, ary tsy azonao terena izy hifandray aminao na tsia. Manana ny fahafahany tanteraka izy hisaro-doha (na hisaro-tava).
Tsy misy manery n'iza n'iza hampiseho ny endriny aminao anie fa raha toa kosa ka misy fotoana tsy maintsy ilanao vonjy sy ilana porofo momba anao dia tsy terena koa ianao hitady fanampiana.
Hoy xxx67
fahatelo: rakapy milaza fa manahirana ny frantsay ny mifandray amin'ny olona misaro-tava sns... de hoy aho hoe: raha mbola tsy nandalo tany frantsa ny tena dia ohatra ny marina izany, saingy ireo efa nandalo tany kosa dia mahita tsara hoe: ahona izany fiainana any izany. Iza sy iza no mifandray, ary manao ahoana ny fifandraisana
Inona no tianao ho lazaina eto fa tsy azoko? satria misy ny olana matoa naka fepetra i Sarkozy.
Hoy xxx67
Fehiny: Ny zavatra tian'ny filoha frantsay apetraka dia tsy fandrarana velively fa fetra ihany, mba hampirindra ny zavatra sasatsasany: ohatra ny hoe: tokony am-pahafahana tanteraka no hanaovan'ny olona an'io....
Araka ny teniko tetsy ambony, nohon'ny amaivanan-dohan'i ngahy Sarkozy nampiditra ilay resaka laika dia tsy afaka niala fa tsy maintsy izay no fanapahan-kevitra noraisiny. Afabaraka eo anatrehan' izao tontolo izao mantsy raha nanao lalana nandrara ny fisaroman-tava.
Nefa ilay tena olana dia tsy any @ ilay finoana fa zavatra hafa.
70. xxx
(
03/02/2010 15:49)
ravonjison:
Mazava ange izany sy Soanja e, afangaronao ny atao hoe : finoana ara-pivavahana ,sy ny fomba. Ny identité moa dia zavatra hafa mihitsy.
Raha manaiky ianao fa ny FINOANA dia hery (na aina) avy ao anaty dia tsy hilaza ianao fa zavatra samihafa ireo.
Ny FOMBA dia endrika iray isehoan'io finoana io ety ivelany.
Ny identité kosa dia mifaningotra amin'ny FINOANA. Raha kristiana ny tena ohatra, dia milaza hoe: Malagasy kristiana aho. Izay no identité-ko. Tsy ampy, na tsy feno ny filazako fotsiny hoe: malagasy aho, satria i Fijo koa malagasy fa tsy mpino. I soanja malagasy fa silamo... Ary ny filazana fa kristiana ny tena dia manamafy ny maha izy ny tena (identité).
ravonjison:Tsy hoe tsy mametraka ny fisian'Andriamanitra ny fomba, fa miankina amin'ilay olona mametraka ilay fomba. Raha tsy mpino ohatra ilay olona dia hita amin'ny fombany fa tsy misy an'Andriamanitra eo amin'ny fiainanany. Raha mpino kosa izy, dia ilay herin'ny finoana avy ao anatiny no mitondra ny ataony rehetra, ka hita amin'ny fombany fa misy an'Andriamanitra eo amin'ny fiainany. Firifiry moa ny olona ataon'ny sasany hoe: masera be izy, na koa hoe: degany be iny sipa iny... Toy izany koa ny silamo. Ny fomba fitafiny dia efa halalanao fa silamo izy. Io fomba io dia tsy avy amin'ny tery avy ety ivelany, fa tosiky ny herin'ny finoana avy ao anaty.
-Ny fomba kosa dia tsy mametraka ny fisian' Andriamanitra, miankina kosa @ zavamisy eo antoerana no anaovana azy. Matetika mamaha ny olana misy eo @ fiainana andavanandro.Noho izany azo hiadiana hevitra.
ravonjison:Somary diso fipetraka ilay ohatra noraisinao, satria ny fomba dia tsy miankina velively amin'ny zavatra "exterieur" loatra fa amin'ny zavatra "ao anaty". Tsy ny toetr'andro, na ny toe-tany no mibaiko ny fomba fa ny faharesen-dahatra ao anaty. Tsaroako tsara indray taona nisy gropy indiana iray izay, nandalo tany Roma volana Decembre, amin'ilay andro mangatsika be iny, ry zareo anefa samy amin'ny lobaka fohy tanana aby, ary samy tsy misy mikiraro na mikapa na dia iray aza. Ary tsy nisy nilaza azy ireo hoe adala na dia iray aza. Toy izany koa ny tranga nisy tany Benenitra indray taona, amin'ny andro mafana be iny, niara-nanao baolina tamin'ny tanora tao an-tanana ny tena, ary rehefa tamin'ny fotoana fialan-tsasatra, dia tonga ny namana iray ary niantso ny rehetra. Ary tena gaga aho, fa nasainy nisotro taoka aby ny mpilalao rehetra, satria izany hoe no fomba rehefa miatrika ady mafana, ary ny taona nomeny dia hanambatra ny rehetra ka tsy maintsy handresy... Misy finoana lalina ao, na de heverinao fa hoe diso aza!
Ohatra: fomba atý ny manao akanjo mafana be rehefa mirotsaka ny neige. Ka raha io fomba io no ho entiko any Dago dia sady mampihomehy no tsy mamaha olana velively , satria mafana any ka tsy ilaina ilay izy. Ary tsy misy hidiran' ny fisian' Andriamanitra ao. Ka raha te hiziriziry @ hevi-disoko aho fa hoe ilaina any Dago ilay izy, dia mody ataoko hoe finoan' Andriamanitrako izay.
72. ikaretsaka
(
03/02/2010 16:34)
indro kely fotsiny fa aza afangaro ny lahika le any am-piangonana sy ny laicite de l'etat
Hoy ny diksionera
La laïcité désigne, au sens actuel, la séparation du civil et du religieux.
Le principe de séparation des pouvoirs politique et administratif de l’État du pouvoir religieux en est une application. Au sens contemporain, elle est le principe d'unité qui rassemble les hommes d'opinions, religions ou de convictions diverses en une méme société politique, distincte par conséquent d'une communauté. Dans une perspective laïque, les croyances et convictions qui ont rapport à la religion (religions proprement dites, croyances sectaires, déisme, théisme, athéisme, agnosticisme, spiritualités personnelles) ne sont que des opinions privées, sans rapport direct avec la marche de l'Etat. C'est là considérer la politique comme une affaire humaine, seulement humaine.
L'adjectif « laïque », qui s'oppose d'abord à « clérical », peut aussi désigner l'indépendance par rapport à toute confession religieuse
Izay ihany
Tohizo ny adihevitra!
Voalohany: Milaza Sarkozy fa Etat laique Frantsa, midika izany fa misy resaka finoana ao.

73. ravonjison
(
03/02/2010 17:08)
Salut xxx 69 an.
Ny hamaliako ny hevitrao dia fohy ihany satria efa betsaka ny voalzako.
1- Ny @ hoe finoana no anaovana an\'io dia tsotra : andana anontanio ireo vehivavy silamo ireo, fa izaho efa nanontany . Izy ireo ihany no hamaly anao hoe : tsy noho ny finoany ara-tsilamo no anaovany a\'io, ary ny finoany ara-tsilamo dia tsy manosika azy hanao an\'io velively.
Efa voalazako fa ny extemiste no mihevitra toy izany , fa ireo silamo tsotra dia mazava ny valinteniny momba an\'io.
2- mikasika ilay ohatra @ akanjo mafana indray dia tsy diso fipetraka velively ilay izy. Ny fomba tokoa dia miankina @ zavamisy eo antoerana ( toe-tarno sns....). Misy ny fomba tsara ary misy ny fomba ratsy.
Ireo Indiana dia tsy adala fa kosa mety mbola tsy tonga saina. Rehefa marary ny iray @ izy ireo dia ho tonga saina hoazy @ izay izy ireo. Anontanio ireo ankizy nianatra tao Russe ireo fa izay tsy niova fomba fitafiana @ ririnina dia nataon\' ny hatsiaka namaifay.
Mikasika ilay mpanao kitra tao Bemenitra indray dia izao : ny fisotroana toaka mandritraa ny filalaovana dia tsy tsara ( samy mahalala izany daholo anganba). Ka raha alcoolique ireo mponina ao na ireo mpilalao, dia olana tokoa izany, ary olana tokony ho vahana izany fa tsy nde hamoromporona hoe finoana io dia atao foana.

74. soanja
(
03/02/2010 17:13)
xxx:
ravonjison:
Mazava ange izany sy Soanja e, afangaronao ny atao hoe : finoana ara-pivavahana ,sy ny fomba. Ny identité moa dia zavatra hafa mihitsy.
Raha manaiky ianao fa ny FINOANA dia hery (na aina) avy ao anaty dia tsy hilaza ianao fa zavatra samihafa ireo.
Ny FOMBA dia endrika iray isehoan'io finoana io ety ivelany.
Ny identité kosa dia mifaningotra amin'ny FINOANA. Raha kristiana ny tena ohatra, dia milaza hoe: Malagasy kristiana aho. Izay no identité-ko. Tsy ampy, na tsy feno ny filazako fotsiny hoe: malagasy aho, satria i Fijo koa malagasy fa tsy mpino. I soanja malagasy fa silamo... Ary ny filazana fa kristiana ny tena dia manamafy ny maha izy ny tena (identité).
ravonjison:Tsy hoe tsy mametraka ny fisian'Andriamanitra ny fomba, fa miankina amin'ilay olona mametraka ilay fomba. Raha tsy mpino ohatra ilay olona dia hita amin'ny fombany fa tsy misy an'Andriamanitra eo amin'ny fiainanany. Raha mpino kosa izy, dia ilay herin'ny finoana avy ao anatiny no mitondra ny ataony rehetra, ka hita amin'ny fombany fa misy an'Andriamanitra eo amin'ny fiainany. Firifiry moa ny olona ataon'ny sasany hoe: masera be izy, na koa hoe: degany be iny sipa iny... Toy izany koa ny silamo. Ny fomba fitafiny dia efa halalanao fa silamo izy. Io fomba io dia tsy avy amin'ny tery avy ety ivelany, fa tosiky ny herin'ny finoana avy ao anaty.
-Ny fomba kosa dia tsy mametraka ny fisian' Andriamanitra, miankina kosa @ zavamisy eo antoerana no anaovana azy. Matetika mamaha ny olana misy eo @ fiainana andavanandro.Noho izany azo hiadiana hevitra.
ravonjison:Somary diso fipetraka ilay ohatra noraisinao, satria ny fomba dia tsy miankina velively amin'ny zavatra "exterieur" loatra fa amin'ny zavatra "ao anaty". Tsy ny toetr'andro, na ny toe-tany no mibaiko ny fomba fa ny faharesen-dahatra ao anaty. Tsaroako tsara indray taona nisy gropy indiana iray izay, nandalo tany Roma volana Decembre, amin'ilay andro mangatsika be iny, ry zareo anefa samy amin'ny lobaka fohy tanana aby, ary samy tsy misy mikiraro na mikapa na dia iray aza. Ary tsy nisy nilaza azy ireo hoe adala na dia iray aza. Toy izany koa ny tranga nisy tany Benenitra indray taona, amin'ny andro mafana be iny, niara-nanao baolina tamin'ny tanora tao an-tanana ny tena, ary rehefa tamin'ny fotoana fialan-tsasatra, dia tonga ny namana iray ary niantso ny rehetra. Ary tena gaga aho, fa nasainy nisotro taoka aby ny mpilalao rehetra, satria izany hoe no fomba rehefa miatrika ady mafana, ary ny taona nomeny dia hanambatra ny rehetra ka tsy maintsy handresy... Misy finoana lalina ao, na de heverinao fa hoe diso aza!
Ohatra: fomba atý ny manao akanjo mafana be rehefa mirotsaka ny neige. Ka raha io fomba io no ho entiko any Dago dia sady mampihomehy no tsy mamaha olana velively , satria mafana any ka tsy ilaina ilay izy. Ary tsy misy hidiran' ny fisian' Andriamanitra ao. Ka raha te hiziriziry @ hevi-disoko aho fa hoe ilaina any Dago ilay izy, dia mody ataoko hoe finoan' Andriamanitrako izay.
Namaste! Soa fa nandalo ianao manazava ny tiako hambara. Misaotra indrindra fa tena voalazanao tokoa ny rehetra momba ny hevitro.
75. fijo
(
03/02/2010 20:26)
izay vao azoko le resak'i soanja,ie tsy mbola lalana ilay izy izao ka,fa mbola vinavinan dalana.
76. soanja
(
03/02/2010 23:23)
ravonjison:
Ka io maloto eo anatreahan' Andriamanitra io mihitsy ilay olana, satria io interptretation lazainao io mihitsy no ampiasain' ireo olona izay te hampiditra olana mikasika finoana.
Ka ianao tsy Mpino na tsy mino ny inoany dia mahita horesahina sy olana momba izany fa rehefa mino ianao na rano feno voay aza lomanosana rehefa te ho tafita. Aoka tsy ny fahalotoana heverinao no ho fahalotoana heveriko. Ny ahy mifandraika amin'ny fanahy, ny anao resaka vatana.
Tsara aza mandray ny tenin-dranadahy Rakapy ary hoe ramanonoka sy mofogasy no iadihan-kevitra aoka samy ahita ny fahitany azy ary ny fifanajana eo anatrehan'izany no enga anie ho zavadehibe sy ahitam-bahaolana satria samy miara miaina eto an-tany ihany.
ravonjison:
Efa nanontaniana ireo vehivavy silamo sasany ao Frantsa ireo, ary efa nanome ny interptretation koa ireo theologien silamo, fa tsy nisy nilaza maloto izany ry zareo raha tsy misaron-tava. Tsy misy mihitsy texte , na hevitra ao @ coran azo hanamafisana izay hevitra fahalotoana eo anatrehan' Andriamanitra izany. En general : ny fivavahana silamo tsy milaza izany velively.
Ny coran dia tsy manery velively ny vehivavy silamo hisaron-tava. Ka raha coran tsy manery, dia tokony ho tadiavina any antoeran-kafa ilay antony fa tsy ao @ fivavahana silamo velively.
Raha hanontany Xtianina ianao nefa ry zareo samy avy amin'ny faritra misy azy avy ary niainga tamin'ny anaram-piangonana samihafa nefa milaza fa Xtianina dia hiteny izy ka hanontany hoe azo hanina ve ny kisoa? Dia mino aho fa samy hanana ny fomba hanazavany aminao ny antony inanany na tsy inanany kisoa izireo. Na ireo samy Jiosy dia samy manana ny fandraisany ny finoany avokoa miankina amin'ny toe-panahy iainana.
Raha raisinao resaka siantifika ity resaka finoana ity ry Ravonjison dia tsy ho aiza ianao fa hiodikondina eo ihany satria ny finoana dia tsy zavatra azo tsapain-tanana fa ny fanahy no mandray azy sy miasa aminy.
Toy ny baiboly ihany ny Coran. Tsy voatery ho voalaza ao aby ny tokony atao fa ianao sy ny feon'ny fanahy no mifandray ary miresaka aminao ny tokony atao ka hitanao fa mifanaraka amin'ilay Andriamanitra ary ireo indrindra ny mpiombom-bavaka aminao.
Deraina anie Ilay Avo Indrindra!
77. soanja
(
03/02/2010 23:26)
fijo:
izay vao azoko le resak'i soanja,ie tsy mbola lalana ilay izy izao ka,fa mbola vinavinan dalana.
Raha tsy diso aho mety hoe " volavolan-dalana" no fiteny?
78. ravonjison
(
04/02/2010 08:33)
soanja:
ravonjison:
Ka io maloto eo anatreahan\' Andriamanitra io mihitsy ilay olana, satria io interptretation lazainao io mihitsy no ampiasain\' ireo olona izay te hampiditra olana mikasika finoana.
Ka ianao tsy Mpino na tsy mino ny inoany dia mahita horesahina sy olana momba izany fa rehefa mino ianao na rano feno voay aza lomanosana rehefa te ho tafita. Aoka tsy ny fahalotoana heverinao no ho fahalotoana heveriko. Ny ahy mifandraika amin\'ny fanahy, ny anao resaka vatana.
Tsara aza mandray ny tenin-dranadahy Rakapy ary hoe ramanonoka sy mofogasy no iadihan-kevitra aoka samy ahita ny fahitany azy ary ny fifanajana eo anatrehan\'izany no enga anie ho zavadehibe sy ahitam-bahaolana satria samy miara miaina eto an-tany ihany.
ravonjison:
Efa nanontaniana ireo vehivavy silamo sasany ao Frantsa ireo, ary efa nanome ny interptretation koa ireo theologien silamo, fa tsy nisy nilaza maloto izany ry zareo raha tsy misaron-tava. Tsy misy mihitsy texte , na hevitra ao @ coran azo hanamafisana izay hevitra fahalotoana eo anatrehan\' Andriamanitra izany. En general : ny fivavahana silamo tsy milaza izany velively.
Ny coran dia tsy manery velively ny vehivavy silamo hisaron-tava. Ka raha coran tsy manery, dia tokony ho tadiavina any antoeran-kafa ilay antony fa tsy ao @ fivavahana silamo velively.
Raha hanontany Xtianina ianao nefa ry zareo samy avy amin\'ny faritra misy azy avy ary niainga tamin\'ny anaram-piangonana samihafa nefa milaza fa Xtianina dia hiteny izy ka hanontany hoe azo hanina ve ny kisoa? Dia mino aho fa samy hanana ny fomba hanazavany aminao ny antony inanany na tsy inanany kisoa izireo. Na ireo samy Jiosy dia samy manana ny fandraisany ny finoany avokoa miankina amin\'ny toe-panahy iainana.
Raha raisinao resaka siantifika ity resaka finoana ity ry Ravonjison dia tsy ho aiza ianao fa hiodikondina eo ihany satria ny finoana dia tsy zavatra azo tsapain-tanana fa ny fanahy no mandray azy sy miasa aminy.
Toy ny baiboly ihany ny Coran. Tsy voatery ho voalaza ao aby ny tokony atao fa ianao sy ny feon\'ny fanahy no mifandray ary miresaka aminao ny tokony atao ka hitanao fa mifanaraka amin\'ilay Andriamanitra ary ireo indrindra ny mpiombom-bavaka aminao.
Deraina anie Ilay Avo Indrindra!
Ka izay indrindra no tsy mampety azy ry Soanja, ary izay indrindra no mahatafiditra ilay extremisne ao @ io. Izany \" raison izany ange mitovy ihany @ hoe :
ny 1 + 1 = 2 . Dia avy ny extremiste iray dia hoy izy : 1 +1 = 4.
Dia manontany ianao hoe nahoana : dia hoy izy hoe : finoanay lesy izany , tsy voasoratra ao anaty corana izany fa ny feon\' ny fanahy no nahenoako azy, ary tsy azo tsapain-tanana.
Izay ange ilay olana e, ireo extremiste rehetra ireo dia manao ny interptretation manokana izy mikasika ny coran, dia iny no asesiny hoan\' ny olona.
Fa ny silamo normal dia tsy manana olana @ io.
Ampitahao fotsiny:
- ny taliban tao Afghanistan dia nanery ny vehivavy tao hisarin-tava tanteraka, ary ka ny corana hono !
- jereo indray atsy Turquie fa ny vehivavy asany tsy manao an\' io.
80. soanja
(
05/02/2010 00:03)
ravonjison:
soanja:
ravonjison:
Ka io maloto eo anatreahan\' Andriamanitra io mihitsy ilay olana, satria io interptretation lazainao io mihitsy no ampiasain\' ireo olona izay te hampiditra olana mikasika finoana.
Ka ianao tsy Mpino na tsy mino ny inoany dia mahita horesahina sy olana momba izany fa rehefa mino ianao na rano feno voay aza lomanosana rehefa te ho tafita. Aoka tsy ny fahalotoana heverinao no ho fahalotoana heveriko. Ny ahy mifandraika amin\'ny fanahy, ny anao resaka vatana.
Tsara aza mandray ny tenin-dranadahy Rakapy ary hoe ramanonoka sy mofogasy no iadihan-kevitra aoka samy ahita ny fahitany azy ary ny fifanajana eo anatrehan\'izany no enga anie ho zavadehibe sy ahitam-bahaolana satria samy miara miaina eto an-tany ihany.
ravonjison:
Efa nanontaniana ireo vehivavy silamo sasany ao Frantsa ireo, ary efa nanome ny interptretation koa ireo theologien silamo, fa tsy nisy nilaza maloto izany ry zareo raha tsy misaron-tava. Tsy misy mihitsy texte , na hevitra ao @ coran azo hanamafisana izay hevitra fahalotoana eo anatrehan\' Andriamanitra izany. En general : ny fivavahana silamo tsy milaza izany velively.
Ny coran dia tsy manery velively ny vehivavy silamo hisaron-tava. Ka raha coran tsy manery, dia tokony ho tadiavina any antoeran-kafa ilay antony fa tsy ao @ fivavahana silamo velively.
Raha hanontany Xtianina ianao nefa ry zareo samy avy amin\'ny faritra misy azy avy ary niainga tamin\'ny anaram-piangonana samihafa nefa milaza fa Xtianina dia hiteny izy ka hanontany hoe azo hanina ve ny kisoa? Dia mino aho fa samy hanana ny fomba hanazavany aminao ny antony inanany na tsy inanany kisoa izireo. Na ireo samy Jiosy dia samy manana ny fandraisany ny finoany avokoa miankina amin\'ny toe-panahy iainana.
Raha raisinao resaka siantifika ity resaka finoana ity ry Ravonjison dia tsy ho aiza ianao fa hiodikondina eo ihany satria ny finoana dia tsy zavatra azo tsapain-tanana fa ny fanahy no mandray azy sy miasa aminy.
Toy ny baiboly ihany ny Coran. Tsy voatery ho voalaza ao aby ny tokony atao fa ianao sy ny feon\'ny fanahy no mifandray ary miresaka aminao ny tokony atao ka hitanao fa mifanaraka amin\'ilay Andriamanitra ary ireo indrindra ny mpiombom-bavaka aminao.
Deraina anie Ilay Avo Indrindra!
Ka izay indrindra no tsy mampety azy ry Soanja, ary izay indrindra no mahatafiditra ilay extremisne ao @ io.
Ianareo afaka miantso azy ireo izay tianareo intsoana azy fa zah dia mihevitra fa vontom-pinoana izy ireo ka vonona hitondra azy amin'ny fiainany andavanandro. Mety izany amiko saingy mety tsy hety amin'ny hafa. Noho izany aoka ny fanjakana haka izay tandrify azy handamina ny tsy fitovian-kevitra.
Tsy adala akory ny fanjakana ny tsy misakana azy ireo tanteraka avy hatrany fa matoa hoy aho mbola betsaka ny fisalasalana sy ny fandinihana ny mety sns sns dia satria misy zavatra mifanjevo ao ary sarotra ny mamaha azy fa tsy vitan'ny 1+1= 2