silamo eto frantsa
21. ni81
(
31/01/2010 19:54)
ny ahy ny tsy tiako dia ilay tsy fanajana e, aty an-tanin'olona ianao dia tokony manaraka ny fombany fa tsy ianao no mi-imposemarina mihitsy akia ry diams a! Tsy hita mihitsy ange hoe tahaka ny ahoana io olona io rehefa misalobona ao izy e! :-D :-D
iza koa no mahita raha any aoriana any misy terroriste hanao burqa
23. soanja
(
01/02/2010 01:21)
fijo:
nijery vaovao aho aninkeo dia nahita fa efa manomboka misy sahy miseo ny silamo manohitra ilay "firehana silamo tery saina"
ny imam avy ao drancy dia nilaza mivantana ary niseho tarehy fa tsy misy filazana izany ,ary tsy terena ny olona hitondra bourka.nolazainy koa,fa mila mihezaka mampifandray ny finoana silamo sy ny vaninadro misy azy ny silamo,fa manjary manimba ny "fijerin'ny olona hafa "ny fisainana silamo entin'ny sasany.
dia nolazaina teo ihany fa,tamin'ny herinandro ,dia nisy nanafika io imam io.
manelingelina ny tery saina ny fahalalahana ka dia mandeha ny fampitahorana.tandremo izany ry BEN(...laden)
Matetika dia toy izany hatrany fiodin'ny fiovana eto an=tany raha fomba fisainana na fihetsika na finoana n'inona n'inona ka izany hoe tsy maintsy misy foana ny manohitra fiovana na dia misy aza mihevitra fa fivoarana izany.
Amiko dia tery saina izy raha mampihatra ny herisetra fa tsy manao izay ifanakalozan-kevitra ambony latabatra ny hoe nahoana no ovana ny fomba fanantanterahana ny finoana izay heverina fa arahin'ny be sy maro ao anatin'io finoana io.
Miankina amin'ny tsirairay aloha io fa ny raha izaho no silamo mitovy aminy dia mba gaga aho raha hisy hilaza fa ario ny voaly nefa iny indrindra no isan'ny mahasilamo ahy. Mila fantarina ny fototry ny finoana iray.
N'aiza n'aiza misy ahy dia tokony ho mpino an'Andriamanitra foana aho na dia hoe miara miaina amin'ny tsy mpino aza. Ny fifanajana manoloana ny tsirairay amin'ny finoany no zava-dehibe. Tsy mahita olana ny fisaronantava ho an'i silamo ao Frantsa aho na toeran-kafa aho raha tsy hoe ilay firenena mihitsy no nanapaka hoe tsy azo atao ny misarontava dia iny indray ianao mifidy na hiaina ao ka hanaraka ny soratany na hifindra monina amin'ireo toerana izay manome anao malalaka fahafahana manantanteraka ny finoanao.
Aoka ilay ho faharoa no hisy ahy!
24. rakapy
(
01/02/2010 09:22)
Hoy i Soanja
Ataoko angamba fa tsy tokony ho resaka finoana (Silamo) loatra no tena olana @ ireo firenena tandrefana fa ilay fisaroman-tava, manafina ny identiter-ny en publique ary indrindra ny securite sy ny zava-misy @ izao fotoana izao.
Amiko dia mampiseho distance ianao raha misaro-tava no hiresaka na hifampiraharaha amiko.
Ny zavatra tokony ho heritreretin'ny silamo mpisaro-tava dia izao:
Ahoana no ho fitsaran'izy ireo raha toa ka hiisy karazana mpino na finoana iray vaovao hitsangana ka hisaro-tava @ cagoule sy contre solomaso contre solei avokoa ireo mpanara-dia ilay finoana ary handeha sy honina any @ tany maro silamo ? hanaiky ve izy ireo? Inona no hitsaran'izy ireo ilay finoana vaovao?Hanana fahatokisana azy ireo ve ny silamo?.
Ny fifanajana manoloana ny tsirairay amin'ny finoany no zava-dehibe. Tsy mahita olana ny fisaronantava ho an'i silamo ao Frantsa aho na toeran-kafa aho raha tsy hoe ilay firenena mihitsy no nanapaka hoe tsy azo atao ny misarontava dia iny indray ianao mifidy na hiaina ao ka hanaraka ny soratany na hifindra monina amin'ireo toerana izay manome anao malalaka fahafahana manantanteraka ny finoanao.
Ataoko angamba fa tsy tokony ho resaka finoana (Silamo) loatra no tena olana @ ireo firenena tandrefana fa ilay fisaroman-tava, manafina ny identiter-ny en publique ary indrindra ny securite sy ny zava-misy @ izao fotoana izao.
Amiko dia mampiseho distance ianao raha misaro-tava no hiresaka na hifampiraharaha amiko.
Ny zavatra tokony ho heritreretin'ny silamo mpisaro-tava dia izao:
Ahoana no ho fitsaran'izy ireo raha toa ka hiisy karazana mpino na finoana iray vaovao hitsangana ka hisaro-tava @ cagoule sy contre solomaso contre solei avokoa ireo mpanara-dia ilay finoana ary handeha sy honina any @ tany maro silamo ? hanaiky ve izy ireo? Inona no hitsaran'izy ireo ilay finoana vaovao?Hanana fahatokisana azy ireo ve ny silamo?.
25. rzakarivola
(
01/02/2010 11:04)
ANARIM:
pour ton info personnelle, je fais partie d'une association d'oeuvre de bienfaisance, ary atolotro ao daholo na ny fotoanako, na ny rondohako, na ny volako, sns izay mba kely mety vitako!!! mahafinaritra ny manolotra, tsy miandry n'inon'inona ho tambiny!!! fa ilay tao am jesosy mamonjy kosa tena resaka "asa" no naleha tany
==> Marina ihany tokoa izany fa mahafinaritra ny manolotra tsy miandry tambiny.
Andriamanitra dia mpanao soa, ka raha misy manolotra ny fotoanany sy ny fananany rehetra, ny fiainany manontolo ho an' Andriamanitra, dia izy no mpanao soa be indrindra.
26. rzakarivola
(
01/02/2010 11:16)
fijo:
rzaka an,avy aty fa mila dinika manokana ny finoanao.ary krispijo mahavaha izany.
==> Ny tsi-finoana no problema. Raha misy olona mino zavatra diso dia hain' Andriamanitra entina amin'ny marina izy, fa ny olona tsy mino, na Andriamanitra aza tsy afaka hanao na inona na inona aminy.
27. ravonjison
(
01/02/2010 11:27)
rakapy:
Hoy i SoanjaNy fifanajana manoloana ny tsirairay amin\'ny finoany no zava-dehibe. Tsy mahita olana ny fisaronantava ho an\'i silamo ao Frantsa aho na toeran-kafa aho raha tsy hoe ilay firenena mihitsy no nanapaka hoe tsy azo atao ny misarontava dia iny indray ianao mifidy na hiaina ao ka hanaraka ny soratany na hifindra monina amin\'ireo toerana izay manome anao malalaka fahafahana manantanteraka ny finoanao.
Ataoko angamba fa tsy tokony ho resaka finoana (Silamo) loatra no tena olana @ ireo firenena tandrefana fa ilay fisaroman-tava, manafina ny identiter-ny en publique ary indrindra ny securite sy ny zava-misy @ izao fotoana izao.
Amiko dia mampiseho distance ianao raha misaro-tava no hiresaka na hifampiraharaha amiko.
Ny zavatra tokony ho heritreretin\'ny silamo mpisaro-tava dia izao:
Ahoana no ho fitsaran\'izy ireo raha toa ka hiisy karazana mpino na finoana iray vaovao hitsangana ka hisaro-tava @ cagoule sy contre solomaso contre solei avokoa ireo mpanara-dia ilay finoana ary handeha sy honina any @ tany maro silamo ? hanaiky ve izy ireo? Inona no hitsaran\'izy ireo ilay finoana vaovao?Hanana fahatokisana azy ireo ve ny silamo?.
Io voalazan\' i Rakapy no tohanako hatrany. Izany hoe averiko fotsiny ilay izy: ny bourqua dia tsy resaka finoana silamo velively. Misy ny olona minina manafangaro izay @ vao maika mifangaro ny olana.
Io fisaronana tava io dia resaka fahazarana, fomba misy arakaraky ny pays misy azy.
Ny olana mipetraka izany dia ireto :
1- efa fahazarana ilay izy hoan\'ireo vehivavy avy any antoeran-kafa , fa sarotra aminy ny miova tampoka eo @ fiainana.Zony anefa ny manao an\' iny.
2- matetika tsy ry zareo no mamaha ilay olana aterak \' iny ( securité, tsy fifanajana sns...) , ka tsy mampivadikiatidoha azy izay vokany ao @ fiaraha-monina.
3- hoan\' ny sasany dia toa identité national ilay izy, hoan\' ny sasany indray dia resaka varotra mandeha tsara, satria betsaka ny mpividy.
4- ny sasany indray dia hita fa henatra tsotra izao : ireo vehivavy sasany dia sady tsy tarehy no tsy bika , ka zarany aza mba azo afenimpenina ao.
Raha jerena akaiky izany dia tsy manitsy miverina @ efa voalaza etsy ambony ihany:
- raha mifindra any @ firenena iray ny olona ka manelingelina ny eo anterana ny fomba entiny, dia tokony hajaniny any izany , na farafaharatsiny ao antrano ihany no tokony hataony. Fa tsy izy indray no mitatatata sy miseho mahalala ny atao hoe zo sy finoana, ary falalahana.
- tsaratsara raha mba asiana demonstation iray hoan\'izy ireo mba ahatsapan\' izy ireo raha izy ireo no ao @ toeran \' ny frantsay : asiana olona mandeha any amindry zareo ka asaina manao fiakanjoana sy fomba hafa (araka ny voalazan-drakapy). Hohita eo raha zakan-jareo na tsia ? Tsy ilaina nefa izany satria efa fantatra fa ireo olona be kizitina ireo mihitsy no hita fa mpandrara vahiny any @ torerana misy azy.
Ka izaho dia d\' accord tanteraka @ refelxion ny franstay @ ilay izy. Mazava fa fa mety tsy hamaha ilay olana ny fandrarána, fa kosa manomboka mitady vahaolana @ olana complexe io. Satria hita fa betsaka ny zavatra ao ambadik\' io bourqua io ( fomba, identité, varotra, henatra...)
28. soanja
(
01/02/2010 14:47)
rakapy:
Hoy i SoanjaNy fifanajana manoloana ny tsirairay amin'ny finoany no zava-dehibe. Tsy mahita olana ny fisaronantava ho an'i silamo ao Frantsa aho na toeran-kafa aho raha tsy hoe ilay firenena mihitsy no nanapaka hoe tsy azo atao ny misarontava dia iny indray ianao mifidy na hiaina ao ka hanaraka ny soratany na hifindra monina amin'ireo toerana izay manome anao malalaka fahafahana manantanteraka ny finoanao.
Ataoko angamba fa tsy tokony ho resaka finoana (Silamo) loatra no tena olana @ ireo firenena tandrefana fa ilay fisaroman-tava, manafina ny identiter-ny en publique ary indrindra ny securite sy ny zava-misy @ izao fotoana izao.
Amiko dia mampiseho distance ianao raha misaro-tava no hiresaka na hifampiraharaha amiko.
Ny zavatra tokony ho heritreretin'ny silamo mpisaro-tava dia izao:
Ahoana no ho fitsaran'izy ireo raha toa ka hiisy karazana mpino na finoana iray vaovao hitsangana ka hisaro-tava @ cagoule sy contre solomaso contre solei avokoa ireo mpanara-dia ilay finoana ary handeha sy honina any @ tany maro silamo ? hanaiky ve izy ireo? Inona no hitsaran'izy ireo ilay finoana vaovao?Hanana fahatokisana azy ireo ve ny silamo?.
Tena tafiditra anaty fomba fanehoana ny finoana'ny Silamo toy ny hoe misasa alohan'ny hidirana ny moske mihitsy ny fisaroman-tavan'ny vehivavy ary izay no tsy mampisaraka io fihetsika/ fomba io sy ny finoany. Ny an'ny Silamo dia ny asa atao na fihetsika atao dia zavadehibe tokoa amin'Andriamanitra inoany. Taloha ary mbola misy ankehitriny ireo Katolika vehivavy misarom-boaly rehefa hamonjy latabatra masina ka handray kominio. Tsy lalana akory io fa fomba maha Katolika saingy milaza be dia be ny finoany ao anatiny izay tsy inona fa fahadiovana sy fanetre-tena.
Ka hoy aho hoe raha ny firenenao no mahita fa tsy mifandraika amin'izany fisaromantava ampahibe maso izany ny zavamisy ankehitriny satria be loatra ny herisetra misy noho ny kilombolombona dia atsangano ny lalana hanadio izany herisetra izany. Araka ny voalaza hoe " ny feon'ny vahoaka dia feon'Andriamanitra" mila jeren'ny vahoaka hoe aiza ny toerana azo ampiharana izany lalana izany ary amin'ny ahoana? Raha tsy mazoto amin'izany izay mbola mikiry hifikitra amin'ny fombany dia azy izay na aleo izy hifindra monina.
Raha ny hoe finoana vaovao sns no hita dia miasa foana io lazaiko io hoe manam-pahefana hamelona lalana mampifandraika ny filaminany ao amin'ny fiainan'ny vahoaka ny vahoaka, anjaran'ny be sy ny maro ny mahita izany ary ny fanajana izany no zavadehibe. Ka raha ho any amin'ny tanin'i Silamo ianao ka hianjakanjaka nefa ny lalan'ilay firenena no tsy manaiky izany dia hoy aho hoe mitady raharaha izany ianao. Ilaina lalandava ny fahafantarana ny lalana velona amin'ilay firenana na ilay toerana misy anao, adidinao mitsidika sy miaina any izany. Aty aminay izao dia azo atao tsara ny mihanjaka ambony tsy miakanjo ny vehivavy nefa any amin'ny tanana hafa tsy azo atao izany fa voararan'ny lalana. Ka hoy aho hoe izay finoana foroninao tsy manahy fa ezaho fotsiny hifanaraka amin'ny soratany na ny lalana misy. Ny ankoatr'izay dia filana vaniny satria mitsipaka ny hevitry ny vahoaka izany ianao ka mety heveriny ho fahavalo aza.
Ka miverina amin'ny lohahevitra aho hoe raha mbola tsy manakana ny Frantsay dia maninona ny olona ao anaty finoana indray no mitady hanova zavatra nefa io no isan'ny mahaSilamo azy? Fa raha manakana kosa ny Frantsay ara-panjakana fa tsy izay hevin'ny olona vitsivisty mankahala na tsy matoky ilay finoana dia hoy aho arahaba soa arahaba tsara.
29. rakapy
(
01/02/2010 14:53)
Hoy i Soanja
Ka araho aloha ny vaovao vao manao kabary fa ataoko fa efa izany no resaka any Frantsa.

30. fijo
(
01/02/2010 14:57)
Mpandefa : rzakarivola [ Valio ] 01-02-2010 12:16:36
Lohateny : Re : silamo eto frantsa
Hoy i fijo:
rzaka an,avy aty fa mila dinika manokana ny finoanao.ary krispijo mahavaha izany.
==> Ny tsi-finoana no problema. Raha misy olona mino zavatra diso dia hain' Andriamanitra entina amin'ny marina izy, fa ny olona tsy mino, na Andriamanitra aza tsy afaka hanao na inona na inona aminy."
heeee hay misy zavatra tsy vitany,hialao fa fopla izany.
marina io voalazan'i rakapy eo ambony io,le fiarovana no tena manahirana ny tandrefana

31. soanja
(
01/02/2010 15:02)
ravonjison:
Raha jerena akaiky izany dia tsy manitsy miverina @ efa voalaza etsy ambony ihany:
- raha mifindra any @ firenena iray ny olona ka manelingelina ny eo anterana ny fomba entinyItalic text, dia tokony hajaniny any izany , na farafaharatsiny ao antrano ihany no tokony hataony. Fa tsy izy indray no mitatatata sy miseho mahalala ny atao hoe zo sy finoana, ary falalahana.Italic text
- tsaratsara raha mba asiana demonstation iray hoan\'izy ireo mba ahatsapan\' izy ireo raha izy ireo no ao @ toeran \' ny frantsay : asiana olona mandeha any amindry zareo ka asaina manao fiakanjoana sy fomba hafa (araka ny voalazan-drakapy). Hohita eo raha zakan-jareo na tsia ?Italic text Tsy ilaina nefa izany satria efa fantatra fa ireo olona be kizitina ireo mihitsy no hita fa mpandrara vahiny any @ torerana misy azy.
Ka izaho dia d\' accord tanteraka @ refelxion ny franstayItalic text @ ilay izy. Mazava fa fa mety tsy hamaha ilay olana ny fandrarána, fa kosa manomboka mitady vahaolana @ olana complexe ioItalic text. Satria hita fa betsaka ny zavatra ao ambadik\' io bourqua io ( fomba, identité, varotra, henatra...)
Subjekiva ve be ny fomba fijerinao ny resaka siramona-tava amiko saingy samy manana ny fijeriny azy ny olona moa ka hajaina izany.
Raha manelingelina ny fisian'izany dia hoy aho hoe problemenao voaelingelina fa ny finoako dia finoako ihany. Tsy ho ianao mihitsy no anariako ny finoako.
Araka io voalazanao io. Manana ny fanjakana ianteherany ny Frantsay, raha olana ny fisian'ny fisaroman-tava dia ezaho vahana ny olana. Saingy koa anefa ny zavamisy ankehitriny dia vokatry ny zavanisy tany aloha. Ny tantara sns ka nitondra amin'ny olana amin'izao.
Hoy ny fiteny hoe Izay namafy rivotra dia hijinja tadio!
32. ravonjison
(
01/02/2010 16:04)
soanja:

Soanja a , efa nilaza ny heviny mikasika an'iny daholo ireo mpadninika ara-teolojika, fa tsy misy resaka finoana ao. Matetika raha vao misy olana mikasika silamo dia ilay finoana foana no ampidirina. Ny olona sasany no mody mampiditra finoana ao mba ahazoana milaza hoe : samy manana ny finoany io ka tsy tokony hifandrara.
Efa voalazako tetsy ambony fa : identité, fomba, varotra, henatra. Zavatra mifangariharo betsaka toy izany no mahatonga ilay izy.
Ary tsy ny eo antoerana velively no tokony hiafihafy fa izay tonga mila ravinahitra no tokony mba hieritreritra.
33. rakapy
(
01/02/2010 16:12)
Hoy Soanja
Amiko ny fahalalahana tsy midika akory hoe samy manao izay tiany hatao ny olona rehetra.
Ary ny miseho tava akory tsy milaza fa manary ny finoanao ianao. Ny olana dia tsy ilay finoany fa ilay fisaroman-tava.
Ohatra iray mba ahitanao hoe tsy hanelingelina anao ve ny olona misarotava.
Misy olona iray mandondona ao am-baravaranao ary mitondra taratasy izy hoe mba ampitondray ahy hono ny lakilen'ny ramosenao fa adinony eo ambony latabatra. Misarotava ilay olona. Dia ahoana no ho fihetsikao manoloana ny tranga tsotra ohatra izany.Tsy misy resaka finoana eto.
Ohatra tsotra fotsiny no noraisiko io fa mety ho tonga @ sehatra avo be ilay izy.Toy ny vhv mpanapoaka baomba any Irak.
Raha manelingelina ny fisian'izany dia hoy aho hoe problemenao voaelingelina fa ny finoako dia finoako ihany. Tsy ho ianao mihitsy no anariako ny finoako.
Amiko ny fahalalahana tsy midika akory hoe samy manao izay tiany hatao ny olona rehetra.
Ary ny miseho tava akory tsy milaza fa manary ny finoanao ianao. Ny olana dia tsy ilay finoany fa ilay fisaroman-tava.
Ohatra iray mba ahitanao hoe tsy hanelingelina anao ve ny olona misarotava.
Misy olona iray mandondona ao am-baravaranao ary mitondra taratasy izy hoe mba ampitondray ahy hono ny lakilen'ny ramosenao fa adinony eo ambony latabatra. Misarotava ilay olona. Dia ahoana no ho fihetsikao manoloana ny tranga tsotra ohatra izany.Tsy misy resaka finoana eto.
Ohatra tsotra fotsiny no noraisiko io fa mety ho tonga @ sehatra avo be ilay izy.Toy ny vhv mpanapoaka baomba any Irak.
34. soanja
(
01/02/2010 16:22)
ravonjison:
efa nilaza ny heviny mikasika an'iny daholo ireo mpadninika ara-teolojika, fa tsy misy resaka finoana ao.
Ary tsy ny eo antoerana velively no tokony hiafihafy fa izay tonga mila ravinahitra no tokony mba hieritreritra.
Raha mbola tsy tonga amin'ny fahafantarana fa matoa ireo vehivavy mitazona ny fanaronana ny lohany nohon'ny finoany dia mbola tsy tonga amin'ilay fahitana ny hazavana momban'io finoana io ireo mpandinika fa azoko lazaina hoe mitady vahaolana amin'ny olana misy. Misy tokoa anie ny olana e. Ekeko izany.
Raha mahatsiaro miafiafy ny vahoaka tompon-tany dia fantany ny andraikitra miandry azy. Dia ny miezaka manova ny lalana misy velona eo amin'ny taniny.
Fa ny fananan-jo misarontava dia mbola misy ao amin'ilay firenana dia tsy misy azo atao momba izany satria bitika izay fiheveran'ny hafa ny finoan'ny iray.
35. soanja
(
01/02/2010 16:31)
rakapy:
Hoy SoanjaRaha manelingelina ny fisian'izany dia hoy aho hoe problemenao voaelingelina fa ny finoako dia finoako ihany. Tsy ho ianao mihitsy no anariako ny finoako.
Amiko ny fahalalahana tsy midika akory hoe samy manao izay tiany hatao ny olona rehetra.
Ary ny miseho tava akory tsy milaza fa manary ny finoanao ianao. Ny olana dia tsy ilay finoany fa ilay fisaroman-tava.
Ohatra iray mba ahitanao hoe tsy hanelingelina anao ve ny olona misarotava.
Misy olona iray mandondona ao am-baravaranao ary mitondra taratasy izy hoe mba ampitondray ahy hono ny lakilen'ny ramosenao fa adinony eo ambony latabatra. Misarotava ilay olona. Dia ahoana no ho fihetsikao manoloana ny tranga tsotra ohatra izany.Tsy misy resaka finoana eto.
Ohatra tsotra fotsiny no noraisiko io fa mety ho tonga @ sehatra avo be ilay izy.Toy ny vhv mpanapoaka baomba any Irak.
Misaotra amin'ny ohatra. Manelingelina ahy ny olona misaron-tava raha toa za no ifandraisany saingy tsy midika izany hoe tsy afaka hamela azy hisaron-tava aho raha toa ka izay no tiany atao sady zony izany. Zoko kosa ny tsy mifandray aminy. Rehefa mihazakazaka vao maraina aho dia misaron-tava rehefa ririnina.
Asa sy fihetsika arahina ny fanehoana ny finoana ho an'i Silamo.
Ny fahalalahana dia milaza fa afaka manao izay tianao atao ianao raha toa ka tsy manimba na mametra ny fahafahan'ny hafa manao izay tiany ny fahafahanao. Zany hoe mijanona (limited)eo amin'ny fanelingelenana ny zon'ny hafa ny zonao halalaka. Rehefa ireo no misy fifanjevoana dia teraka ny fijerena akaiky ny lalana amin'ny mba fanavaozana azy!
36. rakapy
(
01/02/2010 17:22)
Hoy i Soanja
Ka io ary ianao fa mahatsiaro voaelingelina ko! Tsy hoe tsy mana-jo hisaron-tava izy ireny fa kosa misy fetrany ny tokony hisaromany tava. Miaina ao anaty societe izay tsy taniny izy ireny ao Frantsa ka tokony handanjalanja ny fiainany sy ny fiainan'ny tany fialofany. Dia raha hanao toa anao daholo ny olona hoe zonao ny tsy hifandray aminy dia vao maika lasa ady ilay raharaha. Ary hivadika zava-doza satria dia hilaza izy ireo fa misy fanavakavaha sns...
Manelingelina ny zon'ny hafa ilay izy matoa heverina ho rarana.
Ka tsy ny silamo ihany no manao izany fa maro ireo finoana no manao izany nefa kosa tsy misy manafinan'endrika sy misaron-tava.
Ianao angamba manan-kevitra ny hanapoaka baomba no misaro-tava sy manafin'endrika ko! :-D :-D :-D
Misaotra amin'ny ohatra. Manelingelina ahy ny olona misaron-tava raha toa za no ifandraisany saingy tsy midika izany hoe tsy afaka hamela azy hisaron-tava aho raha toa ka izay no tiany atao sady zony izany. Zoko kosa ny tsy mifandray aminy.
Ka io ary ianao fa mahatsiaro voaelingelina ko! Tsy hoe tsy mana-jo hisaron-tava izy ireny fa kosa misy fetrany ny tokony hisaromany tava. Miaina ao anaty societe izay tsy taniny izy ireny ao Frantsa ka tokony handanjalanja ny fiainany sy ny fiainan'ny tany fialofany. Dia raha hanao toa anao daholo ny olona hoe zonao ny tsy hifandray aminy dia vao maika lasa ady ilay raharaha. Ary hivadika zava-doza satria dia hilaza izy ireo fa misy fanavakavaha sns...
Manelingelina ny zon'ny hafa ilay izy matoa heverina ho rarana.
Asa sy fihetsika arahina ny fanehoana ny finoana ho an'i Silamo.
Ka tsy ny silamo ihany no manao izany fa maro ireo finoana no manao izany nefa kosa tsy misy manafinan'endrika sy misaron-tava.
Rehefa mihazakazaka vao maraina aho dia misaron-tava rehefa ririnina
Ianao angamba manan-kevitra ny hanapoaka baomba no misaro-tava sy manafin'endrika ko! :-D :-D :-D
37. ikaretsaka
(
01/02/2010 18:04)
ny ahy ny mahagaga ahy fotsiny de ilay hoe raha mande any aminjareo ianao dia tereny hanaraka ny fombany saron-doha ohatra (raha vehivavy) sns... , nefa izy izao raha mandeha an-taninao na tanin'olonkafa dia tsy manaiky raha tsy ny fombany no arahiny
Karazana fanjanahana ihany anie izany e
mety ho ahoana tokoa re raha ohatra hoe ny vahiny any @ tanana dia tsy maintsy misalaka ? tsy maintsy manao lambahoany ohatra any @ faritra sasany 8)
Karazana fanjanahana ihany anie izany e
mety ho ahoana tokoa re raha ohatra hoe ny vahiny any @ tanana dia tsy maintsy misalaka ? tsy maintsy manao lambahoany ohatra any @ faritra sasany 8)
38. soanja
(
01/02/2010 20:16)
rakapy:
Ka io ary ianao fa mahatsiaro voaelingelina ko! Tsy hoe tsy mana-jo hisaron-tava izy ireny fa kosa misy fetrany ny tokony hisaromany tava. Miaina ao anaty societe izay tsy taniny izy ireny ao Frantsa ka tokony handanjalanja ny fiainany sy ny fiainan'ny tany fialofany. Dia raha hanao toa anao daholo ny olona hoe zonao ny tsy hifandray aminy :-D :-D :-D :-D :-D :) dia vao maika lasa ady ilay raharaha. Ary hivadika zava-doza satria dia hilaza izy ireo fa misy fanavakavaha sns...
Manelingelina ny zon'ny hafa ilay izy matoa heverina ho rarana.
Asa sy fihetsika arahina ny fanehoana ny finoana ho an'i Silamo.
Ka tsy ny silamo ihany no manao izany fa maro ireo finoana no manao izany nefa kosa tsy misy manafinan'endrika sy misaron-tava.
Rehefa mihazakazaka vao maraina aho dia misaron-tava rehefa ririnina
Ianao angamba manan-kevitra ny hanapoaka baomba no misaro-tava sy manafin'endrika ko! :-D :-D :-D
Efa norarana ve izy ireo sa mbola heverina? Ny hoe fetrany mihitsy no tsy azon-dRakapy. Izay fetrany izay no mila mazava hoe hatraiza. Ka raha mbola misaron-tava izy dia mbola tsy voafetra izay. Izy mahalala ny lalana mifehy ny firahamonina misy azy, enga anie.
Voaelingelina aho raha ny ohatra raisinao hoe any an-tranoko moa ny lakilen'ny ramoseako no ilainy. Fa raha any ampivarotana izy dia ka tsy azy ny mangazay na azy dia tsy hitako ny olana. Zoko ny miditra mividy zavatra raha misy zavatra ilaiko ao raha tsy hoe misy milaza hoe tsy mikiraro aho ohatra nefa ny lalana milaza fa mila mikiraro sy miakanjo ianao vao tafiditra ao ary tsy anjarako ny mametra izay olona hivarotra ao anaty tranombarotra. Anjarako sy zoko kosa ny mahalala hoe ireto ny ahy no ifandraisako amin'ny fiainana. Ny fanavakavahan anie misy tokoa ary io resaka sarondoha/ sarontava io dia isany fanavahana ny momba azy tokoa. Ka raha zaho no tsy mifandray dia zoko ny manavaka eo. Fa hatraiza koa no ahafahako manavakavaka no tokony fantarina. Ny fahafantarana ny zonao ary ny zon'ny hafa no tena zavadehibe ary ny fampiharana izany amin'ny fiainana.
Ny mifanaja ihany hoy aho no mety. Efa nahalala aho olona manao ireny rasta drediloka ireny no sady maimbo be mihitsy miodikodina eo aminao eo. Voalengelina ny rivotra iainana saingy raha mbola misy lalana milaza fa afaka mandalo eo izy sy miodikondina eo dia ny manaiky izany no mahamora fiainana na miala azy lavitra. Fa raha tsy digny ve ilay izy ka ny be sy maro no votohitohina dia hisy tokoa ny fananganana ny lalana.
Raha misarotava aho Rakapy ka mihazakazaka dia satria mangatsiaka. Izay voalengelina manoloana izany dia aoka izy tsy hiazakazaka any amin'izay alehako. :)))) fa malalaka ny toerana hafa azony aleha.
39. soanja
(
01/02/2010 20:23)
ikaretsaka:
ny ahy ny mahagaga ahy fotsiny de ilay hoe raha mande any aminjareo ianao dia tereny hanaraka ny fombany saron-doha ohatra (raha vehivavy) sns... , nefa izy izao raha mandeha an-taninao na tanin'olonkafa dia tsy manaiky raha tsy ny fombany no arahiny
Karazana fanjanahana ihany anie izany e
mety ho ahoana tokoa re raha ohatra hoe ny vahiny any @ tanana dia tsy maintsy misalaka ? tsy maintsy manao lambahoany ohatra any @ faritra sasany 8)
Io tokoa dia fomba fisainana hafa saingy mety ny azy amiko. Nanamboatra lalana izy mba hifanaraka amin'izay misy eo aminy ny fiainan'ny olona ao aminy. Tadidio fa ny azy ny Fireneny mihitsy no silamo fa tsy vitan'ny hoe ny tsiraidray toy ny antsika. Ny mahavoa ny Eropeana dia sady teniteneniny ilay olona , avakavahany koa nefa izy tsy miezaka mitady izay vahaolana mahomby.
Tadidiko indray mandeha namonjy tribonaly iray taty aho dia mazava ny azy ny lalana, tsy ekena ny headgear matevina be miditra ny trano fitsarana ary mila miseho ny tava rehetra vao tafiditra ao. Ka na hitabataba eo aza izay Afrikanina vavy izay dia reraka eo izy fa izay ny lalana. Fantaro ny lalana ara-panjakana dia milamina ianao!
40. soanja
(
01/02/2010 20:27)
ikaretsaka:
ny ahy ny mahagaga ahy fotsiny de ilay hoe raha mande any aminjareo ianao dia tereny hanaraka ny fombany saron-doha ohatra (raha vehivavy) sns... , nefa izy izao raha mandeha an-taninao na tanin'olonkafa dia tsy manaiky raha tsy ny fombany no arahiny
Karazana fanjanahana ihany anie izany e
mety ho ahoana tokoa re raha ohatra hoe ny vahiny any @ tanana dia tsy maintsy misalaka ? tsy maintsy manao lambahoany ohatra any @ faritra sasany 8)
Amin'ny faritra sasany aty amimtsika aloha dia tna mbola misy tokoa ny hoe tsy mahazo mipataloha ny vehivavy ary tena tsy azo atao ny manao short. Zany hoe tsy ny fanjakana no hanagadra anao akory fa ireo fokonolona mihitsy no tsy handray anao amin'izay ilanao azy.
Rehefa izay dia tena milambahoana daholo ny vehivavy rehetra. Tsy mbola nisy hatramin'izay tezitra na nimenomenona ny vehivavy fantatro satria antanin'ny hafa izy ka manaja izay soratany eo.