silamo eto frantsa

141. Ratoa ( 06/03/2010 00:34)
izany no atao hoe miala bala
rakapy no niala bala teo ka mankaleo ny miresaka aminy, dia rehefa tafla izy dia mitsimpona izay tandrifiny
142. rakapy ( 06/03/2010 04:56)
Hoy Ratoa
rakapy no niala bala teo ka mankaleo ny miresaka aminy, dia rehefa tafla izy dia mitsimpona izay tandrifin

Aleo marina hifarana hatreo fa na ny mi-discuter aminao aza hoatra ny mi-discuter @ zaza vao miala sakana. Burqa no resahina ka voile foana no asisika.
143. ikaretsaka ( 06/03/2010 22:42)
Hevitra alefa fa tsy ny alahelom-po
144. fijo ( 07/03/2010 22:56)
ratoa ny lehilahy ,hoanina de aloha
145. Ratoa ( 08/03/2010 00:16)
ratoa ny lehilahy ,hoanina de aloha
tsy mbola cannibal aho!!!!
146. ikaretsaka ( 08/03/2010 15:36)
Aiza @ le sobkektra aloha ny tiana hahatongavana e :wink:
147. fijo ( 11/03/2010 23:20)
hihiihihih efa toa ny lovantsofina io letsy e,miova ny hiafarany.

ratoa,ao ary fa hafika de ahilika indray e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2471