silamo eto frantsa

121. rakapy ( 01/03/2010 10:07)
Hoy Ratoa
Ny ankamaroan'ireo silamo misalovana dia ilay saron-doha (voile) no tena fanaony.Ny silamo manarona tanteraka ny endriny dia mbola vitsy an'isa eran'izao tontolo izao. Na dia aty amin'ny tany silamo à 90% aza dia vitsy izy ireo

Mba henoy sy vakio tsara ny vaovao fa tsy ny voaly mihntsy no tian'ny Frantsay ho rarana fa ilay saron-tava tanteraka ( burqa).
Hoy i Ratoa
Ary tsy azo ampitahaina amin'i Algérie mihitsy ny eto Frantsa: ny algériens tsy nananaka an'i La Frantsa reny malala. Valy mpiakarana fidinana, valy mpanitsahana fanoherana

Ny anao koa efa fankahalana no betsaka
Hoy i Niryna
firifiry ny zavatra simba ataon'ireo zanak'ireo tavaratra ao France?

Tsy ny zanaky ny tavaratra ihany no manimba zavatra any fa ao koa ny kristianina nazi izany manao toetra mamohafady tanteraka.
122. ikaretsaka ( 01/03/2010 15:27)
Ratoa:

Dia ahoana ny voalin'dry masera sy ny rebareban'drymaompera? Rymasera misaron-doha. Mirebareba mainty be, misaron-doha fotsy miampy saron-doha mainty ny sasany amin-dry zareo. Misy saron-doha gris, misy fotsy sns. Sa moa raha kristiana dia hodian-tsy hita? Misy olon-dratsy koa anie mampiasa ireny akanjon'i masera ireny é!!!
Izaho aloha dia voa helingelin'ireny mihitsy é!!! Izy no misaringotra ka izaho no ho rotitra.
Ry zareo frantsay ihanyno namoronany fitenenana hoe " l'habit ne fait pas le moine", le voile fai d'autant moins la bonne-soeur que le bandit.
Ny ankamaroan'ireo silamo misalovana dia ilay saron-doha (voile) no tena fanaony.Ny silamo manarona tanteraka ny endriny dia mbola vitsy an'isa eran'izao tontolo izao. Na dia aty amin'ny tany silamo à 90% aza dia vitsy izy ireo.
Ary tsy azo ampitahaina amin'i Algérie mihitsy ny eto Frantsa: ny algériens tsy nananaka an'i La Frantsa reny malala. Valy mpiakarana fidinana, valy mpanitsahana fanoherana.



satria mompera sy masera tsy takona ny maso koa na ny 100% aza, sady hatr@ zao aloha tsary mbola nisy bombe tany anaty rebareba tany ...
123. Ratoa ( 01/03/2010 22:20)
satria mompera sy masera tsy takona ny maso koa na ny 100%
lazaiko fa vitsy dia vitsyny silamo mitapy maso na aty amin'ny tany silamo aza. fa ireo olona enjehena dia ireo manao "foulard" izay lazaina fa voile ary tsy mitapy maso .
sady hatr@ zao aloha tsary mbola nisy bombe tany anaty rebareba tany
Dia tena ilaozan'ny tantara ianao
124. ikaretsaka ( 01/03/2010 22:39)
1) arakarak"ilay tany silamo io hoe aiza sy aiza... fa tadidio fa na samy silamo aza ny any afghanistan tsy hitovy @ ny atsy comores an

2) ny masera koa anie izao indrindra raha mifanerasera any @ toerana be olona tsy kato dia saika tsy mi voaly intsonyu e.. ao USA izao ohatra tsy manao voaly ry zareo rehefa any am-pianarana fa rehefa ry zareo samy ry zareo ao @ couvent ao vao manao voaly.. toy izany koa ny rebareba, ny moines contemplatif any @ monastere rehefa izy samy izy no manao rebareba

3) tsy mbola nahita kosa ahako ry Ratoa hoe mompera nanao rebareba nanapoaka tena tary @ gare na tany an-tsena na tsy haiko t@ bomba .. satria hoe infidele nytsy ohatra azy!
125. Ratoa ( 01/03/2010 22:55)
) arakarak"ilay tany silamo io hoe aiza sy aiza... fa tadidio fa na samy silamo aza ny any afghanistan tsy hitovy @ ny atsy comores an
resak efa nandalo ary efa vita

tsy mbola nahita kosa ahako ry Ratoa hoe mompera nanao rebareba nanapoaka tena tary @ gare na tany an-tsena na tsy haiko t@ bomba .. satria hoe infidele nytsy ohatra azy!
. Aoka aloha fa tsy milaza aho hoe i maopera, fa olna misandoka manao akanjon'ny maompera sns nisy betsaka ireny amin'ny ady lehibe farany teo.
Fa ireny olom-piangonana ireny indrindra no nanjanaka antsika(ny zana tany rehetra fa tsy i Madagasikara irery) fa tsy dia ny basy loatra ary be koa no nisoloky hoe "religieux" anefa hamono
ny masera koa anie izao indrindra raha mifanerasera any @ toerana be olona tsy kato dia saika tsy mi voaly intsonyu e.. ao USA izao ohatra tsy manao voaly ry zareo rehefa any am-pianarana fa rehefa ry zareo samy ry zareo ao @ couvent ao vao manao voaly.. toy izany koa ny rebareba, ny moines contemplatif any @ monastere rehefa izy samy izy no manao rebareba
any USA izany fa aty eropa sy ny any afrika dia mi-voaly ny mpianatra (étudiantes) masera , ny novices no tsy manao ary ny frères koa manao marika manokana
126. ravonjison ( 02/03/2010 06:55)
Ratoa, efa nanao rasadresaka tao @ france 2 ilay bandy silamo nodarohindry zalahy tao Frantsa fa ireo zavatra voalazako tetsy ambony dia nofintininy teo nandrita ny5 min;
127. rakapy ( 02/03/2010 07:26)
Ratoa> Asa na mba hainao ny manavaka ny mini-jupe sy ny robe?
Eto dia resaka burqa(voile integrale) fa tsy voaly saron-doha no resahana.

Ika>
tsy mbola nahita kosa ahako ry Ratoa hoe mompera nanao rebareba nanapoaka tena tary @ gare na tany an-tsena na tsy haiko t@ bomba

Tsy ilay fanaovana fitafiana mirebareba koa no blem fa ilay fisaroman-tava.
Hoy i Ratoa
. Aoka aloha fa tsy milaza aho hoe i maopera, fa olna misandoka manao akanjon'ny maompera sns nisy betsaka ireny amin'ny ady lehibe farany teo.
Fa ireny olom-piangonana ireny indrindra no nanjanaka antsika(ny zana tany rehetra fa tsy i Madagasikara irery) fa tsy dia ny basy loatra ary be koa no nisoloky hoe "religieux" anefa hamono

Raha vengeance no tian'ny silamo aseho ( araka ny hevitrao) @ ilay fisaroman-tava dia toa milaza fahambaniana ihany ilay izy. Maro mantsy ny zavatra tsara sy tsy manelingelina ny fiaraha-monina azo atao mba hampisehoana fa tsy manaiky ny ho ambany nohon' ny hafa ianao.
Raha fisaroman-tava no entinao anehoana izany dia toa midika fa menatra ary miafina ianao satria resy.
128. Ratoa ( 02/03/2010 12:58)
vengeance no tian'ny silamo aseho ( araka ny hevitrao) @ ilay fisaroman-tava
Aza mandika vilana fa tsy nireka vengeance izany mihitsy aho!!!
Nilaza "atteinte à la personne" aho tao ambony tao. Tsy arakao ny resaka ka aza avily. Tsy miafina mihitsy izy satria resy. Tsy ianao na izaho no iafenany fa Andriamanitra, miafina izy fa tsy tonga lafatra, mpanota, ets... Ary tsy te hitondra ny hafa amin'ny fakam-panahy izy.
129. ravonjison ( 02/03/2010 13:46)
Ilay bandy silamo voadaroky ny namany iny , afa naneho ny heviny tao @ france 24, fa izao no nolazainy : ce n¨est pas une obigation religieuse
Efa mazava fa tsy resaka finoana ilay izy ka tsy hitako izay andaniana andro eto:
130. rakapy ( 02/03/2010 16:47)
Hoy i Ratoa
Fa ireny olom-piangonana ireny indrindra no nanjanaka antsika(ny zana tany rehetra fa tsy i Madagasikara irery) fa tsy dia ny basy loatra ary be koa no nisoloky hoe "religieux" anefa hamono

Hoy i Ratoa
Ary tsy azo ampitahaina amin'i Algérie mihitsy ny eto Frantsa: ny algériens tsy nananaka an'i La Frantsa reny malala. Valy mpiakarana fidinana, valy mpanitsahana fanoherana.


Asa re raha izaho no tsy mahazo na ianao no be safary?

:-D :-D :-D
131. ikaretsaka ( 03/03/2010 15:29)
:�)
132. rakapy ( 03/03/2010 15:38)
Kenda ny ovy mahamay angaha nareo izany??? :miam: :miam: :miam:
133. ikaretsaka ( 03/03/2010 16:39)
Ka poriporitr'ovy @ anjo ririnina io de samy mitsako ze voafporiporiny e
134. Ratoa ( 03/03/2010 22:57)
Ka poriporitr'ovy @ anjo ririnina io de samy mitsako ze voafporiporiny e
izany no atao hoe miala bala
135. rakapy ( 04/03/2010 04:09)
Hoy Ratoa
izany no atao hoe miala bala
:-D :-D :-D
Ilay resaka vengeance anie no andrasanay eto . Ela loatra ilay izy dia naleonay nihinana ovy aloha, kay Ika kenda :-D :-D :-D
136. Ratoa ( 04/03/2010 21:25)
Ilay resaka vengeance anie no andrasanay eto
ka efa hoe tsy miresaka vengeance mihitsy aho fa ianao no tsy mahazo resaka dia kamo aho hanohy
137. rakapy ( 05/03/2010 06:08)
Hoy Ratoa
ka efa hoe tsy miresaka vengeance mihitsy aho fa ianao no tsy mahazo resaka dia kamo aho hanohy

Hoy Ratoa
Ary tsy azo ampitahaina amin'i Algérie mihitsy ny eto Frantsa: ny algériens tsy nananaka an'i La Frantsa reny malala. Valy mpiakarana fidinana, valy mpanitsahana fanoherana.

Hoy Ratoa
izany no atao hoe miala bala


Marina izany
:-D :-D :-D
138. rakapy ( 05/03/2010 08:15)
Dia ahoana indray hono ity ratoa???
GRANDE-BRETAGNE - Deux musulmanes refusent d'étre contrôlées au scanner corporel
Avec agence

L'aéroport de Manchester et celui d'Heathrow à Londres sont les deux seuls du Royaume-Uni à étre équipés de scanners corporels © AFP PHOTO/ANDREW YATES
VOS OUTILS

Imprimez Réagissez


Deux musulmanes n'ont pas pu prendre le vol qui devait les conduire du Royaume-Uni au Pakistan après avoir refusé de se soumettre à un scanner corporel, arguant de motifs religieux et médicaux. C'est ce qu'ont rapporté jeudi des responsables d'un aéroport. Il s'agirait des premiers cas, au Royaume-Uni, de personnes n'ayant pu embarquer depuis que les scanners corporels ont été rendus obligatoires le 1er février pour les passagers sélectionnés dans les aéroports en étant équipés.

Elles devaient voyager ensemble le 19 février au départ de l'aéroport de Manchester à destination d'Islamabad au Pakistan. "Deux passagères qui étaient enregistrées pour embarquer au terminal 2 ont refusé d'étre scannées pour des raisons médicales et religieuses", a expliqué un porte-parole de l'aéroport de Manchester. "En application des directives du gouvernement en matière de scanners, elles n'ont pas été autorisées à embarquer", a-t-il précisé. Selon l'aéroport, des agents de sécurité ont passé une demi-heure avec les intéressées pour leur expliquer notamment le fonctionnement des scanners, mais elles ont choisi de ne pas monter à bord de l'avion.

Deux aéroports britanniques équipés

L'aéroport de Manchester et celui d'Heathrow à Londres sont les deux seuls du Royaume-Uni à étre équipés de scanners corporels. Celui de Londres n'a pour l'heure répertorié aucun refus de s'y soumettre. Environ 5 % des passagers au départ de Manchester sont passés au travers des scanners, soit environ 15.000 personnes depuis le 1er février. Il existe quatre motifs pour étre scanné : sélection au hasard, à la demande du passager, en cas de test positif à un explosif, si une fouille tactile ne permet pas d'identifier ce qui déclenche le détecteur de métaux. Produisant une image très détaillée, les scanners corporels sont critiqués par bon nombre d'associations.

L'introduction des scanners corporels fait partie des mesures arrétées pour renforcer la sécurité du trafic aérien au lendemain de l'attentat manqué du jour de Noël contre un avion assurant la liaison Amsterdam-Detroit. Le Nigérian arrété portait en effet sur lui des explosifs non détectés lors des contrôles habituels. Des scanners corporels sont déjà en service à Amsterdam, Moscou et aux États-Unis notamment. En France, un équipement est à l'expérimentation depuis mi-février à l'aéroport Roissy-Charles de Gaulle sur les vols en direction des États-Unis ; mais uniquement sur la base du volontariatRed color
139. ikaretsaka ( 05/03/2010 15:37)
Tsory kosa kle
140. Ratoa ( 06/03/2010 00:28)
Marina ny azy. Efa novakiako io article io. tsy ny rehetra no savaina fa izy roa irery. Raha izaho koa dia nandà aho. nahoana no izah irey no savaina fa tsy ny rehetra? Raha ny rehetra dia roso tsy misy hambahamba.

Ohatra: tao Ivato taloha, tamin'ny andron'ny socialisme tous azimuts, sava hao be tao Ivato tao rehfa hiditr an'i M/car. tsy maninona, niroso aho. Indray andro anefa , voasariky ny entana tao anaty baggages à main-ko ilay douanier. "Dia hoatrinona izao itony? Tsy mivaoka eto itony" hoy izy. Sosotra be aho dia hoy aho hoe " tianao angaha ity? ento ary ho anao". Dia tsy nosavany ny entako hafa. Dia indray taona indray, nisy chocolat tanaty entako: "Tsy mivaoka eto ity" hoy izy,"izany an?" hoy aho (Azo lazaina hoe mbola zaza aho amin'izany satria mbola mpianatra) ary dia ny entako irery no natao izany eo imason'olona eo. Dia sosotra indray aho. Noraisiko ilay chocolat, tablettes 3 telo,. "azafady hoe ramose jereko ireto izy". Dia vao voaraiko ilay izy dia nosokafako. "inona ity ataonao?" hoy izy . tsy novaliako fa nozaraiko tamin'ny olona nilahatra teo. "Tsy miditra hono itony fa ndeha isika hiaraka omana chocolat" hoy aho. Niomehy ireo olona dia alinay teo ny chocolat.

Izay: nahoana no izaho irery, nahoana no izy roa irery? izay no atao hoe arbitraire: tsy misy antony manokana anovana izany azy roa irery, hay ilay foulard ka: Délit de facies!!! : izy roa vhv silamo misaron-doha, izaho zaza mitondra zava-tsy fahita tamin'nizany fotoana sady mampilendalenda, mampitsiriritra 1°
. L'aéroport de Manchester et celui d'Heathrow à Londres sont les deux seuls du Royaume-Uni à étre équipés de scanners corporels
io koa no antony tsy anekena azy: fepetra tsy mikasika ny aéroports rehetra.
sélection au hasard pour 5% des passagers = seuil d'erreur statistiquement tolérable, à la demande du passager, en cas de test positif à un explosif, si une fouille tactile ne permet pas d'identifier ce qui déclenche le détecteur de métaux.
donc à la légère.

Saingy tsy lazainao ilay polisy vavy misarondoha ary tsy mety manala ny sarondohany na dia voasazy aza!

Izay é! na ianao mahatoky tena na ianao mirenireny fotsiny, sahala amin'ny maritiora é. Ary tsy ny tsy azoazo ihany no tsimponina é!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2161